mety mbola hiteraka be zah

1. lionnelia ( 18/01/2009 12:13)
bonjour daholo!
bevoka efa plus de 3 mois aho t@ 2005 nohon'ny tsy fananako atom-pivelomana azo antoka dia nalàko le izy natao anestesie général tany @professeur iray. heritntaona taorian'io dia bevoka ary teraka t@ 2007 tsisy problme mihitsy pendant ny grossesse saingy ny jour d'accouchement vao fantatra hoe tsy azo ilay zaza. tsy nilamin-tsaina tsony aho nanomboka teo satria tena voa mafy ny saiko. Ny juin 2008 teo dia nitoe-jaza ndray aho fa teo @ 1 mois mahery kely teo dia afaka hoazy le izy; ary farany de t@ septembre 2008 teo de nitoe-jaza ndray aho, feno teo @ 2mois teo ilay izy de afaka koa. nefa hatram'zao dia mbola tsy salama aho. zah nefa tsy te-hoany @ ddokotera fandrao sokisokiriny eo satria de mbola misy saignement foana ary tena miha-reraka be aho. Inona no tokony hataoko kapoka nohon'ilay zaza nalako voalohany ve zao. Zah nefa efa 28ans efa hanan-janaka be. Mba toroy hevitra aho ry vehivavy namana. Merci
2. fitia2006 ( 18/01/2009 12:59)
raha tena marina io tantaranao io de tsy misy hevitra afa-tsy ny mankany @ dokotera satria ny fahafantarako azy na afa-jaza aza de tokony ho any @ dokotera satria tsy normal izany mande ra tsy mijanona izany; ary gynecologue fa tsy dokotera ze misy akory
mbola tanora kely enao ka afaka mbola mikara² vatana tsara
ny oe kapoka alou aza eritreretina fa mibebaha de aza mamerina intsony fa ny avortement de famonoana oul eo antrehan'ANDRIAMANITRA
3. xxx ( 18/01/2009 14:34)
Ny fahalalako lay mampandeha rà tsy mijanona anao (méno-métrorragie)dia ...mbola misy loto tavela ao ka mila diovina tsara. Tsaroako ny dadako nandeha rà tsy nijanona ny nifiny nefa tsisy naratra tsisy n'inn n'inn...hay nisy nify mangana be tao, dia voa nesorina iny dia nijanona ny rà.

Antony iray tsy mampijanona azy koa (satria za efa tratran'io, za tsy mbola nanala zaza zany aloha an..) dia voan'ilay atao hoe "hyperplasie de l'endomètre" ianao, mamorona ohatry ny tranon-tantely ao amin'ny tranon-jaza, mila kikisana izy io vao mijanona ny rà, tsy cancer io akory an! fa raha tsy voatsabo dia mety hivadika cancer).

Fehiny : mandehana manatona mpitsabo fa ny eto toro-hevitra ihany ; manjary mamorona olana be dia be ny sainao. Mirary fahasalamana.
4. lionnelia ( 18/01/2009 16:03)
ka tam le afa-jaza in-2 anie zah dia manantona mpitsabo e! ao @ marie stop foana aho na nisafo tam bevoka na ilay afa-jaza dia tam le farany teo aho nomeny le dokotera cytotec satria hoy izy hoe efa niongotra tam toerany ozy ilay embrillon ka tsy hoanina fa nalefa tany @ vagin de tsy tena nandeha tsara aloha le izy. de t@ 31/12/08 teo no nandeha farany ilay rà dia nandeha le izy t@ erin-ny androany ka maly nanao emorazy be indray dia izao manoratra izao ndray misy ihany fa tsy nitovy an le maly de possible ve oe mety ho curten'ny dokotera aho rah mande any? nefa zay le tena hataorako satria sao dia mampanify tranon-jaza ka mety tsy hiteraka intsony aho. sa mety ve ilay fisotroana romba?
5. karinah ( 18/01/2009 20:17)
raha za i lionnelia dia tsy mangatak'andro fa mande mijery dokotera na toy in fomba hitsaboany anao eo na toy inona satria io resaka rà mandeha io saro-pady, ny tranon-jaza surtout!
6. Papoose ( 19/01/2009 03:02)
tena gyneco specialisee jerena fa raha za manokana de tsy mandeha marie stopes fa ao koa anie tena mi encourager fanalanjaza eee(fahenoko matetika io aloha an)
7. ninimalala ( 19/01/2009 08:03)
Ra izaho enao de mamonjy Dr hafa fa tsy ao @ Marie Stopes fa tsy misy afa tsy izay no solution, io clinique iray io manko dia nitondrako pb mahitsy ka tsy te hierika an'io tsony za. Fa rehefa sitrana tsara io inona mo no antony tsy tokony hazoanao zaza e, mandehana Clinique Noah eny @ village de Dr Hary na Dr Francis. Mahereza e
8. mampikanto21 ( 19/01/2009 08:44)
Miarahaba anao,

Marina avokoa ireo voalazan'ireo namana teo aloha ireo fa te-hanamafy aminao aho hoe: fijerena dokotera irery ihany no vaha-olana, ary aza mangatak'andro fa mandehana haingana. Misy dokotera gyneco ity ka sao dia mba tsara makany ianao : Dr ODON eo akaikin'ny pharmacie eo @ Route circulaire io no misy azy. Docteur ny mpiasan'ny BFV izy io ka @ aprem zany ianao no tsara mandalo any satria maraina izy miasa any @ BFV Analakely.

