Miroborobo fatratra ny Secte eto @ tanana e!....
61. lemenakely
(
19/01/2009 17:35)
Raha ny any ivelany raha singaniko manokana ny ao Amerika dia misy karazana sectes maro be : misy bibliques, misy sataniques...
Tao Dallas no nisy ilay suicide collective iny, efa hitako t@ télé koa dia serpents venimeux iray vatapaty no lazain ilay secte fa mpanelanelana an Andriamanitra sy ny olombelona.
Ho an izay nahita ilay filmn i Stanley Cubrick nolalaovin i Tom Cruise: Eyes wide shut ! Dia misy secte ary organisation satanique toy ireny tokoa any amerika any.
Raha ity satanique ity aloha no tonga eto Dago mety ho ratsy ,n'efa iza no mahalala raha efa misy sectes satanique eto fa mbola secrète ?
?????

62. ikaretsaka
(
19/01/2009 17:47)
Nentsika mbola eo @ le stade hahazoana kil sy le soi disant hoe manampy rehefa misy olana, De ny vanjo alika no element de komersa mandeha de rakofana an'io aby na ny mamoehatra aza....
Ohatran ny bizna ihany io letsy a.. kafe kenianina be zao de hoe cafe de colombie...

63. badboy
(
19/01/2009 17:48)
soanja >> Misy marina ilay lazainao izay efa nolazain'i lemenakely!! Saingy ny ao dago aza ange mbola misy havana manohatohana rehefa hoe tsy ampiampy ianao!! Fa aty ampitandranomasina dia ianao olokolonao samirery : ka na ianao lasa mpifoka zavadomelina be, na lasa mpamono olona gaigilahy, na lasan'ny sekta, na izy rehetra mitambatra!! Noho izany ilay milaza hoe tsy ampy fialamboly .... Tsy ampy fahalalana angamba no tena antony ka izay mahay mampipika kely ny atidoha no tonga dia lazaina fa manana ny marina, ary ny tena fosotra dia ny tsy fahampian'ny boky hovakiana sy voasoratrin'ny malagasy!
diamondra27 >> Akamako ny zandrin'i jocelyn, ilay 2 lahy tao aoriany!! Efa tany @ tranony tao faravohitra aho, ary efa tao ampandrana ihany koa!! Izaho tsy mba tia manameloka tsisy porofo izany!! Noho izany ny fifampitsofohana anaty kidoro dia efa hitako!!!
8) 8) 8)

