Miroborobo fatratra ny Secte eto @ tanana e!....

81. kotobekibo ( 23/01/2009 18:15)
ikaretsaka > izay lé hoe " tsy mihomehy loza zà fa ny loza no mapmé "
Fa saingy tsy ny ol rehetra no mahazaka , ilay ihomehezana ny nataony na ny fombany .
" il ne faut ne pas se prendre , trop au serieux " ry bainn isany a! :-D :-D :-D
82. xxx ( 24/01/2009 10:34)
hoy i Mirananirina
ary efa hitanareo ve ilay finoana tsy manapaka volo na lhl aza.nomen'andriamanitra hono dia tsy asorina.

Ka i jesosy re lava volo ??? inona ary no mahagaga anao @ lehilahy lava volo??? Ny razam-be tsika gasy ataoko ty lava volo daholo ny ankamaroahan'ny lhl talohan'ny nidiran'ny Anglisy!
83. badboy ( 24/01/2009 11:21)
deric >> Aza afangaro ny maneho hevitra, izay antsoina hoe tsikera na fanohanana, sy ny fanasoketana, izay fanambarana tsy misy porofo!! Matoa ireo rehetra ireo mampita hevitra eto dia satria manana porofo amiko manokana!!

Ary ny fitsikerana na "critique" akory tsy midika ho fitsarana na "jugement"!! Ary raha olona tsy manao ratsy tsy tokony hatahotra ny hanambaran'ny olona ny zavatra ataony!!

Hamaranako azy dia mba mivelatra aratsaina ranamana na "soit ouvert d'esprit" fa aza mody fanina lalandava!! Hatreho ny zavamisy ary tadiavo ny vahaolana, toa nampianarina hatrany @ ambaratonga fototra io toetsaina io!! Ka mampanotany tena hoe : tena ananao ve deric ilay saina manatrika ny zavamisy sy ilay fitadiavana ny vahaolana, ary koa ilay mahay manasaraka ny mety sy ny tsy mety , ny marina sy ny diso ary ny rariny sy ny tsy rariny???? 8) 8) 8)
84. lemenakely ( 26/01/2009 22:13)
voaporofo koa aloha fa tsy azo afangaro ny politika sy ny fivavahana ,raha ny zava misy eto @ tanàna e
85. deric ( 27/01/2009 08:12)
SAmia ary maneho ny heviny e!
ny mampalahaelo fotsiny dia raha ry zareo lazaina f a secte no misy misy zava-mitranga dia Radio avokoa isika rehetra, fa hamafisiko ihany ny efa nolazaiko hoe: Esory aloha ny andry eo amin'ny masonao izay vao miteny main'ny namanao hoe etsy hesoriko ny sombi-kazo ao amin'ny masonao.
isika be tsikeraindrindra no tena tsy mahatanty tsikera raha sendra misy fitsikerana kely mba ataon'ny hafa.
misaotra.
Misy milaza koa fa tsy mifangaro ny politoka sy ny fivavahana, nefa ny antsika eto gasikara no tena voaporofo fa tena manafangaro anio zavatra roa samy hafa io.
ny fivavahana anie no fitaovana ampiasain'ny mpanao politika eto e! Dia indro fa roboka ny mpitondra fivavahana.
Porofon'izany: nihafihafy ny protestanta tamin'ny andron-dRatsiraka fa nahazo laka ny katolika, ankehitriny an'i protestenta indrindra fa FJKM ny laka, mihafy ny katolika, tsarao amin'ny tanatra ry reto a!
Aza izay heverinareo ho marina ihany no marina fa diniho sy fakafakao na dia mahazo maboraka balabala eto avokoa fa tsy misy famehezana sy fanivanana tahaka ny amin'ny TVM sy RNM.
misaotra.
86. ikaretsaka ( 27/01/2009 12:44)
Indro kely @ le resaka politika sy fivavahana...
Sao diso fihevitra fa ara-tantara dia niaraka foana ireo an... resaka politika no nahatonga ny vahoaka jiosy ho andevozina..resaka politika no nahatonga an'i Jesoa ho tany bethlehema no teraka dia tany nazareta no lehibe..resaka politika no nahatonga azy hatahoran'ny olona sy nokasaina novonoina... resaka politika no mahaatonga ny fiangonana lasa tany roma
-->izany hoe nifanjohy teo foana ireo. Fivav sy pol ireo ary tsy nisaraka fa nifameno aza... satria nahakasika foana ny maha olona...dia ny vatana sy fanahy izany
87. Mirananirina ( 29/01/2009 16:14)
Ka i jesosy re lava volo ??? inona ary no mahagaga anao @ lehilahy lava volo??? Ny razam-be tsika gasy ataoko ty lava volo daholo ny ankamaroahan'ny lhl talohan'ny nidiran'ny Anglisy!

