Liste des messages

Liste des messages, inserés par arn, par ordre de date
arn ( 09/01/2009 14:22)
Tanàna e, tananay e,
Azafady ry zareo, sao mba misy manana ny tonon'ity hira ity nareo : tsy haiko ny mpihira fa le izy misy hoe : Tanàné tanananay e, izay nilaozako elabe tonga aho ankehitriny, nody fa tsy mivahiny... suite
répondu par arn le 12/01/2009 09:03
arn ( 13/10/2008 14:26)
HORO : lazao azy fa
Sao mba misy manana ny hiran'i Horo : LAZAO AZY FA ry reto raha mba misy de mba omeo eeeeee... suite
répondu par arn le 21/10/2008 10:13
arn ( 22/09/2008 10:45)
Rija Rasolondraibe Taloha
ô ry reto a, sao de mba misy manana ny tononkiran'i rija rasolondraibe taloha ianareo fa milay be ny hirany taloha ( le tsy evangelique ireny no resahiko).Tsisy tadidiko ny titre fa raha misy mahatad... suite
répondu par fahamarinana le 25/09/2008 08:14
arn ( 12/09/2008 08:50)
polo 3 diesel
sao mba afaka manoro mpivarotra enareo fa mitady plage arrièren-na polo 3 zà fa orera be ny anay e, de ... suite
répondu par Ralay le 12/09/2008 16:25
arn ( 12/09/2008 08:26)
Rado ( Georges andriamanantena) poety
Mba hanontany vaovao aho momba ny étatn' Rado poety fa tena mba mpakafy ny soratananany hatry ny fony kely. Ny henoko farany mantsy de hoe comateux eny @ girard?... suite
répondu par ni81 le 16/09/2008 05:49
arn ( 11/09/2008 09:16)
hiran'i bouboul
sao mba misy manana ny tonon'ny hiran'i Bouboul misy hoe: efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavana? Nohirahin'i Johary izy io t@ zoma tany @ eldorado de mba manimanina e ... suite
répondu par ni81 le 12/09/2008 08:21
arn ( 03/07/2007 10:05)
HIRAN'NY SURFS
Manahoana o, raha mba misy manana tyononkiran'ny surfs ange de mba omeo aho e. Tsy ireny le efa standard be ireny an , fa le tena hirandry zareo, le tsy de be mpahay ireny. ... suite
répondu par arn le 06/07/2007 10:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443