voatabia sy tongolo

1. lupe ( 19/01/2009 12:52)
Manahoana daholo eh !

Nanao course hono ny voatabia sy ny tongolo !
Dia rehefa nandeha kelikeky dia nianjera ny voatabia, dia hoy hono ny tongolo « toa maty le »,
Dia nitsangana haingana ny voatabia dia hoy izy « oain eo » !
Tampotampoka teo anefa dia nivadika lasa ganagana ilay voatabia,
Dia ilay tongolo lasa omby,
Dia ny olona ary lasa inona ?

novalian'i ktsif ny 24/02/2009 15:05
2. zoukimi ( 19/01/2009 16:06)
:lol:
lasa adala
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. ikaretsaka ( 19/01/2009 17:20)
Lasary
4. vale ( 19/01/2009 18:32)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. mahaymi ( 20/01/2009 03:39)
LASA TGV SY RAVALO !!!!! :roll:
6. lupe ( 20/01/2009 04:46)
Tsy misy mahay nareo fa aleo omeko ny valiny:
lasa saina! na koa hoe lasam-borona, miheritreritra ny valiny!
7. bobone ( 20/01/2009 07:50)
lasa vorona zany veilay olona raha azoko tsara ! hihihi
8. notron ( 20/01/2009 08:24)
la charu ve?
9. kotobekibo ( 20/01/2009 19:11)
lasa gaigy :-D
10. Simpona ( 25/01/2009 14:33)
"Lasalasa ambiroa, mijery azy roa..." :wink: :wink:
11. ktsif ( 24/02/2009 15:05)
lasarety dia notaritin'ilay omby
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2366