Liste des messages

Liste des messages, inserés par tokanah, par ordre de date
tokanah ( 10/03/2009 06:45)
efa nialan'ny tafika ny anao
Hita miariary izao ny tsy fitiavany tafika an'i ra8. Koa mbola inonona indray ny anarahana mpamono olona sy marenina tsy maheno ny feo ny vahoaka mikaikaika tsy manakoanina sy mahantra fara indiny, ny... suite
répondu par rabaradaka le 10/03/2009 07:14
tokanah ( 04/02/2009 12:20)
be fataorana ihany ra8
ra vao nitolotena ho mpitondrana ny firenana i gnrl fidy t@ izay dia tonga de nivoaka ny didy hoe: sambory izy ka omena vola izay manampy @ fanamborana azy. Ankehitiny kosa manina tsy izany no mitraga... suite
répondu par penguin le 05/02/2009 06:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065