Maty ianao gasikarako: AVION à 60 millions de dollars
42. arimana
(
09/01/2009 18:42)
Ombay mitady
RANDRIANARISO Solohery Holison Charles, tsy hita nanomboka t@ 11 desambra teny Ivandry.
Mampalahelo raha tratran Zalah tany dia nataony sorona zany
Gazet nivoaka androany 9 Janvier io§

43. Papoose
(
09/01/2009 19:23)
yonikafopl:
tsetsatsetra tsy aritro fa hatramzay nahitako ny sarin'ny filohampirenentsika zay an, de tsy miala amin'iny kravaty menamena iny izy??? tena tia loko mena ve izy sa tsy manana afa tsy kravaty menamena, sa mba misy fotoana hanaovany kravaty hafa loko ihany fa refa maka sary izy de iny menamena iny fona???
:-@ :-@
signe na pouvoir ny cravate mena!
ao anatin'ny karazana dress code le izy, dia ny sasany bleue marine sns.....
44. Fanjaibe
(
09/01/2009 19:36)
Talohan'ny namoaan'ny HCC ny voka-pifidianana t@ 2006 dia teo @ 200 000 teo ho eo ny vato nahazoan'i Ra8 ny fifidianana. Raha 458000 ny navoakan'ny HCC. Misy ho sain'izay Mpanao Politika io isa io.
Na i Ra8 aza tsy faly t@ io 54% io
Ilay resaka osy dia tena nisy io ary misy io.
Mbola nisy resaka oursa mainty koa aza,... sy fitetezana birao miaraka @ io Osy io
zany no anton'ilay fivavahana @ Alahady 11 janoary 2009, ny tonga any no tena tsara fa rehefa tsy afaka ianao dia mitondra am-bavaka an'ilay foatoana dia tsara ihany koa
Fa ny any i xxx dia marina io, rehefa tsy manaraka an'i Ra8 sy io fomba io dia any ianao ary xxx dia fantatro tsara

45. Fanjaibe
(
09/01/2009 23:57)
Io fa vaky barara sahady ny Ministra ny Finances hoe i Ra8 no nandoa ny antsasaky ny vidin'ny BBJ vaovao. Dia hoe taiza no nahitany vola : Tsy afaka mamaly ny anao lahy (Haja kely)
Dia rehefa hanontaniana izany an'izany avion dia zaraina roa e

47. andrywui
(
10/01/2009 11:11)
de rehefa ataony sorona ve le olona ry xxx de ataony aiza le fatinle olona avy eo ?? de ny ràny iany ve alainy sa ny nofony koa? de hoaniny ve le olona sa ariny? de misy firy ny pikambana manao anle pacte zao!! de misy vehivevy ve sa lelahy daoul?? azafady raha be fanontaniana aho ry xxx fa enao mba mahalala zavatra betsaka de mba araraotina ze tena marina e::
48. TWING
(
10/01/2009 11:41)
andefaso taratasy rehefa alevina fa zay ao @ TIKO no miasa e.
fantatrao ve fa tsy manankery izany Délégué zany ary tsy mahazo permission ny mpiasa vaovao ato @ TIKO na maty fianakavina akaiky aza?
anisan'ny olona niady ho an dra8 ny tenako t@ fotoanany fa saingy ...
tsy manenina fa efa vita fa ny hoavy indray zao.
ny tenin xxx aloha dia tsy haiko na marina daholo fa ny zavatra hitako dia ny osy sy ny isa 77 @ plak.
mety misy mahamarina oe pacte satria tadidio fa 7 ihany anie no isa Masina fa tsy 77 zany e.
mba mitandrema ihany isika ato fa mety hikatona tsy ho ela intsony serasera e

49. sipagasy
(
10/01/2009 17:33)
penguin:
Io TRATRAbe @ SARY io hanalana lamba kely dia avy ny olona na tsisy hevitra mivaingana aza fa aza matahotra. Misy milahatra haingana mihintsy ny miketrika rehetra. Iznay ka sipagagagagogogo
pppfff izany ka mba fisainana pppfffff beuurrkkkk.............
50. ravatorano
(
12/01/2009 09:50)
efa ela izay hoe trongisina i ravalomanana izay fa iza anefa no hitrongy azy eo ?
tsisy mbola reko na mahasahy hiteny hoe hitrongy azy eo fa ny vava sy ny fitenenana ara politika no atao manakoako etsy sy eroa
ny malagasy koa tena hita fa reraka ara pivelomana ka tsy hisy hivadika ati doha hi grevy izany intsony ary koa iza amin 'ireo milaza azy ho mpanohitra ireo no hahatarika ny vahoaka higrevy ary ho sahy hitarika ve ?
Vao mandeha fotsiny ny fampitandremana hoe "ao fa ho hitantsika eo" hoy Ingahy Ravalomanana dia efa nitakemotra daholo !
aiza ary izany !
henjana tokoa ny fividianana ilay boeing 737 700 na dia lazaiana aza fa ny antsasaky ny vola ihany no anjara an'ny fanjakana malagasy?Ny tena nahavaka ny saiko dia ilay resaka nifanaovan'ny solotenan'ny BM eto amitsika tamin'ny mpanao gazety hoe "tokony hiditra ao amin'ny lalana mifehy ny famoaham bola panjakana io 60millions $ io,izay ihany no takianay hoy ry zareo" Asa raha ao io na vao iandrasana LFR !
asa koa nahanao ahoana ny havoak'ny ampitso 13 janoary fa tapitra rapitso ilay ultimatum napetraky ny ben'ny tanana'Antananarivo renivohitra ka ho sahy v ary izy tamin 'ireny fampitandremana efa natsidiky ny filohampirenena ireny ! dia eo isika mahita izy njinja fa izahay eto antoerana ! asa raha hahita en direct !

51. TWING
(
12/01/2009 10:30)
ravatorano
misy zavatra tena atahoran ny malgasy fatratra @ zao anie dia ny tsy fahita izay ho arapka e.
fanjaka sy économie monopole no efa mitsangana ankehitriny
ohatra : menaka , vary, ...
efa an lery daholo ireo ka raha migrevy dia ahoana????
raha mivaha anie ny fitakiana ataon ny ben'ny tananan Antananarivo dia efa dia dingana goavana be satria fomba iray ahitana ny zavamisy marina ny Média ary io sy ny tanora no ahombiazana rah tia ho tafavoaka e
hita eo toko ny ampitso e

52. gabidemony
(
12/01/2009 21:28)
RA X X X ah!
Io le olantsika malagasy le minomino fahatany io,raha vao misy zavatra kely
mahavoa ny olona iray ohatra voan'ny tazo de hoe:" tena nasin'olona t@odimahery no napanao anio ka mila makany @ dadarabe amonona akoho mainty,...katsaka tsaramaso baranjely...."
Ity ndray zao de hoe le8 manao odimahery eh!,saka mazava loha tokambolo mainty, sy osy lahy mainty fa nga ra xxx niaraka t@ le8 nanao anio?
Ny fanafody mahery nampesain'le8 de tsotra ny VOLANY sy ny HAFETSENY
normal be satry izy anie bandy pi-BIZNA maika izy fa tonga @io toerana io.
Ireny olona ireny tsy miraharaha ny any ivelany fa ny afatsy ny famille ihany.
Ny fantany dia ny hoe mampiditra vola ze tratra isanandro ao @toka-tranony eny na de hamono na hampijaly ny sasany aty ivelany aza.
sady tsy mbola nanao pact tamiko zany akory lery,eny na de naka rendez vous tamiko aza mbola tsy nataony ka aza miteniteny fòna eo ra x x x
na minomino fòna hoe manao fanafody i ann eh! takatsy takeroa....
fa sao de le ra xxx ary no manao anio zavatra io efa tsy zakan'ny saina sy ny vatana ary fanahy intsony de atsipy @ hafa.
mikòfese aty @ndra GABIDEMONY MALAKY hampidirako demony.

