MIJOROA!MAHASAHIA!FA MASINA ITY TANY ITY
1. Annie2006
(
11/01/2009 12:35)
Ity ny sary mihetsika mikasika ny fanombohan'ny fihetsiketsehan'ny malagasy any andilam-bato sahy mijory hiaro ny tanindrazany.
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Mijoroa-Mahasahia-fa-Masina-ity-Tany-ity.html
Mitohy ny tolona.

répondu par penguin le 15/01/2009 06:38
2. Mirananirina
(
11/01/2009 13:02)
Na iza na iza mitondra eo dia mitovy daholo,sa rehefa ianareo no eo dia miova,Ny andro -8°koa fihetsiketsehana no tao
3. xxx
(
11/01/2009 15:21)
Na iza na iza mitondra eo dia mitovy daholo,sa rehefa ianareo no eo dia miova,Ny andro -8°koa fihetsiketsehana no tao
Mety ho marina tokoa ny zavatra lazaina na TSIA. Fa ny zavatra fantatra sy misy porofo aloha izao dia tsy misy ilana andra-8 na kely aza. Ka mila esorina eo izy fa manota fady.
MITOHY NY TOLONA
4. Annie2006
(
11/01/2009 15:54)
ato koa raha te hijery ny sary sy hiaino ITW
http://www.tvmada.com
MIJOROA! MAHASAHIA!FA MASINA ITY TANY ITY

5. badboy
(
11/01/2009 18:49)
Teny filamatra : DEBOUT (mijoroa)! HARDISSEZ (mahasahia)! CETTE TERRE EST SAINTE (masina ity tany ity)!!! :-D :-D :-D
Sao dia mba tsy gasy ireo nametraka io teny filamatra io fa dia tena tsy mampitehikikiaka mihintsy!! Na ireo nataon'ny hatsiaka nijijaka aza mikikika satria te hafana, ary ilay mpiantsoantso koa aza mihomehy rehefa mitabataba ilay teny filamatra!!
Izay ilay ataoko hoe mba asio fandinihina maharitra rehefa handrodana ihany satria raha izao fomba ataonareo izao no tohizanareo dia mbola hanana mandat 4 Ra8manana alohan'ny hisehoan'izay hampitsitongana azy!!!
Ny fampidirana ilay masina koa aloha d'efa tsy izy mihintsy!! Ny minoa fotsiny ihany no alana dia ry masina ity tany ity no hanala azy!! Fa dokambarotry ny fiangonana sy ny fivavahana angaha no ataonareo sa "hitrongy" an'i Masindahy Marka?? :-D :-D :-D
Hamaranako azy dia mila "stratégie" matanjaka ianareo ary mila appuye avy any dago @ information MARINA omenareo : lazaina fa tsy manaja lalampanorenana Ra8manana nefa tsy aseho hoe inona no porofo @ ilay tsy fanajany!! Ilay avion à 60 millions d'€ no asesika : ny inona @ io no mandika ny lalampanorenana???
Mba fetsy nama rehefa manao zavatra fa tsy atao vitagasy tahak'io foana fa averiko indray fa Ra8manana manana "spin doctor", ianareo mampita hevitra tsy voafototra ka iza no handesy??? Aoka ianareo no hamaly azy ampahendrena sy ampandinihina!!!!
8) 8) 8)

