probleme lecteur cd/dvd

1. xxx ( 09/01/2009 12:32)
miarahaba antsika rehetra de miarahaba tratry ny taona vaovao ihany koa!

izao zany ny pb_ko !
vô manokatra pc zah de misokatra ho azy ny lecteur cd_ko, na hidina aza de tsy mety fa miverina misokatra foana, tSindrina tsy avela misokatra ilay fametrahana cd zay vô tsy misokatra tsony ilay izy!de refa mapiditrA cd zah na dvd de tsy hitan'ilay lecteur le izy!!
inona no tokony hataoko! efa ni desinstaller_ko ny pilote fa mbola tsy nanao installation vaovao zah!
ny marque ilay lecteur de "SAMSUNG SV2042H33
iza no mahay ny tokony ataoko?
novalian'i nilex ny 15/01/2009 10:42
2. ds ( 09/01/2009 17:11)
1) Jereo raha mirehitra ny jiro kely rehefa mamaky CD
2) Raha mila tohanana vao tsy mivoha ho azy ilay mpamaky kapila, dia mety tsy afaka mamaky mihitsy. Na tohanana aza manko ilay izy, dia andramany sokafana foana.
3) Jereo sao dia mikatso ilay bokotra famoahana kapila. Raha mandeha tsara ety ivelany, dia mila jerena koa aay anatiny (mila sokafana tanteraka).
3. xxx ( 09/01/2009 22:58)
1)tsy mirehitra tsony ilay jiro kely! sady tsy mamaky tsony ange hoy aho
ilay lecteur eh!
2)refa manokatra pc zah de mivôka ilay fametrahana cd! de raha tsy tohanana
ilay izy refa haverina hidina de mivôka indray, tohanana elaela vô tsy mivôka
intsony.
3)tsy mikatso ilay bokotra ka!
4. nilex ( 15/01/2009 10:42)
tsy misy hevitra izany sady tsy dia tsara amboarina loatra ireny fa ny maty dia aleo soloina vaovao fa io ve no hanadala lava eo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1483