famokarana io fa tsy famikirana
1. Lejoba
(
07/01/2009 11:56)
Tao anaty bus no niseho ny tantara
Feno be ilay bus ka tsy takatra intsony ny fitazomana, mifaneritery rahateo moa ka tsy voatery mamikitra. Nisy coup de frein tampoka nefa ka samy namonjy izay azony nosamborina teo. Ny tanan'ity ramatoa iray sendra nanaraka ny vatany dia mba nisarangotra t@ izay azony teo koa izy. Tezitra be ilay rangahy tao aoriany sady niteny hoe : "ô ramatoa ity ah, famokarana io fa tsy famikirana".
Fanontaniana : inona ilay voasambotr'ilay ramatoa?

novalian'i tokanah ny 10/02/2009 13:48
5. ainaheri
(
07/01/2009 15:10)
booboo>> ka mety oe avy niandry omby ilay rangah d nitondra tehina na avy niasa tany nitondra angady,d natambatro izy 2 :-D :-D :-D Fa ilay mifampitazotazona eny anaty bus kosa alou tsy lasa ee :-P
7. xxx
(
07/01/2009 16:14)
Taiza koa no nisy hoe avy miandry omby dia mandeha bus, na avy miasa tany dia mandeha bus....? hihihi
Raha ialahy ry ainaheri no tratra ohatra an'io ka mimenomeno amin'ny olona dia avy dia hisy hilaza amin'ilahy hoe: " mandehana taxi raha tsy te ho sarongotina e (na hoe mandehana taxi raha tsy te ho voabeda, ...) hihihi
9. ikaretsaka
(
07/01/2009 19:40)
Taiza koa no nisy hoe avy miandry omby dia mandeha bus, na avy miasa tany dia mandeha bus....? hihihi
misy ka... hitako tany Bira fa le avy manao saraka an-tsaha ireny ry lerony na mikarama miandry omby aloha dia mandray bus @ izay ho any an-tsena sabotsy...
mila mikandra aloha hakana sosy entina mirozy koa
10. Zozoro
(
08/01/2009 21:54)
xxx:
Taiza koa no nisy hoe avy miandry omby dia mandeha bus, na avy miasa tany dia mandeha bus....? hihihi
Raha ialahy ry ainaheri no tratra ohatra an'io ka mimenomeno amin'ny olona dia avy dia hisy hilaza amin'ilahy hoe: " mandehana taxi raha tsy te ho sarongotina e (na hoe mandehana taxi raha tsy te ho voabeda, ...) hihihi
:-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^) :^) :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D :-D
11. ainaheri
(
09/01/2009 00:23)
xxx:
Taiza koa no nisy hoe avy miandry omby dia mandeha bus, na avy miasa tany dia mandeha bus....? hihihi
Raha ialahy ry ainaheri no tratra ohatra an'io ka mimenomeno amin'ny olona dia avy dia hisy hilaza amin'ilahy hoe: " mandehana taxi raha tsy te ho sarongotina e (na hoe mandehana taxi raha tsy te ho voabeda, ...) hihihi
hihihi mety misy ilay tranga arak'io voalazan' i ika io.....Nga mou d nalaina ara-bakiteny zay nosoratako lol nataoko kisarisariny mba tsy ilazako ny tena izy :oops: ,fa ny tahon'agady sy tehina azo amikirana tsara an :-P ,aza entina mody fotsiny fa avereno @ tompony lol,mba hisy hamokarany any tanimbolin'olon-kafa any ndray :°)
13. andrywui
(
09/01/2009 17:45)
efa mazava be zany fa zavatra lavalava mamoaka zavatra fotsifotsy atsofoka aoanaty zavatra mandomando ny valiny e!!!___________________________ sigara zany
16. dahuily
(
12/01/2009 19:16)
Sigara ve ho famokarana e !!!
Ny ahy izao de hoe avy nividy angady teny isotry izy de nandeha nody nande bus ;de ny zaran'ilay angady no voaray tao ka nampimenomenona an- drangahy satria nitsoaka t@ lelany ilay zarany !!!!!!lol

17. Samoana
(
13/01/2009 19:22)
Mety kitapom-bola avy nandraisana karama angamba izany voatazona izany! Malemilemy ve le izy sa henjana?
18. hana
(
14/01/2009 16:37)
izaho mahafantatra fa menatra be aho hanoratra an'ilay izy hi hi hi
:oops:
:oops:
20. Lejoba
(
22/01/2009 12:52)
ka ilay valiny??????
ho avy tsy ho ela hoy ilay miandry "tso-drano" = tsolotra fa ny bianco tsy raharahany intsony