mety mbola hiteraka be zah

21. lionnelia ( 20/01/2009 13:12)
aiz no misy ity clinique Noah ity? sao de mba azo fantarina hoe à peu pres ohatrinona eo ny consulatation ? mba hiomanako mantsy azafady indrindra juste oe ny consultation fotsiny. misaotra betsaka fa tena mila hamono tena mihitsy e!
22. lionnelia ( 20/01/2009 13:19)
ndrindra nisy mpirahavavy ampanambadiana amiko niara-teraka tam le zaza voalohany tsy azo de efa herintaona sy tapany ny zanany zao de na de manoratra izany eto aza de mampitomany; ny fanampiny zany koa ny tranonay efa mba nolokoina manga kely t@ le zaza de vao mijery ny rindrina de tena farahidiny mihitsy . de manjaitra ny akanjo ze mafinaritra sisa ny fahafinaretana de mivavaka refa lahady fa ndraindray kivy ihany. fa misaotra betsaka antsika vehivavy mba mifankahery
23. ari.malala ( 20/01/2009 13:37)
lionnelia:

aiz no misy ity clinique Noah ity? sao de mba azo fantarina hoe à peu pres ohatrinona eo ny consulatation ? mba hiomanako mantsy azafady indrindra juste oe ny consultation fotsiny. misaotra betsaka fa tena mila hamono tena mihitsy e!



Village des jeux Ankorondrano fa ny consultation tsy haiko na ohatriona na ohatrinona! mila miomana mitondra vola bb ftsn e! any hoany am 200 000F any entina raha possible! aleo manana amby mantsy toy izay tsy ampy. Mahereza!
24. lionnelia ( 20/01/2009 13:43)
misaotra betsaka e, miady mafy ihany aloha mba tsy ho kivy
25. lovelyri ( 20/01/2009 13:56)
non ny consultation ao am clinique NOA dia environ eo am 95000fmg eo fa raha manao echo enao dia manampy 150000fmg.

mila maka rdv enao faran'izay haingana fa grave be io aza matahotra makao fa dr milay be reo sady tsara fanahy no manampy anao :wink:
26. lionnelia ( 20/01/2009 14:14)
ary so de mba misy manana ny phone mba angalana rendez- vous azafady
27. fahamarinana ( 20/01/2009 14:19)
:arrow: mahatra an'izany ve ry reto ny consultation sy echo any dago..danz be! :( (l)
28. xxx ( 20/01/2009 15:34)
eny e! mety mahantra zahay aty Dago ka tokony handefasanao zany. aiza ny hahafataranao na mety mbola tsy nanatona gyné hatramizay niainany izy. Tsy midika ko zany owe mahantra ra manotany ny consultation. fa aza be zesta fa zay ko ne efa mba tany ivelany tany mahalala ny fiainana any e. fa tsy owe ze mpetraka any kory de manana be daholo refa tonga aty @ Dago miseho milay fa any mihafihafy be
29. lionnelia ( 20/01/2009 15:40)
tsy azonao le izy ry XXX a! mety oe MAHATRATRA izany no tiany tenen amin'io fa tsy MAHATRA.zany oe ra azoko tsara dia ny prix ny echo sy consultation n tiany tenen.
Aza mora sendahotra rahavavy a,
30. kelly13 ( 20/01/2009 15:41)
"mahatratra" ngamba (ary mino aho fa tena io) no tian'i fahamarinana soratana ry xxx. teny diso tsy mba kabary re ono e, fa aza sendaotra beny iany lol d ampy
31. kotobekibo ( 20/01/2009 19:45)
Tsy misy mahay noho ny dokotera ry kala a!
Tsy sciences exactes ny medecine fa kosa ry radoko no mahay kokoa noho tsika olon-tsotra ka tsy maintsy tohavina .
Mandehana mitsabo tena any ihany fa sao mitatra b ka tsy avotra intsony avy eo mba tsy hanenenana .
Tsy tara izany 28 izany e! Mazotoa akia ! :wink:
32. fahamarinana ( 21/01/2009 11:55)
:arrow: kelly-lionella : merci akia,mahatratra tokoa fa ny tsy mahazo resaka sy tsy mahalala ahy ve moa tsy hanakiana,sa ahoana ? sady tonga amin'ilay lazain'ny sakaiza hoe tsy mahay mi-forum....ary ny fiteny koa aza mahantra fa tsy mahatra...
:°) (l)
33. xxx ( 21/01/2009 11:59)
ny nandehanako (xxx2) dia tao amin'ny Clinique et Maternité d'Anosibe ambadiky ny OSTIE, akaikin'ny Colas. Mitombina ilay hoe 150.000fmg à 200.000fmg raha vao misy échographie. Mety tsy maintsy hatao io zao nefa ianao...
Raha hatao ilay curetage (hystéroscopie) ianao dia 1.500.000fmg no nanaovany ny ahy tam déc2007, sous anesthésie local fa tsy kikisana mina akory. Ny nofo anie maniry e! ka mampanify tranon-jaza ahoana moa ?

