tahotra sy akanosana marina hany sisa hitazomana an'i levalo
1. kidoropamba
(
09/01/2009 13:40)
Midabedabedaka ny mpanohana an'i levalo satria matahotra no sady kanosa hiaro ny tanindrazan'ny gasy izay novidian'ny Daewoo hamokisana ireo koreana.
Aza zao e..aza zaroa e.... kanefa teren'ilay akanosana lazain-drAnnie mazava tsara.
Daewoo amin'io efa mandrefy tsara ny faritra hanaovan'ny plimiE a houily hoan'ireo koreana mitovy aminy. Ny gasy lahy sy vavy manohana an'i levalo kosa dia variana mahita an'ilay raopilany dia tsy mahatsapa tena fa ny tanindrazany ange no namidy io e. Rehefa osa ny saina dia tsy mahatsapa tena intsony fa lafo ange ny tanindrazana e. Eo donto saina raraka ivy eo anoloan'ny raopilanina io foana.
Tairo any fa izahay hanomana ny alahady e.
(l) (l) (l)

novalian'i ravonjison ny 22/01/2009 10:23
2. xxx
(
09/01/2009 14:12)
ary ahoana indray ty lazainy mpisolelaka ty: tao @ moov no nisy anio! tena tsy taitra marina ve ny olona any an-tanindrazana! d ho hita eo @ 13!
Paris : Hetsika kasain’ny Malagasy sasany hatao: “Tsy mahataitra ny olona aty”, hoy Ratefinanahary Emile
(09-01-2009) - Mikasa ny hilahatra manoloana ny ambasady Malagasy any Paris rahampitso ny mpanara-dia ny “Plate-forme pour la Bonne Gouvernance de Madagasacar”, TGV Europe, Madagasikara-Soa, Tambatra Europe, Leader France, Assidu Madagascar, Fihavanantsika France, DUR Madagascar.
Filaharana izay hiresahan’izy ireo amin’ny mpanao gazety any an-toerana momba ny zava-misy eto amintsika : ny nividianana ny “Air Force One II”, ny fampanofana tany amin’ny orinasa Kôreana Daewoo, ny fanakatonana ny televiziôna VIVA ary ny hanovàna ny andininy faha-15-n’ny Lalampanorenana. Hitaky koa ny hamerenana ny demôkrasia eto Madagasikara izy ireo.
Manoloana izany dia nanamarika Atoa Ratefinanahary Emile na Vazaha “fa tsy mahataitra ny olona any intsony ny hetsika tahaka izao. Efa mahazatra ny Malagasy ao Paris satria fanaon'Atoa Ratsiraka sy ny namany”, hoy ihany izy. Mampahafantatra ny vahoaka Malagasy aty antanindrazana izy fa tsy ny Diaspora Malagasy io manao hetsika io fa ireo mpialokaloka niaraka tamin’ny Filoham-pirenena teo aloha.
“Maharaka ny zava-misy marina ny vahoakan'Antananarivo fa ilay fahitalavitra nakatona, dia mitady ny fomba rehetra hamerenana an'Atoa Ratsiraka sy ny namany, ka hekena ve”, hoy izy. “Manameloka tanteraka ny fanakorontanana ny firenena amin’ny endriny rehetra izahay aty ivelany”, hoy izy namarana ny teniny.
Nangonin’i V.R sy Jocelyne Randrianary

3. kidoropamba
(
09/01/2009 14:58)
Hisaorana an'ingahy Emile naneho ny fahatahorany very seza. Matoa ingahy Emile nahatsapa tena nandeha an-gazety dia ao raha. Raha zavatra efa mazatra dia tsy tokony nandaniam-potoana tany @ gazety fa navela tao dia afa baraka tao ry zareo. Saingy manantitrantitra ingahy Emily fa tsy ilaina izany.
Ho hitantsika eo a. Ny anay aloha dia @ alahady no hanaovanay ilay fivavahana be mandraoka demony e.
Matoky anareo any andilam-bato ny vahoaka malagasy voan'ny tsindry azo lena ety. alefa alefa, fa regarega e

4. penguin
(
09/01/2009 15:11)
Miandry anao hiantsoantso ilay avo tsy fanonona izahay ry kidoropamba ary tena hiaraha-mahita izay tena matahotra kerisay. :-D :-D :-D
5. kidoropamba
(
09/01/2009 16:08)
Raha eto dago enao, jerevo fa efa misy pilasy sipesialy ery amin'ny sisiny avaratra no misy aho ary hikikika ny anaran'ny JEHOVAH mba handraoka io devoly be miompy Osy io fa tena mandevim-belona ny malagasy e.
Tora-boalavo e, tonga dia manaikitra.
(l) (l) (l)
Tora-boalavo e, tonga dia manaikitra.
(l) (l) (l)
6. andrywui
(
09/01/2009 16:59)
penguin a! natao ho fiantso ny anaran'i Jehovah,natao ho fangatahana sy fitarainana sy fandroahana herin'ny maizina fa tsy oe Avo tsy fanonona zany!! aona ary nareo zany kle!! so de midelira ra penguin(avo tsy fanonona?) lasa adala ve lety sa mipika e!! f'anga ty kou matahotra anzany anaran'iJehovah zany ry penguin?? ary hafahafa lety kale
8. Mirananirina
(
11/01/2009 13:16)
Paris : Hetsika kasain’ny Malagasy sasany hatao: “Tsy mahataitra ny olona aty”, hoy Ratefinanahary Emile
Marina izany.Tsy mahataitra anay izany fa ho anireo mitady toerana.Fa ty hanarina any Dago akory.
9. penguin
(
15/01/2009 15:20)
Mpitady toeran eo ihany fa ny olona rehetra tsy ahazo ny ho kendreny. Aza hadino fa mangarika be reo raha mahazo seza eo.
Manidina raha manana elatra fa ho tatazan'ny zany bandy ééé. Tsy matahotra izany ny aty oooo.

