Mila fanampiana mba maika kely ihany

1. daryprod ( 20/01/2009 12:39)
Tsy hoe be sehoseho fa izao, manana tv mobile Hantel Ht 625 za de mba mangataka raha azo atao, fa tsy mety hampidirana format mp4 mihitsy ilay izy, sa inona ny dikan'ny hoe true mpeg4, de format ?x? (oh:320x240). raha misy logiciel tompoko de mba omeo raha sitrakareo, satria efa nandramako daholo izay convertisseur mp4 fa tsy nisy nety.
De misaotra mialoha e
Ny namanareo ao @ serasera
novalian'i comptezo ny 22/01/2009 15:55
2. caprio ( 20/01/2009 13:28)
tsy haiko aloha na mitovy ny HT lazainao sy ny HTC fa za manana HTC dia mavaky tsara mp4 fa na izany aza dia ataovy format 3gp fa io tonga dia mety, fa zany we somary ratsy ny sary mihoatra an-lay mp4,dia efa misy koa zao ny logiciel azo ampidirina tsara ao anaty mobile mba ahafahany mamaky mp4,dvix,sns....fa mbola tantara be ny mampiditra azy satria tsy misy gratuit ilay izy fa efa nijery t@net za ,dia avy eo misy num omeny dia alefanao sms ilay izy dia omenao ny mariky ny phone sy num mobile dia avy eo tonga dia lasa automatika ao anaty phone nao ilay izy,fa raha aty france dia 3euro ilay izy,zany we pvplayer hoatra no tadiavinao ao anaty internet de afaka instalenao io,fa ataovy 3gp wa fa mety foana io,ok :lol:
3. daryprod ( 21/01/2009 05:57)
bonjour,
Ka izao ny olana, misy dossier par defaut ao hoe trueMpeg4, de ny format mp4 ihany no hitany nefa tsy mety mihitsy. De misaotra betsaka aloha t@ le torohevitra fa aleo andramako indray izay.
Merci Bcp
4. comptezo ( 22/01/2009 15:55)
IVC(internet video converter)Logiciel de convertion de fichiers:afaka anovanareo ny fichiers MP4 tsy zakany zany ho 3gpeg(na type de fichiers hafa): http://www.01net.com/telecharger/windows/Multimedia/encodeurs_et_decodeurs/fiches/39727.html
na http://ivcsoft.free.fr/wordpress/?lang=fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3243