6. molotra
(
11/01/2009 20:44)
Teny filamatra : DEBOUT (mijoroa)! HARDISSEZ (mahasahia)! CETTE TERRE EST SAINTE (masina ity tany ity)!!!
Sao dia mba tsy gasy ireo nametraka io teny filamatra io fa dia tena tsy mampitehikikiaka mihintsy!! Na ireo nataon'ny hatsiaka nijijaka aza mikikika satria te hafana, ary ilay mpiantsoantso koa aza mihomehy rehefa mitabataba ilay teny filamatra!!
Izay ilay ataoko hoe mba asio fandinihina maharitra rehefa handrodana ihany satria raha izao fomba ataonareo izao no tohizanareo dia mbola hanana mandat 4 Ra8manana alohan'ny hisehoan'izay hampitsitongana azy!!!
Ny fampidirana ilay masina koa aloha d'efa tsy izy mihintsy!! Ny minoa fotsiny ihany no alana dia ry masina ity tany ity no hanala azy!! Fa dokambarotry ny fiangonana sy ny fivavahana angaha no ataonareo sa "hitrongy" an'i Masindahy Marka??
Hamaranako azy dia mila "stratégie" matanjaka ianareo ary mila appuye avy any dago @ information MARINA omenareo : lazaina fa tsy manaja lalampanorenana Ra8manana nefa tsy aseho hoe inona no porofo @ ilay tsy fanajany!! Ilay avion à 60 millions d'€ no asesika : ny inona @ io no mandika ny lalampanorenana???
Mba fetsy nama rehefa manao zavatra fa tsy atao vitagasy tahak'io foana fa averiko indray fa Ra8manana manana "spin doctor", ianareo mampita hevitra tsy voafototra ka iza no handesy??? Aoka ianareo no hamaly azy ampahendrena sy ampandinihina!!!!
tena kivy aminao aho ry sakaiza Badboy. ianao izay mba nantenaiko. dia izao ve sisa no mba fatra-pandresendahatrao (niveau d'argumentation). omeko 1/20 ianao fa tsy 0/20 na izany aza e!
Tsy sakafofangaro (na composé) izy ity ka laroina miaraka ny zavatra rehetra.
ampiakaro hoa! le fatra ry sakaiza. ianao izay mba nantenaiko no nahavita izao ! ts....ts...
Raha mbola tsy zakan'ny sakaiza ny milalao ato @ sahan'ny matihanina (pro), dia aza mandoro amabaratonga e (ne brulez pas les etapes); ndana milalao any @ sahan'ny miana-mandeha e! (debutant) tsy misy mahamenatra izany ry sakaiza badboy. samy nandalo tao daholo vao matihanina .
na izany aza hitako mankafy ilay resaka politika ise, noho izany misy ny fanantenana e!
mahereza ry sakaiza.
7. naughtyboy
(
12/01/2009 07:52)
:°) za ko klo de diso fanatenana ny @ lery tato ho ato ,manao hitsindalana be fahatany izany ilay ranamana ka ny orona no atao frein @ tany..
voalazany badboy
"Hamaranako azy dia mila "stratégie" matanjaka ianareo ary mila appuye avy any dago @ information MARINA omenareo : lazaina fa tsy manaja lalampanorenana Ra8manana nefa tsy aseho hoe inona no porofo @ ilay tsy fanajany!! Ilay avion à 60 millions d'€ no asesika "
Aleo ho valiako oh. 2 fotsiny
1 . Iza amintsika no tsy mahalala fa ny fitrandrahana ny harena ankibony tanintsika mianakavy dia namidiny ny le8 ho any vahiny, ireny afera ahitana ny QMM,TOTAL,EXXON(zay efa navoakako teto ny rohy mazava momba an'io)eo ambany fiahiny/sous tutelle RIO TINTO anisany famatsiambola goavana indrindra @ tantarany toekarena malagasy atr@ zay dia 20% fotsiny no zony fanjakana malagasy izay aharitra 29-40 taona eo ho eo :arrow: fivarotana tanindrazana izany tompoko tsy ilaina iadina hevitra akory,fambotriana ny firenena izany ary helohiny lalampanorenana velona ao amintsika
2 . Iza amintsika no tsy mahalala ao anaty lalampanorenana fa ra mitazona toerana arampanjakana ny mpitondra izay de tsy manana zo itantana orinasa manokany ary ampifangaro ny fahefany @ tombotsoany manokana ,porofo mivaingana @ izany ny EVASION FISCALE izay halatra imasombahoaka @ fidirambolampanjakana @ alalany ireo exoneration notolorany ny orinasany TIKO,MAGRO sns...
Tsy ilaina "stratégie" matanjaka izany fait accompli sy experience vecu hitandramalagasy 1 manontolo voany tsindry
hazo lena ireo ary mibaribary toy ny kary an'efitra sa andrasany i badboy angalarany ny tany sy fananany manokana vao ho tonga saina ,jiolahy io le8 io ka mila amboarina dieny izao fa tsy iandrasana ho tafatsoka otrany ilay iraika lahy iny ...

