Fa maninona isika no tezitra indraindray ?

1. niryna ( 06/01/2009 18:38)
Fa maninona tokoa aho no tezi-tezitra indraindray ?
9 Dia hoy Balama tamin'ny boriky: Satria namazivazy ahy hianao; enga anie ka misy sabatra ety an-tànako, dia matiko mihitsy hianao ankehitriny.Nom 22:29

Tezitra isika satria voadona amin'ilay ambom-po

4 fa nitondran'i Abela kosa ny voalohan-terak'ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an' i Abela mbamin'ny fanatiny;

5 fa Kaina mbamin'ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny. Gen 4:4-5


Tezitra isika satria ny hafa no ankasitrahana fa tsy isika

Tezitra koa isika rehefa tsy mahazo izay tadiavina
Tezitra koa isika rehefa mahay ,na manana na tsara sna noho isika ny hafa

Anareo aza no manohy azy e !!!!

Rahoviana anefa no tsy maninona raha tezitra ?
Ary rehefa tezitra isika inona no tokony hiezahana tsy atao ?
Isika tsirairay avy dia mandalo izany fahatezerana izany avokioa ,inona ary no tokony atao amin'io fahatezerana io e


(l) niryna

répondu par niryna le 15/01/2009 16:47
2. ikaretsaka ( 06/01/2009 19:32)
amiko manokana dia


zahako ary @ Blog ary:

"La spiritualité consiste à voir les choses telles qu'elles sont et non à travers des verres teintés. Elle doit naître de toi-même. Plus tu seras toi-même,
libéré de la programmation, plus ta vie sera spirituelle.


Tu vis ta spiritualité quand tu n'es à la merci d'aucun événement, d'aucune chose, d'aucune personne. Quand, au contraire, tout cela t'affecte intérieurement, tu ne peux que réagir et c'est la preuve que tu es régi par les paroles et les actes des autres et non par toi.

L'homme spirituel, et donc libre, n'est en compétition avec personne car il aime chacun comme il est. Le besoin de dominer les autres provoque anxiété et inquiétude.

Tu étais parvenu à ne plus aimer car il t'était impossible de voir les
personnes telles qu'elles sont.

Si tu veux aimer de nouveau, il te faudra apprendre à voir les personnes et les choses dans leur réalité, en commençant par toi.
Tu devras abandonner le besoin que tu as d'elles et de leur approbation.

Ton estime te suffira. Il te faudra faire face à la vérité, sans tromperie, te nourrir de choses spirituelles, rechercher une compagnie joyeuse,
une camaraderie sans attaches; développer ta sensibilité : musique,
bonnes lectures, contemplation de la nature... et laisser ton corps exprimer tout cela librement.

Alors, peu à peu, ce coeur qui était un désert assoiffé se transformera en
un immense champ produisant des fleurs d'amour de tous côtés, pendant
que résonnera en toi une merveilleuse mélodie, tu auras rencontré la vie.

3. prime ( 07/01/2009 07:11)
Misaotra niryna a... :)

Toetra feno tsy misy maharatsy azy ny hatezerana, toy ny hafaliana ihany koa... fa ny fampiambenana nomen'ny tenin'Andriamanitra dia ilay antony mahatonga fahatezerana na hafaliana na toetra hafa koa... tsy ilay toetra no olana fa ny antony (raison, motivation, causes...), izany no nahatonga ilay fananarana malaza hoe "...tezera fa aza manota... ary aza atao tratry ny masoandromiletika ny fahatezerana..." :)
4. badboy ( 07/01/2009 09:56)
nyrina, tezara f'aza manota ary raha misy olona tezitra aminao dia mandehana aloha mangatampamelana any @ iny olona iny izay vao arotsahy ny rakitrao! Ohatry ny famipianarana nataon'ilay inoanao io nefa ny zavatra asehonao toa tsy dia tena mifanaraka @ izay loatra! Mahagaga, mahatalanjona ary tena mahatsikaiky ilay fampitana tsy ampy fa ny mahafatifaty ihany sy ny tiana hatongavana no asesika!!

