nasaina nitehaka hoe?
1. deric
(
15/01/2009 07:07)
Efa nalahatry ny namana teo ny fizotran'ny fiaraha-mivavaka teny Mahamasina, ny tena noroiritin'ny mpiserana anefa dia ny politika sy ny momba ilay seminera vonjeo ny fianakaviana. ny nahaliana ahy anefa dia ilay hoe nasaina nitehaka ny olona; na dia tsy nanatrika aza aho dia fantatro fa tena naredona dia naredona tokoa ilay izy tao.
Na dia tao aza i Maihol, tao koa ny pasteran'ny Assemblée de Dieu dia tsy ireo no nitarika ny olona hitehaka fa ny pasteran'ny FJKM.
ny tena tiako ahatongavana dia ela izay nanaratsiana hatrany ny fomba fanaon'ireo fiangonana pentekotista (sekta) izay fa efa manaomboka mianatra azy izay ny fiangonan-drazana (mpanasekta). Efa nentiko teto fa efa filamatry ny antoko mpihira mifanina tao Rayse our foice ny mitehaka sy ny mandihy, nefa tsy fanao any amin'ny fiangonany izany. Izao indray dia tafakatra teny mahamasina ny fitehafan-tanana notahirihin'ny Pasteran'ny FJKM. Izay izany ilay hoe mandihiza eny mahamasina hianaranay any amin'ny fiangonan-drazanay.
misaotra.

novalian'i ikaretsaka ny 20/01/2009 13:05
2. Fody
(
15/01/2009 07:47)
Efa tamin'ny andron'i Bebenay no efa nohiraina sy narahina tehika ilay hira hoe: mitehafa tanana.
Efa tamin'ny andron'i Mamanay no efa nisy ny fihetsika mirindra tany am-piangonana.
Tsy zava-baovao izany ho an'ny Fiangonana katolika, ary tsy nianarany tamin'ny fiangonana hafa. Hatreo ihany!
3. ari.malala
(
15/01/2009 08:42)
fanontaniana hoan'i deric, hafiriana no efa nisy ny fiangonana Katolika, hafiriana no nisy ny FJKM, dia hafiriana no nisy ny pantekotista, dia iza no nianatra? :-P
4. naritsimba
(
15/01/2009 09:22)
hoy deric>>>
Tiako no manamarika fa nanomboka t@ 1989 no nitondra ny fiangonana FJKM Ambohipo io pasitera io ary dia t@ zany izy no nanomboka nitarika ny olona nitehaka. RAha sendra miangona eny @ FJKM AMbohipo ianao dia mety ho gaga satroia sady mandihy ny ao no mitehaka. Rehefa hira mihetsika dia mandihy sy mitehaka ny mpiangona rehetra.

5. volana1
(
15/01/2009 12:40)
Tsy ny ao Ambohipo irery no mitehaka sy manao fihetsika mandihy fa izay manana Mpitandrina tanora ao amin'ny FJKM. Diso hevitre kely i Deric satria mety tsy mahita ny any amin'ny Fiangonana hafa izy fa mety iray na roa no hitany, betsaka ny FJKM no manao izany, ny Loterana no matetika tsy dia manao io fihetsika io loatra.
Tsy dia olana izany fa izay mampety ny aim-panahin'ny olona ao am-piangonana no atao, raha betsaka ny tafintohina dia ajanona, raha betska no tian'izany dia atao.
Tsy dia olana izany fa izay mampety ny aim-panahin'ny olona ao am-piangonana no atao, raha betsaka ny tafintohina dia ajanona, raha betska no tian'izany dia atao.
6. prime
(
15/01/2009 13:30)
Ny eny aminay koa dia efa manao io mitehaka io... no sady tsy misy maharatsy izany velively rehefa anomezam-boninahitra an'Andriamanitra...
Tamin'ny ankapobeny, ny fiangonana nisy fifohazam-panahy rehetra dia nidiran'ireny endrika vaovao rehetra ireny, tehaka, dihy, vavaka mafy, fiderana azon'ny tsirairay atao (hosana, haleloia, deraina Jesosy...) eny anelanelan'ny fotoana rehetra eny...
(Efa ela tokoa ny FJKM Ambohipo no nanao izany ary nanaitra FJKM hafa maro ny fanavaozana lehibe nentiny)

8. prime
(
15/01/2009 13:52)
ari.malala> Fifaninanan-kira isan-taona karakarain'ny MBS TV io... ka "raise your voice" no tena izy... :)
9. fahamarinana
(
15/01/2009 14:44)
:arrow:prime : izany hoe karazana pazzapa izany ve fa hira fiderana daholo ?
ari.malala :ary njy aza any nefa tsy mahay koa !:) (l)
ari.malala :ary njy aza any nefa tsy mahay koa !:) (l)
10. prime
(
15/01/2009 14:55)
fahamarinana> Azo atao hoe pazzapa ara-pilazantsara amin'ny ankapobeny... :)
12. fahamarinana
(
15/01/2009 14:59)
:arrow: prime :hay ! mahafinaritra izao ny mijery an'izany.Miala tsiny amin'ilay fanoharana fa izay no mapazava azy amiko kokoa. :) (l)
13. ikaretsaka
(
15/01/2009 15:54)
Ko tsy tena raha mamonjy lamesa any @ Pedro zany ry deric tsy ho gaga? Dihy mirindra,hiragasy,tehaka.... hitanao any aby...
Zavatra efa nisy sy natao hatramin izay ireny fa tsy zavatra hafa akory.... no nalain ireo hafa sy nataony popilera satria nety taminy nony hitany fa mahasarika olona kokoa de nampiasain ireo vanjo alika hisarihana ny olona leoleo an le moto dava tary
Efa. Nahita vanjo alika sy pasitera efojikaem niady t@ momban io aho manko de hozy le 1 hoe maninona any @ ndry kanto tsy bedy
Raha mbola nandika ny hira taloha anglisy ho teny gasy ny sasany ary mbola niady hevitra ny momban izany no efa niditra ho hiran damesa ireo hira misy ba gasy sy gadonaq maredana toy ny handeha an kafaliana sy ny miara mizotra sy ny mitehafa tanana..sy efa nampiditra ny Feeling jazzy ry baigny dezy sy ry tpkl P paul Louis ..ary nanpiditra ny ban kiran ny faritany ry tpkl mge Tabao
Ny kato dia efa ela no nanpiasa ny zavatra hafa ivelan'ny boky hiderany ny tompo. Indrindra ny hira sy ny fihetsika(chemin du croix, rosaire.vepres).... raha ara kira hitany hoe tsara ny acoustique dia nanangana cathedrales be izy mba hahatsara kokoa izany...milay kokoa raha asiana orga de nasiany...niditra ny electroniques sy ny electriques..de nasiany....
Ny sisa ..nanaraka ihany... ze tia manaraha hoy rasamy gitara izay

