Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naughtyboy
(
07/01/2009 14:24)
iza no mba afaka anazava ity andalana ity aminay e..
@ maha tsy mpamangy fiangonana firy ny tenanay mo zany de mbola mila fitsilovana andalana kely @ ty fa nisitona ny saina le izy ka mba tolory tanana ze mahafantatra ny heviny,dikany tsotsotsa ra azo a...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 11/01/2009 08:24
Lejoba
(
07/01/2009 11:58)
mitady namana manokana
ho an'ny admin na izay efa nanandrana
misy fomba ve eto @ serasera ahafahana mitady namana @ alalan'ny momba azy?
Ohatra : tia mitendry zavamaneno, ireo tia baolina kitra sns
Mba atoroy ahy hoe aza...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/01/2009 13:59
Lejoba
(
07/01/2009 11:56)
famokarana io fa tsy famikirana
Tao anaty bus no niseho ny tantara
Feno be ilay bus ka tsy takatra intsony ny fitazomana, mifaneritery rahateo moa ka tsy voatery mamikitra. Nisy coup de frein tampoka nefa ka samy namonjy izay azony...
tohiny
novalian'i tokanah ny 10/02/2009 13:48
hana
(
07/01/2009 11:45)
ireo karazana fitaka amin'ny internet
Faly miarahaba ny namana tsirairay tratry ny taona 2009. Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra tsy an-kanavaka, lavitry ny ahiahy sy ny olana mety hiseho araka ity rohy manaraka ity. http://ww...
tohiny
novalian'i soafara15 ny 14/01/2009 07:41
sipagasy
(
07/01/2009 00:14)
tongava maro moa e!
Miala tsiny fa @ tenin'ny mpampiatrano sa tompon-tany no marina kokoa..
Am-pifaliana hatrany anefa no anasana antsika ho tonga maro, euuhh nalaiko taryyyy e!! dia ampitaiko atyyy koa eh!!!!
Koa to...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 28/01/2009 20:33
niryna
(
06/01/2009 18:38)
Fa maninona isika no tezitra indraindray ?
Fa maninona tokoa aho no tezi-tezitra indraindray ? [i][b]
9 Dia hoy Balama tamin'ny boriky: Satria namazivazy ahy hianao; enga anie ka misy sabatra ety an-tànako, dia matiko mihitsy hianao ankehitr...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2009 16:47
Mirananirina
(
06/01/2009 16:36)
Inona no finoatsika tao alohan'i Kristy?
Sao mba misy afaka mamaly io fanontaniako io azafady?Juif sahala aminy Israel,musulman,sa inona?...
tohiny
novalian'i coopsal ny 16/01/2009 12:23
salopard
(
06/01/2009 16:08)
hividy SPOUTNIK, sy TOUR EIFFEL, ary PYRAMIDE vaovao Ravalo
vao azonay vao izao ny vaovao.
efa vita ny contrat.
Livraison no andrasana
misôtra tonton!
SINIFF....
TCHOUF....
...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 01:03
pharmac
(
06/01/2009 15:46)
épilation
Amin'ny hevitrareo, mety ve ny épilation volomaso, ary ny volo-kelika? hatreo iany :!: ...
tohiny
novalian'i arialy ny 10/01/2009 10:00
Annie2006
(
06/01/2009 13:27)
Maty ianao gasikarako: AVION à 60 millions de dollars
Henatra! adalàna! ireo no vetin-dresak'ireo vahoaka malagasy mahita izao fividianana avion mitentina 60 milions de dollars izao ho hendrikendrika sy reharehan'ny Ravalomanana indrindra eo anoloan'ny ...
tohiny
novalian'i shoooter ny 05/03/2009 12:21
lata
(
06/01/2009 12:23)
miarahaba
miarahaba tratran'ny taona ry kalaramatoa sy bandyandriamatoa isany
2009 izao, mba hitovy hevitra amiko daholo anie ianareo, na hanaraka ny hevitro...
tohiny
novalian'i penguin ny 06/01/2009 16:08
salema
(
06/01/2009 10:28)
diny volana iny fafa sy doda
mba alefaso ato amiko raha mba hainareo io hirany doda sy fafah io azafady indrindra...
tohiny
malala1
(
06/01/2009 09:29)
Tonga amin'izany tananA letsy aho a
Nalaina tao @ http://www.madagascar-tribune.com/Nahazo-tso-drano-avy-any-ivelany,10611.html
Tonga i Andry Rajoelina
Nahazo tso-drano avy any ivelany
mardi 6 janvier 2009, par Penjy R.
Imprim...
tohiny
novalian'i dadabe ny 07/01/2009 10:36
saranga
(
06/01/2009 09:29)
Mba misy mahay ny tary
Mahagaga mihitsy razoky ireto olonatendren-dRavalo ireto : misy tena olona tsy reven'ny bailleurs de fonds mihitsy (satria tsy mahay, hoy ny Banky mondialy sy ny U.E.) nefa dia omena toerana foana. Te...
tohiny
novalian'i penguin ny 09/01/2009 15:26
malala1
(
06/01/2009 08:25)
fanadinoina olona maty
ahoana no ataonareo mba hanadinoina ny olona maty
Manonofy matetika ilay olona maty foana aho tato ho ato.
Tsy haiko aloha na efa nanao deuil aho na tsia.
Tsy mba afaka namonjy ny fandevenana ilay ...
tohiny
novalian'i orona ny 10/01/2009 12:50
kidoropamba
(
05/01/2009 19:32)
Tonga ny raopilany nomen'ny Daewoo sy sheritt
80% n'ny vahoaka malagasy misakafo indray mandeha isan'andro ihany; 10% ihany ny fisondrotan'ny karaman'ny mpiasa satria mila mifehy kibo hoy rabaina ravalo, kanefa 120.000.000.000 ariary (mitovy @ te...
tohiny
novalian'i andrywui ny 08/01/2009 17:35
xxx
(
05/01/2009 18:26)
Mila fanampiana
Ny sentiment ve aminareo, mety ho foana tanteraka. Tsy izany mantsy fa manana sipa za, nefa lasa niraiki-pitia tamin'ny olona hafa koa. Nefa fantatry ny saiko tsara fa tokony tsy hanao an'izany aho, t...
tohiny
novalian'i haritianah ny 17/01/2009 23:54
benasy
(
05/01/2009 14:43)
ZANATANY , ZANATSAINA
ZANATANY ANGLISY SY ZANATANY FRANTSAY
Moa ve tsikaritrao fa ireo zanatany Anglisy no matetika misongadina kokoa manoloana ireo zanatany Frantsay : indrindra eo amin’ny lafiny , toe-karena, sosial...
tohiny
novalian'i benasy ny 15/01/2009 11:11
gasyjean
(
05/01/2009 13:16)
Tratrin'... daholo eee!
Dia samy tratry ny taona daholo indray ary hono ,io no andian-teny reha matetika rehefa mifarana toy izao ny taona, dia ny valiny mety ho azo moa avy eo dia ny hoe" samy tratry ny ho avy" satria ny ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/01/2009 16:33
ainaheri
(
05/01/2009 12:13)
DAKAR 2009 hoe?????
Maninona no mbola natao ihany Dakar 2009?, nefa any amerika latina no natao zany @ ty taona ty noho ireo terorista...
tohiny
novalian'i miarina ny 06/01/2009 08:12