Tezitra aminao aho nyrina fa fôpla ny fampianaranao ka dia inona izany no tokony hataonao ankoatr'ilay "solution facile" dia ny mivavaka ho an'ilay olona???? :twisted: :twisted: :twisted:
5. Fody ( 07/01/2009 11:00)
badboy:
Tezitra aminao aho nyrina fa fôpla ny fampianaranao ka dia inona izany no tokony hataonao ankoatr'ilay "solution facile" dia ny mivavaka ho an'ilay olona????

Inona moa no tokony hataony araka ny hevitrao???
Raha lazainao fa fopla ny fampianarany, raha lazainao fa "solution facile" ny vavaka ataony ho anao... Tsy afaka manao zavatra akoatra an'ireo izy, satria izay rehetra nataony dia nataony am-pitiavana daholo fa tsy nataony noho ny fankahalana anao akory. Ary tsy afaka hanao zavatra akoatra izay nataony tamim-pitiavany izy na dia nahatezitra sy tsy naha afapo anao aza.

Amiko dia ianao no tokony hiezaka mba ho comprehensif manoloana ny hafa. Raha tsy ilainao izay nolazainy, nataony tamim-pitiavana, moa mendrika ny maha olona ve raha fahatezerana ny asetrinao azy ???
6. fahamarinana ( 07/01/2009 11:58)
:arrow: iombonako hvtr koa fody eto,ilay izy badboy rehefa tsy tianao dia aza ivakiana loha akory fa maro kosa ny hafa afaka mandray azy.Ny fianarana fopla na tsy fopla dia samy manana ny fandraisany azy daholo,zo-nao tanteraka ny milaza hoe tsy voanao ilay raha fa koa zo-ny koa ny mizara.Dia samy maka izay tandrifiny aby ary rehefa tsy tiana na tsy iraisana hvtr dia aza raisina akory.Tsy an-tery fa fizarana tahaka ny rehetra ihany koa. :) (l)
7. Mirananirina ( 07/01/2009 12:06)
Ny fahatezerana no mahatonga ny olombelona mifamono sy mifandratra.Tokony tsy ho tezitra ve izany isika?
8. niryna ( 07/01/2009 14:03)
ikaretsaka:

amiko manokana dia


zahako ary @ Blog ary:

"La spiritualité consiste à voir les choses telles qu'elles sont et non à travers des verres teintés. Elle doit naître de toi-même. Plus tu seras toi-même,
libéré de la programmation, plus ta vie sera spirituelle.


Tu vis ta spiritualité quand tu n'es à la merci d'aucun événement, d'aucune chose, d'aucune personne. Quand, au contraire, tout cela t'affecte intérieurement, tu ne peux que réagir et c'est la preuve que tu es régi par les paroles et les actes des autres et non par toi.

L'homme spirituel, et donc libre, n'est en compétition avec personne car il aime chacun comme il est. Le besoin de dominer les autres provoque anxiété et inquiétude.

Tu étais parvenu à ne plus aimer car il t'était impossible de voir les
personnes telles qu'elles sont.

Si tu veux aimer de nouveau, il te faudra apprendre à voir les personnes et les choses dans leur réalité, en commençant par toi.
Tu devras abandonner le besoin que tu as d'elles et de leur approbation.

Ton estime te suffira. Il te faudra faire face à la vérité, sans tromperie, te nourrir de choses spirituelles, rechercher une compagnie joyeuse,
une camaraderie sans attaches; développer ta sensibilité : musique,
bonnes lectures, contemplation de la nature... et laisser ton corps exprimer tout cela librement.

Alors, peu à peu, ce coeur qui était un désert assoiffé se transformera en
un immense champ produisant des fleurs d'amour de tous côtés, pendant
que résonnera en toi une merveilleuse mélodie, tu auras rencontré la vie.



misaotra ika ,fa azavao amin'ny teny gasy tsotra ny anao ka tezitra aho satria .....

