Tanàna e, tananay e,

1. arn ( 09/01/2009 14:22)
Azafady ry zareo, sao mba misy manana ny tonon'ity hira ity nareo : tsy haiko ny mpihira fa le izy misy hoe :

Tanàné tanananay e, izay nilaozako elabe
tonga aho ankehitriny, nody fa tsy mivahiny
répondu par arn le 12/01/2009 09:03
2. andrywui ( 10/01/2009 11:49)
Tanana e tanananay e!e!e! tanana kely e mahafinaritra e
lay gasikara e! bodoin'i ravalo a!!
ny volambahoaka e! laniny amin'ny toaka e!!
ividianany tsaky e! sy masikita a!
izy tsy tia bonbon oa !!! na lasary sy sokola
tsy mila vandro sy bonbon fa ny azy de avion
ka ny gasy mijaly ee tsy mahita arapaka
izy mianakavy ee mifaly manataka an!!
de tsy misy miteny oa ity gasy kely oo
fa de mijery fotsiny oa an!! ity makorely____________ ZAY LE TONONY LE HIRA FA TSY HAIKO NA MISY DISO IO NA TSY AMPY,
3. arn ( 12/01/2009 09:03)
Tena milay io tonony io fa le tanàna ankehitriny io fa tsy le resahin'ilay hira.Misaotra betsaka nanome tonony vaovao.
Hiran'i Ambio hono le tadiaviko eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1293