10. DMX
(
21/01/2009 10:03)
mba misy saina ry paka TGV a ! ndao ary atao we miala eo ra8 , de iza ary ny etitreretinareo hitondra an'ny Dago , sa hiverina @ le efa nalohan'ny vahoaka sa le zafy lahy ry , sa ovaina ndray ny lalampanorenana erantany we mahazo mitondra firenena daholo izay tsy ampy taona rehetra , efa hita zao fa ataon'ny mpanohatra tohatra fiakarana fotsiny ry Andry de mbola tsy tonga saina ihany , na ianareo ary ve de tsy mba mahatsapa an'zan zavatra zany ?
12. tsiafoi1
(
21/01/2009 13:03)
Tsisy resaka tahotra sy hakanosana fa mbola sitrak'Andriamanitra matoa levalo eo aloa fa rehefa tsy sitrany intsony de miala koa izy @'ny 2012 e...
Fa raha mahatoky valeur ny opposition de asaivo miandry élection aloa fa tsy manao fitaovana ny fiainam-bahoaka, ary tsy le boay kely TGV no atao sorona @'ny fitiavan-tseza!!!! Rehefa dondrona sy matim-bola koa aloa de aleo hijabaka ao e

13. xxx
(
21/01/2009 13:42)
Fa angah ny A/tra ilahy manao politika??? ka hoe @ 2012.Rehefa tsy mahay miova sy mihaino vahoaka dia miongana e! ny gasy ve hiandry @ 2012 vao hinana-kanina???
Maninona no tsy ireo mpitondra no miandry @ 2012 vao mandray karama???

14. tsiafoi1
(
21/01/2009 16:48)
ny gasy ve hiandry @ 2012 vao hinana-kanina???
F'angah ze mpitondra lany eo hanatitra hanina any an-tranonao fa tsy "Ny hatsembohan'ny tavanao ihany no hihinananao"... Aiza re zany fisainana zany e!!!,
Miasà, de Miasà hatrany fa zay tsy miasa aoka izy tsy hihinana
15. penguin
(
22/01/2009 07:00)
Ny matahotra lasa miala ary ireny hita mandositra miala an'i Madagasikara ireny koa tahotra indray vé no hijanonana ? Sao miteniteny foana ry kidoropamba ?
16. ravonjison
(
22/01/2009 10:23)
Izaho aloha sady tsy manohina ny atsy no tsy manohina ny aroa fa misy hevitra kely tiako ho lazaina:
- izaho aloha tsy miditra @ ilay resaka filaharana satria izao no antony: tsy fantatro hoe inona marina no tadiavin\' ireo olona miantso filaharana ireo. Moramora anie ny manao be resaka eto, fahantrana e, fivarotana an\'i Dago e, sns... , fa ny ao ambadik\'izay tsy haiko ( fitadiavan-tseza ????). Idrindrandrindra moa fa raha i Ratsiraka no manohana ireo olona ireo. Raha manana hevitra tsara sy porofo @ zavatra sasany ireo mpiantso filaharana ireo dia mety azoko hotoanana @ hevitra sasany, a conditon que miala tanteraka sy tsy miditra ao instony Ratsiraka. Ratsiraka anie nandritra ny taona maro nitondra anisan\' ny tena nampahantra ny Gasy e. Aty ivelany aty efa tena mazava daholo izany, ka tsy hidirako intsony iny.
- betsaka ny fanapahan-kevitra nataon\'i Ravalomanana, ka raha hita fa ratsy izy ireo dia tsy voatery mifidy azy intsony isika @ 2012. Ohatra : ny fivarotana tany an\' i Deawoo. Malalaka i Mcar, ka raha tany kely no varotany, ka misy tombotsoany @ vahoaka izany dia tsy mampaninona ahy . Ny zavatra tiako ho fantatra kosa anefa dia ireo fifanarahana mikasika izany. @ alalan\' izay ihany no ahafahako milaza fa ratsy na tsara ireo fanampahankevitr\'i Ravalo. Ankoatr\' izay kosa ny resaka fanaratsiana, fanararaotana io theme fivarotana io ho hanaratsiana sy hakana points politique, dia tsy hidirako ( moramora ny manaitra vahoaka @ alalan\' ny resaka fivarotana an\' i Dago). Anisan\' ny tsy mampandroso an\' i Pays afrikana mihitsy io resaka ady lava sy disadisa entre samy partie io e. Ka raha azo atao dia aza mifanaratsy, mifanozona, mifanodro molotra, satria raha manao izany isika dia isaky ny miova ny garniture dia ho toy izay foana no zava-miseho.