Mila fanampiana

1. xxx ( 05/01/2009 18:26)
Ny sentiment ve aminareo, mety ho foana tanteraka. Tsy izany mantsy fa manana sipa za, nefa lasa niraiki-pitia tamin'ny olona hafa koa. Nefa fantatry ny saiko tsara fa tokony tsy hanao an'izany aho, tiako anadino tanteraka an'ilay vhv hafa ao nefa tsy vitako. Izà sy izy koa anefa tsy maintsy mifankahita foana ary mbola hifankahita foana. Ka mba ahoana re olona no anafoanako io sentiment io?? izay fantatro tsara fa hanimba anà raha mbola mitohy.
2. Noue ( 05/01/2009 18:38)
amiko aloha ny sentiment dia tsy mety ho foana tanteraka zany mahintsiny indrindra raha oe tsy maintsy mifankahita foana ianareo eee !
zany oe miankina @ ilay fisarahanao @ ilay sipa voalohany iany koa io !!dia ahoana zany aloha no ataonao eee ??? hilaza ny marina @ ilay sipanao oe tia sipa hafa ianao ???
3. xxx ( 05/01/2009 19:29)
Za ange ry noue mbola tia ilay sipako e! Ary te hiaraka aminy koa. Izay indrindra no tiako hanafoanana ilay sentiment-ko amin'ilay vhv hafa. Fa ny hilaza ny marina aminy izany dia hataoko fa tsy tokony ho ataoko satria lasa mankarary azy fotsiny aho. Za ary taloha anisan'ny olona nilaza hoe tsy mitombona izany tia olona roa izany fa za izao vao tsy maha-teny intsony.
4. Papoose ( 05/01/2009 20:12)
tsotra ihany!!! miaraha am-pitiavana @ sipanao dia le sentiment anao @ le olona ankiray avelao hijanona ho sentiment fa aza asiana actions!!!


tsy hoe tsotra ihany moa zany fa ezaho e! :wink:
5. Noue ( 06/01/2009 15:43)
xxx:

Za ange ry noue mbola tia ilay sipako e! Ary te hiaraka aminy koa. Izay indrindra no tiako hanafoanana ilay sentiment-ko amin'ilay vhv hafa.
dia tsy vitanao ve ny hanala an'io sentiment-nao io nefa tia ny sipanao ianao eee ?????kletia eeee! avy dia tsy jerevana fotsiny ilay raika dia zay koooo ! rehefa sendra mifanena dia hodiana fanina aloha @ voalohany dia tsikelikely tena atao fanina fotsiny eee! dia avy dia ilay sipanao tianao no ataovy ao an-doha mahafeno ny saina , dia ataovy ao an-tsaina koa oe an an an an an tsy ianao no tiako fa ny sipako


6. Koditra ( 06/01/2009 16:08)
Noue : ary aza kizitana ôtran'io :lol: :lol:
Za ange ry noue mbola tia ilay sipako e! Ary te hiaraka aminy koa. Izay indrindra no tiako hanafoanana ilay sentiment-ko amin'ilay vhv hafa. Fa ny hilaza ny marina aminy izany dia hataoko fa tsy tokony ho ataoko satria lasa mankarary azy fotsiny aho.
Mety harary fo kely fotsiny izy dé anambôtra saina sy itady solony, fa ny olana dé lasa xxx ndray no harary fo ra vô maita solony eo izy satri xxx mbola tia. Sô dé zay kosa no mapataotsa an'ingah ?
Ny tsy filazàn'ingah ny marina aminy nefa dé midika fampanantenana ho azy, izy mémifikitra nefa ngah mihamihataka (raha mahavita), vô maika ingah ho sahirana. Asa alou !
7. Noue ( 06/01/2009 16:58)
Koditra:

Noue : ary aza kizitana ôtran'io :lol: :lol:



=)) =)) =)) =)) =)) =)) kletia eee ! tena tsy kizitina kosa aho eee ! fa raha izaho no teo @ toeran'i xxx io dia ireo nolazaiko ireo no ataoko eee ! :-D :-D :-D :-D :-D sao sanatria ho fotidroa eo nihafarany aaa :-D :-D :-D :-D
8. fahamarinana ( 06/01/2009 17:55)
:arrow: :-D (l)
9. Koditra ( 06/01/2009 18:05)
Noue : ka lery aza efa mafy ny maazo azy klé. Mba meteza kely ndray enao eo @lé toeran'lé sipa faharoa tia be nefa ho ailika tampoka tsy aôna tsy aôna eo, tsy misy fanazavàna fa atahorana sao dé harary fo ??? Gravy a!
10. fahamarinana ( 06/01/2009 18:08)
:arrow: ary koditra experimenté mihintsy amin'io an... :-D (l)
11. Noue ( 06/01/2009 18:11)
koditra aaa ka ozy anie oe
Za ange ry noue mbola tia ilay sipako e!
sady ozy koa oe
Izay indrindra no tiako hanafoanana ilay sentiment-ko amin'ilay vhv hafa.
12. Koditra ( 06/01/2009 18:12)
fahamarinana:

