"Arahaba" avy amin'i raozygasy.

1. ikalamako ( 10/01/2009 22:13)
Rehefa mihamatotra sy mihamahazo vahana ny fiaraha-mitsiky ;-) dia toa itony no vokany : http://dailymotion.alice.it/RRRVolantsoa/video/x7zo01_arahaba20090001_people
novalian'i vale ny 11/01/2009 18:40
2. sipagasy ( 11/01/2009 00:04)
mahafinaritra kannn, sady tsara feo aby nareo e!
3. Zozoro ( 11/01/2009 07:29)
Misaotra betsaka. Mahafinaritra tokoa.
4. vale ( 11/01/2009 18:40)
misaotra Ikalamako aa! dia mirary soa ho anareo ihany koa ho an'ny taona vaovao 2009! bizzzz :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 1.3106