ANTSAN'I KRISTY
1. ARINOFY
(
12/01/2009 11:48)
Hono oa,iza moa no mpivady ao @ Antsan'i Kristy?Ary iza no vadin'i Voahirana lay lasa any andafy?De mankahery lalandava ny Antsan'i Kristy fa tsara be ny hirany.
novalian'i edomoina ny 19/04/2012 08:24
2. Lejoba
(
12/01/2009 13:40)
tsy ilay bota kely iny ve no vadin'i Voahirana? Ilay nanao raise your voice fa tsy haiko ny anarany
3. caprio
(
12/01/2009 20:41)
Ny tarika Nary arthur no nipoiran'i voahirana sy rotsy,satria zanakio tarika nalaza taloha io ry zareo reo,ary taty aoriana refa niforona ny tarika ANTSAN'I KRISTY dia anisan'ny nandray anjara ry voahirana sy rotsy satria samy zanaky ny fiangonana anosivavaka daholo na ny namorona ny tarika na ny ankizy mpihira,dia tsy iza fa ry haga sy ry mamy ary ry voahirana sy rotsy,,dia avy eo i rotsy sy voahirana nanavao ny hiran'ireo Ray aman-dreniny taty ahoriana(Nary arthur)dia refa vita ny clip dia mbola ireo Ray aman-dreniny ireo hiany no hita ao anaty clip fa ny feo dia efa izy roavavy kely reo no nihira azy,ny fanontaniana dia we iza no vadin'i voahirana,io ndray aloha dia tsy fantatro fa raha ny sipany tao @tanĂ na dia fantatro tsara,kanefa tsy hidiran-tsika lalina ny @iny fa ny tohiny dia aty an-dafy voahirana ary mbola mihira izy,fa zany we betsaka kosa kaloa ny makafy ny hiran'io tarika ANTSAN'I KRISTY io fa de ho hita eo indray izay anohy hitantara ny momba azy fa hoatran'ny vizana ny tanako ry zareo ka zay aloha no mba fantatro fa dia miandry izay anohy azy ndray zany :lol: :lol:
4. ARINOFY
(
14/01/2009 07:04)
Fa ny Antsan'i Kristy @ zao ane hono ka misy mpivady .Raha tsy diso za de lay bandy mihira an'i "Tohano mafy" iny hono no misy vady ao, Mamy ngamba no anarany.
6. caprio
(
15/01/2009 13:55)
ny zokin'i rotsy no vadin'i mamy,fa tsy mpihira ao @tarika io zokiny io
8. andrywui
(
21/01/2009 16:30)
mpivady aona ry kalakely a!! i Voahirana no manambady an'i patrick miasa amin poste ao montgeront de manaonao Antsan'ny Kristy frantsa nefa toa matimaty fa ny oul angamba mila Antsan'ny Kristy vrai de i Tantely claviste lasa manao studio ao Ambohibao ao
9. edomoina
(
19/04/2012 08:24)
Ary aiza izao Tantely Claviste an'ny Antsan'i Kristy io? Toa lasa any Marseille hono? Mbola ao ve ilay studio ao Ambohibao io?
