Iza no tena mpanohitra e?
1. notron
(
15/01/2009 09:45)
Voalaza fa mpanohitra ny TGV
Diso io amiko fa izao no tena izy:
Ny TGV no mitondra eto Antananarivo fa ny TIM no mpanohitra!
Diso io amiko fa izao no tena izy:
Ny TGV no mitondra eto Antananarivo fa ny TIM no mpanohitra!
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:46
2. andrywui
(
15/01/2009 09:56)
tena marina izany ry notron a!! satria ny mpitondra ny tanana no tompon'ny tanana ,ka ireo mpanohitra TIM reo zany notena bevaka, satria tsy anazy mihitsy ty tanana ty ka oe/ alaiko ny garan'ampasapito / alaiko ny SAMVA /
kendaiko ato am Banky eto antanana ny volany / hidiko ny VIVA nefa eto amin'ny tanan'Iarivo / sns...atsojay bedebe!!! marna koutotsany zany!!
kendaiko ato am Banky eto antanana ny volany / hidiko ny VIVA nefa eto amin'ny tanan'Iarivo / sns...atsojay bedebe!!! marna koutotsany zany!!
3. penguin
(
15/01/2009 10:05)
Fa maninona loatra no mamahan-dalitra ry leireto an ? Singa ao anatin'i Madagasikara i Antananarivo Renivohitra. Ny Mpitondra an'i Madagasikara no Mpitondra fa tsy ny singany. Misy izany Tanora Gasy Vonona (TGV) izany vé any Betroka, Bekily, Sakay, Betaimboy, hahahahaha
5. ravatorano
(
15/01/2009 11:41)
marina aloha ny filazana fa ny TIM no azo antsoina hoe mpanohitra ao amin'ny fitantanana ny tananan'antananarivo fa tsy hoe eto Madagasikara.Marina koa fa tsy misy izany tanora gasy vonona izany afa tsy eto Antananarivo renivohitra ihany.
samùy manana ny marina nareo zlahy an !
:wink:
samùy manana ny marina nareo zlahy an !
:wink:
6. penguin
(
15/01/2009 12:17)
Ry xxx moa efa maty ps ka izay no hialokalofana ka tena soratanay tsy ho faty mihintsy ny ps penguin ary araho raha mivadidela sahalanareo.
Ny fanontaniana ny tena mpanohatra eto Madagasikara no ao an-tsain'ny maro an'isa fa tsy ny Renivohitra ihany. Manana ny toerany ny renivohitra na izany aza tsy 99,99% akory no nahalany io TGV io tao Antananarivo Renivohitra.

7. lupe
(
15/01/2009 12:43)
Iza indray ary zao no matahotra?
i Andry TGV ve sa Ra8?
Tsy misy olona sahy mijoro ho mpanohitra ny fitondrana eto satria sao dia tapa-doha eo,
Ny olona raha teo koa moa efa leo ny migrevy!
leo boananana ka tsy tia zava-boribory!
sao dia mangoro-karena fotsiny eo!
I andry TGV zao no mba sahisahy mitaky ... dia ho hita eo!
(eto @ firenena no tiako resahana fa tsy eto Tana ihany!)

8. xxx
(
15/01/2009 14:09)
lupe::? :o :o :) :) :D :D =)) =)) ^:^
Tsy misy olona sahy mijoro ho mpanohitra ny fitondrana eto satria sao dia tapa-doha eo,
13. penguin
(
15/01/2009 15:30)
kay moa misy xxx le any Canada vééé??? Te ho tap-doha vé tena ééé??? :-D :-D
14. xxx
(
15/01/2009 15:32)
kay moa misy xxx le any Canada vééé??? Te ho tap-doha vé tena ééé???:D
Tena kosa aloha mahay miresaka kan!
15. penguin
(
15/01/2009 15:33)
Tena vé anao pilitika sa hanao xxx aty ééé??? sa te ho Ministra tena ???
17. penguin
(
15/01/2009 15:40)
spapa inona fa tenisany mpiady seza no mifanitsakitro fa zahay vahoaka eto ihany.
18. xxx
(
15/01/2009 15:48)
Ministeran'ny vorotsiloza, vorondolo ary ny penguin no tiako azo. Ireo mantsy no hitako mitovy ka tokony tsy ho sarahina. Ireo koa no hampandroso ny firenena. : :)
19. naritsimba
(
16/01/2009 05:11)
Dia mahavariana fa dia novorian'ny RA8 indray ny lehiben'ny fokontany sy ny mpiasan'ny commune Antananarivo renivohitra, dia nilazana fa hampandroso ny tananan'Antananarivo izy fa saingy misy ny manakana azy.
Tena mahagaga fa dia milaza ho mpivavaka Ravalomanana fa tena mpihatsaravelatsihy tanteraka.
Dia vetivety foana ny firavoravoan'ny ratsy fanahy, Ary indray mipì-maso monja ny fifalian'ny mpihatsaravelatsihy? [Na: ratsy fanahy.] Joba 20:5

20. ravatorano
(
16/01/2009 05:59)
xxx sy peguin < :-D :-D :-D
zay mahasahy mifono lambamena houz ny fitenenana
asa izay avoakan'ny ampitso fa dia eny ambohijatovo izany izay te hahita ny valiny en direct manomboka amin'ny sivy maraina moa izy zay nefa mahazo tonga aloha raha te haka toerana alohaloha !
nilaza ny filoha tamin'ny fiarahaban'ny filoham-pokotany teto tana vile fa nihemotra ny tanana'antananarivo hatramin'ny tsy nahateo azy sy ny ekipany
potika ouzy ny lalana maro izay natsanagan fahiny simba koa ny foto drafitr'asa izay nokarakaraina tamin'ny androny .... dia nisy nihomehezana kely izay moa ilay teniny fa za variana dia tsy reko tsara.
Eo andanin' izany dia hiaka-tsehatra ao amin'ny tv plus indray Ingahy Andry Rajoelina amin 'ilay fandaharana invité du Zoma anio ary eo no mety hahafantarana na ahenoana ny santionan'ny fitakiana izay ataony !
dia miandry indray izany isika e !