Maty ianao gasikarako: AVION à 60 millions de dollars
1. Annie2006
(
06/01/2009 13:27)
Henatra! adalàna! ireo no vetin-dresak'ireo vahoaka malagasy mahita izao fividianana avion mitentina 60 milions de dollars izao ho hendrikendrika sy reharehan'ny Ravalomanana indrindra eo anoloan'ny fikorosoan'ny fiainan'ny malagasy ambany dia ambany amin'izao
Io ilay tetika entina hanadontoana ny saim-bahoaka tiana tazomina eo @ fahantrana mandrakizay. Io ilay "bling bling" izay lazain-dry zareo any ivelany any.
Ny tanjona dia tsotra: Manorina fanantenan'ny vahoaka malagasy (tazomina amina jaly) eo ambon'ny "pirapiratry" ny hendrikendrikin'ny mpitondra.
"Susciter l'espoir du peuple à la brillance de l'or du Roi, pour lui faire croire que l'or lui appartient aussi. L'essentiel pour le roi est le fait de dire que l'or qu'il porte brille pour tout le monde, même pour les pauvres qui croupissent par terre devant sa porte dorée, quémandant chaque jour des miettes tombées des tables".
Izany no tena fisainana ambany dia ambany ary fahita @ ireo mpanandevo hatr'izay.
Misy mahamarina azy ihany ilay lazain'ny rakidoro.
Mampandoa ity levalo.

novalian'i shoooter ny 05/03/2009 12:21
2. xxx
(
06/01/2009 14:09)
Ny tena loza de ity isika Malagasy 20tapitrisa voagejan'ny odin-dravalo
-lazaiko anareo fa manana ody efa avo lenta be izy(afaka mivavaka,afaka miditra ampiangonana...)fa saingy tsy mahazo miteny hoe:JESOSY na JEHOVAH na RAN'NY ZANAK'ONDRY
-mila toherina amin'ny Fivavahana marina ireo,fa raha mbola fivavahana tsotra de tsy maha afaka azy eo
-mila toherina amin-kery koa fa efa misy Pacte Diabolik nataony hampalemy
tanteraka ny lohan'ny Malagasy(izay no mahatonga ny Malagasy bandenina sy mpiasabe ary tsy maha hetsika eo anoloan'izao tsy fahitana na vary iray lovia izao aza.Taiza teto amin'izao tontolo no nisy olona efa torozaky ny hanoanana
sy tsy mahita harapaka nefa Hividianan'ny mpitondra Avion centaine de milliards,ka mijery fotsiny tsy mahahetsika daholo voatanan'ny Ody Mahery.
-Ny Fahafahana amin'ny ara nofo dia ilaina afahana amin'ny ara-nofo koa ,noho izany mila mihetsika ny Malagasy rehetra tsy ho tara loatra
-Ary ny fanafahana Ara-panahy dia ny Fivavahana Mahery no anafahana azy!
-Tadidio fa tsy misy dikany ireny fibodoana tamin'ny andron'ny Deba ireny raha oharina amin'ity
filalaovana Ody Ratsy ataon'ny sasany ity.
-Marina daholo ny ankabeazan'ny tenin'ny sasany tato fa
-Raha maty io saka mazava loha tokambolo mainty ao Iavoloha io dia ho faty koa izy!! efa nisy fotoana narary io saka io ary nentina tany Afrika atsimo notsaboina haingana.
-torak'izany koa ireo osilahy mainty!!
- Ary raha hijery ny toerana Fanaovany Pacte Diabolik dia eo ambonimbonin'ny
stade D'Alarobia route pullman,misy vavahady be, lalana goudron midina no toerana fanamasinana sy fanaovana sorona! (aok'izay fa mbola ho betsaka no holazaiko eto)

3. andrywui
(
06/01/2009 14:15)
Fa manin ktou az ny gasy no ts mis migrevy e!! so marn de azon ody marn kle,manitskitsk ny ZO maha olona hitarain kos rah gadragadrain zan vo mi grev ka!
ny grevy ane normal e! azon manana zo rehetr atao zan ka aon no oe samborn alef an Antanimor kos,ny mpiaro ny ZON'olombl no tokn hidtr voalo amzan

