Miroborobo fatratra ny Secte eto @ tanana e!....
21. lemenakely
(
18/01/2009 15:31)
Ny ahy indray dia mpanofa trano , @ 3 na 4 maraina dia mifoha ry zareo , tabataba re izao , nitangorona ny manodidina , misy inona?...Napetraka ny fampitandremana , izy indray no manangam-bovona sy milaza fa misy devoly ny tena , farany niafara t@ fandroahana ...An iza ny tsiny?
22. badboy
(
18/01/2009 15:50)
Ka ny olana any amintsika tsisy fanampiana aratsosialy nefa ny fiainana mafy tsy laitra!! Hany kaha raha vao misy mahay mandrindrateny sy mandangolango dia iny no ifikirana sy arovana @ rehetra!! Ny hahavompahalalana koa moa etsy andanin'izay tsy dia lafatra loatra ka izay mahay miresaka no mahazo ny gros lot!!
Misy teny iray mahafehy ny zavadrehetra mitranga any amintsika @ izao " Dans les pays d'aveugles, le borgne est roi"!! 8) 8) 8)

23. ikaretsaka
(
18/01/2009 15:51)
Raha mankany @ le toerana lavitra fandrosoana ireny koa dia le maka sary azy @ fakan tsary ianao hono de hoe maka ny fanahiny dia mametraka izany eo @ ecran @ alan bluetooth de hoe manao asa devoly hono....
Manao dentures aza ianao lazainy fa misy devoly hono. Fa mahay manala sy mampiditra ny nifinao

24. lemenakely
(
18/01/2009 15:52)
Ika tsy dia marina loatra ny hoe eny @ toerana mafy ady no tena misy azy , etsy Ankorondrano misy fiangonana iray tena matanjaka be mihintsy , ary misy mpiangona ao manana 4x4 , mercedes, BMW...Ary tadidiko t@ mbola nisy irony bus be Mitsubishi irony , fa mitaona maimaimpoana ny olona hivavaka ho any , lasa spécial daholo ny bus.
Misy iray izay koa etsy Behoririka , fa sipa tsy sipa izany ry ika a...
Mahavariana e

25. lemenakely
(
18/01/2009 16:05)
Pasteur Mailhol , ohatra dia sahy ary afaka maka plage 1 heure @ radio na télé iray , raha facturena a la minute efa ohatrinona?
Ao @ otv izy izao dia misy fandaharana arosony izay ao!Mba gaga ihany ny tena hoe misy financement goavana koa aloha ity resaka sectes ity e

26. badboy
(
18/01/2009 16:16)
Tonga dia tsory ilay toerana f'aza atao sariteny :
-akorondrano : jesosy mamonjy
-behoririka : foyer
Jesosy mamonjy sy ny daouda ary mami tsisy tsy mahakôpy ny nitranga tao!!
Ny momban'i foyer indray, raha misy tsy mahalala, dia nisy fotona mba nijerena ny tena tao anatiny, dia misy rakitra spécial nangatahan'ny mpitarika hananganana fiangonana vao² sy lehibebe kokoa!! Ny hita avy eo dia ny rihin'ny tranon'ny mpitarika no nitombo fa ilay fiangonana nanjavona tsy hita popoka 5 tona tao aorian'ilay fangatahana rakitra ho an'ilay fiangonana vao²!! Ny mpivory anefa amin'io mafana fo tsisy ohatr'izany mandrotsaka sôsy!! Ny niafarany moa dia ny fangananana ilay MRE tao @ EPP behoririka ka nampisaraka ireo mpitondra satria tsy nifanaraka intsony @ fizarana ny sôsy!!
Ny mpanentana moa dia mazoto mihintsy satria ny jôba bobak sady mora resena lahatra satria "bénie" raha miray @ ilay mpanentana!! Tsy haiko hoe misy vavaka ataondry zareo mitambatra ve rehefa ilay mifampitsofoka ambony fandriana iny fa dia mandahatra mihintsy ry zalahy!!
Mila hita ilay izy mba hampitahana ny mety sy ny tsy mety!! Izaho moa izany rehefa manohitra ny tenindry zareo dia tonga dia mahazo ny frappe hoe "mbola tsy converti"!! hihihi!
Resabody sy sôsy be daholo ny tena marina @ ilay fivavahana secte ireny fa tsy dia ny hanavotra ny fanahinao loatra, na dia lazainy aza fa izay no tanjony!! 8) 8) 8)

27. lemenakely
(
18/01/2009 16:33)
Aleo tsy manonona fa manjary manome fanafitohinana ny sasany !
Marihiko kosa aloha fa raha radio sy télé matanjaka sy mitandrina tsara ny taux d audience dia jamais de la vie , tsy maka ny pasteur Mailhol satria hita fa na vidiany lafo aza ny plage horaire iray dia midina be ny taux d audience ...

