Tsy misy olona mahafolaka ny lela ....feno ody mahafaty !
1. niryna
(
15/01/2009 07:16)
Fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty. Jakoba 3:8

6 Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin'ny loharanon'ny ranon'aina ho an'izay mangetaheta.
8 Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa. Apo 21:8
**** ny fahafatesana voalohany dia ny vatantsika misaraka ny fanahintsika ,ary ny faharoa dia ny fanahintsika misaraka amin'Atra
Ny teny izany dia azo raisina hoy toy ny fiara
Ny lela kosa dia azo raisiny ho toy ny mpitondra fiara
Ka izay itondran'ny mpitondra fiara no andehanana
Ny lainga ( Apo 21:8)dia azo zaraina ho telo karazany dia ao ny fitaka , ny marina an-tsasany ,ny mampitombo
10 "Fa na iza na iza maniry fiainana sy ta-hahita andro soa, aoka izy hiaro ny lelany amin'ny ratsy ary ny molony tsy hiteny fitaka; 1 Pet 3:10
Ny marina an-tsasany:narary tany amin'ny hopitaly ny reniny ary dia niantso izy fa tsy afaka hiasa ,ny tena marina anefa dia tsy nijanona tany amin'ny hopitlay izy fa fotoana fohy (roa ora ) ary ny enina ora nandehanany niantsena... io ilay marina tampany ,ny zavatra tena nisy saingy marina tampany
Mampitombo: matetika ny olona rehefa tena tiana ho liana aheno ilay vaovao iny ny hafa dia ampitomboany ..ny tsy fantany anefa dia araky ny ampitombony azy no vao maika mampihena ny finoany sy ny fahatokisan'ny olona azy .....efa hoe iza resahin'iny hoy aho dia an-tsasany ihany no marina
Ireo no mba azoko zaraina anareo androany
Inona no tena votoantin'ity ? ny marina mandratra kanefa tsara ny milaza ny marina hatrany satria ny fahalalanao ny marina no anafaka anao amin'ny ota .
32 ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo. Jaona 8:32
Zavatra iray ihany no mba hany fanantenana amin'izany dia ny fiarahan'ny fanahin'Atra amintsika ka izay tian'ny nofo dia mila toherina mba aharesy ny fanahy ... 4 Jehovah Tompo nanome Ahy ny lelan'ny efa mahay*, mba hahaizako manao teny hampahatanjaka izay reraka; ampandrenesiny isa-maraina isa-maraina, eny, ampandrenesiny ny sofiko hihaino tahaka ny efa mahay* [Heb.efa nampianarina] Isaia 50:4
(l) niryna

novalian'i ikaretsaka ny 12/02/2009 06:41
2. ari.malala
(
15/01/2009 08:47)
de... i niryna zany zao efa mahay? :-w
Mahavariana ahy mintsy hoa ny fahaizanareo mandaha-teny e!

izay tian'ny nofo dia mila toherina mba aharesy ny fanahyinona no tian'ny mpanoratra hambara? fa ity vatantsika ity ve afaka sarahina ho nofo ftsn mandende d fanahy ftsn mandende e! tsy azoko! raha tena tsy important ny nofo, inona no antony mahatonga ireo mpanasaraka ny nofo sy ny fanahy ireo mbola miasa sy manafy ny vatany mampihinankanina ny vatany?
4. prime
(
15/01/2009 13:21)
ari.malala> Angamba tsy ilay nofo amin'ny mahanofo no tian'ny Soratra Masina resahana rehefa miresaka io adin'ny fanahy sy nofo io izy fa ilay filan'ny nofo (ratsy) mitondra ho amin'ny fahotana sy ilay asan'ny fanahy (tsara) mitondra ho amin'ny fahamasinana eo imason'Andriamanitra...
Somary HS aho fa ilay fanamarihana no mahatonga ahy hitondra fohy ireto... hoy ny tenin'Andriamanitra amin'ny anaran'i Jesosy :
"16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo
18 Fa raha tarihin'ny Fanahy hianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
24 Fa izay an'i Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin'ny faniriany sy ny filàny tamin'ny hazo fijaliana." Galatiana 5:16-24
Ny tenin'Andriamanitra tsy mampianatra ny mpino hankahala ny nofo, fa mananatra ny mpino hiady hanohitra ny filan'ny nofo izay mandrafy ny fanahy ka mahatonga ny fahatezeran'Andriamanitra raha mahatanteraka ny filàny...
Diniho tsara ny andininy faha-7 voalaza io ambony io dia ho tsapanao fa ny tian'ny olona hatao amin'ny ankapobeny no ataony ary izany dia manatanteraka ny filan'ny nofo... tsy sitrak'Andriamanitra izany satria mandrafy ny fanahy, ilay tena endrik'Andriamanitra feno nahariany ny tena mahaolona... ary izany no nanaran'ny Apostoly Paoly fa mila resena ny filan'ny nofo mba hanehoana ny asan'ny fanahy, izay sitrak'Andriamanitra...
Ny mpino tsy mahalala miady amin'ny filàn'ny nofo izany indrindra no anarin'ny tenin'Andriamanitra mba hiambina fa tsy mandeha ho azy akory ny filanjana ny hazofijalian'i Jesosy sy ny fanarahana dia Azy fa mila miady rehefa amin'ny fotoana rehetra, toerana rehetra, atao rehetra mba tsy ho lavon'ny filan'ny nofo...
Ny miady amin'i Satana sy izao tontolo izao dia efa ady goavana etsy ankilany, fa ny tena henjana aza dia ny miady amin'ny filan'ny nofo satria miraikitra amin'ny tena mihitsy ilay ady...

