zay tsy mila saribakoli-dratsiraka oa
1. ngoiha
(
20/01/2009 13:03)
Aza miresaka oa rehefa nandra fa mbo mitady seza anefa ny masiso teo aloha ihany no tanisaina,rah tena enjana dia manaova aloh zavatra mbo m'lay ny zavatra notokanana aza kay bombna b,ndana manao dj aloh fa ts .... zay mbo hay fa aza m'tetateta
mba fets oa rehefa idongy seza dia aza mitanisa ny ol efa ts manjary rehetra zao fa mahatsiravina na ny manonona ny anarany aza
zay ry tgvendran'aaaaa
mba fets oa rehefa idongy seza dia aza mitanisa ny ol efa ts manjary rehetra zao fa mahatsiravina na ny manonona ny anarany aza
zay ry tgvendran'aaaaa
novalian'i Andribe ny 21/01/2009 00:30
3. mmmhh
(
20/01/2009 13:43)
odryyyyyyyyy fa maninn enao no toa sendaotra be??? sao de ho tapaka lalan-dra fa moramora ihany.
4. rfd2001
(
20/01/2009 13:45)
ay .toi zany koa toa tsy mahazaka demokrasia javascript:emoticon(':lol:')
Laughing
BYE BYE ISE E
Laughing
BYE BYE ISE E
5. molota
(
20/01/2009 14:02)
Ny alika no miverina @ny nalohany fa tsy ny Malagasy. raha tsy t@ny andro Zafy izy tsy koh :evil:
6. petitfano
(
20/01/2009 14:03)
:twisted: Ra tsy sarobakoliny ve handefa ny sariny ao anatin'ny 40 mn. Ol f naloany vahoaka iny zao mahavatra manao sesitany ny tenany. Reto gasy manaraka an'lé TGV -p...koa no mahagaga koa. Sa miara-mahazo tombontsoa @ty TV VIVA
7. Andribe
(
21/01/2009 00:30)
Prrrouoouuuutt pppprrrrooouuuuuttt lallamby , mihhetsika ny atsy dia afaka ity!!! hi hi hi :lol: :lol:
