mety mbola hiteraka be zah
41. ikaretsaka
(
09/02/2009 16:42)
de alamino ny saina fa rehefa tonga ny fotoanany de mahazo foana e
42. lionnelia
(
10/02/2009 11:12)
bjr daholo
misaotra betsaka daholo am fankaherezana
Ny valin'ny ECho de hoe misy fibrome interstitiel de 5cm ka io no miteraka ny saignement sy ny hémorragie sy ny fausse couche. De manao traitement am comprimés be de be aho ato 7comp/jour. Fa ny mahagaga ahy de toa à partir n'ny 32 à 45ans any no tena tratrany io nefa zah 28ans refa mijery ny forum ny vazaha ato aho de efa 6jours aho zay no nanao ny traitement fa mbola misy saignement iany. de lasa ihany ny saina hoe mety tsy hiteraka tsony ve aho ra toa ka hiafara am fandidiana.

43. hana
(
12/02/2009 13:42)
Faly miarahaba anao lionnelia
tsara aloha rehefa hitan'ny mpitsabo ianao sy ny fototry ny olana. Fanamarihana kely no tiako hatao:
1- alamino ny saina, aza mieritreritra kapoka sns izany. Vao mainka tsy mampiteraka raha manenjika ny @ lasa ny eritreritra.
2- momba ny curetage sy ny fandidiana. Sarin-teny tsotsotra : raha misy olona alàna kambon-tenda, na manao nify matetika loatra, dia tsy afaka ny hihinan-kanina intsony ve izy? Ny curetage anie fanalàna loto sy izay zavatra tsy tokony ho ao anaty tranon-jaza eh, ary miborosy nify ve dia hampahanify ny taola-nify? Vao mainka aza mahasalàma satria afaka izay mety hitondra olana.
Toa izany koa ilay fanalàna fibrome : raha vita ara-dalàna io, fa tsy ikafiriana any @ izay tsy mandoa vola loatra nefa tsy azo antoka, dia salama tsara izany ny tranon-jaza avy eo. Alaivo sary an-tsaina hoe hamboly ianao dia misy fakan-kazo manelingelina eo amin'ilay tany. Mety hisy lavaka be anesorana an'iny eo fa azo totofana tsara koa, ary tsy misy manelingelina ny voly aoriana intsony. Hitanao angamba rehefa maratra ianao fa, na manako-pery sy misy holatra aza, miverina mikombona ihany ny nofo, ary tsy miha-mahia noho izay antony izay ianao, dia toy izay koa ny tranon-jaza.
3- momba ilay romba. Tsy hoe tsy mitàna ny maha-Malagasy aho fa tsy voafehy ny effets secondaires-n'ny tapak'hazo. Raha izaho ianao, tsy mihinankinana an'izany sy ny karazany na dia nandaitra t@ olona hafa aza. Samy manana ny toe-batany ny olona tsirairay.
4- ilay mipetraka foana, mety misy fiantraikany tokoa. Nisy olona fantatro niasa tao @ grande surface. Dia bevohoka izy ka hoy ny tao @ OSTIE hoe ianao aza nahazo fa ireo caissières ireo sahirana be. Mahazo zaza ihany hono fa potsitra ilay zaza dia afaka ho azy foana. Ka raha vao fantatrao fa mitsaika ianao any aoriana any dia makà mpanampy @ zaitra. Nisy mpanjaitrako izay, nanana olana toy izay dia repos nitsotra teo am-pandriana mihitsy. Noferany avy hatrany ny commandes @ asany, dia naka olona izy mpanjaitra eo @ machines fotsiny satria izy mitsotra eo am-pandriana mbola afaka manao vikavika sns. Fa dia tody soa amantsara ihany ilay bozy kely rehefa nahiana be ny aminy mandritry ny volana maro.
Ka araho tsara daholo ny torohevitry ny mpitsabo (spécialistes). Mila miandry amam-bolana mihitsy aorian'ny fandidiana vao mieritreritra zaza hiverenan'ny tranon-jaza @ laoniny indray. Asaivo mampiasa kapôty rangahy fa soa iombonana no trandrahina. Raha pilules na zavatra hafa mantsy sao olana hafa indray no miseho avy eo. @ izay koa, tsy misy manelingelina ny cicatrisation - n'ny tranon-jaza eh, satria tsy misy n'inon'inona miditra ao.
Koa dia mahereza fa izay no azon'ny namana atao ho anao. Efa any aminao ny lakile izao ka dia mandrosoa @ lalindalina ary.
hana
:-*

44. booboo
(
12/02/2009 15:52)
hihihihihihi tiako beeeeee ilay fomba fanazavan'i Hana ilay raha fa tena izay mihitsy.
Ny vhv rehetra misy fibrome daholo na firy taona na firy taona, fa rehefa maniry be loatra tsy @ tokony ho izy no miteraka olana tahaka io.
Misy karazany 2 ny fi-traiter-na ny fibromes mikorontana, na levonina @ fanafody na anesorina @ alalan'ny fandidiana. Ny mpitsabo no mahafantatra, araka² izay hitany ao, hoe iza @ ireo karazany 2 ireo no mety kokoa @ tsirairay, ary hafiriana no hanaovana an' i tel ou tel truc.

