perikopa 2009
1. nikah
(
17/01/2009 12:14)
faly miarahaba atsika rehetra ooo!
Sao de mba misy afaka manome perikopa 2009 eto @ serasera kay azafady ?na ilay mofon'aina sekoly alahady @ mampiely baiboly ireny ooo.
Dia misaotra mialoha indrindra.
Sao de mba misy afaka manome perikopa 2009 eto @ serasera kay azafady ?na ilay mofon'aina sekoly alahady @ mampiely baiboly ireny ooo.
Dia misaotra mialoha indrindra.
répondu par berainy le 27/02/2009 15:04
4. Lejoba
(
20/01/2009 15:26)
Salut Nikah, manana azy roa aho any an-trano fa andraso ezahiko scanner-na dia ampidiriko eto raha mety. Sinon, alefako mail mivantana @ i toi.
Ireo indray tonga dia raisina fa tsy mbola tadiavina toy ilay dépliant eh, aza manahy ha ha ha
Mirananirina : perikopa dia karazana calendrier ampiasain'ny FJKM any Madagasikara, misy versets bibliques hovakiana isaky ny alahady (ahitana ireo teny vakiana ao am-piangonana protestanta eh)

5. nikah
(
21/01/2009 11:40)
Mankasitraka indrindra Lejoba an!Dia miandry le izy avy any aminao zany e!Raha tsy tafiditra eto de alefaso any @ hotmail.
Misaotra eeee :-* :-*
Misaotra eeee :-* :-*
6. Lejoba
(
21/01/2009 13:28)
Azafady Nikah
Efa vonona ilay scan fa tsy haiko ampidirina eto. Toy izay koa ny ary @ hafatra manokana. Ilay adiresinao hay tsy voatahiriko dia voafafa, ary ohatry ny yahoo no fahatsiarovako azy?
Mba avereno alefa azafady; miala tsiny eh
Lejoba

7. niryna
(
22/01/2009 13:03)
NIkah a, jereo ny web site ny loteriana fa ry zareo no mizara io perikopa io
8. nikah
(
22/01/2009 17:01)
niryna ,lejoba,mankasitraka indrindra anareo,fa ilay hafatra alefa any aminao hoah toa tsy mety lasa ee!Tsy haiko hoe ahoana,handramako halefa ihany fa dia misaotra indrindra.
10. nikah
(
24/01/2009 05:49)
Lejoba,efa lasa any le adresse ka de manatena le perikopa sy le mofon'aina zany an!mankasitraka indrindra eee!
12. nikah
(
28/01/2009 06:44)
Slt!Misaotra indrindra fa voaray daholo izy 2.Sahirana tany @ chantier ka zao vao nahavaly.Mankasitraka indrindra eee! :* :*
13. berainy
(
27/02/2009 13:42)
Manahoana daholo,
Misy Perikopa FJKM afaka telecharge-na ato amin'ïty sity iray ity fa jereo : www.gazety-tantely.net, mazotoa ary>
Misy Perikopa FJKM afaka telecharge-na ato amin'ïty sity iray ity fa jereo : www.gazety-tantely.net, mazotoa ary>
14. berainy
(
27/02/2009 15:04)
Ato no misy an'ilay perikopa FJKM 2009 fa nisy diso ilay adiresy teo. miala tsiny. Ity ary : www.gazety-tantely.net