5. coopsal
(
15/01/2009 14:03)
I Jakoba izany miteny hoe, tsy misy olona mahafolaka ny lela.
I Jaona nampilazain'i KRISTY fa ny mpandainga rehetra dia manana ny anjarany any amin'ny farihy mirehitra afo.
==> Impiry aho no efa nandainga? Manana ny anjara-toerako any amin'ny farihy mirehitra afo aho izany. Mora ny fitenenako azy aminareo eto an, fa rehefa tafasaina izany ao am-po dia tena mahatsapa amin'izay hoe tena marina ilay resaka, spirituellement perceptible fa tsy voazavan'ny vava.
Efa imbetsaka mihitsy aho no niteniteny foana, tsy ny vokatry ny tsi-fahalalako fotsiny, fa maro mihitsy ny vokatry ny fitiavana hiseho ho zavatra.
Ary KRISTY niteny hoe : "fa hampamoahina ny olona noho ny teny foana rehetra izay navoakany, fa ny teniny ihany no hanamelohana azy".
Imbetsaka aho no efa nanao fianianana kanefa tsy tanterako sy tsy marina akory, ohatra vitsy tamin'ireny :
- "Izaho dia manaiky marina sy mino, fa JESOA no Tompo sy Mpamonjy ahy"
- "Voavela ny heloko ary azoko ny famonjena"
- "hazoto hivavaka sy hamaky baiboly isanandro araka izay azoko atao"
Nanao promesses tamin'olona aho nefa tsy notanterahiko. Tsy dia voatery hoe tsy afaka fotsiny aho fa indraindray tena noho ny hakamoako.
Izaho ilay niseho nanameloka ny hafa ary avo vava ery satria tsy nety ny nataon'ireo, nefa kay izaho tato ambadika mba nanao tahaka ireny :
- Tezitra sy nanenjika ny mpijangajanga (nefa izaho mba mpi fantasme)
- Nanenjika ny mpisotro toaka sy ny mpidoroka (nefa ny jeu vidéo sy ny chat sy ny sakafo sy ny mozika, ny namana sy ny olon-tiana ho ahy dia lasa drogue mihitsy, famalifaliako ny tenako rehefa sorisorena aho ohatra na malahelo)
- Nanenjika ny mpanao fampianarana diso (kanefa izaho koa mba efa impiry no nanao fampianarana diso?)
- Nanenjika ny mpanao pirate sy mpanao kolikoly (nefa izaho tamin'ny asako tena mpanao pirate ary efa imbetsaka aho no voatery nanome tsolotra mba hahazoako zavatra iray heveriko fa tena important be ho an'ny fiainako sy ny hoaviko)
- Nanenjika ny mpanenjika
Nivavaka tsara be kanefa tsy marina :
- "Misaotra anao Ray ô!" nefa tao am-poko tsy nisaotra
- "Mifona Tompo!" nefa ny foko tsy nifona sady tsy haiko akory hoe inona no hifonana, tsy niaiky akory ny heloko aho
- "Hatao anie ny sitraponao!" nefa ny sitrapoko no niriako fatratra ary nataoko rahateo
Fantatro ankehitriny fa hadinina amiko daholo ireny na dia hodiako fanina aza tsindraindray. ary voasoratra tsy lavitra an'io versets ny apocalypse nolazain'i Niryna io fa voarakitra anaty boky daholo ireny rehetra ireny, ary hotsaraina amin'ireny aho.
Fa voasoratra ao ihany koa anefa, fa izay tsy hita ao amin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanakondry, ny anarany dia hatsipy any amin'ny farihy mirehitra afo izy.
CONCLUSION : raha ny actes-ko (na t@ fihetsika na tamin'ny fihevitra na tamin'ny fiteny) dia condamné ho any amin'ny afobe aho. Kanefa misy avotra ho ahy : raha misoratra ao amin'ny bokin'ny fiainana ny anarako.
Izay ny ahy ry zareo.
Tsy izaho irery no hotsaraina toy izany fa ny olona rehetra. Asa ianareo raha tsy nanao na dia ny sasany monja amin'ireo nataoko ireo. FA raha nanao na dia iray monja amin'ireo aza ianareo, dia hampamoahina, ka ny lalan-tokana dia ny hanananareo ny anarana voasoratra ao anaty bokin'ny fiainana an'ny Zanakondry ihany.