9. niryna ( 07/01/2009 14:12)
prime:

Misaotra niryna a... :)

Toetra feno tsy misy maharatsy azy ny hatezerana, toy ny hafaliana ihany koa... fa ny fampiambenana nomen'ny tenin'Andriamanitra dia ilay antony mahatonga fahatezerana na hafaliana na toetra hafa koa... tsy ilay toetra no olana fa ny antony (raison, motivation, causes...), izany no nahatonga ilay fananarana malaza hoe "...tezera fa aza manota... ary aza atao tratry ny masoandromiletika ny fahatezerana..." :)

tsy misy fisaorana ka.
Izany hoe tsy tokony atory izany isika raha tsy avy mamela heloka ny tenako aloha voalohany indrindra dia avy eo ny hafa e ? ka raha mbola tezitra amiko iny olona iny rahampitso na dia hoe azy aza ny fahadisoana ? dia ahoana ? hi.,hi ,ny ahy dia io ambony io no ataoko sady nifona aho no mifona sy mivavaka amin'ilay olona,indraindray moa dia vitako no miresaka ilay olona ary miteny aminy aho fa nandratra ahy ny zavatra nataony na teneniko azy ny nataony ahy dia tonga dia midingin-drambo ilay ramatoa ... dia sorry hoy aho .. ny marina mandratra kanefa izaho kosa tsy itazona iny nataony tamiko ato amiko ka ... ary raha f antatro fa izaho no diso dia tsy matahotra koa aho na ho menatra ny mangataka fialantsiny ,taloha tsy vitako izany fa izao vitako ary tsy matahotra aho rehefa diso dia diso dia mifona tokoa ary mivavaka sy mitalaho mba ho voavela ny heloko ... sy ny an'ilay olona iray raha azy ny fahadisoana dia izay ,tsy mitazona an-dolom-po an'iny intsony aho fa dia hiarabako indray rahampitso raha mifanena amiko ..hoy ny tenin'Atra hoe raha tsy mamela ny olona isika dia tsy ho voavelany koa ny helontsika mamela ny helokay ,tahaka ny namelanay izay meloka taminay

:)
10. Fody ( 07/01/2009 14:25)
Tsy tena azoko ny tian'i prime lazaina.

fa amiko ny fahatezerana dia zavatra mpahazo ny olombelona. Tsy misy maharatsy azy tokoa, saingy toy ny alahelo (fa tsy toy ny hafaliana) izy, tsy azo itoerana ela fa manimba ny tena.

Raha mitoetra ela ao mantsy isika, arak'io voalazan'i Mirananirina io, dia lasa mifankahala, mifamono, sns...

Na dia ao anatin'ny fahatezerana aza anefa dia tokony hanana control foana. Ary ao anatin'io fahatezerana io dia aza mandray fanam-pahankevitra mihitsy (na inona izany, na inona).

Am-pitiavana be.
11. niryna ( 07/01/2009 14:59)
badboy:

nyrina, tezara f'aza manota ary raha misy olona tezitra aminao dia mandehana aloha mangatampamelana any @ iny olona iny izay vao arotsahy ny rakitrao!
misaotra anao ,izay ahay ry badboy, isaorana Atra nanome hery anao namerina ny teniNy
Ohatry ny famipianarana nataon'ilay inoanao io nefa ny zavatra asehonao toa tsy dia tena mifanaraka @ izay loatra! Mahagaga, mahatalanjona ary tena mahatsikaiky ilay fampitana tsy ampy fa ny mahafatifaty ihany sy ny tiana hatongavana no asesika!!
porofoy hoe aho mantsy anao foana kanefa toa tsy mahita sy tsy ala izay afafiko sy hafafinao ary mivaoka amin'ny soratra izany satria vokatry ny ao anatin'ny fo ooopsa ,sorry badboy ,truth hurts ...

Tezitra aminao aho nyrina fa fôpla ny fampianaranao ka dia inona izany no tokony hataonao ankoatr'ilay "solution facile" dia ny mivavaka ho an'ilay olona???? :twisted: :twisted: :twisted:


dia hoy aho hoe aza atao tratry ny hariva akory ny fahatezeranao,mandehana amin'ny toerana mangina dia mvavaha ka mangataha amin'Atra mba omeny ny fanahy masina hianao
VAVAKA METY ANAMPY AN'i BADBOY SY IZAY REHETRA TE ANDRAY AN'ATRA