Izay fa dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao e!

Mirary soa a!

Mampikanto

9. haritianah ( 19/01/2009 11:40)
Dr HARY sy Dr FRANCISE dia malaza mahay fa manatona any.
Mila tena mizaha tsra ny ao anaty kibonao ioanao fa aza varimbariana.Matoa
nisy zany zvtr nifandimby zan dia possible manana ianao fa misy mila jerena akaiky ary any gyneco zé mba ita mahay no andehanana fa sao sanatria ka mitarazoka dia mivadika zvtr hafa.
Saropady ihany mantsy antsika vhv @ io resaka fananana zaza io ka mbola ts tara é.Courage.
Dr JOSE Clinique Anosibé kou efa ampy fitaovana tsara no mahay.
10. Rafahafahana ( 19/01/2009 13:26)
Aza varina fa mankanesa any dokotera spécialiste fa afaka manampy anao izy; dia mahereza.
11. fahamarinana ( 19/01/2009 14:21)
:arrow: lionnela :ny vhv saropady amin'ny resaka fiterahana io sy io taova io indrindra indrindra,tsara tokoa ny manantona Gygy fa tsy mijanona amin'izao ! (l)
12. ikaretsaka ( 19/01/2009 15:08)
@ akamaroan vhv gasy any antoerana tokoa hoa matahotra mande gygy raha tsy hoe efa tena olana goavana e
13. Papoose ( 19/01/2009 20:18)
ny vola ro tsa misy iiii
14. ikaretsaka ( 19/01/2009 21:31)
Misy na ireo zanaka ngetroka aza ka
15. roxanaha ( 20/01/2009 09:32)
Bonjour lionnelia

Mandehana mijery spécialiste fa izy ihany no afaka mamaha ny olana. De aza adino ny mivavaka fa hain Andriamanitra ny zava-drehetra. Za ko manana pbm momba io hoe mety hiteraka ve sa tsia. Nandeha nijery gynéco ary normal daholo ny taova rehetra. Ny azo atao de mivavaka tsy tapaka, de aza eritreretina ilay hoe kapoka ve? vao maika ianao sahirantsaina raha izany no mibahana ao an tsaina.
Aza kivy e!!Dia salamà
16. xxx ( 20/01/2009 10:30)
rehef bevoka enao de tondé zairo mitsy amzay tsy mprotsk tson le zaza fa mety efa nalalak be tamle nalana fona le fika de mbolotsak fona
17. lionnelia ( 20/01/2009 13:01)
bonjour daholo! misaotra betsaka fa tena tsy hangataka andro tokoa saingy alohan'ny andehanako any. Raha ohatra ve ka mbola misy tavela ao de mety mbola curte-na ve ? io mantsy no tena hataorako satria sao de mapanify ny tranon-jaza de na tokony hipetraka aza le izy de mety tsy.de za aloha tsy mbola mieritreritra ny hoe hiteraka @ ty taona ity na de efa 28ans ary fa tiko ho stable tsara mhitsy ny toe-batako vao miteraka. ny faharoa koa de za manjaitra ary tena faran-izay tia manjaitra aho ka sao de le mipetraka lava koa no tsy mety? misaotra betsaka
18. kelly13 ( 20/01/2009 13:04)
xxx15>tsy aleo tsy nanoratra? :o
19. Rafahafahana ( 20/01/2009 13:07)
xxx:

rehef bevoka enao de tondé zairo mitsy amzay tsy mprotsk tson le zaza fa mety efa nalalak be tamle nalana fona le fika de mbolotsak fona


Aza atao an'izany kosa izy é.
Izy aza efa mampalahelo.
20. fahamarinana ( 20/01/2009 13:10)
lionnelia:
ny faharoa koa de za manjaitra ary tena faran-izay tia manjaitra aho ka sao de le mipetraka lava koa no tsy mety?

:arrow:za koa akia tia manjaitra ary ampototry ny masinina no fiainako...a part ny masoko reraka sy ny fahanterako rahateo dia tsy nisy fiantraikany amin'ny fahasalamako specialement ilay izy...Fa vakio ireo hvtr natoron'ny namana ireo dia araho aloha fa makarary loha ny manao supposition samirery nefa iaraha-mahalala fa raha hipetraka eo tsy ahavaha ny olana fa + lasa ny andro ,+ mihamarary :zvtr mety azo tsaboina izao lasa mihitatra ihany koa..mahereza e !(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1116