6. ikaretsaka
(
15/01/2009 17:05)
ari.malala:
de... i niryna zany zao efa mahay? :-w
Mahavariana ahy mintsy hoa ny fahaizanareo mandaha-teny e!izay tian'ny nofo dia mila toherina mba aharesy ny fanahyinona no tian'ny mpanoratra hambara? fa ity vatantsika ity ve afaka sarahina ho nofo ftsn mandende d fanahy ftsn mandende e! tsy azoko! raha tena tsy important ny nofo, inona no antony mahatonga ireo mpanasaraka ny nofo sy ny fanahy ireo mbola miasa sy manafy ny vatany mampihinankanina ny vatany?
Hahaha lalina izany ry ari fa nirovy indray ny remarquesntsika teto
8. bobone
(
16/01/2009 07:02)
coopsal: misaotra e! mazava be zany ! ary hamafisiko azy dia ity! '' tsy misy takona izay tsy ho hita fa mihanjahanja sy mibaribary io rehefa tonga ny fitsaran'Atra! koa dieny izao mbola eto an-tany dia ovao ny fomba fanao ! mbola misy ny fotoana !alaho hery fa mamindra fo sy miantra Jehovah!!!aza mangataka andro intsony!; ''Fantaro ny zavatra rehetra hazony mafy izay tsara''
Maneke ny fitarihan'ny Fanahy Masina mba tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo! tsy izaho irery ihany fa isika rehetra e!
Misaotra anareo rehetra mandray anjara , mankasitraka