Efa tany am Dr Hary (Ankadifotsy) koa za fa 75.000fmg tamzany 2006 raha tsy bevohoka ary 150.000fmg raha bevohoka.
34. lionnelia ( 23/01/2009 04:11)
bjr daholo! misaotra betsaka daholo @ le torohevitra,efa nanantona gynéchologue aho ka hanao echo @ lundi, de hita eo résultat
35. ninimalala ( 23/01/2009 05:13)
omeko ihany ny numéro clinique Noah sao ilainao 22 608 80 ny consultation 75 000FMG ra miantotena fa ra remboursé de 125 000FMG. Mirary soa
36. haritianah ( 24/01/2009 18:32)
lionnelia, aza adino ny miverina eto refa avy any @ clinic ndry mba mametraka ny adresse mazava, ny num clinic ny fomba fandehanana ao, iza ny dr ao.Mba misy hahafantarantsika piserasera eto é.
Matetika mants betsaka ny manontany dia refa ita ilay izy dia any ts ita tson.Amin'izay mba manana arisiva isika eto ré raha misy manontany amin'ny manaraka dia misy avaly azy tonda dé mazava.Azafady an raha mety.
Manontania kou fa toa efa manao FIV (fecondation in vitro)io clinic io raha ts
diso ilay olona nakao.A nontanio ihany sao ilainao.
Mahereza ary manana finoana njy
37. lionnelia ( 03/02/2009 13:12)
bjr daolo
ny loza ko de ni-tombe an le grevy ilay andro nanaovana ny echo.io no rendez-vous nomen'ilay gyn. zay moa tena ety akaiky ny 13 may ety. de tratran'ny stress be ndray de nanao hémoragie 2jours ts nahita pharmacie de namonjy tao @ HJRA de nijery gyné tao de tsindrona 3 jours de vita ny eco vo maly de rampitso mitondra ny résultat ny écho dem1. tena rerak be aho zao fa mihezaka ny mba hifanome vaovao, fa ohatran'ny ratsiratsy ihany ny valin'ny eco fa miezaka ny tsy ho kivy aloha satria mba mamaky ny forum ny vazaha ko mba mtovy cas.
misaotra betsaka antsika rehetra
38. booboo ( 03/02/2009 14:18)
Mahereza sy mangatsiahy². Dia tadidio manomboka androany hoe : tena fady dia fady ny mangatak'andro vao mandeha rà tsy araka ny tokony ho izy sy tsy @ fotoany fa mety hitarika complication sy mety hanefa hatr@ aina. Ary koa, tsy any @ pharmacie velively no haleha rehefa mandeha rà tsy araka ny tokony ho izy sy tsy @ fotoana tahaka io fa avy hatrany dia any @ dokotera na hopitaly !
39. ari.malala ( 04/02/2009 05:23)
anampiako izay voalazan'i booboo d ny saina mila alamina! mahereza hatrany ary mitomboa fahasalamana.
40. fahamarinana ( 09/02/2009 09:33)
:arrow: mitovy hvtr amin'ny boobooo,saro-pady tena saro-pady...mirary soa ho any lionnelia dia mahereza hatrany ! :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008