Mijoroa ary fantaro tsara ny olona hiarahana sao kenda ndray
1. penguin
(
12/01/2009 15:06)
Dia tena mijoroa tokoa ary fakafakao tsara ireo olona hiarahana. Sao taitaitra avy eo milaza leo ndray. Jereo ny tenanao, ny asanao sy ny fahaizanao hoe tena hanova anao vé ny hetsika sa TOHATRA no ilaina anao. Koa mahareza hatrany ary aza mba manenina rehefa manapakevitra.
novalian'i Zafimananadrazana ny 24/01/2009 07:19
2. tataka
(
13/01/2009 06:17)
Ny Ex-Ministre sahalan'i Rajivason mety mbola ho Ministrea rahatrizay, ny Ex-Maire sahalan'i Rolland Ratsiraka mety mbola hiverina Maire na ho lasa filoham-pirenena mihintsy aza; ireo Ex-DG, Ex-Directeur sns misy handrahandrainy.
Fa ianao misy andrahandraina sa mpanosika ihany ? Na izany aza aloha dia tsara tokoa raha ho an'ny tanindrazana.
Iza avy ireto lohandohany tao @ fitaom-bavaka ary ?

3. penguin
(
13/01/2009 06:40)
Kay moa tena hita ho mpivavaka tao daholo ry zalahy reo an ??? Ento ambavaka dia mba ahiratra ny maso sy ny saina.
4. tsiafoi1
(
20/01/2009 10:20)
Ny tena marina na tratran\'ny masobe tsy mahita mihitsy Antananarivo, na diso malama ka mora abolisatra...
5. andrywui
(
20/01/2009 10:42)
tsy ny fijerena ny oul hiarahana, zany oe tsy ny oul no olana fa le zavatra atolony ny vahoaka ! tena nahatsara ny vahoak madinik zao oa ren tsaky pop
reny fa noho izy hevitra avy amin-DRATSIRAKA no nananana hambo tsy nanaovana azy de ny vahoaka no ampihinanina,otrizay zao mba nanana ekonomia kely ny malagasy aminio politikan kibo io, tsy te hijery ny vahoaka ambany lanitra; fa ny avion , volabe tampoka , harenabeako, efa mazava ane ny lalana nomban'ny mpitondra atsika fa ny haka ze harena faranze max ao amin etat ao sy ny harempirenena de hiala moramora hitsoaka e!! ka raha mba vitan'i TGV ihany oa ny manome ny Malagasy io filana fototra ho an'ny olombel io de ny sakafo ampy zany de izy no mahazo ny prix NOBEL avy amin malagasy!! avy eo izy manao ze politikany amin fampandrosoana ankapobeny eo

6. tataka
(
20/01/2009 13:56)
Afaka manome Prix Nobel ve andrywui ? Raha nilatsaka avy any andanitra io TGV io dia lazaonao mba hisainana ary. Ny tsak pop mahazo mileka an-dradidi any ianao fa tsy mitady azy ny Malagasy.
7. andrywui
(
20/01/2009 16:03)
o ry lat... oadray tataka mantsy e!! aza le oul nanao anle tsaky pop oa no jerena fa le tombotsoa azo taminy!! nareo ane voky lava de tsy mba misaina akory fa heverinareo fa voky misonasona otranareo ko ve ny 80% n'ny malagasy
ny anareony tsy fitiavan'oul no tonga mialoha fa tsy zavatra nataony !! innn zao no maharatsy anle tsaky pop ra novaina kely sy natao madio tsara le izy !! tsy tia oul!! miavonavokevitra !! ratsy saina ! ra zay de kinga nareo

8. Zafimananadrazana
(
24/01/2009 07:19)
andrywui:
o ry lat... oadray tataka mantsy e!! aza le oul nanao anle tsaky pop oa no jerena fa le tombotsoa azo taminy!! nareo ane voky lava de tsy mba misaina akory fa heverinareo fa voky misonasona otranareo ko ve ny 80% n'ny malagasy
ny anareony tsy fitiavan'oul no tonga mialoha fa tsy zavatra nataony !! innn zao no maharatsy anle tsaky pop ra novaina kely sy natao madio tsara le izy !! tsy tia oul!! miavonavokevitra !! ratsy saina ! ra zay de kinga nareo
Manakory aby!
Ny biby no fahanam-potsiny ry andrywui a! Tsy hani-masaka no hanambazana ny mpiray Tanindrazana toy izay efa nataon-dRasorobilana! Ary moa tsy Ohabolana Malagasy va ny hoe "Ny alika no miverina amin'ny naloany"? Ka nahoana no alikainao ny mpiray Tanindrazana aminao?
Vahaolana fototra ny fampandrosoana haingana ny tontolo ambanivohitra mba hahafahana mampitombo ny vokatra, hampitobaka azy ireny eny an-tsena sy hahafahan'ny Ambanilanitra mifidy sy mividy izay hohaniny!
Ary hitako fa ianao dia manana ilay toe-tsaina hoe: "Omeo ny kely ny Vahoaka hihinanan'ny vitsy an'isa ny be indrindra". Saintsaino!