Marina izany ary adinoko a.Tsy azo tapahina anie ny volo e,ny any jeso angamba efa notapahiny :) :) :)
88. ikaretsaka ( 29/01/2009 16:28)
Toa misy resaka momba izay aza ao @ deternomy ao koa
89. xxx ( 29/01/2009 16:58)
Aoka angamba mba asiana hasiny ny fivavahana ary aoka ny tsirairay hikatsaka ny fahamarinana. Jesoa sy ny Raintsika no aoka angatahintsika ny Fanahy Masina mampiray ny fibanjinana Azy, Izay Masina sy Marina. Fikororohana izao ka betsaka ny fanakianana ny finoana mifangaroharo zavatra hafa tsy ao anaty Baiboly. Raha tsy Fanahy Masina koa tsy afaka hanampy anao amin'ny tifitifitra maro eo amin'ny finoanao ka hahafantaranao fa Jesoa Kristy marina no arahinao ary Fiainana Mandrakizay no antony ivavahanao. Katsaho ary ny fanjakany araka ny fivavahana mandrakariva hoe "Rainay izay any an-danitra" (tena fantatrao tanteraka Ilay antsoinao amin'izay) dia mampihatra ny sitrapony ianao dia izay. Samy manana ny fanomezam-pahasoavana avy isika ka tokony haneho izany ary ezahana ny fampiasana izany mba hamokatra be.

Jeoa anie hanome antsika ny Fahazavany. Amen
90. lemenakely ( 30/01/2009 14:50)
Vao maika mahazo aina @ izao ny resaka secte ity @ izao raharaha 2009 izao!
91. ndrin ( 10/02/2009 17:22)
soanja:

lemenakely:

Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ...
Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny malagasy @ izao , ary very fanahy mbola velona.

Misy ny voatarika ary misy ny tonga tsy nantsoina.

Ary ny tena mampalahelo dia katolika na protestant ilay olona taloha , dia misy sahy manaratsy io finoany taloha io, ary raha misy zavatra anasana azy ao @ io fiangonany taloha io dia tsy mety mankao intsony izy !


Mampalahelo tokoa ny zavamisy.
Ny fahitako azy tsy voatery resaka fahantrana no tena mahabetsaka an\'io
satria raha misy fitangosana vola any dia midika izany fa mbola manana omena ilay olona ary vonona hizara hatramin\'ny farany.

Fa ny olana goavana hitako dia ny tsy fahampian\'ny system eo amin\'ilay firenana izay afaka mandray ireo olona ireo na manohana ireo olona ireo ara-moraly na hoe ara-tsaina/ panahy (psikolojika) ka manalefaka ny fitaintainana izay mianjady ao aminy. Isan\'ny aretina tsy tazana misoko mangina mantsy ireo:

