Iza no tena mpanohitra e?
21. penguin
(
16/01/2009 10:44)
Tairo mafy fa maika ny ho tretrika ny vahoaka ry leireto an ? Aza adino ilay mba hinanan-kanina an !!!
Mahantra hiadana vé handà sa ny tampenam-bava avela hiresaka no tsa hivolana na koa ny tsy an'asa ahita asa notsy ahalala ny ho aviny. Tena maika zay fa tairo ééé.
Mahantra hiadana vé handà sa ny tampenam-bava avela hiresaka no tsa hivolana na koa ny tsy an'asa ahita asa notsy ahalala ny ho aviny. Tena maika zay fa tairo ééé.
23. notron
(
20/01/2009 07:59)
salut ndray e!
Ny fanontaniana tena tsara dia ny hoe: "inona no andrasan'i (na ny) TGV @ vahoaka.
Ho antsika namana sasany dia mba mihainoa vaovao fa efa maro any @ faritany no managana komity mpanohana an'i Zandrikely TGV
Misaotrééééééééééééééééé!

24. andrywui
(
20/01/2009 11:43)
fa inn no tena paika tinla atao ry le pengoenn amity miovaova ps ity a!! zay no maha tsy mijoro amin hevitra tokana anla zay sady ts mba mahitsy fa mivilavil amin anarana ps takotakonana fon ,, ataovy mazava tsy miovaov ny ps nty fa aza fatsora fa tena manahadray mihitsy ela ka!! otran'io ataonla io ko no ataondra8 rehefa tratra izy miovaova ps
25. andrywui
(
20/01/2009 11:46)
elah any de ho vizaninn olon ato ry Penguin fa manohotoera fahatany eo ian