45. lionnelia
(
13/02/2009 01:30)
bjr!
de tsy mitsahatra maneho etoana ny fisaorana
1- ilay zaitra aloha tena najanoko kely mihintsy tsy nandray an'olona aho fa refa mba misy didy akanjo mahasarika ahy de iny no ataoko fa ahy ihany.
2- ilay gynéc nantoniko tsy ni-proposé ahy mihitsy hoe didina aho fa zareo miresaka en faisant l'examination vaginal no manontany ahy hoe mbola tsy manan-janaka ve ianao? ka ny mampieritreritra ahy de ohatrany hoe tsy te-handidy ry zareo na hikitika tranon-jaza ra mbola tsy manan-janaka
3- araky ny mba recherche ataoko ato anaty net ato de tsy mampaninona ahy ilay didina na mbola hiandry 1taona aza vao afaka miteraka ra assuré fa hiteraka après n-ny opération , fa le izy tsy aiko ny eto amin-tsika hoe zay tokoa ve satria na ny fitaovana ampiasain'ny any ivelany sy eto mety tsy mitovy araky ny témongnage @ forum vazaha ato. De eo no tena mampatahotra ahy eny e! mety angataka témoingnage atsy @ forum fahasalamana ihany aho eto na izay mba efa nanao fandidina io fibrome enterstitiel ka mba mitovy cas .
merci à tous!

46. kalinou
(
20/02/2009 22:59)
lionnelia:
bonjour daholo!
bevoka efa plus de 3 mois aho t@ 2005 nohon'ny tsy fananako atom-pivelomana azo antoka dia nalàko le izy natao anestesie général tany @professeur iray. heritntaona taorian'io dia bevoka ary teraka t@ 2007 tsisy problme mihitsy pendant ny grossesse saingy ny jour d'accouchement vao fantatra hoe tsy azo ilay zaza. tsy nilamin-tsaina tsony aho nanomboka teo satria tena voa mafy ny saiko. Ny juin 2008 teo dia nitoe-jaza ndray aho fa teo @ 1 mois mahery kely teo dia afaka hoazy le izy; ary farany de t@ septembre 2008 teo de nitoe-jaza ndray aho, feno teo @ 2mois teo ilay izy de afaka koa. nefa hatram'zao dia mbola tsy salama aho. zah nefa tsy te-hoany @ ddokotera fandrao sokisokiriny eo satria de mbola misy saignement foana ary tena miha-reraka be aho. Inona no tokony hataoko kapoka nohon'ilay zaza nalako voalohany ve zao. Zah nefa efa 28ans efa hanan-janaka be. Mba toroy hevitra aho ry vehivavy namana. Merci
Efa elaela ihany ny fanontanian-dy fa zao aho vao nahita dia mba hamaly ihany aho. Voalohany indrindra aloha tsaratsara raha mandeha gynéco de manao ny analyse isankarazany sao mbola maloto ny tranonjaza, manarak'izay de aleo mba "haka aina" kely ilay tranon-jaza fa raha ny fitantarandry azy de mora manana anaka indry kanefa misesisesy loatra juin 2008 afaka tany @ juillet na août zany de aveo indray septembre dia efa nisy nipetraka indray. Ka raha ny hevitro de mandehana mijery gynéco diovina tsara ny tranonjaza de mahandrasa kely zay vao mametraka indray. Ary toneo ihany koa ny saina fa aza atao obsession be ilay izy fa vao maika manimba. Aza mieritreritra an'izany hoe kapoka no nahatonga izany, fahafirin'ny vhv manala zaza izany, nefa mbola miteraka soa amantsara ihany avy eo, fahafirin'ireny vavy mamono ny zanany efa olombelona latsaka antany aza izany, nefa mbola omen'Andriamanitra zanaka ihany izy avy eo.
Koa mahereza de mitsaboa tena ary aza mandoto saina @ resaka kapoka,...
47. lionnelia
(
22/02/2009 17:12)
bjr!
1- misaotra betsaka @ fampaherezana sy ny toro-hevitra samihafa.
2- de efa io ambony io, zany hoe efa nanantona gynéc aho fa hoe misy fibrome interstitiel 5cm, tsy haiko exact moa hoe aiza ho aiza ao @ vagin no misy an'izy io fa ny recherche ataoko ato anaty internet ato de tsy ao anatiny aloha angamba ilay izy fa ivelan'ny tranon-jaza, de nampanaoviny analyse maromaro toin'ny rubéole, toxoplasmose, nfs sns.....
fa dia tsy ahy aloha zay valiny.
merci bcp.

48. manuella2607
(
07/04/2009 15:32)
roxanaha:
Bonjour lionnelia
Mandehana mijery spécialiste fa izy ihany no afaka mamaha ny olana. De aza adino ny mivavaka fa hain Andriamanitra ny zava-drehetra. Za ko manana pbm momba io hoe mety hiteraka ve sa tsia. Nandeha nijery gynéco ary normal daholo ny taova rehetra. Ny azo atao de mivavaka tsy tapaka, de aza eritreretina ilay hoe kapoka ve? vao maika ianao sahirantsaina raha izany no mibahana ao an tsaina.
Aza kivy e!!Dia salamà
bonsoir Lionnelia,
mazamazana ny mahazo anao izany, fa za koa dia miray hevtra @ roxanah eto, mivavaha mafy @ Andriamanitra fa izy mahay mamaha ny olana rehetra, et je sais de quoi je parle, nisy heloka goavana nataonao fahiny, fa rehef tena mangataka famelana ianao ka tsy hamerina intsony dia hitanao fa mbola homeny fara sy dimby ianao.
Ho famenon'izany, dia dokotera mahay gyneco jrevana, mety ho lafolafo angamba ny consultation tsy haiko, fa aleo mihafy any @ zavatra hafa, toy izay mihafy any @ fahasalamana.
Zay fa mahereza e