Ampio aho Atra fa tsy mety mandray anao,mitoera ato amiko fa mihaino anao ny mpanomponao,sokafo ny foko mba andraisako ny teninao ,ireo rehetra izay mizara ny tenin'Atra eto ,mifona aminao aho mitsaratsara an'i niryna izay milaza fa mitory ny famonjena avy amin'ny zanako Kristy,tsy ahy tokoa ny fitsarana fa anao irery,ampio izy mba izara ny marina dia ny famonjena avy aminao irery izany ,mamela ahy fa mitsaratsara sy tsy mety mandray ny teninao aho ,ampio izahay rehetra ato mba ho hery avy aminao tokoa no izarainay ny famonjena avy aminao.
Omeo ny fanahy masina aho hiaraka amiko isan'andro ,itantana ny diako ary anoro ahy ny fahamarinana ,tonga ato am-poko ry Ray mahery o ,misaotra anao aho nanome ny Zanakao mba amonjy anay tsirairay ho afaka amin'ny fahotana.Omeo hery aho mba hino fa ny hazofijaliany no nanaporofoanao an'izao tontolo izao ny fitiavanao anay tsirairay avy,tomoera ato am-poko Tompo o fa te ahalala anao aho.Omeo hery aho mba andray anao.Mivavaka ho ani niryna aho mba omenao hery izy hizara ny teninao dia ny teninao irery ihany,tsy izy irery ihany anefa fa ireo izay rehetra mizara ny teny soa mahafaly mba amonjena anay rehetra ,izay rehetra dia fitaovanao avokoa ka ampio izahay mba izara ny marina dia ny famonejana avy amin'ilay zanako malalanao maty teo ambon'ny hazofijaliana ,eny izay hafafy tokoa no ho jinjainay koa ampio izahay Tompo o mba hizara vokatsoa ahasoa ny rehetra .Ifonako raha nisy zavatra nataoko tsy nifanaraka ny sitraponao ary ampio aho mba ahafantatra anao sy hino anao amin'ny foko iray manontolo manomboka anio .
Misaotra Ray o ary avy amin'ilay Zanakao malalanao dia Jesosy kristy no anaovako izany vavaka izany Amen !
12. niryna ( 07/01/2009 15:01)
Fody:

badboy:
Tezitra aminao aho nyrina fa fôpla ny fampianaranao ka dia inona izany no tokony hataonao ankoatr'ilay "solution facile" dia ny mivavaka ho an'ilay olona????

Inona moa no tokony hataony araka ny hevitrao???
Raha lazainao fa fopla ny fampianarany, raha lazainao fa "solution facile" ny vavaka ataony ho anao... Tsy afaka manao zavatra akoatra an'ireo izy, satria izay rehetra nataony dia nataony am-pitiavana daholo fa tsy nataony noho ny fankahalana anao akory. Ary tsy afaka hanao zavatra akoatra izay nataony tamim-pitiavany izy na dia nahatezitra sy tsy naha afapo anao aza.

Amiko dia ianao no tokony hiezaka mba ho comprehensif manoloana ny hafa. Raha tsy ilainao izay nolazainy, nataony tamim-pitiavana, moa mendrika ny maha olona ve raha fahatezerana ny asetrinao azy ???

misaotra Fody a.Ny mifampivavaka no ataontsika mba samy andray ny famonjena avy amin'i kristy isika rehetra ,izay ihany ny ahy no tanjoko eto amin'ny serasra .

:D
13. niryna ( 07/01/2009 15:16)
fahamarinana:

:arrow: iombonako hvtr koa fody eto,ilay izy badboy rehefa tsy tianao dia aza ivakiana loha akory fa maro kosa ny hafa afaka mandray azy.Ny fianarana fopla na tsy fopla dia samy manana ny fandraisany azy daholo,zo-nao tanteraka ny milaza hoe tsy voanao ilay raha fa koa zo-ny koa ny mizara.Dia samy maka izay tandrifiny aby ary rehefa tsy tiana na tsy iraisana hvtr dia aza raisina akory.Tsy an-tery fa fizarana tahaka ny rehetra ihany koa. :) (l)

marina tanteraka izany ary izay no mahatonga ilay fahatezerana satria tsy mifanaraka ny sitrapoko ilay tenenin'ilay olona dia tezitra aho fa tsy nanaraka ahy ilay olona ...fahatezerana iray koa io

Jereo anie ity tantara ity Faha e

18 Ary nanohitra an'i Ozia mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: Tsy raharahanao, ry Ozia, ny handoro ditin-kazo manitra ho an'i Jehovah, fa an'ny mpisorona ihany, dia ny taranak'i Arona, izay nohamasinina handoro ditin-kazo manitra. Mialà amin'ny fitoerana masina, fa nanao izay mahadiso hianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitra izany.