64. lemenakely
(
19/01/2009 20:01)
ikaretsaka:
Tsy krispijo ve zany miboridana daholo izany le....sa misy sekta vanjo alika manao izany koa
Toa ohatran ny hampihomehy ahy ny mieritreritra fa hisy sekta miboridana eto amintsika ,raha ny tanora aloha mba mety ahafinaritra ny mijery azy , fa raha misy ramamabe ? Ha ha ha....
65. ikaretsaka
(
19/01/2009 21:25)
Ka mety tsy @ izany intsony ny fijerinjareo azy fa rehefa mamo ao de le ramama mihevitra ny tenany fa anjely latsaka antany moa reto sisa na tsy mahalala intsony na tsy navela hiteny intsony hoe tsy mamely nge ramama fa resy lahatra..... tsisy hafa @ silamo. Te hitovy pozy @ ndramahomet ihany. Ny hiafaran io de na. Tsy mety aminy aza le lavavolo any @ tany mafana de tsy maninona io fa reveo
66. soanja
(
20/01/2009 04:27)
badboy:
soanja >> Misy marina ilay lazainao izay efa nolazain'i lemenakely!! Saingy ny ao dago aza ange mbola misy havana manohatohana rehefa hoe tsy ampiampy ianao!! Fa aty ampitandranomasina dia ianao olokolonao samirery : ka na ianao lasa mpifoka zavadomelina be, na lasa mpamono olona gaigilahy, na lasan'ny sekta, na izy rehetra mitambatra!! Noho izany ilay milaza hoe tsy ampy fialamboly .... Tsy ampy fahalalana angamba no tena antony ka izay mahay mampipika kely ny atidoha no tonga dia lazaina fa manana ny marina, ary ny tena fosotra dia ny tsy fahampian'ny boky hovakiana sy voasoratrin'ny malagasy!
8) 8) 8)
Ekeko indrindra ny teninareo ka. Ny tsy fampian'ny fahalalana no fototra dia io ilay hazavaiko ery ambony hoe ny fomba na systema efa misy afaka mandray /manome vahaolana ary ny fanomezana fahalalana na ny hanabeazana azy/ torolalana hanana fijery misokatra sy tia karokaroka hanalefahana an'io stress io no tsy ampy ao Mada. Ohatra hoe boky hoy ianao, any amin'ny tranomboky no ahitana an'io ary tsy handoavambola akory, indrisy vitsy ny boky ao sady verivery aby izay efa nananana. Tsy nozarina an'izany fitiavana mamaky boky izany ny Malagasy. Ny fitsangatsanganana any amin'ny Parka sy fitsidihana toerana mahafinaritra sy fialamboly sns... mba hisokatra ny saina handray fahalalana hafa vaovao mahasalama. Raha misy mahazo matetika dia hoy ny valinteny hoe mandehana mijery dokotera na mamonje pasitera. Tsisy afa tsy io.
Anisan'ny tena fositra koa dia ny fialana ny nentin-drazana na ireo kolontsaina Malagasy mahasalama , izay nampivoitra ny fifankatiavana amin'ny samy mpihavana. Firifiry moa ny olona ao Mada , indrindra ny tanan-dehibe, no samy maka ho azy tokoa e. Na dia mpiraitampo aza. Io resaka famadihana io izay itambaran'ny mpihavana; ifandraisana sy ifanatrehana, nialana lavitra fa hoe devoly. Sns sns... Tsy andalovana tsony ilay ambanivohitra mahafinaritra manome aina mamelombelona fa tsy te hanampy ny havana mahantra any sady ireny fa hoe mbola manao ody ny any sns .... hany ka ny fihavanana izay nofikirina taloha hadino ary izay no mampitodika ny hafa hikatsaka fifandraisana amin'ireo mpiara manao sekta. Ireo tsinona mifandray toy ny mpirahalahy sy mpianadahy sns... any ahitana fitiavana kokoa e.
Mino marimarina aho fa matoa ny olona iray namonjy sekta dia misy zavatra tsy hitany any an-kafa hitany ao ary tiany izany.
Enga anie fotsiny ka tsy hamono azy ilay izy satria be ny sekta aty an-dafy dia ny resaka POWER na fahefana no tian'ireo mpitondra azy ireo haseho amin'ny olony saingy amin'ny fomba ankolaka satria misy ny baiboly anamborana izany. Io fananana power io no tosika mahatonga azy hanokatra ilay sekta. Fahafinaretana toy ny zavamadomelina sy ny hafa aby io fananana fahefana amin'ny hafa io. Aretina koa io satria diso toerana ny fijerin'ilay olona ny tontolony. Resaka psy tanteraka.
67. ari.malala
(
20/01/2009 06:31)
Raha tsy diso aho dia efa nisy teto ilay miboridana saingy toa efa noroahin'ny fanjakana. (Raha tsy diso ny fitadidiako hoy aho) satria nisy namako izay, novangian'ireo membre an'ilay secte, dia toa hoe notarihany hamonjy fotoana tany am foiben-jareo tany angaha, fa mamono jiro sy miboridana aby hono ny tao, satria hoe niboridana no namoronan'Andriamanitra ny olombelona voalohany... toa izay ilay izy fa efa ela koa ka tsy tsaroako intsony. Fa avy eo tonga tany am-poto-tsofin'ny mpitondra fanjakana ka dia voaroaka ireo mpitarika ilay secte d nakatona koa moa ilay izy mazava loatra... fa amzany miboridana izany hono dia misy tokoa ny fanaovana firaisana ao @ maizina ao... (raha ny filazan'ilay nanatrika io)
Tsy haiko na tsaroanareo koa ilay resaka 666! nalaza ratsy mihintsy indrindra teo am honey teo hihihi! nisy mpiara mianatra taminay nihinana gilasy teo am honey fa tonga d nihatahan'ny namany rehetra nony ampitso tonga nianatra fa hoe efa nisotro ilay rà mampisy 666 ka ny marika sisa andrasana hivoaka! nampalaelo fa leo monina ilay ankizy d niala antenatenan-taona!

68. ikaretsaka
(
20/01/2009 13:03)
Kay tokoa moa nisy anzany...
Fa le nude io no tsa fantako raha tsy zao