8. xxx
(
12/01/2009 08:44)
Araka ny vaovao heno dia nahatratrarana rongony tao anatin'ilay fiaramanidina FORCE ONE 1 izay nampiasain'ny filoha teo aloha ary dia izay no antony nanoloana azy.
9. ravatorano
(
12/01/2009 09:55)
xxx< =)) =)) =)) oka marina e =)) =)) =))
soa fa nareo no nahita an'io an fa raha ny polisy d asa fotsiny angambany

10. TWING
(
12/01/2009 10:19)
badboy tena tsy hay intsony e
marina ary azo sainina ny hoe
FANDINIHINA
ary io foana anie no anisan ny nahavoa antsika malagasy e!
Jeune dia mahatsiaro fijalina dia mi Révolte nefa tsy mahita solution durable sy fiable fa toujours du TIP TOP
Raha hiresaka zavabita indray
c\'est le DEVOIR de l\'ETAT de faire les infrastructures nefa io no hanaovana seho etsy sy eroa ho nahavita lalana e, trano e ....
milay ilay lohateny fa les jeunes ne savent comment faire pour prendre en main leurs AVENIR.
ataon\'ny olona tohatra fotsiny eo indray rehefa tsy misy tokoa ny Stratégie.

11. xxx
(
12/01/2009 10:34)
c'est le DEVOIR de l'ETAT de faire les infrastructures nefa io no hanaovana seho etsy sy eroa ho nahavita lalana e, trano e ....
=D> =D> =D> Izay mihitsy ilay izy.
12. Annie2006
(
12/01/2009 11:20)
Fomban-javatra ny an'i Badboy ka tsy tokony atao mahagaga. Tadidio fotsiny hoe: "inona no tena tiany lazaina"? Satria io lazainy io dia efa mamaly sahady ny fanontanian-tsika.
Efa fantatra ihany koa fa misy olona roa nalefan'ny ravalo izay mitsikilo ny hetsikin'ny diaspora. mihevitra fa tsy rakaitray ry zareo fa tsy olana izany. Avelao mifam-pitsikilo eo satria ny tena tadiavina dia ny fitandroana ny tanindrazana ary ny fanavotana ny vahoaka malagasy.
Jerevo tsara fotsiny hoe: iza sisa no miaraka amindravalo ao? Mahazaka ny hatezeram-bahoaka ve sa tsia? Tadidio koa fa iza marina no tena voafandrika t@ alahady satria nihevitra fa ho hisy korontana (saika noforoniny izy ravalo ihany) kanefa tsy tafavaoka ilay izy?
Tadidio koa fa nanaraka ny fiankanjoana lamba fotsy ny vahoaka nanatrika tao mahamasina.
Tadidio koa fa tsy olom-baovao daholo no nitarika ny kabary sy ny hetsika tao Parisy.
Misy dikany daholo ireo. Ny tolona dia mbola mitohy.
Mijoroa! Mahasahia! fa masina ity tany ity!

13. tataka
(
13/01/2009 06:28)
Masina ny tany saingy nozimbazimbainareo koa inona no mahagaga raha sahirana mbola tsy tafavoaka ?
14. Annie2006
(
13/01/2009 18:10)
7 taona ianao no teo. Rehefa tsy ahavita azy tsy tokony nitonantonana teo. 7 taona, ny tanindrazana lasa varoboba @ vahiny, ny azy dia avion mitentina 60 millions de dollars. De qui se moque-t-on?
Aza kanosa. Sahia miaro ny tanindrazanao.
Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.

15. penguin
(
14/01/2009 06:43)
Tena sahy manipaka ny olona mitady hanimba ny tanindrazana ary mamahan-danitra olona izahay. Voalohany amin'izany i Annie2006
17. penguin
(
14/01/2009 11:05)
LERAn'ny FISAINANA izao ary tsy voarebirebin'ny Mpanao politika Mpiady Seza intsony ny Vahoaka.
18. naughtyboy
(
14/01/2009 11:30)
ekena :lol: ary ampina oe ny mivovo otrany zanety ko tsy ilaina firy fa kaloriany mo zany ka tsy olana :°)
19. penguin
(
15/01/2009 06:38)
MASINA NY TANY ARY MASINA KOA NY HO AVY KA TANDREMO NY MIANTSAPY AMIN'NY HAZO BOBOKA. Izay hevitra hijoroy ary aza hanenenana hatramin'ny farany.