Mba misy mahay ny tary

1. saranga ( 06/01/2009 09:29)
Mahagaga mihitsy razoky ireto olonatendren-dRavalo ireto : misy tena olona tsy reven'ny bailleurs de fonds mihitsy (satria tsy mahay, hoy ny Banky mondialy sy ny U.E.) nefa dia omena toerana foana. Tena mahagaga, sa hoe TIKO boys tokoa angamba. Nisy zao TIKO boys efa natao ministra dia nigafy tamin'ny Bailleurs dia nalefa ambassadeur dia mbola tsy namely dia natao prezidan'ny andrim-panjakana. Misy koa ministra hita fa tsy lasa mihitsy fa amidiny amin'ny koreana ny firenena nefa dia eo ihany. Rahoviana vao hohita ny zanaka Gasy mahay e ?
novalian'i penguin ny 09/01/2009 15:26
2. penguin ( 06/01/2009 09:47)
Ka raha mandavaka ny ady hianjerany izy dia inona no olanao ? Tsy ny hevitra hakana io fahefana io indray angah no zahavina sa mbola hangarona indray ?
3. xxx ( 06/01/2009 14:50)
ary ra penguin angamb zandrina ministra tany na havana akaikin ra8 fa tena
voakitika be fona ngama rehf kianina lery!! fa rehefa tsy mi pass ry nga de aleo
mitsy izy miainga any a!! vitan'ny bandy ao Tana ane ny mampisoty anio rehef tsy miala moramora io! miandry gong haneno fotsiny zao de miparitaka io! efa vonona daholo zao ny eran'ny kartie rehetra
4. kidoropamba ( 06/01/2009 16:00)
Tairiko T-serta misoratra JEHOVAH @ io 11 janoary io ka tonga dia hitarika olona hitrongy an'ilay manompo Osy izahay.
tsy misy resaka ambony latabatra intsony ity fa tonga dia tora-boalavo ka tonga dia manaikitra. (l) (l) (l) (l)
5. naughtyboy ( 07/01/2009 06:10)
za njay ry saranga de mino fa misy toko ny sangany @ malagasy fa ny olana de tsy azony IMF,WB,WTO,UN atao saribakoly de eo no olana , tony le8 mpivarotra tanindrazana tony no piesy miady aminy ary ela velona foana ny mpandroba any Mkara fa ny te anasoa tanindrazana mitsipozipozy
6. naughtyboy ( 07/01/2009 09:38)
ankoatrizay tsy ny bailleur de fonds mintsiny akory no antoky ny ho aviny gasikara..
7. penguin ( 07/01/2009 14:35)
Toa nivadi-dela le naughtyboy zanety. Etsy ambony milaza fa ny mpivarotra tanindrazana no piesy miady amin'ireo mpamatsy vola kinanjo mbola tsy nisy namaly akory dia efa hoe "tsy ny bailleur de fonds mintsiny akory no antoky ny ho aviny gasikara". Ka iza indray izany no diso ? Ianao aloha mahay nohonireo notanisainao ireo an. Iza avy moa ireto mila hampianarinao manandoha ry naughtyboy i? IMF,WB,WTO,UN ... mila maka lesona @ naughtyboy vééé? MITENITENY FOANA ITY
8. asjhio ( 07/01/2009 15:11)
zany oh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
9. penguin ( 07/01/2009 15:56)
asjhio ndray vé fa xxx na naughtyboy=zanety= kidoro sy ny sisa é ?
10. naughtyboy ( 08/01/2009 07:03)
asjhio aza mandany andro @ reny zankely kely enao fa betsaka ny eny @ tobiny marary saina afaka miresaka aminy :-D :-D :-D :-P
11. penguin ( 08/01/2009 09:59)
naughtyboy no tena mpamaly resaky ny lazainy ho marary saina eto. Na ny IMF, WB, UN sns aza hampianarin'i ngahy rainy.
12. naughtyboy ( 08/01/2009 12:42)
ka izay le izy ry saranga tsy ny bailleur de fond akory nomibaiko an'i gasikara ka zay tiany no tsy maintsy atao :D
13. penguin ( 08/01/2009 13:58)
I naughtyboy no tokony hibaiko ny BF-ny. Maro ihany izany nilaza hibaiko izay nefa toa tsy hita.
14. naughtyboy ( 09/01/2009 12:15)
misy ny oul ato tsy mafantatra izay lazainy ka :-D fotsiny
15. penguin ( 09/01/2009 15:26)
Iza no voa-baikonao ra-zoky ? Ny Malagasy tsy baikonao avy lavitra f'aza mitapitapy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2127