4. saho
(
06/01/2009 15:13)
tena mahita lazaina ra xxx
Mba teneno aloha ny momba anao dia mazava ny fandraisanay ny hevitrao
Ny momba anao aza tsy mazava koa ahoana no hanao izay haharesy lahatra anay eto
Raha misy tokoa izany dia anisany manao izany asan'ny maizina izany koa angamba nareo, tena iray tsikombakomba
Ny fahalalana no fahatokisana....matoa ny malagasy madinika sy ireo sarambambe tsy manao na inona na inona dia tsy mahay
raha vonona enao hanongana andra9 dia ataovy ny fampiasana saina fa aza atao dondrona ohatran'izany hoe malemy ny malagasy fa voa ny ody sy ny sisa
Mbola averiko indray ny fahaizana no ampiasao ary ataovy miasa tsara ny crane, fa matoa ra9 mbola tafajanona eo dia mampiasa ny fahaizany izay mbola miandry ny mahay kokoa noho izy
Ny fahalalana no fahatokisana e, marina fa misy ny zanahary ao ambony ary izy no mahay ny zavatra rehetra....misy farany ny rehetra
Mazotoa dia aza minomino foana
Ny saina na ny crane ampiasao tsara fa raha sendra marary dia mankany @ docteur tsaboina

5. xxx
(
06/01/2009 15:29)
mbola zaza fanahy ianao ka tsy mahafantatra ny atao oe politik sy ny pacte!raha tianao de olona tao amin'ny fitondrana Ravalo aho ary raha mbola hitarina kokoa de Tikoboys aho taloha !! ampy ho anao zay,niala tao efa 3ans aho ra itany ity lahatsoratra ity de fantany oe izaho no nanao ity ,fa tsy mahalala zavatra betsaka noho izaho ianao ! raha tonga any amnio fanaovana pacte io ianao de tsy hino ny zavtra lazaiko,zay no ataoko oe raha tsy manana hery ambony noho izy de aza midikidipoana amzany hanongana azy zany.Efa nahita azy niteny hoe Jesosy ve ianao? izay ihany de ampy handinihanao.Fa zaza fanahy ianao,sady hanananyny hery aranofo(force d'armeé) no hananany ny hery arapanahy(pacte) efa hitako ane fa sarotra fois 3 tamin'ny nanalana andratsiraka vao mety hiala eo izy!! ary ra mandriaka sy faty olona maro no ho setriny,fa raha vonona de lasa isika! martiora
7. xxx
(
06/01/2009 15:46)
resak'olondehibe nyahy ary tsy te hanonona anarana aho mba sitrany ahay tsy fantatra! misy ny pacte satanique ary betsaka no manao azy eto madagascar, indrindra ny olona ambony !satria matetika de harena amin'ny fotoana voafetra no sandany, izany hoe 15taona na 20taona de miverina amin'ny satana ny harena nomeny,ny tambiny kosa de ran'olona(tsy voatery ho havana)ka efa tafiditra aminio efa ela ny mpitondra atsika ,ary tsy zavatra
vaovao eo amin'ny mpanambola io zavatra io fa efa misy fanavaozana koa aza rehefa tapitra ny fe potoana!! ka ento ampisainana ny fitondrana ity raharaha ity fa ho ripaka amin'ny genocide sous forme de legitime defense eto isika raha milatsaka anivon'ny miaramila eo!! fa mety haveriny eo ilay teny hoe: tsak!tsak! maty zato tsak! tsak ! maty arivo ! zay lay sorona lehibe

8. kidoropamba
(
06/01/2009 15:50)
Ahoana izany ra Annie2006? io izany ilay kadaO avy @ sheritt sy Daewoo? izany hoe vidin'ny rà-n'ireo malagasy izay ho gadraina, vonoina sy ho roahina @ taniny?
Izao ange no ahafantaranao fa tena derAnzé ity ravalo ity e: Mitomany lery eran'izao tontolo izao fa mila vola ny MAP. io indray lery fa mahita 60 miliona dolara hividianana raopilanina hi-zestiavana eran-tany ka ny pokona no tereny MIASA mamelona azy. tsssssss! kirevety ity ravalo ity e. ao @ lohany ao no tena feno.....
Aiza ny vola tokony hanamboarana ny fonja mba tsy ho vaky intsony? Aiza ny vola tokony hanomezana ronono ny ankizy mba tsy hobonaikan'aretina ny zaza gasy? Aiza ny vola hanamafisina ny fiarovam-pirenena @ izao vono olona tsy misy farany izao? tapa-doha any Nosy be tsy misy farany io?
Tadidio fa arakarakin'ny hatsarann'ny raopilanina koa ny ahavon'ny vola lany hikojakojana azy (ny ao anatiny izany, ny motera, ny kariburan, ny ekipazy sy ny sisa).
Vonjeo marina ny gasy fa kirevety ny filohany ao e. Io ilay lazaiko hoe: tsy maintsy trongisina ity kirevety (Orana) ity fa mamono vahoaka.
(l) (l) (l) (l)