69. Mirananirina
(
20/01/2009 16:47)
Raha tsy diso aho dia efa nisy teto ilay miboridana saingy toa efa noroahin'ny fanjakana. (Raha tsy diso ny fitadidiako hoy aho
Tena nisy tokoa fa tsy tatidiko hoe taonafiry.
Fa ilay taty andafy hitako izay dia nahatsiravina ny nahita ireo taminy télé(tsy asehony ny zavatra a)Izany hono ny ataony Adama sy Eva dia tsy maintsy harahina.Nefa ange tsy nudiste akory ry zareo aty ivelany e!Normal,rehefa mivavaka ihany vao miboda sssssssssss
70. ari.malala
(
21/01/2009 06:05)
Mirananirina, ka izany hono hoa no antony hoe miboridana no nanaovan'Andriamanitra ny olombelona :-D :-D :-D
71. andrywui
(
21/01/2009 14:02)
misy ny secte ry lereto tsy mbola tena tonga eto amitsika ny atao hoe secte dangereuse, ny amin'ny hoe Foyer ao Behoririka efa nisy fotoana aho nandeha tao , fa tsy mbola nahita na nandre resabody tao zany aho!! marina fa misy ny miaraka ao! efa niaraka vao niditra tao na tao no niaraka ,ny fiangonana FJKM misy ahy eny Ambohibao anefa raha resaka mifampiarakaraka zany de tena pire mihitsy fa le resakareo oe miaraka amin soeur ny de aveo ny tantine ny de avy eo belle soeur sns... kosa fanalana baraka olona zany ary tsy misy olona kentrina hijanona ao zany ra misy mahita na mahafantatra anzany satria mba betsaka olona efa lehibe tonga taona marobe iany hitako ao, de ireo ve de hanao anzany kou nefa misy ray amandreny be amampolony maro ao?? fa ny secte dangereuse resahako le miara mamono tena na miara manao maloto amin fotoanan'ny culte na manao yoga!! fa ny eto amitsika mbola tsy misy anzany akoatran'ireny oe nidian'ny fanjakana ireny tsy haiko!
efa nahita aho ny:eglise: -guerriers de christ -faak - mre - foyer - apokalypsy - rhema - jesosy mamonjy - winners - fa tsy mbola nahita anzany zavatra lazainareo zany aho!! fanaratsiana izany! zany no marina na de FJKM iringiriny aza aho!!

72. andrywui
(
21/01/2009 14:10)
tazony ihany ny resaka marina fa aza faly manaratsy ny namanao!!
raha miditra ao amin'ny fotoampivavahany ianao de mihira izy ,mitoriteny, milaza vaovaompiangonana ary manentana nyolona hanohana ny fiangonanan amin'ny lafiny araky ny fombany( ny atsika ato FJKM zao ny vokadehibe fanao isambolana no fanentanana atao, na ny rakidehibe na ny fanavaozana ny trano vadimpiangonana ...) ka ny resaka fanentanana ara-bola aza hanaratsiana olona fa samy manao daholo!! ny anay aza ny vola nangonina hoe hanaovana sakafo itambarana amin fitsangatsanganana tao Ambahibao nahodin ngahy mpitarika tanora!!efa ho 3millions! tonga ny fotoana izy nanjavona.

73. coopsal
(
21/01/2009 14:40)
lemenakely >>> Nisy evanjelistra iray izay nanao conférence dia hoy izy hoe : \"les sectes se reconnaissent facilement par un mot de 2 lettres : ET. Pour eux, il y a la Bible et ...\". D nanome ohatra anakiroa izy hoe \"La Bible et La tour de garde, La bible et Joseph Smith.\".
Fa rehefa mandinika an\'io définition io aho dia tena hitako hoe finalement tsy misy na dia iray aza amin\'ny antokom-pinoana ka tsy sectaire, satria il y a la bible et la dogme. Iza no antokom-pinoana tsy manana dogme eo ? Ary moa ve tena araka ny baiboly marina ny dogma sa misy sombiny alaina ao amin\'ny baiboly ary misy fanampiny kely ?
Tsy anjarako ny mitsara, izay meloka dia efa meloka fa tsy mila melohina intsony! KRISTY tsy tonga hanameloka fa hamonjy ny voaheloka.
Ary raha misy an\'i KRISTY eto, aoka izy tsy hanameloka fa hamonjy izay meloka.
badboy >>> Raha ny fahitako dia tena olona maharaka tsara ny mikasika sy ny ao amin\'ny antkom-pinoana rehetra (na presque) ianao. Saingy ilay tokana tena ilaina no mbola tsy hitanao ary tsy fantatrao : KRISTY. KRISTY tsy antokom-pinoana akory.
==> Tadidiko t@izahay nanao test voalohany t@ matière sarotra izay, ny mpianatra rehetra nahazo 2 sy 4 fa nenah 6, ary tsy nisy nahazo naoty ambony noho io tao. Afaka ho nirehareha satria ambony naoty noho ny rehetra, saingy mba niara-tsy nahazo moyenne tamin\'ny rehetra ihany aho! Misy soa azoko ve raha toa ilaozako mitsikera sy mihomehy ireo nahazo 1 sy 2 ?

