Ny tena olana anie dia ny fitiavana adaladala mits é, zà indray ts mino zany sentiment zany.Raha ts owé lé olona iarahanao io oh nahavonjy bé anao na owé nisy fanampiana lhb nataony anao na owé nanavotra anao dia par sentiment na owé par pitié no iarahanao aminy ts ahafahanao misaraka aminy.
Fa amiko alou dia matoa ts mety maty ao anatinao ny fitiavana ilay vhv faha roa dia efa niraikimpitia t@ ilay vhv faha 2 ianao saingy efa nanana ilay voalohany.
Manadino sy miala mora foana raha vhv ts anananao fitiavana fa matoa ts mety adino dia efa nahazo toerana ao amponao izy ary io toerana io ts foinao alana ao @ nao.
Tianao ilay vhv voalohany saingy taoriany nisy hafa izay tinao t@ fomba hafa kou.
Ilay vhv anakiroa mety mifameno ny toetrany na ny fihetsiny dia eo no manahirana anao, samy tianao ny zao @ 1 izay sur fa ts ho tafavoakan'iray.Eo no manahirana anao.
Sarotra anefa ny miala @ zay satria na ianao aza mijaly raha anajanona ny iray @ reo.Ary matoa mbola ts mety tafajanonao ilay vhv faha 2 dia mbola ts maty ilay afompitivanao azy.
Sarotra alou refa tratrany cas nao io é, ary ts lé vhv faha 2 no mety ho sahirantsaina raha ialanao fa na ianao kou mety hisy impacte @ zany indrindra refa sendra misy olana sendra mitranga eo aminao sy ilay vhv voalohany dia miatra aminao ny fahatsiarovana ilay vhv faha 2.
Ts tsara ny manana 2 nefa kou ny fitiavantsika olombelona adaladala owa.
Donc sarotra bé ny anomé fanampiana anao alou @ io cas nao io satria izay tratrany io cas mitovy aminao io dia ts nis nahavaha olana doly.