Miroborobo fatratra ny Secte eto @ tanana e!....
1. lemenakely
(
18/01/2009 09:50)
Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ...
Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny malagasy @ izao , ary very fanahy mbola velona.
Misy ny voatarika ary misy ny tonga tsy nantsoina.
Ary ny tena mampalahelo dia katolika na protestant ilay olona taloha , dia misy sahy manaratsy io finoany taloha io, ary raha misy zavatra anasana azy ao @ io fiangonany taloha io dia tsy mety mankao intsony izy !

novalian'i Akashia ny 24/03/2020 18:42
2. fahamarinana
(
18/01/2009 11:00)
:arrow: lemena :Farito aloha hoe Fiangonana tahaka ny ahoana no azo atao hoe secte ,inona no mahasamihafa azy amin'ny kato na protestant,iza no hinoany...sns...sns..ianao manko any an-toerana mahita akaiky azy.Misaotra manampy fanazavana !(l)
3. fanantenana2003
(
18/01/2009 11:16)
de iza avy ireo fiagonana secte ary sao de tafiditra ao anatiny koa ity fiagonana misy ahy ity!
4. lemenakely
(
18/01/2009 11:20)
Amiko ny definition ny fiangonana na eglise @ teny vahiny dia fitambaran olona na andian olona @ toerana iray , manana ray amandreny ara- panahy mpitarika ( mon pere na pasitera) ary mirona @ firehin-kevitra kristianina , izay no atao hoe fiangonana !
Satria ny jiosy dia cynagogue , ny musulman mosquée ....fa tsy église
Izay aloha no fahitako azy

5. Noue
(
18/01/2009 11:46)
lemenakely:ekena eee! hany ka mahazo bahana ny secte! mampalahelo fa tena jamban'ny finoan'ny secte ny sasany nefa inona no azo avy eo ee ???
Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny malagasy @ izao , ary very fanahy mbola velona.
6. lemenakely
(
18/01/2009 11:55)
Ary amiko ny atao hoe secte aloha dia sarotra ny ahitana ny définition exacte .Naka larousse ary nijery google mihintsy ny tena.Ka rehefa nakambako ny fomba fahitana ny atao hoe secte dia andian olona na fikambanan olona izay tsy manankevitra afatsy nyfampiasana ny fivavahana ho fandementsaina sy ara- panahy ,....
Tao Amerika moa no tena niatombohan izy ity e , ary nampiroborobo azy dia nanomboka t@ taona 80 iny .
Izay no fahitako azy e

7. badboy
(
18/01/2009 12:08)
Marina tanteraka ilay hoe fandementsaina sy fanahy!!! Hanampiko ilay famaritana dia ny mpikambana ao @ ilay secte dia maneho fankatoavana tsisy fetra ny hevitra sy ny tenin'ilay mpitarika ary ny tenany mihintsy aza!! Izany hoe ny hevitra hoentin'izireo haparitaka sy handresena lahatra ny hafa dia izay hevitra naposak'ilay mpitarika, izay nalainy tao anaty baiboly fa saingy nadikany @ izay hitany fa mahametimety ny firohankeviny!! 8) 8) 8)
8. fahamarinana
(
18/01/2009 12:10)
:arrow: misaotra lemena a !tratry ny taona aloha r'ise fa adinoko teo.. :) ,naika tapaka ny tsinaiko hoe lasa nijery google mihintsy i lemena. :) ...
Izay aho vao hamaly : mampalahelo tokoa ilay tranga rahatoa entina handemena olona ilay sois-disant Fivavahana ,io moa samy manana ny azy tokoa sady samy manana ny rafitra mitondra ny Fiangonana tsi11.Ankoatran'ny hoe iza no hivavahana dia ireny fomba kely samihafa manohina ny be sy ny bobaka ireny koa no lasa maharatsy pasipaoro ny sasany !
Sao mba misy fizarana zvtr amin'izy ireny ,ohatra ny ahy fa tsy haiko,ny olombelona tsy maintsy homana dia voatery mitady moyens..:?: (l)

10. lemenakely
(
18/01/2009 12:13)
Ary mitombona mihintsy io resaka fandementsaina io satria tena variana aho raha niresaka t@ olona iray mpivavaka @ ireny secte ireny fa tena misy mipika kely ilay ranamana !...
Toy izany koa nanatrika fandevenana mpiray tanana aho indray mandeha izay mpiangona @ itony secte itony,atao ahoana moa fa ny adidy no efaina. Fa sorena ny ankamaroan ny olona fa nisy rangahy iray nangataka fitenenana nialohan ny hanitrihana ny razana...toriteny re izao ,vazavaza , ary nanomboka niala nitodi- doha nody tsikelikely ny mpandevina , tonga saina ilay pasitera ny farany ka notapahiny ny kabary sy toritenin ilay ranamana ...