14. niryna
(
15/01/2009 15:56)
naritsimba:mandeha ho azy tokoa izany ry deric a araky ny tenin'i naritsimba io a,araky ny mpitondra ihany saingy ny olona rehefa manao zavatra tsy mitovy ny azy dia eo ilay hoe secte ... raha ao amin'ny fiaingonana ny finoana iray ihany dia i kristy ,ny fanahy iray ihany dia Atra velona fa tsy manana hafa na miahkohoka amin'ny olon-kafa na hitehaka ameno ny trano eo aza ilay fiangonana kanefa tsy mino an'i kristy dia tsy ho hisy fanahy masina ao amin'ilay fiangonanana .
Tiako no manamarika fa nanomboka t@ 1989 no nitondra ny fiangonana FJKM Ambohipo io pasitera io ary dia t@ zany izy no nanomboka nitarika ny olona nitehaka. RAha sendra miangona eny @ FJKM AMbohipo ianao dia mety ho gaga satroia sady mandihy ny ao no mitehaka. Rehefa hira mihetsika dia mandihy sy mitehaka ny mpiangona rehetra.
Misy anie fiangonana na dia fanjaitra latsaka aza dia henonao e.
Afaka mandeha ao amin'ny mpampiely baiboly izay te andeha fa misy fandaharana fivavahana ao ambany ao ary mitovy ireny ataony ireny ny fiangonana aty aminay .
Ilay ny tena mahazo vatsim-panahy mihitsy ny ahy no zava-dehibe amiko sy ilay pasitera mitoriteny ka tsy mivoana na mamorona mihoatra ny tenin'Atra no tena zava-dehibe amiko ka fantatro ho misy fanahy masina ny fiangonana idirako na tsy tonga ao amiko ilay fanahy masina rehefa miditra ny fiangonana aho .. tsy efa nahatsampa izany ve hianareo sa rehefa ho ato ny dadabenay dia ato ny dadanay dia ato daholo izahay mianakavy na dia tsy misy fanahy masina aza ao amin'ilay fiangonana ... MIla mijery isika ary mila mandinika ka ny ahalalana izany dia ny fianarana ,fandratovana ny tenin'Atra isan'andro sy ny fandraisana noty izay lazainy raha mifanaraka ny tenin'Atra no lazainy ,misy mantsy ny fiangonana izay mifanaraka ny mpiangona ao aminy ihany no resahiny fa tsy sahy mizara ny fahamarinana izy .HS fa ny tiako ahatongavana dia ny hoe na mitehaka ,na mangina tsy miteny ny vava,rehefa mangetaheta an'Atra isika dia manatona antsika tokoa Izy
16. niryna
(
15/01/2009 16:52)
ikaretsaka:
@ niryna ary...inona no atsoina hoe secte
averiko any aminao ny fanontaniana satria izay rehetra tsy manaraka ny finoanao dia lazainao fa secte avokoa ,very good ... malalaka azy ny sehatra mba lazao anay tokoa hoe io ..satria ny fantatro amin'ny fampianaranao dia hoe tsy misy satana,tsy ny baiboly ihany no ilaina,tsy mila mitsimpona sy borne-e .. be blabla ,diska goaka, dia tsy mino ny trinity na Andriamanitra izay telo izay irey koa hianao ,dia tsy mino an'i kristy koa hoe any aminy ny lalana mankany amin'ny ray fa mbola misy ireo efa maty rehetra sy ny reniny sy ny sary rehetra ihany koa miampy ny kristal moa izany sy ny dada rabe .. koa izay rehetra tsy manaraka ireo rehetra ireo dia ataonao secte avokoa ka afaka manazava amin'izay ve hianao saingy tsy dia andany andro amin'ny fanoherana ataonao lava aho satria efa fantatra mazava amin'izay fa mpanohitra ny tenin'Atra hianao tsy amiko irery fa amin'ireo rehetra izay voaantso sy milaza ny fahamarinana [b] Ny fahasoavan'ny Tompo anie hiaraka amintsika hatrany ary enga anie ny fanahin'Atra no anaova antsika tsirairay avy satria tsy afaka anova ny toetran'olona isika no tsy anjarantsika koa izany
:D
19. ikaretsaka
(
15/01/2009 22:55)
Izay manao sy mitsimpona izay metimety @ pasiterany sy ny tenany ihany @ ireo fampianarana maro be samihafa nomen I jesoa sy ireo nofidiny. sy mi reject ny fampianarana sasany rehefa manohitohina azy nefa voasoratra na voalaza mazava tsara izao ny momban iny. Dia avy eo mody milaza hoe zahay koa izy...no atao hoe sekta vanjo alika ry niryna
Amin'ny fomba ahoana no hilazanao fa vatan I jesoa manontolo ianao nefa lavinao fa hafahafa aminao ny topic momban'ny tanany na ny nifiny na ny orony ohatra?IANGAVIAKO MAFY IANAO HANDINIKA SY HAMALY AN IO @ HAFATRAO MANARAKA MIARAKA @ ARGU MAZAVA TSARA... raha kofona anontanio pasiteranareo na asaivo miresaka manokana aty amiko fa eto usa aho izao...

20. ikaretsaka
(
16/01/2009 00:53)
Araraotiko ihany koa ity hamerenako ilay fanontaniana momba ilay resaka fanandroana no condamnenao nojereko tany @ archives tany fa tsary mbola voavaly foana ...3 taona lasa izay:
tsy mpitsimpona aho fa ho anao mpitsimpona manokana no nangalako ireo fa nanohitohina an'i pasinareo de nodinganiny....
Tsimpony aby hoaaaaa fa tsy ze tiana ihany
hoe naninona ny majy no nijery kintana kay?
Jereo koa ao joba 38:32 ao misy Resaka mazaroth.... constelation nge ny mazaroth jereo koa ao @ salamo19 ao fa misy hoe isankalina dia mampiseho ny hafatr a/tra amintsika hono ireny kintana ireny.
Jeremia 10 :2 ao koa jereo tsara
tsy mpitsimpona aho fa ho anao mpitsimpona manokana no nangalako ireo fa nanohitohina an'i pasinareo de nodinganiny....
Tsimpony aby hoaaaaa fa tsy ze tiana ihany