:arrow: ary koditra experimenté mihintsy amin'io an... :-D (l)
Ka lé napenarinao anà reny iany nge reo naveriko eo ireo eh :lol:
13. xxx ( 06/01/2009 20:42)
Misaotra an'izay nanome toro-hevitra e! na dia tsy nahazo vaha-olana mahafa-po ary.
14. fahamarinana ( 07/01/2009 11:50)
:arrow: fa efa fantatrao ve hoe mety hisy vahaolana mahafapo ry xxx12 sy mpandefa ? Misy nanome vaha-olana kosa ao ( noue_papoose_koditra )fa tsy mifanaraka amin'ny tena tianao atao angamba. :? (l)
15. lilbon ( 07/01/2009 12:21)
salut! miarahaba n rehetra
ô ry xxx a mampirafy tsotra izao ny fonao amin izany !
tsarovy anefa fa tsara kokoa ny tsy manana afa tsy 1 fotsiny de izay tena hiankinan ny fonao!
tsy voatery ho le taloha na le vao2 fa ze tinao tazomy hatram farany fa sao de manjary hanenenao aoriana
za sahy milaza fa tsara zany hoe manana olontiana zany indrindra raha 1 ihany satria afaka manome azy ny tena faraherinao rehetra ianao .
16. Papoose ( 07/01/2009 15:34)
xxx, ndraso ndray aloha ary za hi google hijery vahaolana mety hahafa-po eeee :D
17. ninimalala ( 08/01/2009 09:05)
Se aza d'efa milaza fa hanimba an'ise ko, efa tsapanao anie zany e, aza eritreretina de mety io e
18. tokynat ( 08/01/2009 11:16)
xxx:

Ny sentiment ve aminareo, mety ho foana tanteraka. Tsy izany mantsy fa manana sipa za, nefa lasa niraiki-pitia tamin'ny olona hafa koa. Nefa fantatry ny saiko tsara fa tokony tsy hanao an'izany aho, tiako anadino tanteraka an'ilay vhv hafa ao nefa tsy vitako. Izà sy izy koa anefa tsy maintsy mifankahita foana ary mbola hifankahita foana. Ka mba ahoana re olona no anafoanako io sentiment io?? izay fantatro tsara fa hanimba anà raha mbola mitohy.


mitovy ny cas misy antsika, ny hany azo atao aloha de ny mandinika tsara décision satria tsy maintsy ny iray @zareo no iarahana fa tsy mety ra oe izy 2.nanao ahoana ny fiarahanao t@le taloha?misy zavatra tsy hitanao @le sipanao taloha nefa hitanao @le vaovao matoa enao voasarika any.niezaka nanotany akama teny fôna za kanefa tsisy mahavaly an'zany zareo fa enao iany.tsoriko alo fa reveko le sipako talo fa saingy le ray koa tsy ambaka anzany;grave be le izy e!!!! azoko mitsy ny zvt iainan'ny toi satria za ko ary ane tsy mahita solution hatramin'zao e!!!!
19. ari.malala ( 12/01/2009 08:32)
vahaolana: tadiavo izay tsyampy @ le sipa taloha ka any amle sipa vaovao de apianarina anle sipa taloha. Oh: raha fomba fiakanjo, atoro iz hoe tiako raha toy izao no fomba fiakanjonao, raha foba firesaka, atoro azy hoe izao no tokony tenenina... ets ets :-P mety hoe mila relooking kely ilay sipanareo taloha de mba ampio izy amizay mahafapo anareo e! tapahana ve ny volony sa ampanaovina rézim kely de mba mihena na tsy haiko asaina misakafo d mba lasa ngezangeza na ts haiko, anreo ian no maita azy eo
20. xxx ( 13/01/2009 12:55)
ao anatin'io situation-nao io koa aho. Ary izaho dia eo amin'ilay toeran'ilay vehivavy faharoa. Fa ny tsara ataonao dia tantarao amin'iJesosy Kristy, dia angataho vahaolana izy, hoe izay mety aminao amin'izy roa no ataovy tanteraka dia ahenao ny sentiment-ko amin'ilay anankiray hoe. Dia ho hitanao fa hivaha ho azy izany pb zany ary ho maivana ianao. satria tsy mety ny manan-droa araka ny Tenin'Andriamanitra fa raha hitany fa hi-decider ianao hiala amin'izany situation izany dia hanampy anao izy. Mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725