nasaina nitehaka hoe?

21. ikaretsaka ( 16/01/2009 00:57)
Raha miteny ianao hoe hs aho de ianao ni nitondra ny resaka voalohany a
22. naritsimba ( 16/01/2009 05:27)
Raha mbola ampiako ihany ny fanazavana dia izao:
Ny tenako dia sady mpihira no mpandihy @ mpanao vako-drazana ara-pilazantsara ao @ FJKM AMbohipo ary tsy misy manana sampana Hanitra Nentin-drazana ny fiangonana FJKM afa-tsy AMbohipo irery ihany, mbola ny FJKM AMbohipo ihany koa no nahasahy nampiditra ny Kabary Malagasy any am-piangonana na dia voararan'ny foto-dalana aza izany, taty aoriana vao nanaraka ny FJKM Isotry Fitiavana, ny ankamaroan'ny mpampianatra kabary na ao anatin'ny fiangoanana FJKM na EKAR dia nivoaka tao @ FJKM Ambohipo ny ankamaroany(Fikambanan'ny mpikabary Katolika(MPIKALO) ahitana an'i Rado na rakotobeditra), ny any Maevatanana, Moramanga, Toamasina, ny ao @ Zandarimari Betongolo, ny EKAR Mangasoavina, sns tsy ho voatanisa dia navoakan'io sampana Hanitra Nentin-drazana ao @ fiangonana FJKM Ambohipo.
Tsy sanatria fanindrahindrana an'io Pasitera ao @ FJKM AMbohipo io fa tsy fitaizam-panahy ihany no tena ataony fa ara-tsaina sy ara-batana ihany koa.
@ izao fotoana dia miditra in-telo ny fiangonana isaky ny Alahady tsotra ary in-efatra rehefa alahady voalohany sy ny fety toy ny paska, pentekosta, krismasy.
Efa ela aho no zanaky fiangonana Ambohipo nanomboka ny taona 1976, fa vitsy ny mpiangona t@ izany fa hatramin'ny taona 1989 nahatongavan'io pasitera io tao dia betsaka ny fiovana sy fanavaozana tsy nila fanampiana taiza na taiza ny fiangonana raha nanao sekoly, manome sakafo sy fitafiana ny mahantra, fampianarana maimaim-poana ny teny vahiny frantsay, allemand, sinoa, anglisy, sns...
Izay no azo ambara e!
23. ravatorano ( 16/01/2009 06:28)
raha mba ohatran'ingahy Pasy ao Ambohipo daholo ny mpitondra fivavahana lesy ranary d tena hilam ity firenena ity an sady tsy ho ela dia hanakaiky ny fahasaoavana ombam piadanana ny vahoaka
24. fahamarinana ( 16/01/2009 07:05)
:arrow: hafa tokoa izany any ambohipo izany ry naritsimba..mahafinaritra ! (l)
25. ikaretsaka ( 16/01/2009 07:09)
Ny ahiako raha affecten dry zalahy lery sanatria dia vita hatreo ve...fa enga anie ka tsy hisy izany
26. naritsimba ( 16/01/2009 08:08)
Nampanatsoin'ny lala Rasendrahasina lery taorian'iny dia izao no navaliny araka ny henoko fa zà tsy mbola tafaresaka taminy "Andriamanitra no mampiteny ahy sy nampanao an'iny fa tsy olombelona akory"
Efa nanomboka t@ 2000 no nilazany tamin'ny mpiangona fa tsy maintsy hiposaka ny mazava eto MAdagasikara.
27. ari.malala ( 16/01/2009 11:11)
niryna:
fantatro ho misy fanahy masina ny fiangonana idirako
:roll: :roll: anhan!! hay moa ka efa afaka mahita ny Fanahy MAsina sy mitsara ny fiangonan'olona ihany koa ry niryna amizao hoe misy Fanahy MAsina ao na tsia??? fa iza moa ilay Fanahy Masina e! mino ny Trinite v i niryna sa tsia? fa ahoana hoy Jesoa momba ny hoe fivorian'ny olona roa na telo amin'ny anarany? tsy hoe eo afovoany Izy??? ka raha eo afovoan'izay olona roa na telo mivory @ anaran'i Jesoa Izy (Jesoa io tenenina io) ts tokony ho eo koa ve ny Fanahy Masina? hafahafa ihany ka!!!!
28. ikaretsaka ( 16/01/2009 15:09)
Aoka namaaa :{ :/ :-D. Bedy eo ndroky ry ari a
29. deric ( 17/01/2009 07:58)
Misaotra ry zareo a! ito ihanydry aho fa miandary ny rehetra e!
Zaho tsy mpitety fiangonana ka izay no tsy ahafantrako ny fomba fanao any, fa raisiko fotsiny avy amin'ireny fitsikerana aatao eto amin'ny serana ireny ny zava-misy any. teto no teny nahitako fifanakianana fiangonana be indrindra. isan'ny fanakiana teto ny fandihizana sy ny horakoraka sns. Fantatro fa fomba fanaon'ireny fiangonana lazaina fa sekta ireny izany.
Misy milaza aza fa mbola Andriamanitra ihany ve noderaina amin'ireny fihetsika ireny, misy milaza koa fa mitovy amin'ny anona eny Atsonjombe sy eny ananona.
voamariko eto izao fa rehefa ny hafa no manao azy dia ota fa rehefa ataonareo dia fahamarinana.
misaotra.
30. ikaretsaka ( 17/01/2009 14:39)
Le hoe rehefa ny hafa de ota fa rehefa ny hafa tsy ota de zao hijerena azy..... anontanio hoe Par piety sy devotion ve no anaovany ilay fihetsika sa hoe ity aho jereo...m'as tu vu....raha mifampitantana rehefa mihira ny fiadanna ve ohatra na mandoalika de anontanio le olona hoe inona no antony andohaliany sy mampidola ny tanany na nahatonga azy handray anjara @ le fihetsika mirindra.
31. ari.malala ( 19/01/2009 05:36)
ikaretsaka:

Aoka namaaa :{ :/ :-D. Bedy eo ndroky ry ari a



:-D :-D :-D fa manin za no ho bedy? :-P
32. ikaretsaka ( 19/01/2009 13:34)
Ari>nilaza ny marina tsy tokony ho lazaina de manohitohina azy
33. ari.malala ( 20/01/2009 05:44)
ika, ko toute verité est bonne à dire fa fivavahana sy finoana ato ko hihihi
34. ikaretsaka ( 20/01/2009 13:05)
Rehefa manohitohina anzareo de hmmmmm ihany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454