-Raha aty amin\'ny tany mandroso na aty Amerika fotsiny izao no omeko dia misy ny antsoina support groups. Io support group io na ireo fikambanana mpanohana anao amin\'izay mahazo anao ka manome anao ny fomba fijery handraisana andraikitra amin\'izay zavamanjo. Any izy ireo dia samy mijoro vavolombelona avokoa satria ny gropy iray dia mitovy zavamanjo avokoa ary ilay fikambanana dia manana ny rehetra sy torolalana na dokotera izany na psy na sy ny toerana aleha rehefa tena tafavarina tanteraka amin\'izany mampijaly an-tsaina sy ara-panahy. Io SP io dia ilaina fandavan-tena avy amin\'ny olona iray na maromaro no manangana azy ary mangataka amin\'ny fanjakana ny hanome fanohanana ny ezaka atao. Mino aho raha misy izany any Mada dia vitsy. Ohatra hoe any Vehivavy efa misy saingy mbola tsy tena malaza be dia vitsy ny maharaka ny fisian\'io. Tokony tsy andoavam-bola io fikambanana io.

Tsy voatery olo-mijaly anefa no any fa na olona salama miara-mamindra, manao zavatsoa anampiana ny hafa sy ny tena. Manao izay mahafinaritra : girls night out, ohatra! Manala ilay stress be tsy zaka.

- Ao koa ny ireo psy na therapists izay efa miasa manokana manampy amin\'io resaka ambony iry. Ka tsy voatery efa lasa adala ilay olona vao mankany fa an dia tsy fifandraisana tsy miodina na olana kely amin\'ny samy mpivady dia azonao hanantonana ireo olona ireo hitadiavanao vahaolana. Ny zavamisy mantsy tsy voatery hanana vahaolona foana isika amin\'ny fiainana fa misy mahay izay mahalala ny tokony atao. Ireo dia vitsy no manao izany any Mada satria na tsy mahalala ny ilana ireo olona ireo, na lafo fa ka ny manambola no mandeha, na vitsy ireo eo amin\'ny fiarahamonina.

- Ny tsy fahampian\'ny fialamboly, fialantsasatra mahafinaritra manome fisokafan\'ny saina sy mahasalama ny tontolon\'ny aina mahaolombelona. Ohatra mandeha mistangatsangana ao anaty natiora mahafinaritra, parka na zaridaina. Fandehanana mankany amin\'ny biblio sns... Tsy andoavam-bola nefa mahasalama.

-Ny fahalalana na fahafantarana hoe ilaina ireo ambony ireo dia tsy misy afaka manome io torohevitra io loatra ka ho ampiasain\'ny vahaoka. Hitako ohatra iray izay misy mpanankarena be iray niresaka tamiko tao Mada. Tsy sambatra izy hoy izy dia tsy mahita fafinaretana amin\'ny fiainana, tsy hitako anefa ny asiana ny vola, efa manampy izahay any ampiangonana, ny ankizy mianatra amin\'ny sekoly lafo indrindra sns... dia hoy aho hoe ianareo ve mba mandeha manao vacances? ohatra hoe toerana iray mbola tsy nalehanareo dia mba atao izay mahafinaritra ny vady amanjanaka. Tsia ny valliny.Izay tsy manan-kavana any, tsy voatery hoy aho fa ny volanareo no andoavana hotely sy hanaovana izay mahamety, ny vazaha ihany no mpanao izany hoy izy, tsia hoy aho fa andramo aloha io ary aza miafiafy fa ny aina natao koa itandiavam-bola sy omena fahafinaretana (saina/vatana, fo, fanahy). Ampio aho hanao izany hoy izy. Afaka manampy aho hoy aho fa ianao mila vonona handoa vola hoe omeko fahafinaretana ny vady amann-janako sy ny momba ahy! Rehefa nanao izany ry zareo dia nahatsapa fa tsara ary niala tamin\'ilay fiangonana nangeja azy ireo.

Raha mahantra anefa ianao aiza no ahavitana izany? Ny fanabeazana manome torolalana hoe manaova izao raha izao no tsy misy ohatra hoe mandehana any an\'annn, eo no ilaina ny ambanivohitrantsika sy ny hatsarana ananantsika teo amin\'ny fiainana tsotra nefa milamina. Tsy misy manoro azy hoe ialao kely aloha io fiainana mikorontana ao an\'annnnn io dia mba mandehana mamboly mangahazo any annnn sy mioty paiso sns...

Ny sekta dia mitory fa tsy manan-kaleha intsony ireo olona ireo amin\'ny system efa misy; ao anatin\'izany ny fiangoanana tsotra taloha elabe efa niorina sy lalimpaka. Tsy afaka manmpy intsony ireo aminy matoa izy mivily toeran-kafa izay mety hamono azy mihitsy aza fa tsy fantany izay ataony......

Tapina ny dominy e. Raha mbola afaka monoro hevitra ianao rehefa miresaka amin\'ireo olona ireo dia ataovy izany. Eny fa na dia tsy laitra hamboarina aza ny sainy. Apetraka amin\'Atra ny momba azy zany rehefa io farany io no zavamiseho.


:(

tsara ny fanazavanao sady feno saingy misy zavatra kely tsy diaekeko,mitvy hevitra iska fa tsy voatery ho fahantrana no mahatonga anio,fa tsy fahampian'ny system ozy ianao, notanisainao teo daholo le izy,ny zavatra volaza tery ambony sy fantatra anefa dia tany amerika no niatombohan'ireo secta ireo,ary hatramizao dia mbola miroborobo be foana , taloha dia saiky mainty hoditra no mpikambana ao anatin'ireny, saingy izao dia isan karazany, hatraminy ex president aza satria miroborobo ny sekta any, dia ny firenenena amerikana ve ozy ianao dia tsy hisy ireo systeme voatanisanao reo???
mety antony hafa angamba ka!

92. ikaretsaka ( 10/02/2009 17:29)
misy teny amerikanina izay koa izay nahazo be no omena be
"those who got more still need more"
moara raha hampitovy ny US sy madagasikara iznay dia sarotra ihany satria tena koltora, fomba fisainana, ekonomia, sns... 2 tsy mitovy mihitsy

na eo @ resaka liberte sy ammendement fotsiny aza
93. ndrin ( 10/02/2009 17:57)
lemenakely:

Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ...
Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny malagasy @ izao , ary very fanahy mbola velona.

Misy ny voatarika ary misy ny tonga tsy nantsoina.

Ary ny tena mampalahelo dia katolika na protestant ilay olona taloha , dia misy sahy manaratsy io finoany taloha io, ary raha misy zavatra anasana azy ao @ io fiangonany taloha io dia tsy mety mankao intsony izy !
raha araka ny hevitro aloha dia tsy fahantrana loatra no mahatonnga ny sekta hiroborobo,tsy any dago rery na any afrika rery izay sokajiana mahantra anie no misy ny sekta, misy tany musulmane izay mahantra anefa tsy misy sekta firy, ary any amerika tokoa dia betsaka ny sekta ,nefa tsy hita taritra ny fahantrana,ary betsaka ireo firenena manakarena noho efa ahitana anireo karazana fianagonana sekta kristianina ireo, tsy hiteny afa tsy la frantsa aho!
mbola ampianao le izy oe catholique sy protestant le olona taloha,raha tsoahiko ny hevitra dia mety ho innovation réligieuse le izy, raha ny eto madagasikara manokana aloha dia mety ho izay satria mety mitombo ny olona ao amin'ny sekta satria,efa tsy mahatoky ireo fiangoanana traditionnelle intsony ireo olona ireo,mety antony politika izany,dia mitady fiangonana vaovao hafa mihitsy!!!
zay ny hevitro
94. soanja ( 11/02/2009 05:59)
ndrin:

soanja:

lemenakely:

Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ...
Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny malagasy @ izao , ary very fanahy mbola velona.

Misy ny voatarika ary misy ny tonga tsy nantsoina.

Ary ny tena mampalahelo dia katolika na protestant ilay olona taloha , dia misy sahy manaratsy io finoany taloha io, ary raha misy zavatra anasana azy ao @ io fiangonany taloha io dia tsy mety mankao intsony izy !


Mampalahelo tokoa ny zavamisy.
Ny fahitako azy tsy voatery resaka fahantrana no tena mahabetsaka an\'io
satria raha misy fitangosana vola any dia midika izany fa mbola manana omena ilay olona ary vonona hizara hatramin\'ny farany.

Fa ny olana goavana hitako dia ny tsy fahampian\'ny system eo amin\'ilay firenana izay afaka mandray ireo olona ireo na manohana ireo olona ireo ara-moraly na hoe ara-tsaina/ panahy (psikolojika) ka manalefaka ny fitaintainana izay mianjady ao aminy. Isan\'ny aretina tsy tazana misoko mangina mantsy ireo:

-Raha aty amin\'ny tany mandroso na aty Amerika fotsiny izao no omeko dia misy ny antsoina support groups. Io support group io na ireo fikambanana mpanohana anao amin\'izay mahazo anao ka manome anao ny fomba fijery handraisana andraikitra amin\'izay zavamanjo. Any izy ireo dia samy mijoro vavolombelona avokoa satria ny gropy iray dia mitovy zavamanjo avokoa ary ilay fikambanana dia manana ny rehetra sy torolalana na dokotera izany na psy na sy ny toerana aleha rehefa tena tafavarina tanteraka amin\'izany mampijaly an-tsaina sy ara-panahy. Io SP io dia ilaina fandavan-tena avy amin\'ny olona iray na maromaro no manangana azy ary mangataka amin\'ny fanjakana ny hanome fanohanana ny ezaka atao. Mino aho raha misy izany any Mada dia vitsy. Ohatra hoe any Vehivavy efa misy saingy mbola tsy tena malaza be dia vitsy ny maharaka ny fisian\'io. Tokony tsy andoavam-bola io fikambanana io.

Tsy voatery olo-mijaly anefa no any fa na olona salama miara-mamindra, manao zavatsoa anampiana ny hafa sy ny tena. Manao izay mahafinaritra : girls night out, ohatra! Manala ilay stress be tsy zaka.

- Ao koa ny ireo psy na therapists izay efa miasa manokana manampy amin\'io resaka ambony iry. Ka tsy voatery efa lasa adala ilay olona vao mankany fa an dia tsy fifandraisana tsy miodina na olana kely amin\'ny samy mpivady dia azonao hanantonana ireo olona ireo hitadiavanao vahaolana. Ny zavamisy mantsy tsy voatery hanana vahaolona foana isika amin\'ny fiainana fa misy mahay izay mahalala ny tokony atao. Ireo dia vitsy no manao izany any Mada satria na tsy mahalala ny ilana ireo olona ireo, na lafo fa ka ny manambola no mandeha, na vitsy ireo eo amin\'ny fiarahamonina.

- Ny tsy fahampian\'ny fialamboly, fialantsasatra mahafinaritra manome fisokafan\'ny saina sy mahasalama ny tontolon\'ny aina mahaolombelona. Ohatra mandeha mistangatsangana ao anaty natiora mahafinaritra, parka na zaridaina. Fandehanana mankany amin\'ny biblio sns... Tsy andoavam-bola nefa mahasalama.