9. Koditra
(
06/01/2009 15:53)
kelly13 : ôtraôtran'ny serieux no fahitako azy. Anjaratsika fotsiny ny oe hino sa tsia? Mety ino iany zà ra apian'xxx soupapa kely faraparany :lol:
10. kidoropamba
(
06/01/2009 15:56)
Raha zohina izany zavatra lazain' ra-xxx izany dia voavaly ny fisian'ny OSY feno iavoloha isaky ny taom-baovao io ery ambony pilopitra ery.
12. xxx
(
06/01/2009 16:03)
misy hoy aho ny toerana azo lazaina fa efa fantatrolona fa fanaovana pacte satanique eto Iarivo! efa lazaiko mazava tsara ny toerana fa eo ambonimbonikelin'ny stade d'alarobia tsy tonga any amin'ny tranon'ny prof Zafy A. fa aty aoriana, misy lalana goudron midina! betsaka ny olona ambony no manao culte noire ao amin'ny alina,efa noentina tao aho ary fantatro daholo ny atao ao,milaza marimarina aminareo aho fa mpikambana feno ao ny mpitondra atsika!! sorona no tena fameloman'aina ao ,ka tsy maintsy atao matetika ra te hitazona toerana maharitra ny olona iray!!
13. penguin
(
06/01/2009 16:06)
Tsy maty amin'izany Madagasikara fa vao mainka aza mitombo fatratra ny lazany. Tsy lainga fa maro ny firenena tsy mbola mahafantatra azy sa valio raha lainga izany.
14. kelly13
(
06/01/2009 16:07)
d iza ry xxx no efa voasorona? sa tsy azo lazaina? tsy haiko any amintsika ra tena misy demokrasia marina fa tandritandremo iany ze zvt avoakanao fa sao d enao no ataony sorona eo! tsy mpanao politika za, tsy miady hevitra ato @ politika iany kou fa mba mitsinjo kely (ze azokoatao) iany sao sanatria ka ...
15. penguin
(
06/01/2009 16:11)
Na ampiana 20 isa aza io mbola tsy ampy aminay ka tsisy ahafaty an'i Madagasikara mihintsy izany.
16. andrywui
(
06/01/2009 16:27)
ary ref mitorten marin ra8 otsan tsy miten oe jesoa marin i dagà a!!
ary zan kay le oe osy mainty, osy mainty malaz be kle ! kay ve marn ktotsany
zan ren kozin oul ren e!! ar ten lava tanjok mits zan ty bain ty kleaza,tokn faizn maf fa be mokn mapjal pokn fotsn

17. Koditra
(
06/01/2009 16:31)
kelly13:Dé rarak'ivy a eo apamakiana anlé izy, efa mba henohenoko kely iany talou oe manompo sampy Razoky io fa noraisiko ho tsy fitiavana sy fanenjehana azy fotsiny, fa zao a ôtran'ny resilahatra iany klé,tena mapalaelo marina tsika.
koditra>tena mahaKoditra le izy re a! mampalahelo isika :(
Penguin : Ny inn no ampiana 20 eh? ny Osy sa ny sorona sa ny ...?
18. kelly13
(
06/01/2009 16:40)
za zao vao nahare izany resaka sampy etc... ataony zany! d mahagaga tkou nge fa d nahavidy avion indray zany avy @ volan'ny contribuables nefa tsy i koto na i rabe no hitaingina an'iny fa i ra8 sy ny "courtisans"-ny! d i koto sy rabe ze nisasatra mafy handohavana io avion io tsy misakafo sy tsy afaka mandefa ny zanany hianatra fa d mitazandavitra ilay avion refa sendra mandalo eo ambony lohany le izy. aiza no hiafarantsika rey oul ô?
19. xxx
(
06/01/2009 16:43)
farany: fantatrareo ve fa betsaka ny zaza sy olondehibe very? kanefa mangingina fotsiny ny dossier n'izy ireny fa ny havany no mangirifiry!
ampanginina mihitsy aza de mody lazaina fa hita satria mbola betsaka no ilaina,mbola mitohy ny tantara ao Alarobia ao fa asakasak'izay mahafoy aina amin'ny fitiavan-karena ! torohevitra iray fotsiny ! aza
de mandalo matetika eo aminio toerana lazaiko io indrindra amin'ny alina! tsy vazivazy ny ahy,

20. kidoropamba
(
06/01/2009 17:16)
Tadidinareo ve fa maty ange ny zokin-dravalo t@ volana desambra 2006.
Maty koa ny kaosaYé vao haingana izay (satria nisy ilay ultimatum andry ANDRY TGV)
Mitandrema ihany ianao ANDRY TGV fa tena giravy izy ity. Hanaovy "audit" ihany ny manodidina ny tranonao sao dia efa nandevenandry zalahy OSY mainty indray.
dray dray dray dray!