Ikaretsaka:
Za mba mpivavaka naditra ihany fa tsary vitako kosa ny nisipa t@ sipa 1 de avy eo mankany @ cousineny de avy eo omeko ny rahalahiko le sipa de ny nenifarany indray no anaovako \"vieilee\" kle....
De @ alahady ngefa hiara hiakatra ery ambony ery sy hanentana hiaraka @ izy rehetra... tsary ann ka
==> Tadidiko t@izahay nanao test voalohany t@ matière sarotra izay, ny mpianatra rehetra nahazo 2 sy 4 fa nenah 6, ary tsy nisy nahazo naoty ambony noho io tao. Afaka ho nirehareha satria ambony naoty noho ny rehetra, saingy mba niara-tsy nahazo moyenne tamin\'ny rehetra ihany aho! Misy soa azoko ve raha toa ilaozako mitsikera sy mihomehy ireo nahazo 1 sy 2 ?
74. ikaretsaka
(
21/01/2009 14:45)
Inona no ihandraisan'ny notenao sy ny tsy fahasahiako miara mandry @ sipakosy ny cousine ny sy ny rahavaviny sy ny nenifarany kay ry coops?
Enao hoa rehefa hanazava zavatra de farito mialoha ny tianao hahatongavana sy ny tianao hampiraisina @ le illustration...manjary mivoana.... raha in 20 enao izany no nisy niteny an'io de kely...nefa tsy mbola tonga saina foana

75. ari.malala
(
22/01/2009 05:51)
coopsal, mety hoe hors sujet angamba ny lazaiko, fa tena tsy mety aminao mitnsy ve ny mba hoe atao fohifohy ny fanazavana fa tsy maintsy atao lava be foana? azafady!
78. deric
(
23/01/2009 08:16)
Tena gaga aho ry reto a! Voamarina eto fa ny fitsikerana sy ny fanasoketana ny hafa no tena betsaka eto amin'ity serana ity. samy miseho ho mahalala ny toetry ny haf adaholo.
aiza ho aiza ianareo rehetra ireo amin'ilay voasoratra ao amin'ny baibolinareo hoe Esory aloha ny andry amin'ny masonao vao miteny amin'ny rahalahinao hoe etsy hesosriko ny sombi-kazo amin'ny masonao.
hitanareo avokoa ny tsikera sy ny fahalemena amin'ireo lazainareo fa secte ireo, milsy milaza ny tsy misy mihintsy aza. Fa angaha odianareo tsy hita sy odiana tsy fantatra ny zavatra atao-tsika amin'ny fiangonantsika rehetra izay samy midera tena ho kristiana nefa indrisy...
manginy fotsiny ireo toetra sy fanaon'ireo mpitarika atsika ireo (aza ny ataoko no atao fa ny lazaiko ny tanteraho) Isika no efa jamba sy pahina.
Tsaroako fa voasoratra ao amin'ny baibolinareo ao fa isan'ny nahazo fanaratsiana sy fanakianana be indrindra I kristy (misy nilaza AZy ho lehiben'ny demony, miseho azy ho Andriamanitra, milaza ny tenany ho ....)
Lasa koa ny eritreritro fa sao izao fanaratsiana be fahatany ataontsika eto izao no araka ilay voalazan'i Kristy hoe ho halan'ny olona rehetra ianareo, hoharatsian'ny olona ianao, hotenenin'ny olona ratsy hianareo, hampangain'ny olona lalinga inareo...
ho ahy manokana na iza na iza mpitarika fiangonana ary na iza na iza fiangonana mijoro dia heveriko fa toy ny vavakisoa misy sira izy ireny ka tokin'izay hihinana azy, na izay lazainareo ho sekte na na tsy secte.
an'ny tsirairay avy ny safidy ho amin'ny alehany na ho atsy av aratra na ho atsy atsimo.
misaotra.

79. ikaretsaka
(
23/01/2009 15:51)
Ny milaza ny zavatra mitranga ra deric na somary hoe araka resaka miharo kimeme aza dia tsy fitsikerana. Izay dia tsy mbola hain'ny malagasy..
Hozy ilay olonkendry izay hoe raha mihomehy ny momba anao akory aho dia tsy manaratsy ny momba anao..fa fihomehezana no entin'ny momba anao eto anatiko...ka tsy aleonao fohomehezana toy izay fahoriana

80. Mirananirina
(
23/01/2009 18:10)
hita ho aho ry arimalala,efa taloha ve dia mbola arahina foana.
ary efa hitanareo ve ilay finoana tsy manapaka volo na lhl aza.nomen'andriamanitra hono dia tsy asorina.