-Ny fahalalana na fahafantarana hoe ilaina ireo ambony ireo dia tsy misy afaka manome io torohevitra io loatra ka ho ampiasain\'ny vahaoka. Hitako ohatra iray izay misy mpanankarena be iray niresaka tamiko tao Mada. Tsy sambatra izy hoy izy dia tsy mahita fafinaretana amin\'ny fiainana, tsy hitako anefa ny asiana ny vola, efa manampy izahay any ampiangonana, ny ankizy mianatra amin\'ny sekoly lafo indrindra sns... dia hoy aho hoe ianareo ve mba mandeha manao vacances? ohatra hoe toerana iray mbola tsy nalehanareo dia mba atao izay mahafinaritra ny vady amanjanaka. Tsia ny valliny.Izay tsy manan-kavana any, tsy voatery hoy aho fa ny volanareo no andoavana hotely sy hanaovana izay mahamety, ny vazaha ihany no mpanao izany hoy izy, tsia hoy aho fa andramo aloha io ary aza miafiafy fa ny aina natao koa itandiavam-bola sy omena fahafinaretana (saina/vatana, fo, fanahy). Ampio aho hanao izany hoy izy. Afaka manampy aho hoy aho fa ianao mila vonona handoa vola hoe omeko fahafinaretana ny vady amann-janako sy ny momba ahy! Rehefa nanao izany ry zareo dia nahatsapa fa tsara ary niala tamin\'ilay fiangonana nangeja azy ireo.

Raha mahantra anefa ianao aiza no ahavitana izany? Ny fanabeazana manome torolalana hoe manaova izao raha izao no tsy misy ohatra hoe mandehana any an\'annn, eo no ilaina ny ambanivohitrantsika sy ny hatsarana ananantsika teo amin\'ny fiainana tsotra nefa milamina. Tsy misy manoro azy hoe ialao kely aloha io fiainana mikorontana ao an\'annnnn io dia mba mandehana mamboly mangahazo any annnn sy mioty paiso sns...

Ny sekta dia mitory fa tsy manan-kaleha intsony ireo olona ireo amin\'ny system efa misy; ao anatin\'izany ny fiangoanana tsotra taloha elabe efa niorina sy lalimpaka. Tsy afaka manmpy intsony ireo aminy matoa izy mivily toeran-kafa izay mety hamono azy mihitsy aza fa tsy fantany izay ataony......

Tapina ny dominy e. Raha mbola afaka monoro hevitra ianao rehefa miresaka amin\'ireo olona ireo dia ataovy izany. Eny fa na dia tsy laitra hamboarina aza ny sainy. Apetraka amin\'Atra ny momba azy zany rehefa io farany io no zavamiseho.


:(

tsara ny fanazavanao sady feno saingy misy zavatra kely tsy diaekeko,mitvy hevitra iska fa tsy voatery ho fahantrana no mahatonga anio,fa tsy fahampian'ny system ozy ianao, notanisainao teo daholo le izy,ny zavatra volaza tery ambony sy fantatra anefa dia tany amerika no niatombohan'ireo secta ireo,ary hatramizao dia mbola miroborobo be foana , taloha dia saiky mainty hoditra no mpikambana ao anatin'ireny, saingy izao dia isan karazany, hatraminy ex president aza satria miroborobo ny sekta any, dia ny firenenena amerikana ve ozy ianao dia tsy hisy ireo systeme voatanisanao reo???
mety antony hafa angamba ka!




Raha tantaraiko anao ny tantaran'i Amerika sy ny finoana nisy sns dia lava eto ny resaka fa tsotra fotsiny no andraisantsika azy.

Voalohany aloha dia inona moa no atao hoe SEKTA. Ny antsointsika sekta aty Mada dia tsy sekta intsony aty US. Ohatra hoe ny Pantekotista Mitambatra dia isan'ny heverin'olona fa sekta taloha, izao efa tsy sekta intsony ary efa be ny miangona ao (mainstream). Ny fisarahana misy eo amin'ilay fiarahamonina na fiangonana dia mitondra azy ho sekta dia iny izy lasa mankany Mada manokatra fiangonana vaovao izay heverintsika fa ho sekta. Any izy ireo afaka manorina moramora fahefana aty izy tsy hanana izany mihitsy. Foibe ny aty US ary vitsy ny mpiangona raha oharina ny any Mada. Ary izy tahak'izay tsy antson'ny aty hoe Sekta fa finoana vaovao.

Izao anefa,

Firy ny isan'ny mponina ao Tana ohatra dia firy ny isan'ny sekta misy ary firy ny % ny olona ao anatin'izany sekta izany.
Dia horaisintsika izany i Tulsa ohatra dia jerena ny habetsany sns... tsy hitovy ireo fa ahita ianao fa vitsy mpiditra ny sekta aty ary zara raha misy olona ny dabilio na ny fivoriana.

Raha ny mainty indray no tianao resahina dia mampitovy amin'ireo ao Mada izy ireo. Vokatry ny fanabeazana na kolotora niainany feno tsindry hazo lena sy fanavahana dia ny fivavahana no hitany fa hanafaka azy amin'izany. Ny fahantrana eo anivon'ireo koa manao ny ataony. Raha tsy ao anaty sekta mafonja izy ireo dia mameno ny fonjan'ny Amerika ny olony. Noho ny inona ny tantara namitrana ny anjarany no nahatonga izany. Tapina ny dominy ary any izy ireo no mifatratra. Vitsy dia visty ny fotsy miditra sekta satria efa ihoarany izany gejan'ny finoana tsy mandaitra izany.

Na tiantsika na tsy tiantsika dia milalao ao anatin'io fisian'ny sekta io ny fanabeazana, fahantrana ary ny politikam-pitondrana manao tsindry hazo lena. Mora kokoa amin'ny adalam-pahefana/ rain'ny finoana (Guru) ny makan'ny fon;ireo tapi-dalan-kaleha. Isika Malagasy betsaka no tafiditra ao anatin'io. Ny fanahy sisa no azo avotana moa io no fanazavana mazava azo any anaty Sekta.

Diso hevitra anefa izy ireo fa tsy hoe akory olon'afaka izy ireo fa gejain'ny finoany aza ka zary lasa marary saina no heveran'ny fiarahamonina azy.






95. ikaretsaka ( 11/02/2009 06:32)
hafa indray le ho e"finoana vaovao" nefa ny tonta ihany no avadibadika sy indramina!

fa izany eo ihany fa
Na tiantsika na tsy tiantsika dia milalao ao anatin'io fisian'ny sekta io ny fanabeazana, fahantrana ary ny politikam-pitondrana manao tsindry hazo lena. Mora kokoa amin'ny adalam-pahefana/ rain'ny finoana (Guru) ny makan'ny fon'ireo tapi-dalan-kaleha. Isika Malagasy betsaka no tafiditra ao anatin'io.

Marina!
96. ndrin ( 12/02/2009 10:29)
andrywui:

misy ny secte ry lereto tsy mbola tena tonga eto amitsika ny atao hoe secte dangereuse, ny amin'ny hoe Foyer ao Behoririka efa nisy fotoana aho nandeha tao , fa tsy mbola nahita na nandre resabody tao zany aho!! marina fa misy ny miaraka ao! efa niaraka vao niditra tao na tao no niaraka ,ny fiangonana FJKM misy ahy eny Ambohibao anefa raha resaka mifampiarakaraka zany de tena pire mihitsy fa le resakareo oe miaraka amin soeur ny de aveo ny tantine ny de avy eo belle soeur sns... kosa fanalana baraka olona zany ary tsy misy olona kentrina hijanona ao zany ra misy mahita na mahafantatra anzany satria mba betsaka olona efa lehibe tonga taona marobe iany hitako ao, de ireo ve de hanao anzany kou nefa misy ray amandreny be amampolony maro ao?? fa ny secte dangereuse resahako le miara mamono tena na miara manao maloto amin fotoanan'ny culte na manao yoga!! fa ny eto amitsika mbola tsy misy anzany akoatran'ireny oe nidian'ny fanjakana ireny tsy haiko!
efa nahita aho ny:eglise: -guerriers de christ -faak - mre - foyer - apokalypsy - rhema - jesosy mamonjy - winners - fa tsy mbola nahita anzany zavatra lazainareo zany aho!! fanaratsiana izany! zany no marina na de FJKM iringiriny aza aho!!