11. Noue
(
18/01/2009 13:14)
ny zavatra tena hitako oe faran'zay mampalahelo dia ny fanararaotan'ireo olona mpitondra ny secte io eee! hainy tsara fa mahantra ny olona dia ny wawawa-ny tsisy farany ahazahoana ny fon'olona nefa rehefa azony ny olona dia inona no mitranga ee ???? ny kely fananany no tanjona :evil: :evil: :^) :^) :^) hilazana ireo mahantra fa ho avotra ry zareo raha manome eee! tena mahatsiravina eee!
ity fitoriana sy ny wawawa etsy sy eroa , lazaina fa zao no nolazain'ny Tompo dia indrisy fa tena misy ny manaraka an'zareo eee!ilay mpitarika @ zany isaky mivoaka ao @ ilay efitra fi-wawawa-ny dia vola re zany eee anaty valopy! mahonena oa eeee

12. lemenakely
(
18/01/2009 13:25)
Nisy fampisehoana iray izay nataon i Francis Turbo momba azy ity , fa tapaka ny tsinaiko , asa ho jereko any @ dailymotion na YouTube ilay liens ...
13. lemenakely
(
18/01/2009 13:50)
Noue:
ny zavatra tena hitako oe faran'zay mampalahelo dia ny fanararaotan'ireo olona mpitondra ny secte io eee! hainy tsara fa mahantra ny olona dia ny wawawa-ny tsisy farany ahazahoana ny fon'olona nefa rehefa azony ny olona dia inona no mitranga ee ???? ny kely fananany no tanjona :evil: :evil: :^) :^) :^) hilazana ireo mahantra fa ho avotra ry zareo raha manome eee! tena mahatsiravina eee!
ity fitoriana sy ny wawawa etsy sy eroa , lazaina fa zao no nolazain'ny Tompo dia indrisy fa tena misy ny manaraka an'zareo eee!ilay mpitarika @ zany isaky mivoaka ao @ ilay efitra fi-wawawa-ny dia vola re zany eee anaty valopy! mahonena oa eeee
Io no manamafy ilay fandementsaina, mandraky ny efa omby mahia mbola teren ny pasitera @ ampahafolonkarena !
Lalina ihany izy ity e..
14. badboy
(
18/01/2009 14:00)
Io no hitako mahasamihafa ny katôlika @ rehetra!! Ny rakitra tsy voatery manao ianao, tsisy fahafolonkarena trandrahana izany koa ary mahazo manana ny hevitrao manokana ianao izany hoe manana "libre arbitre", ary ireo rakitra matetika dia entina hanatsarana ny fitaovana ao @ ilay sekoly katôlika mifandray @ ilay fiangonana!!
Vokany : tsy misy ny fandementsaina na fandemempanahy fa samy mandray izay tandrify azy ary manao izay hitany fa mety eo @ fivavahana katôlika!! Tsy gaboraraka no dikan'izany fa fametrahana ny mahaolona mandinika sy misaina ary manapaka ho ambony indrindra!! 8) 8)

15. lemenakely
(
18/01/2009 14:16)
Ary ny zavatra hitako sy tsapako dia hafahafa toetra ny olona miangona @ izy itony: susceptibles,mafy loha tsy laitra tenenina ary sarotra ahintsy, ...
16. badboy
(
18/01/2009 14:21)
Marina loatra ilay hoe tsy zakan'ny sainy ny fanoheranao azy satria ny tanjony dia ny haharesy lahatra anao fa tsy ny hisainanao zavatra hafa mifanohitra @ lazainy!! Hany ka raha vao tsy mifanaraka @ tiany hatongavana ny lazainao dia tezitra izy, mampihorohoro mampitahotra anao ny @ iafaran'ny fiananao, ny tsy hampilamina anao eo @ andavanandro .....
En gros tous les moyens sont bons pour rabattre les indécis et les non réflechis!! Ka dia mailo fa maro tsy ampoizina izireo ary misy maromaro eto @ ity serasera ity!! :} (l)