19 Dia nisafoaka Ozia, ary nisy lovia teny an-tànany handoroany ditin-kazo manitra; koa raha mbola nisafoaka tamin'ny mpisorona izy, dia nisy habokana nipoitra tamin'ny handriny teo anatrehan'ny mpisorona tao an-tranon'i Jehovah, tanilan'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra. Mpanjaka II :26:18-19

2 Ary ny mpanompon’ny mpanjaka rehetra izay teo am-bavahadin’ny mpanjaka dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehan’i Haman
a; fa izany no didin’ny mpanjaka. Fa Mordekay kosa tsy mba nety nandohalika na niankohoka.

3 Dia hoy ny mpanompon’ny mpanjaka izay teo am-bavahadin’ny mpanjaka tamin’ny mpanjaka tamin’i Mordekay: Nahoana hianao no mandika ny didin’ny mpanjaka ?

4 Nefa na dia niteny taminy isan-andro aza ireo, dia tsy mba nihaino azy izy, ka nolazain’ireo tamin’i Hamana, mba hizahana na haharitra amin’ny teniny ihany Mordekay, na tsia; fa efa nilaza tamin’ireo izy fa Jiosy.

5 Ary rehefa hitan’i Hamana fa Mordekay tsy mba nety nandohalika na niankohoka teo anatrehany, dia tezitra loatra izy. Estera 3:3-5


Eto indray dia misy fahatezerana satria tsy mety manao ny sitrapo( ko- ny,) ilay olon-kafa .
Izany hoe mety ho tezitra izany aho rehefa tsy mifanaraka ny tiako tenenina ny hafa na zanaka io na vady io ka tsy manaraka ny teniko na izay teneniko dia izaho ihany no tezitra .

:D :D
14. niryna ( 07/01/2009 15:54)
Mirananirina:

Ny fahatezerana no mahatonga ny olombelona mifamono sy mifandratra.

ka eo no mipetraka ny fanontaniana ka ,afaka tezitra isika fa raha diso fiantefa ilay fahatezerana araka ny hevitro io an dia mitatra ka lasa mampiasa ilay sandry sy hery .... tsy ilay zavatra nataon'ny olona iny akory no mahatonga ilay mamono sy mandratra fa ilay fahatezerana ao anatin'ilay olona mihitsy no efa ao ka tsy itany izay analana azy.
Izy mivady no miady hoy ny ankamatatra ka ny zanany avy no voatorotoro.

Matetika dia misy zavatra tsy zaka ao anaty ao,tsy zaraina ny hafa fa tazomina ao fotsiny dia rehefa voadona kely dia mitroatra sa tsy anisany koa io
Tokony tsy ho tezitra ve izany isika?

Ny hoe tsy tokony ho tezitra ve isika ,eny ny valiny tokony ho tezitra fa tsy atao ahatonga fahotana ilay izy. ... tezera fa aza manota Efe 4:26
Jereo anie ity tantara iray ity e
Jesosy tezitra teo an-tempoly

14 Ary hitany teo an-kianjan'ny tempoly nivarotra omby sy ondry sy voromailala ary ny mpanakalo vola izay nipetraka teo;
15 dia nanao kotopia kofehy Izy ka nandroaka azy rehetra hiala teo an-kianjan'ny tempoly, na ny ondry na ny omby, ary nararany ny volan'ny mpanakalo vola, sady nazerany ny latabatra;

16 dia hoy Izy tamin'ny nivarotra ny voromailala: Ento mivoaka ireto zavatra ireto; aza atao trano fivarotana ny tranon'ny Raiko.
Jaona 2:14-16