andrywui!hitako fa mahay ny mombamomban'ny secta inao, emiala tsiny ra nanoratra ny tenako, saika hila fanazavana anao ny tenako ra azonao atao, nanitona ahy ny fomba famelaberaranao satria hainao ny zavatra teneninao, hita fa eo olona tao anatiny ianao fa tsy manao telefone vorondamba hoatran'ny sasany, fa ny zavatra iangaviakao anao ra manampotoana ianao dia ireo liste no menao reo,azonao omena ve ny toernaa misy anireo tsirairay avy, sao di mahalala hafa ianao?saotra mialoha

97. ikaretsaka ( 12/02/2009 14:40)
Le izy koa vokatr'ilay ry maniry ohatry ny anana dia sarotra ihany ny manao lisitra ankoatran ilay tsy manaiky antsoina hoe sekta sy le foananjareo @ adeptes io fisainana io de na le mivavaka any aza lasa tsy miaiky hoe sekta le fivavahany
98. soanja ( 13/02/2009 02:05)
Ka le hevitra Sekta no ratsy amin'ny rehetra raha ny fahitako azy dia io no mahatonga ny olona tsy hiaiky an'izany.
Fa raha toa kosa ianao hiresaka aminy dia hiteny hoe "" Mahafinaritra ahy kosa ny fiangonana vaovao nareo atsy ambadika io. Inona no tena vavaka ataonareo ao?" dia hoy izy tsy hisalasala hoe" Ie tongava fa tsara be ny hira sy ny fifandraisanay ao, sady ilay pasiteranay gentil be mihitsy.Misy fientanam-po be mihitsy ao ary mino aho fa tiandry izany. Alaiko indry rahariva hiaraka amiko any? " Dia iny no lasa ilay fanahy torovana. Satria nahoana hoy nareo " Isika olombelona dia mitaky lalandava ny fifandraisana sy fiahiana ary fikarakarana. Mahatsiaro fa misy mijery sy mitia." Ka raha mahatsapa io ny olona iray dia tsy hisalasala izy satria any no misy ny fitiavana.

Mitaky Fitiavana sy Fiahiana ny mahaolombelona antsika: vatana, saina ary fanahy.
99. ikaretsaka ( 13/02/2009 05:45)
Soanja> tsy tadidiko na isika dahy ihany no niresaka an'ity na iza fa anecdote hitako tary @ comment an'ny blog ko tary nanaitra ahy

Do you know the one person who will never abandon you in the whole of your lifetime?"

"Who is it?"

"You."

"And do you know the answer to every question you may have?"

"What is it?"

"You."


"And can you guess the solution to every one of your problems?"


"I give up."


"You."



100. Akashia ( 24/03/2020 18:42)
Ny ahy indray ny hevitro momba ny SEKTA dia izao: misy fifohazampanahy ao aminay SEKTA, misy tahotra an'Andriamanitra ao, mivavaka marina ny olona fa tsy manao fombapomba fivavahana routine, matahotra ny olona ao amin'ny SEKTA, tsy manao zay tiny hatao ny olon ao fa miezak manarak ny Baiboly: ts mihinan zay rehetr tiny hoaniny, ts mitafy zay tiny hotafiny, ts mandeh @lalàna mikodana fandehanan'n besinimaro, noho izany dia misy tanan'Andriamanitra miasa. Porofon'izany ny tenako narary voan'ny cancer nono t@ 2008, tsy nihinana na comprimé iray nefa dia sitrana soamantsara tamin'ny alalan'ny vavaka sy fametrahan-tanàna, 12 ans passé izay nefa de salama tsara ah. Zay le SEKTA (ny misy ahy io ambarako io), misy fahagagana ka tsy mahagaga ra vôtsikera satri tsy mampino ny sasany ny Herin'Andriamanitra miasa ao. Soa ihany ah SEKTA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.382