53. TWING
(
13/01/2009 06:19)
:D
na minomino foana na tsy mino misy zavatra hita andavan andro izay mahagaga ihany.
ohatra @ zany ny osy. raha mpiasan i TIKO na MAGRO dia samy mahita ireny ary dia na ny tain ireny biby ireny ary dia tsy azo dakana fa voasazy ary voarôka mihintsy raha manao izany fihetsika izany.
tsy haiko aloha ny anay ra taimbiby dia arina fa ny azy angamba atao fanampitsakafo e.
maso mijery fotsiny ity:
fantatrao ve fa ny arenan ny 8 dia eto @ faritry Vakinankaratra ny 85% teo aloha ary nihena ho 50% ankehitriny?
ary ny olona mitantana ireo arenany ireo dia tsy iza fa ny ben ny tanàna ihany sy ny lehiben ny faritra teo aloha izay tsy iza fa vadin i maire ihany?
i ramatoa maire @ io sipan dra8.enjana e
vô ny avion no hitan sasany fa ny 58milliard nanamboarana ny tsenan asabotsy tsy mety vita mba ahoana e?
tsakotsakoy e

54. tataka
(
13/01/2009 06:33)
"...tsy haiko aloha ny anay ra taimbiby dia arina fa ny azy angamba atao fanampitsakafo e."
Olona mihinanana inona izany ny vahoaka Malagasy raha ny Mpitondra ankehitriny no manao fanampin-tsakafo sahala izany. Sao efa tena mpihinana zavatra hafa ry TWING ka miteniteny foana?

55. TWING
(
13/01/2009 13:08)
misy ihany tokoa ny lalitsaina e
ie ary io no tiako ho lazaina izy mihinana dia mampihinana fa mba tonga saina.

56. petitfano
(
20/01/2009 14:14)
:twisted: :roll: Zao fotsiny é nareo milaza fa mahay politika ireo, inn no vitanareo nandritra izay firy tao-maty izay. Miverena eo raha te hitaingina AVION na millions de dollars faz eo no mirediredi-p...eo.
I Andry TGV-nlà aza tsisy zava-bitany akory, ny tribune notokanana toa vita sahady ny tantarany. Ary manin moa lé TGV raha mandé eny antanimbary fa tsy mankeny @ drafitras nataon'ny fanjakana é ! Ikala Ratsivalaka nga mbola tsy voky tao @ SECALINE ka mitady hanangona ao @ CUA. Cochon tenisany !!!

57. penguin
(
20/01/2009 15:28)
Aza ompaina fa tsy mety zany. Aleo ati-doha ihany no mifampitana. Hahahaha na izany aza mba vendrana ihany vééé???
58. shoooter
(
05/03/2009 12:21)
Na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy ho rava ra8, ary ianareo any andafy rehefa miaina fahoriana sy hetraketraka lava toy ny aty ianareo dia ho tsapanareo fa tsy maintsy ialina ny fitolomana. Ny zavatra mahazo ny malagasy dia cancer tsy milaza oé salama tsara ny gasy fa kosa marary anaty n'iza hilaza n'iza hiteny dia mahantra isika ary mbola araraotina iany amin'ny fahantrana mianjady ary koa mboa poretina sy anaovana ramatahora isankarazany. sambatra ianareo any andafy fa manao vava sy manome tsiny fotsiny no mba anjaranareo fa izahay no ifoteran'ny vavanareo sy miatrika ny fahantrana lalina ary mahazo tsiny lava izao ho vendrana ra manaraka an'i TGV satry izy no sahy mijoro de voatery izahay anohana anazy satry mitambatra ny alahelo sy hirifiry. Moa mba fantatrareo ve fa ny antony nanovan'i ra8 ny lalampanorenana dia ny tsy hifidianan'ny malagasy mivantana intsony ny filohampirenena satria izao, ny filohampirenena ihany no afaka milatsaka independant fa ny olomboafidy aty ambany kosa dia tsy maintsy anaty antoko zany oe raha mirotsaka candidat izy dia tsy hanana ireo mpifidy vaventy akory noho ny eo ambaniny efa samy manana ny antokony avy.
ok daoly
ok daoly