Maty ianao gasikarako: AVION à 60 millions de dollars
21. Koditra
(
06/01/2009 17:46)
Tadidiko tsara, nisy tantara teo Andavamamba teo, ramatoa iray tratra oul nangala-jaza, teny apitondrana azy tany @ mpitandron'ny filaminana dé tsy rototra akory lé ramatoa, mbola nanao vava aza fa adalàna no isamborana azy fa izy tsy maintsy ho afaka. Mety misy ifandraisany ve? Enga anie ka TSIA.
22. avana08
(
06/01/2009 19:47)
faly manantitra nyarahaba ho atsika rehetra mpamaky ato eh, tena mahavalalanona le zavatra rehetra voalaza teo, ary marina sy azolazaina fa zay no izy, fa tsy haiko hoa na de efa inona loatra le saintsika malagasy fa de efa tsy fantatra intsony, fa de isika indray angeno mifandaka ankarona eto eh, inona no teniny Ravalo t@ 2002?moa ve tsy hanakarena daholo izay rehetra mahatra?aiza? de mbola misy miseho milay miharo ihany aloha eo an, santionany fotsiny izany!inona no nananganana ny Bianco kay?inona?vvalio koa ho anizay mola tena mpiaro eh!inona no lalana ao anatiny ao?vakio ho anizay mola mpiaro eh!fa moa ve tsy lalana mametraka fa ravalo tsy azo kitihina,fa moa le vahoaka nampanantenaina taloha iny no poretina ao antiny ao,de miarova foana eh, de alohanizy niakatra teo, firy ny orinasany?de firy izy amizao fotoana izao?de mino ve enao fa azo t@ rarinydaholo ireo, fa moa tsy ny SECTEUR rehetra hidirany?moa tsy izany, nisy nanakiana any XXX manko teo hoe tsy tratrampanafody zany ny gasy fa ampiasao ny crane, ampiasao ary ny crane de jereo ny zavamisy @ fo tsy miangatra fotsiny! mandalova eny @ digue,de jereoio tanimary tototra io de saina tsy miasa ve raha mijery anio sa saina voampanafody?de miarova ihany eh, jereo karazana limogaze bobaka be! jereo ny fanovana lalampanorenana,mahavaky aniny lalana iny hatr@ farany anga le mpiaro ireo?de inona no tena voalaza ao?fa tsy fanomezana toerana sy fahena ho any RAVALO?miarova ihany!de tsy misaina ve ny gasy @zany?zavatra hafa ry mpiaro no mahatonga anizany an, coco samy manana fa amarako anao fa za 20ans zao miresaka aminao zao ry mpiaro fitondrana an, fa zany no zavatra hitako de aiza zany raha olona amony taona noho izao no iteny sy andinika , fa aloh@ iarovana aloha de mandiniha akaiky fa aza manao fijery jama sy vilana an, fa anga ony le mpiaro ireo mahay no ry pasteur andriamanjato, sy ry norber lala ratsirahonana, sy Herizo Razafimahaleo?mahay noho ireo?fa ireo fotsiny sationan'olona nilaza fa manompo sampy io sady tsy araka ny rariny sy hitsiny, nareo mpiaro ve tsy malahelo anio Andry Rajoelina io? jereo ty anaovany fitondrana azy ,moa tsy mampitomany?de miarova hatr@ farany fa tsy ho ita eo ihany veeh, ra ho tataraina eto ny momba anio de na ho 2002 pages aza tsy homy ny marina fa eo ampiandrasana de mametraka veloma ho antsika! de asakasakizay mola hiaro
23. vale
(
06/01/2009 19:49)
:{ :{ :{ mampatahotra koa izany resaka satanika resahinareo izany! fa izay oul ambony rehetra ve izany dia tsy maintsy manao io pratika io avokoa e? rehako taloha tam andron,ny deba koa io oe olona very atao sorona etc io, dia ho voahozona hanao izany dol ve ny mpitondra ny gasikara? (enfin raha tena marina izany.) ^^
24. Papoose
(
06/01/2009 20:21)
kidoropamba:
Tadidinareo ve fa maty ange ny zokin-dravalo t@ volana desambra 2006.
Maty koa ny kaosaYé vao haingana izay (satria nisy ilay ultimatum andry ANDRY TGV)
Mitandrema ihany ianao ANDRY TGV fa tena giravy izy ity. Hanaovy "audit" ihany ny manodidina ny tranonao sao dia efa nandevenandry zalahy OSY mainty indray.
dray dray dray dray!
sao de mba misy ifandraisany @ io fahafatesana io aza le sorona atao ....mahavariana!!! sa hoe zay ny androny?
25. xxx
(
06/01/2009 20:38)
Marina fa mangatsiaka ny andro, ny neige koa milatsaka rahateo fa toa lasa nangatsiaka be tampoka koa ny ato an-trano ato izany. Ny tena koa moa olona nianatra ihany, mba tsy minomino zavatra fahatany fa na dia izany aza...... :(
27. ainaheri
(
07/01/2009 05:43)
Za alou tsy afaka ny hino izay notantarain'i xxxx raha tsy misy porofo mazava hitamaso ee,ny oul retra² afaka mitantara an'zany,d lazao kou fa misy bibiolona kou ao,tapany oul tapany soavaly lol.........Lazaiko eto fa fanaratsiana ilay izy satria,raha sahy nanome indiçe ianao @ ilay fikambanana nisy anareo (tikoboys) ,maninona no eto enao no miafina ndray,raha tena ianao marina ilay niala ho mpikambana t@ zany,moa ve tsy fantatr'ireo mpikambana taminao hoe ianao ilay izy,d aona ny ainao sy ny fianakavinao @ zany raha marina io fijoroana vavolombelona io?? Mino sy manantena aho fa oul nianatra enao araka ny voalazanao ka tokony fantatrao ny fiantraikany raha mamadika,raha nilaza ianao fa ny oul manankarena ambonimbony ireny daholo no mankao,donc betsaka fiara mivoivoy zany miditra sy mivoaka ao,moa ve ny oul manodidina nahatsikaritra an'zany??
28. lemenakely
(
07/01/2009 08:12)
Ny ahy indray ny tena mahavalalanina ahy dia 60 millions de dollars be izao no nividianana ilay avion?Ilay vola aloha dia sûr fa volampanjakana , matoa tsy mety midina ny vidin ny lasantsy eto Madagasikara , matoa misy ny delestazy, ...dia mazava izany fa fanitsakitsahina tsotra izao ny lohan ny olona ataon dRavalomanana .
Fehiny hay ve izany ny omby mahia ihany no terena mba ahazoana tombotsoa sy hizestiavana erak i Afrika @ ity boeing 737 700 ity ?
Amiko dia tsy tokony ho avela hihomehy irery toy ny banga mihomehy alina sy manitsakitsaka ny lohan ny olona toy izao ny mpitondra ary tokony ho porofoina fa ny vahoaka no tena tompompahefana!

29. penguin
(
07/01/2009 08:47)
Efa hoe ajerao raha voa ary raiso ny fahefana f'aza be resaka ny tsy tokony tsy tokony fotsiny fa mankaleo ny vahoaka.
"Ny omby mahia koa ve no asaina hitokona sy hanala ny fitondrana?" sa nareo matanjaka sy vondraka mitazana avy an-dafy ?
"Ny omby mahia koa ve no asaina hitokona sy hanala ny fitondrana?" sa nareo matanjaka sy vondraka mitazana avy an-dafy ?
30. silver
(
07/01/2009 08:48)
Miarahaba ny rehetra!zava-nitranga tena marina ity: rava ny "SINPA" satria nalainy Ravalomanana ,tsy maintsy nanao fotoam-pivavahana daolo ny mpiasa alohan'ny fidirana hiasa, nasiana osy tsirairay avy isaky ny agence,ny dikany? toa hoe miaro @ ody ny osy,samy nanaraka ny "fomba vaovao" ny mpiasa saingy taona vitsy fotiny dia rava maina ny "SINPA", chomage ho an'olona maro be samy mamelona fianakaviana daholo,fa kosa raha manao izany lazainy "xxx" izany ve Ravalomanana dia sahy mandray ny fanasan'ny Tompo foana ? Andriamanitra ange ka tsy mamela ny ondriny hanimbazimba Azy e!tsaroaka ilay vehivavy nidera ny Tompo tokoa t@ hira sy ny asa fanasoavana tao ampiangonany, asa re fa niditra t@ irony "secte" izy tampoka teo, kinanjo lasa adala ity vehivavy, nikorontana ny sainy ary notsaboina teny Andranamasina mihintsy!dinidiniho ihany izay lazaina fa maninona no mivadika tampoka @ Ravalomanana moa izany "xxx" ?asio jiro foana rehefa miresaka hanazava ny namana rehetra mba hifanampian-tsika Malagasy mpiray Tanindrazana !
31. badboy
(
07/01/2009 09:46)
Tsy asiana adihevitra intsony angamba ilay hoe ny mpitondra mitavana ny hoentina vandana!! Indrindra moa rehefa jerena hoe toa "héritage" hatr@ izay ny "désir" ny fividianana avion na hélicoptère ho an'izay nifanesy teo ankoatran'i Zafy izay fohy ny fotoana nipetrahany teo ka tsy nahavitany zavatra maro afatsy ny nandetika lalindalina kokoa ny firenena!!
Harenan'ny gasy io hoy ny fitondrana saingy ny gasy tompon'arena na avion coucou aza tsy tangenany aftsy ny hoe ireo izay manakatao sy akaiky ny fitondrana!!
Ary tsisy azonody izany ny gasy fa leomboanana ka tsy tia zavaboribory intsony satria efa manana traikefa @ filaharana tsy ahitana vokany : izay tonga eo mamohehitra avokoa!! Ny irariana @ ity 2009 ity dia ny hipoitran'ny olona 1 na 2 na 100 afaka ny hanarina ny fiainan'ny malagasy ka hamerina indray ny fitokisany ny fitondrana sy ny pôlitika! 8) 8)

32. kidoropamba
(
07/01/2009 09:59)
FEHINY: Mila trongisina ravalomanana.
Tsy misy resaka hafa azo ekena, tsy misy zavatra hafa azo tsoahina, akoatr'io fehiny io: Mila trongisina Ravalomanana raha te hanavotra ny firenena malagasy.
Izay mahay manao ody gasy aoka hanao ody gasy, izay be sandry aoka ampiasa ny sandriny, izay be kiranina, aoka ampiasa ny lohany, izay be vava, aoka hikikika, fa ny rehetra aoka hitrongy an'ity ravalomanana ity. Ho fanavotana ny firenena.
Tsy misy hanesorana ary tsy misy hampiana. Teboka farany (l) (l) (l) (l)

33. dadabe
(
07/01/2009 10:33)
dray draay dray marina io fa misy resaka voretra be le :roll: :roll: brrrr film horera
34. hery
(
07/01/2009 11:44)
xxx> Pfff, resaka hafa atao. Efa henonay koa izany tamin'ny andron'i Deba hoe manompo sampy i leiry, hoe miompy bibiolona ao Iavoloha sns. Fa rehefa tena noporofoina d tsisy akory.