28. lemenakely
(
18/01/2009 16:46)
dia aiza no nopehan ilay mpabentana ireo sipa mpiangona tao @ foyer ireny le?
29. lemenakely
(
18/01/2009 17:06)
fanantenana2003:
de iza avy ireo fiagonana secte ary sao de tafiditra ao anatiny koa ity fiagonana misy ahy ity!
Amiko raha ny eto Madagasikara izay fiangonana rehetra tsy ao anatin ny FFKM : protestants, catholiques, luthériens , anglicans. Ireo no mameno tanteraka ilay famaritana etsy ambony .
Ny ankoatr izay angamba inoako fa na handresy lahatra ahy mandra- maraina aza dia sectes
30. Noue
(
18/01/2009 17:53)
lemenakely:oahatra fotsiny ity eee! ilay trano ngezabe champion aloha iny!
Amiko raha ny eto Madagasikara izay fiangonana rehetra tsy ao anatin ny FFKM : protestants, catholiques, luthériens , anglicans. Ireo no mameno tanteraka ilay famaritana etsy ambony .
Ny ankoatr izay angamba inoako fa na handresy lahatra ahy mandra- maraina aza dia sectes
32. lemenakely
(
18/01/2009 18:24)
ikaretsaka:
Ary ny sipa no mora roboka @ kabarinjareo an
En général dia ny vehivavy no atao hoe bon apat , ho an ny sectes ..satria malemy saina kokoa noho ny lehilahy...indrindra moa raha misy olana manjo azy ...
34. badboy
(
18/01/2009 19:03)
dia aiza no nopehan ilay mpabentana ireo sipa mpiangona tao @ foyer ireny le?
Dia ho aiza ary hoy ianao fa tsy any ambovondry zalahy ihany, na koa indraindray mody misy mamporisika hoe hanao "veillé" dia any @ iny!!
Ary ny sipa no mora roboka @ kabarinjareo an
En général dia ny vehivavy no atao hoe bon apat , ho an ny sectes ..satria malemy saina kokoa noho ny lehilahy...indrindra moa raha misy olana manjo azy ...
Ny sipa sady kankana anjonoana no trondro jonoina ihany koa!! Ny sipa sentimental ka haindry zalahy mihintsy ny manodina ny sainy ao anatin'ny minitra vitsy @ fametrahana ny vatan'ilay sipa ho tempoly sy zavakanton'Atra izay mampamiratra ny tany fa indrindra ny fiangonana foyer!! Dia handihizandry zalahy ilay tempoly avy eo!! Ny sipa mihintsy no tsy laitra fa miaro mafy sy m-insiste ny mampilay ny foyer!! Izay no nahatonga ny tenako nitsidika kely tao satria tsy namelan'ilay jôba raha tsy nanaraka ny fivavahany!! Ary raha kôfa baikon'ny filahiany aloha tonga dia lasa mpikambana ho azy ao @ ilay foyer tsy fidiny satria jô tsy jô ny mameno ny tanàna ary haindry zalahy mihintsy ny mifidy ireo jô izay tsirirtin'ny maro!!
Ny commerce mandeha ihany satria rehefa mitombo ny mpikambana dia mitombo ny rakitra!! Hainao ny calcul @ farany!! 8) 8)
35. karinah
(
18/01/2009 19:37)
lemenakely:
dia aiza no nopehan ilay mpabentana ireo sipa mpiangona tao @ foyer ireny le?
Nafana fo be tao amin'io fiangonana io aho taloha t@ taona 1994 tany ho any! ny zavatra hitako dia mifampisipa dol ny ankamaroan'ny tanora sy mpanentana ao! hihihi!
Badboy> Tamin'ny fotoana nandehanako tsy tapaka tao no nanomboka nangatahina ilay rakitra sy fanampiana bebe kokoa hananganana ilay fiangonana vaovao dia efa nanantena daholo tamin'izany fa afaka herintaona dia hitsangana ny fiangonana vaovao, gaga aho fa 5 taona taty aoriana mbola tao behoririka foana ny fiangonana! 8O hihihihi !
37. Noue
(
18/01/2009 20:00)
lemenakely:zany izy efa lazaina oe malemy saina kokoa zany kooo! fa na izany aza dia tsy lazaiko loatra oe malemy saina ny vehivavhy eee ! fa misy ny mora azo rebirebena !mora loatra eee!
En général dia ny vehivavy no atao hoe bon apat , ho an ny sectes ..satria malemy saina kokoa noho ny lehilahy...indrindra moa raha misy olana manjo azy ...
38. ikaretsaka
(
18/01/2009 20:06)
Za tsy manana vovo hanaovana vieilee ko...fa marina sy zava miseho aby aloha ny ambaran I laisany e....
Ary lasa lamaodin ny sipa mihitsy ny mitondra ilay bandy any @ "fiangonany" io. Za moa t@ ireny mbola niasa kely tany ireny dia nanana mpiara miasa novavaka tao de mba nanaraka nijery @ za liambaovao ty..fa le mpanentana ra anona dia sipan'ikala anona taloha de efa niarahan'ikala anona de nitety an'ianona ny rahalahiny de miaraka @ rahavaviny izao de.....
Za mba mpivavaka naditra ihany fa tsary vitako kosa ny nisipa t@ sipa 1 de avy eo mankany @ cousineny de avy eo omeko ny rahalahiko le sipa de ny nenifarany indray no anaovako "vieilee" kle....
De @ alahady ngefa hiara hiakatra ery ambony ery sy hanentana hiaraka @ izy rehetra... tsary ann ka

40. ikaretsaka
(
18/01/2009 20:32)
Fa zany letsy ny fiainana amreny.... marina mihitsy io voalazan-dra badboy io hoe vo misy sipa somary any ho any de efa mailaka ery ry zalahy hanao initiation an le sipa sy veilee...
Mivoaka avy any le sipa. Le lasa sady tsy misokatra no mi insiste hoe milay any mandra pisokatry ny sainy sy maha decue azy avy any(mety ela io mety haingana)... avy eo vo mivoaka ny sekre hoe izy sy ny mpanentana izao anie ka....kay en mm temps izy sy ilay mpanentana koa miaraka amin I.....
Tsy cas 1 na 2 no hitako...na tao na tany ankafa ....momban'io