Eto indray dia tezitra tamin'ireo olona i kristy satria nataon'ireo olona ho toerana fivarotana ny tranon'Atra
15. fahamarinana ( 07/01/2009 16:56)
:arrow: hs kely :mba tiako rehafa manokatra dinika i niryna amin'ilay fiezahana mamaly ny hvtry ny tsi11,mahafinaritra e !
Tsy dia manakambara loatra mikasika ny fahatezerana manokana aho satria na ny tenako aza mbola mazana milomano ao anatiny ary sahirana mihintsy vao afaka aminy...ny mifamono angamba aloha mbola tsy natao fa ny nandratra olona dia mino aho fa efa imbetsaka na ny teto amin'ny sera monja aza no resahana.:( (l)
16. ikaretsaka ( 07/01/2009 18:02)
Ok ary...
Amiko ry niryna aloha...raha kitsimpona no ilazanao Ny momban\'ny fahatezerana, dia efa a cote an\'ny sujet sahady ianao... satria afaka tsimponina koa ny rehetra mifanohitra @ izay, dia eo isika taraiky eo!
Ny momban\' Atra sy ny hafa dehibe manko no tokony hojerena (io ilay hoe par concept itondrana azy) fa tsy ny ny hitantara ny hatezeran\'i heroda rehefa avy nofitahin\'ny majy na I Ozia na I Haman. Na ilay lehiben ny pisorona nandrovitra ny akanjony t@ ilay jesoa voaheloka iny sns.... any...
Le hevitra tiana ambara ao: losing temper sy self control no important dia ny fiverenana indray @ izay mba tsy hahavery azy...

Dia efa io nolazaiko @ teny frantsay io hoeNy fahatongavanao saina ka ahalalanao fa misy zavatra tsy voa controle nao sy tsy ho voatery hifanaraka @ sitraponao foana... sy hoe ianao koa dia tsy ho voatery hanaraka na ho influencer na \"tendances\" foana.. ary ny fahaizanao mandanjalanja izany ...no ilaina -> io le nofaritako hoe spiritualite
17. Noue ( 07/01/2009 18:16)
niryna:

Tezitra isika satria ny hafa no ankasitrahana fa tsy isika

Tezitra koa isika rehefa tsy mahazo izay tadiavina
Tezitra koa isika rehefa mahay ,na manana na tsara sna noho isika ny hafa

Anareo aza no manohy azy e !!!!

Rahoviana anefa no tsy maninona raha tezitra ?
Ary rehefa tezitra isika inona no tokony hiezahana tsy atao ?
Isika tsirairay avy dia mandalo izany fahatezerana izany avokioa ,inona ary no tokony atao amin'io fahatezerana io e



=)) =)) =)) =)) =)) tapaka aloha ny tsinaiko eeee ! dia hifaliana daholo zany ve ny zavatra rehetra miseho ???? hifaliana daholo na mety na tsy mety ny zavatra mahazo na mitranga aaa ??? dia ahoana zany ary ee ??? fahasambarana tsisy oatra zany angamba eto an-tany ooooo :-D :-D :-D
18. Noue ( 07/01/2009 18:21)
sa ve vitan'oe tsiky dia ampy ?? :-D :-D :-D
19. prime ( 08/01/2009 09:46)
Mirananirina:
Ny fahatezerana no mahatonga ny olombelona mifamono sy mifandratra.Tokony tsy ho tezitra ve izany isika?
... Toa tsy fahatezerana ry mirana an... ny ota no mahatonga ny olona mifamono sy mifandratra fa ny fahatezerana dia toepo mandalo amin'ny olona rehetra... :lol: sa ahoana hoy ianao?
niryna:
Izany hoe tsy tokony atory izany isika raha tsy avy mamela heloka ny tenako aloha voalohany indrindra dia avy eo ny hafa e ? ka raha mbola tezitra amiko iny olona iny rahampitso na dia hoe azy aza ny fahadisoana ? dia ahoana ? hi.,hi ,ny ahy dia io ambony io no ataoko sady nifona aho no mifona sy mivavaka amin'ilay olona,indraindray moa dia vitako no miresaka ilay olona ary miteny aminy aho fa nandratra ahy ny zavatra nataony na teneniko azy ny nataony ahy dia tonga dia midingin-drambo ilay ramatoa ... dia sorry hoy aho .. ny marina mandratra kanefa izaho kosa tsy itazona iny nataony tamiko ato amiko ka ... ary raha f antatro fa izaho no diso dia tsy matahotra koa aho na ho menatra ny mangataka fialantsiny ,taloha tsy vitako izany fa izao vitako ary tsy matahotra aho rehefa diso dia diso dia mifona tokoa ary mivavaka sy mitalaho mba ho voavela ny heloko ... sy ny an'ilay olona iray raha azy ny fahadisoana dia izay ,tsy mitazona an-dolom-po an'iny intsony aho fa dia hiarabako indray rahampitso raha mifanena amiko ..hoy ny tenin'Atra hoe raha tsy mamela ny olona isika dia tsy ho voavelany koa ny helontsika mamela ny helokay ,tahaka ny namelanay izay meloka taminay
... =D>
Fody:
Tsy tena azoko ny tian'i prime lazaina.

fa amiko ny fahatezerana dia zavatra mpahazo ny olombelona. Tsy misy maharatsy azy tokoa, saingy toy ny alahelo (fa tsy toy ny hafaliana) izy, tsy azo itoerana ela fa manimba ny tena.

Raha mitoetra ela ao mantsy isika, arak'io voalazan'i Mirananirina io, dia lasa mifankahala, mifamono, sns...

Na dia ao anatin'ny fahatezerana aza anefa dia tokony hanana control foana. Ary ao anatin'io fahatezerana io dia aza mandray fanam-pahankevitra mihitsy (na inona izany, na inona).

Am-pitiavana be.
... misaotra...

Fihetseham-po no nilazako azy hoe mitovy fa tsy ny heviny tsy akory ary mitombina ny ambaranao fa ilay ohatra tokoa angaha no lasa "extrême" loatra na dia samy fihetseham-po aza... itoviako hevitra koa ilay hoe tsy azo itoerana ela fa manimba ny tena... fa ilay hoe ny fahatezerana no mahatonga ny fifamonoana sy ny fankahalana dia tsy ara-tsoratra masina loatra... izany indrindra no mahatonga ilay tenin'Andriamanitra ny tsy hanotàna na dia tezitra aza... satria ny ota no mahatonga fahafatesana, fifamonoana, fankahalàna, fialonana... sns

Ary tsy ota rahateo ny fahatezerana... ary itoviako hevitra no isaorana rahateo ilay "self-control" mahasoa... tsy misy tsara afatsy ny tsotra... mila lazaina sy ambara ihany koa ny fahatezerana fa tsy azo alona am-po araka ny ambaranao... :)
20. Mirananirina ( 09/01/2009 12:18)
... Toa tsy fahatezerana ry mirana an... ny ota no mahatonga ny olona mifamono sy mifandratra fa ny fahatezerana dia toepo mandalo amin'ny olona rehetra... sa ahoana hoy ianao?


Avy aiza ny ota hoy ianao?Fahotana daholo izany miampy fahatezerana ny sasany,ka tsy voatery ho tezitra vao manota.Mangalambadin'olona ohatra=ota.
Ny famonoana= tezitra kosa aloha vao mamono ee!
14 Ary hitany teo an-kianjan'ny tempoly nivarotra omby sy ondry sy voromailala ary ny mpanakalo vola izay nipetraka teo;
15 dia nanao kotopia kofehy Izy ka nandroaka azy rehetra hiala teo an-kianjan'ny tempoly, na ny ondry na ny omby, ary nararany ny volan'ny mpanakalo vola, sady nazerany ny latabatra;

16 dia hoy Izy tamin'ny nivarotra ny voromailala: Ento mivoaka ireto zavatra ireto; aza atao trano fivarotana ny tranon'ny Raiko. Jaona 2:14-16

Eto indray dia tezitra tamin'ireo olona i kristy satria nataon'ireo olona ho toerana fivarotana ny tranon'Atra

Betsaka marina ireo tezitra ao aminy baiboly ao an.Izany hoe efa ela aho no tsy namaky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0725