be fataorana ihany ra8

1. tokanah ( 04/02/2009 12:20)
ra vao nitolotena ho mpitondrana ny firenana i gnrl fidy t@ izay dia tonga de nivoaka ny didy hoe: sambory izy ka omena vola izay manampy @ fanamborana azy. Ankehitiny kosa manina tsy izany no mitraga rehefa i TGV?nefa samy manongana ihany. Ny olona manaradiha azy avy ao aorina idray no tetehina fa tsy izy mitonotena MAHAGAGA VENDRANA SA MAHATAOTRA ,NY FITIAVA'NY VAOHAKA AZY (RA8) koa efa tsampany sao de mikorotana io no samborona eo ka eleo ny mpanaradiazy no henjehina. :( tsy afaka mihetsikan. tsarovy fa tsy maintsy hila eo ianao ra8 a! vetivety ihany izany :lol:
répondu par penguin le 05/02/2009 06:41
2. andrywui ( 04/02/2009 12:25)
ary ra ny pactes ataonle rangahy io tenenin ol ao amin hevitra ao ambany ao de tena mampivaraotsan mits ny mamaky azy ,fa mis ten olo tia ten sy tsy miraharah ol afats ny tenan mits kah
3. penguin ( 04/02/2009 13:07)
Mbola tsy mitondra fa mbola eny an-dalamben'ny 13 Mai aza ny TGV-nareo dia efa ambavany ny IZAHO IZAHO koa inona no maha-tsara azy. Zara raha miseho ny tarehiny rehefa mikabary eny @' 13 Mai fa dia ny mpiambina no hita satria matahotra ihany koa na efa mihevi-tena ho mpandresy aza.
4. tsiafoi1 ( 04/02/2009 13:13)
Proverbes 10 : 18
Celui qui dissimule la haine a des lèvres menteuses, Et celui qui répand la calomnie est un insensé.

Proverbes 11 : 12
Celui qui méprise son prochain est dépourvu de sens, Mais l'homme qui a de l'intelligence se tait.

Proverbes 11 : 13
Celui qui répand la calomnie dévoile les secrets, Mais celui qui a l'esprit fidèle les garde

Proverbes 11 : 23
Le désir des justes, c'est seulement le bien; L'attente des méchants, c'est la fureur.


5. Andribe ( 04/02/2009 13:43)
Matahotra kosa ra8 fa sao de lani i andry boay kely eo ny ronono le aza aaaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D peace and love ho an ny mpisera tsy manao politika :-D :-D :-D :-D :-D
6. nyavo2000 ( 04/02/2009 14:04)

Ny fotoana ny andrasana dia iaraha-mahita ny hiafaran'i Andry, fa na higadra na handadilady hanantona an-DR8 hidinika ihany fa matahotra ny ratsy natao rehetra.

Andribe:

Matahotra kosa ra8 fa sao de lani i andry boay kely eo ny ronono le aza aaaaaaaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D peace and love ho an ny mpisera tsy manao politika :-D :-D :-D :-D :-D



7. andrywui ( 04/02/2009 14:17)
ny farany no hitsara na ny Herimbahoaka na ny Herin'olotokana misy anefa ohabolana Malagasy izay oe Aleo halan'Andriana toy izay Halambahoaka ! ambany kokoa zany degré n'Andriana eto, ny vahoaka zany no Arnold hi hi hi hi hi
8. xxx ( 04/02/2009 14:32)
tsiafoy a efa lany tsianjery io fa ovay hafa indray ka,
9. xxx ( 04/02/2009 14:43)
EFA HO AVY EO NDRAY ZAO TSYAFOI AMLE MORAL VAZAH BE
10. tsiafoi1 ( 04/02/2009 15:32)
tsiafoy a efa lany tsianjery io fa ovay hafa indray ka,


Zany indray aza e : Mazotoa mamaky ry havana !

Fomba fiadin'i devoly sy ny tariny ny miapanga sy manendrikendrika toy izao. Fa Jehovah hananatra azy. :

Jean 8 : 44
Vous avez pour père le diable, et vous voulez accomplir les désirs de votre père. Il a été meurtrier dès le commencement, et il ne se tient pas dans la vérité, parce qu'il n'y a pas de vérité en lui. Lorsqu'il profère le mensonge, il parle de son propre fonds; car il est menteur et le père du mensonge.

Proverbes 6 : 16
Il y a six choses que hait l'Éternel, Et même sept qu'il a en horreur:

Proverbes 6 : 17, 18, 19-Les yeux hautains, (Manandran-tena ho filoha)
-La langue menteuse, (Mamafy lainga tsy mitombina rehetra izao)
-Les mains qui répandent le sang innocent, (De niaraha-nahita ny 26/01/08)
-Le coeur qui médite des projets iniques, (De izao hiraha-mahita izao e)
-Les pieds qui se hâtent de courir au mal, (Tsy hatoro anao intsony angamba)
-Le faux témoin qui dit des mensonges, (De zao mamafy lainga sy fitaka zao)
-Et celui qui excite des querelles entre frères.(Mamafy fikomiana)

C'est à nous de voir Qui repond à tous ces critères.
Jean 8 : 47
Celui qui est de Dieu, écoute les paroles de Dieu; vous n'écoutez pas, parce que vous n'êtes pas de Dieu.

Voilà ce que Dieu attend de nous face à la situation politique actuelle :

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes

Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays! Amen


11. zoulou ( 05/02/2009 04:17)
mino mitsy za fa ty Tenin'Andriamanitry ny tsiafoi1 ty mitsy no nahafaty ny devolin-dra8 ka natonga azy nidaboka otran'izao, misaotra an'i tsiafoi ihany aloha fa ra tsy zany mbola voagejandra8 teto foana isika. dia tohizo ihany ny vavaka ry tsiafoi mba tena hanjaka tanterka ny fiadanana eto amintsika a! tena tsy zakan'ny demonindra8 mitsy io an! aiza ko efa misy maty ny osy maity !!! efa mitranga ny cravate mena !!! misaotra ihany e!
12. Fanjaibe ( 05/02/2009 05:59)
Mba asaivo miantso ny anaran'i Jesoa Kristy eny imasom-bahoaka fa hivaha ny olana

Tena marina io an !!!!
13. penguin ( 05/02/2009 06:41)
Elah ngetroka no mifandray mivantana aminy ka mahatsapa voageja fa ny anay ny fiainanay no mangeja anay ary miady ny ampisondrotra azy izahay fa tsisy fifandraisana @'izay Filoha any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0941