Inty ilay valiny eh : tena ilay zaran'angady ilay izy, tahon'angady izany raha misy tsy mahalala. Tezitra ilay rangahy nitazona azy satria sady mety handratra ilay angady no mety ho simba.
Fa manontany teny aho hoe sao mba iray @ i ainahery sy i dahuily aza no tratra t@ io? Mba 'nareo kosa anie izany no nantenain'ilay ramatoa ho mpanavotra ka ahilikareo indray ve izy? :lol: =)) =)) =)) =((