De zao indray ravalo lazaina fa hoe zany... ka raha samy nanao ody radidy sy ravalo tsy tokony ho lasa mpinamana am'zay v zalahy? :-)
Ka zay no lazaiko hoe resaka hafa atao. Resaka politika atao fa efa tsy mandaitra intsony zany resaka ody gasy zany. Raha te hanongana an-dravalo dia mitadiava fika politika matotra kokoa fa izany no ilaina.
tsy ho vitanareo io raha miainga @ osy mainty nareo :-)

35. penguin
(
07/01/2009 14:29)
Manamafy ny fomba fanazavan'i hery ny tenanay satria izy no mety tsy hankarary fo ny hafa. Ho anay manko dia resaka tsy hinanankanina hatrany no asesik'ireto milaza handrodana fahefana. Milaza hanitsy ny tandrevaka ataon'ny sasany nefa miteniteny fahatany izay tandrify azy sy mamoaka izay hevitra mipoaka nefa mifamototra hatrany.
36. sipagasy
(
07/01/2009 14:45)
ka rehefa te hanohitra ireo rehetra ireo dia ndao hiaraka fa tsy eto fotsiny no hampiady karajia e!!!!!
@ sabotsy 05/01/2009 ny fotoanantsika manoloana ny ambassade de madagascar ao @ 16ème ato misy andinindininy bebe kokoa, taomy ny havana mamantsakaiza, amiko, raha mbola hoe misy rà malagasy mikoriana ihany ao @ olona 1 dia tokony hiaraka hivondrona @ izao toe-javatra izao fa tsy hanao resabe fotsiny, eny mihaona izany e!!!!! eny indray isika hanorina madagasikara vao²!!!!!!! enga anie!!!!!!
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4963f3f1d2174

37. penguin
(
07/01/2009 14:49)
Io TRATRAbe @ SARY io hanalana lamba kely dia avy ny olona na tsisy hevitra mivaingana aza fa aza matahotra. Misy milahatra haingana mihintsy ny miketrika rehetra. Iznay ka sipagagagagogogo
38. rasoary
(
07/01/2009 16:11)
Mety marina daholo ireo filazanareo eto ambony fa izao no tena manitikitika ny saiko : fa maninona kay ity ra8 ity no mbola voafidy fanindroany indray?
Raha tena hoe be ny tsy tia azy isika malagasy dia tokony tsy ho lany intsony izy @ fifidianana fanintelony, raha toa moa ka mbola lany eo ihany izy dia tokony hikombona vava ireo tsy tia fa tsy tokony hitsikera hoe lafo loatra ny vidin'ny fiara manidina, manao sikidy, sy ny sisa e
Ka raha tena misy manao azy ho olontsotra dia mijoroa @ fifidianana manaraka, fa hisy ihany ny fitsikerana na iza no eo @ fitondrana na iza!!!
Izany no maha filohampirenena ny filohampirenena, tsy hihositra amampotaka foana akory, tsy handehanany any anaty lavaka akory ity ropilanina ity fa anaovany ny fampandrosoampirenena.
"andriamanitra tsy hanampy zay tsy manampy ny tenany"
Mahereza daholo tompoko fa tolona mazana izy ity

39. Mio21
(
08/01/2009 10:56)
silver:Tsy fantatro na marina na tsia io voalazan'ny xxx io, ny voalazanao aloha no itako misy diso dia ahitsiko, maro ny gazety efa namoaka tany aloha be tany fa misy dia misy tokoa ny mpamosavy tratran'ny fokonolona, afabaraka fa dia misy loholona sy diakona ao ampiangonana, misy lahy misy vavy, fantatsika tsara ny toerana misy ireo olona ireo eo anivon'ny fiangonana.
raha manao izany lazainy "xxx" izany ve Ravalomanana dia sahy mandray ny fanasan'ny Tompo foana ?
40. yonikafopl
(
09/01/2009 09:38)
tsetsatsetra tsy aritro fa hatramzay nahitako ny sarin'ny filohampirenentsika zay an, de tsy miala amin'iny kravaty menamena iny izy??? tena tia loko mena ve izy sa tsy manana afa tsy kravaty menamena, sa mba misy fotoana hanaovany kravaty hafa loko ihany fa refa maka sary izy de iny menamena iny fona???
:-@ :-@
:-@ :-@