9. xxx
(
16/01/2009 07:39)
Vao tazanina fotsiny ilay titre sy ilay sary eo @ voalohany dia efa hita taratra mazava fa mpilalao DEVOLY i Nyrina.Fa tsy mahatsapa tena! Mihevera avako!
10. Noue
(
16/01/2009 07:47)
izay tian'ny nofo dia mila toherina mba aharesy ny fanahyka tsy azonareo ve ilay izy eee ? ny an'i nyrina ny nofony aloha no mibaiko azy vao ny sainy =)) =)) =)) =)) =)) mahazendana anie nyrina eee :-D :-D :-D
12. ikaretsaka
(
17/01/2009 02:39)
Ary zay zany ny mety mahatonga azy hahita dvl @ raha rehetra io kay :-D
13. niryna
(
17/01/2009 05:13)
ari.malala:indry ity hoy aho mampihomehy ahy koa
de... i niryna zany zao efa mahay? :-w
Mahavariana ahy mintsy hoa ny fahaizanareo mandaha-teny e!
Tsy hoe mahavariana fa manohitra foana no olana amin'i ari-malala, tsy maninona izany ka ,izay ilay izy safidy io ,aiza koa no misy an'izany ,mahavariana ,dia misaora an'Atra ,manana toetra hafa kely izay indry
inona no tian'ny mpanoratra hambara? fa ity vatantsika ity ve afaka sarahina ho nofo ftsn mandende d fanahy ftsn mandende e! tsy azoko![/quote] io fanontaniana io izao dia mba mafinaritra ny mihaino azy fa tsy tonga dia manebaka na hoe tsy mino an'izany aho ....hi,hi
izay tian'ny nofo dia mila toherina mba aharesy ny fanahy
efa voalazan'i prime ao ny valiny ary mbola omeko ihany koa fa efa noteneniko matetika io
MIvavaha kely aloha raha vao mamaky ilay tenin'ATra ary mangataha ny fanahy masina mba anazava aminao sy mba ahatonga anao ho mpino tokoa izay voalaza
Romana 7
4 Ary amin'izany hianareo koa, ry rahalahiko, dia efa natao maty ny amin'ny lalàna noho ny tenan'i Kristy, mba ho vadin'ny hafa hianareo, dia Izay natsangana tamin'ny maty, mba hahavokarantiska ho an'Andriamanitra.
5 Fa fony tao amin'ny nofo isika, dia ny filan'ny ota, izay nohetsehin'ny lalàna, no niasa tao amin'ny momba ny tenantsika hahavokatra ho amin'ny fahafatesana.
6 Fa ankehitriny dia efa afaka tamin'ny lalàna isika, satria maty amin'izay nihazona antsika, ka dia manompo amin'ny havaozam-panahy isika, fa tsy amin'ny hahelan-tsoratra.
7 Inona ary no holazaintsika? Ota va ny lalàna? Sanatria izany! Kanefa tsy nahalala ota aho, raha tsy tamin'ny lalàna, satria tsy fantatro akory ny fitsiriritana, raha tsy ny lalàna no nanao hoe: "Aza mitsiriritra" (Eks. 20. 17).
4 Fa fantatsika fa araka ny fanahy ny lalàna; fa izaho kosa nofo, namidy ho andevon'ny ota.
15 Fa izay ataoko dia tsy fantatro; fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko.
16 Fa raha manao ny tsy sitrako aho, dia manaiky fa tsara ny lalàna.
17 Ary amin'izany tsy izaho intsony no manao izany, fa ny ota izay mitoetra ato anatiko.
18 Fa fantatro fa tsy misy zavatra tsara mitoetra ato amiko, dia ato amin'ny nofoko; fa ato anatiko ihany ny fikasana, saingy ny hahatanteraka ny tsara no tsy ato.
19 Fa tsy ny tsara izay sitrako no ataoko; fa ny ratsy izay tsy sitrako no ataoko.
14. ainaheri
(
17/01/2009 08:14)
Ny ahy efa voakaikotro fona fa ilay folaka alou mbola tsy itako hihihi
15. fahamarinana
(
17/01/2009 08:28)
niryna:
Tsy hoe mahavariana fa manohitra foana no olana amin'i ari-malala, tsy maninona izany ka ,izay ilay izy safidy io
:arrow:niryna :aza raisina hatrany hoe manohitra i ari.malala .Isika rehetra rehefa tsy mahita fahazavana amin'ilay dinika dia fomban-javatra no manontany. satria azo raisina ihany koa hoe liana ahazo fanazavana hafa na te ahafantatra kokoa.....izaho koa retsy mba anisany a !:-* (l)
16. Noue
(
17/01/2009 09:12)
fahamarinana:ka ny olana dia tsy afaka mametraka fanontaniana ny olona eto eeee ! zay mahintsiny ny zavatra remarkéko eto ! satria ve marina avokoa ny zavatra lazain'i nyrina dia lazaina fa manohitra foana ny sasany raha vao mba manontany eee ?????ho tereny hangiana sy hanaiky zao redirediny zao zany ny olona ????
:aza raisina hatrany hoe manohitra i ari.malala .Isika rehetra rehefa tsy mahita fahazavana amin'ilay dinika dia fomban-javatra no manontany. satria azo raisina ihany koa hoe liana ahazo fanazavana hafa na te ahafantatra kokoa.....izaho koa retsy mba anisany a !:-* (l)
17. ikaretsaka
(
17/01/2009 15:58)
Misy olonkendry izay niteny hoe. Ny olona mampiasa ny hoe manohitra azy foana izay milaza zavatra hafa nohon'ny lazainy dia fomba fiborken ireo olona fohy capacitem-pisainana ka tsy manan kevitra lalina loatra ....ny resaka rehefa tsy te hiaiky izy ireny fa azo hisalasalana ny heviny
18. Noue
(
17/01/2009 21:31)
saika tsy hi =)) =)) =)) =)) =)) aho fa tena tsy tanako intsony ilay izy eee
"nyrina":dia mametraka fanontaniany ny olona dia ozy ranyrina oe
izay tian'ny nofo dia mila toherina mba aharesy ny fanahy
"nyrina":tenin'Andriamanitra ve io ry nyrina????? :-D :-D :-D :-D :-D
mbola omeko ihany koa fa efa noteneniko matetika io
MIvavaha kely aloha raha vao mamaky ilay tenin'ATra ary mangataha ny fanahy masina mba anazava aminao sy mba ahatonga anao ho mpino tokoa izay voalaza
19. ari.malala
(
19/01/2009 05:42)
fahamarinana ;)
niryna, inona no mifanohitra @ io lazaiko io? fa angaha hoa rehefa tsy manaiky amadoué nareo @ tenitenifoana nareo ny oul d manohitra izay? fanontaniana no apetrako d tsimpona lava reny no avaly anizany....

mba ahatonga anao ho mpino tokoa izay voalazafanontaniana, iza moa i niryna no afaka hahalal izay ato antsaiko na afaka hitsara ahy hoe mpino aho na tsy mpino? fa tsy efa voasoratra va fa "aza mitsara dia tsy hotsaraina ianareo"????? ka mba lazao ahy kely, inona no porofo entin'i niryna anamarinana fa izaho ari.malala dia tsy mpino??? mila valiny matotra azafady. Misaotra.