17. Noue
(
18/01/2009 14:58)
badboy:sady eto koa ve dia toerana hitoriana zany eee???
Ka dia mailo fa maro tsy ampoizina izireo ary misy maromaro eto @ ity serasera ity!! :} (l)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. lemenakely
(
18/01/2009 15:01)
Misy fiangonana iray izay eto tsy ho tononiko hoe iza ... Fa voarara ny vehivavy manao pataloha , fa zipo ihany ... Allez voir ! Misy ny sasany hatreny ampotope hita mbamin ny kilaoty, n importe quoi!
19. ikaretsaka
(
18/01/2009 15:18)
Ny tena nahagaga ahy koa dia lasa eny @ kartier an ireo olona somary sahirana sy mafy ady no saika betsaka andry zalahy dia raha resaka ara batana dia matetika au lieu de manampy mahatsara ny fiainandreo ry zalahy dia mainka mampitotongana. Ary le olona tratrandry zalahy tsy kopy hoe mitotongana ny fiainany.
Nisy ramatoa mpanasa lambanay izay tratran io. Izy taloha mba velombelona fa nony tratra de mitaraina ny zanay fa @ 1 maraina ramama vao mody (nefa hifoha hanasa lamban olona @ 7 an) dia omena ity sekta ny 1/10 mpananany... tena hitako fa iny fa niha nahia de niha mafy ady kokoa de. Tsy naharitra izay ka nolazainay... fa zahay ndray re no nozoniny sy noteniteneniny fa tsy nahita an jesosy. Manohitra an jesosy e e..
Nanaovany remarques hatramin'ireo alikanay hoe devoly e mahalala baiko e..tiavinay mihoatra nohon ny olona hono e...sns
Avy eo indray andro narary tany ampanasana lamba tany izy ary torana tany. Hay izy ity nisy cancer ny havokavony.. ary raha tsy teo ilay alika tsy tiany mety possible tsisy namonjy teo izy .. nentina tany @ urgences moa dia efa natao transfusions sns
Ary ireo olona tao @ le sektany tsy hita t@ izy narary ka hatr@ nahafatesany

20. karinah
(
18/01/2009 15:24)
Zà dia tena TSY POUR amin'ireny fiangonana miorina etsy sy eroa ireny(tsy izy rehetra aloha an!) fa misy tena MANAONAO FOANA mihintsy! jereo fotsiny ireny fi-traité-vandry zareo ny olona fa hoe misy demony dia asiana rojo vy sy traité-na ohatry ny biby sanatrian'izany! :?
MISY fiangonana iray ao ANTANANARIVO ao lasa FAMONOANA OLONA ny ataon-dry zareo amin'ity MAMPANDOA OLONA fa hoe ALAINA DEVOLY, VOKANY>>>>> na dia EFA TSY TOKONY HANDOA intsony ilay olona dia FORCE-NY IHANY!
Cas- NATAO tamin'ny ZANDRIKO io! ZANDRIKO izay nanoka-tena ho MPIANDRY tao amin'io fiangonana io ihany, ka nampandoavina indray andro fa hoe MBOLA MISY DEVOLY,EFA NARATRA ny vavoniny MBOLA nasaina nadoa ihany, hany ka RERAKA BE izy!!! fa NY LOZA TSY NOTSABOIN-DRY ZAREO izy izy (satria nipetraka tany amin'ilay TOBY) tsy notsaboina fa hoe HIVAVAHANA fotsiny, hany ka NIHOMBO be ny HARERAHANY, efa TSY NAHATENY INTSONY IZY vao niantso ny RAR -nay ry zareo, noentina tany amin'ny hopitaly haingana ny alina ka ny maraina izy tsy tana intsony fa MATY!!! :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
Izahay iray tampo rehetra moa tezitra MAFY daholo ka te HITORY ilay fiangonana fa noho ny RARninay mpivavaka dia NIONONA FOTSINY tamin'ny hoe: MATY NANOMPO NY TOMPO ilay zandrinay dia izay!!! :cry: :cry: :cry:
KA MAMPITANDRINA anareo aho fa misy ireny fiangonana vaovao miorina ireny dia MANAONAO FOANA ka AOKA MBA TSY HO VOATARIK 'IZY IRENY fa lasa FAMONOAN'OLONA ilay izy fa tsy fanavotan'olona intsony!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: