Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?
1. xxx
(
15/01/2009 04:53)
Leh aho miresaka,manana sipa aho,tato ho aho nahatsikaritra zvtr hafa²(hafa² hoy aho) Satria mifandefa sms sy mifampiantso izy sy ilay bandy,fantatro ilay izy taty aoriana ,nanontaniako izy dia nolazainy fa namana tsotra,na ny sarin'ilay bandy aza hono mbola tsy hitany nefa efa nifampiresaka nandritra ny 6ans @ alalan'ny telephone,marihiko fa tsy mbola iray trano zahay,satria raha araka ny filazany tsy mahalala io olona io fa ny anarany sy ny num fotsiny dia zay,nefa maninona no mifampiantso sy mifandefa sms raha tsy misy interet(ny interet lazaiko eto dia toy ny oe namana sy ny karazany mba ifampizarana zay manjo sns) Raha araka ny filazany;izy roa mbola tsy nifankahita sy tsy fantany akory hoe manao aona ilay bandy,nefa hoy aho hoe;inona ny nijanonana niresaka taminy nandritra ny 6ans nefa ilay olona aza tsy fantatrao hoe iza akory;nareo ve mino an'izany? Hoe tsy mbola nifankahita izy roa? Amin'izay mifampiantso ndraindray any @ 21h!! Afaka maneho ny hevitrareo malalaka ianareo
Misaotra
Misaotra
novalian'i miarina ny 17/02/2009 10:34
2. ari.malala
(
15/01/2009 06:47)
xxx:
,marihiko fa tsy mbola iray trano zahay,...... Amin'izay mifampiantso ndraindray any @ 21h!! Afaka maneho ny hevitrareo malalaka ianareo
Misaotra
Fomba manao akory no ahafahanao mahita fa mifampiantso ry zareo à 21h nefa ianareo aza tsy mbola iray trano akory? :roll: :roll: :roll:
3. xxx
(
15/01/2009 07:24)
ari.malala:nga voatery hoe tsy maintsy miray trano ry zareo kosa ? na tsy mbola miray trano aza ry zareo mety hoe mba tany @ ilay bandy ilay sipany t@ io nahatratrarany azy nifampiresaka t@ phone io , na ohatra hoe niaraka nivoaka ry zareo dia tratrany.
Fomba manao akory no ahafahanao mahita fa mifampiantso ry zareo à 21h nefa ianareo aza tsy mbola iray trano akory? :roll: :roll: :roll:
4. ninimalala
(
15/01/2009 08:14)
Ie misy cas aloha toa izany mbola tsy nifankahita vatana mahitsy fa mifampiantso sy mifanoratra fona indrindra ra tsy eo antoerana ny iray, de tena azo heverina kosa anefa fa tsy misy inoninona fa de mpinamana mizara zay manahirana fotsiny fa ilay 6ans no hitako fa lava be ka tsy nihaonan-jizareo mivantana de zay no tsy aiko indray 2 ou 3 possible. Aza saropiaro be lotra e, miteny ny marina eo ihany izy ra tena tiny enao, mety mataotra anao ko anie izy sao enao tsy hatoky azy de manjary mamorona izy e
5. Bita
(
15/01/2009 09:13)
Mba tena hafa kely aloha izany fa taiza hoe no nifanakalozan-dry zareo Nr....?
Mba mifamppifanoratra sy michat eto @ internet aho ary betsaka koa ny olona mbola tsy nifanena tamiko nefa ny zava mitranga matetika dia mitaky ny sariko ry zareo na alefan-dry zareo ny sariny ary dia eo aho mahatsapa fa te hiditra lalina amiko ireo sipa ireo fa izaho aloha mbola tsy nandefa ny sariko tany mihitsy ary ny hihaonana aloha tsy hety mihitsy satria lavitra ny elanelana. Ka anjaranao no mino na tsy mino fa 6 taona koa aloha tena ela e! marina.

6. nyeja
(
15/01/2009 09:45)
Miarahaba anareo
Mialatsiny aho rey olona fa tsy afaka hino izany 6 taona nifampiresaka tsy nihaona izany aho , fa misy tsy mazava ihany izany! :/
Mila mifampiresaka milamina ianareo roa e dia miezaha manadihady azy anatin'ny fahatoniana, raha mbola mitohy ilay lainga tsy mari-pototra dia anjaranao ny misaina .
Mazotoa dia mahereza !

7. xxx
(
15/01/2009 10:51)
nyeja:

Matahotra aho ry xxx-nanokatra hevitra hoe marina io lazain'i nyeja io. Fa ny manitikitika anà dia ny hoe inona ny zavatra tadiaviny amin'izao relation antarobia ataony izao raha toa ka tsy misy ininona eo amin-dry zareo (raha ohatra mantsy hoe mba miresaka fotsiny dia ohatry hafahafa amiko koa satria efa 6 taona be izao).
8. xxx
(
15/01/2009 10:52)
Misaotra anareo naneho ny hevitrareo.....
Arimalala>Ny nahafantarako azy moa tsy ho lazaiko eto,vantany vao fantatro ilay izy ka nanontaniako izy dia nilaza tamiko fa namana tsotra,somary gaga ihany aho raha namana tsotra ,nefa tsy fantany sy tsy hitany akory,inona no ifampiresahana @ zany? ny fiainanao ve? sa inona? @ izay 6ans be zao en contact sans rien,avec inconnue!!!!
Bita>> ny nifankahitandry zareo ndray tsy nambarany,mino aho fa sur net

9. xxx
(
15/01/2009 11:14)
aiza ny blem @ izany bainn a?
aza saropiaro @ tsy misy dikany , izay resaka net sy virta v d asiana olana .
élah izao eto miresaka sy manana namana bdb fantatra h@ izay , tsy tokony ho naman'élah intsony v ny ol niresaka t@ élah taloha satria manana sipa élah @ izao fotoana ?
Tahak'izay koa izy . :evil:

10. xxx
(
15/01/2009 12:22)
xxx8>>>tsy fahasarotam-piaro mihintsy ilay izy,alaivo sary antsaina raha tsy fantatrao ilay izy,nefa ianao mbola miaraka @ ilay sipa ihany........ohatra HS zany ianao ,raha manana namana aho tsy midika izany ho zaraiko aminy ny numeroko,afaka atao eo @ net ny resaka,ary izahako tsy hizara ny numeroko @ olona tsy fantatro,io no tokony fakafakanao fa tsy ny hasarotampiaro no akopakopaka,alaivo sary antsaina,olona tsy fantatrao nefa iresahanao mandritra ny 6ans handanianao credits,raha anontanianao ilay sipa dia lazainy fa namana tsotra,aminao ve zany normaly...ohatra ny haiko izany ilay manao xxxxx :lol: ,ary aza mora miakatra
11. xxx
(
15/01/2009 12:41)
Tsy hitako ze olana @ izany rhf zay no version le olon-tinao e! Minoa ary matokia Azy e!
Tena misy olona cinglé tsy fantatrao hoe iza na iza fa de miantso tsy an-kijanona ary tena mahavita mandany crédit be mihintsy sy sms etc...... ka!

12. mirianah
(
15/01/2009 14:26)
Zao ndray ny hevitro:
- nanontany tena otrany i ari malala aho hoe raha tsy miara mipetraka ianareo ahona no nahafantaraNAO hihihi fa @ 21h ny appel rah tsy teo imasonao , amiko efa hatram voalohany no tsy ampy ny fahatokisaNAO azy dia manjary misavasava tel dia mahita zvt ao dia lasa manao interpretation !!! Matoa enao tsy milaza ny fomba nafantaraNAO ilay izy eto dia misy tsy mazava .
- amiko zany 6 taona mifampiantso sy sms izany tsy olana loatra, tsotra ny antony , ianao mpiserasera mavitrika eto firy taona ianao no teto dia milaza ianao fa tsy misy namaNAO hatry ny ela ve ireo ol miserasera miaraka amiNAO ireo fa dia vitaiNAO eto ny resaka. Miteny ENAO oe tsy zaraiNAO ny num-NAO raha tsy fantatrao , ekeko fa enao izany mety anisany ilay mpangataka NUM dia manao inconnu. Ary raha nilaza tamnao tsotra zao ilay ol dia ataoko fa tsy lainga velively izany satria afaka nodiany fanina teny fontsony ny fanontanianao.
- Ilay mampisy ahiahy ANAO oe inona no mbola hiresahina mandritry ny firy taona rah tsy misy interet ao. Amiko arakaraky ilay olona io , fantatrao ve oe otrany ahona ny fréquentation ny sms sy ny tel ??? nanontany ve enao sa tonga dia ni interprete fotsiny teo satria raha ny amiko dia misy ireny contact ireny efa fantatra hatry ny ela dia manjavona any dia iny ndray fa miseho eny noho ny antony maro isankarazany . NY tiako hatongavana mety efa 6 taona no nafahtarany ilay ol fa tsy nisy contact régulier dia dify tany dia misy coucou kely ndray , sans plus , qu'est ce que tu deviens etc....
Tsy misy tokony atahorana zany raha matoky tena ENAO . Matoa IANAO no niarahany dia ENAO no efa nofidiny .
Miresaha mazava aminy fa zay ihany no hitako mety, anjaraNAO no manadiady sy mieritreritra izay mety amiNAO , fa io tsy FATOKISANA io dia manampoizina fiarahana . Dia izay ny hevitro.
:-P nataoko ... NAO maziskil mintsy an !!! :-D

13. xxx
(
15/01/2009 14:45)
Za indray dia miteny an'ise hoe aza matoky vhv izany. Rehefa tena tia mantsy ny vhv dia atotony any aminao daholy ny fony sy ny fanahiny. Matoa izy mbola mitady zavtra any an-kafa dia .....Sady raha tena namana tsotra tokoa ve ry reto dia tsy mba efa nangataka sariny enao na indray mandeha ary na koa hoe andao mba hifankahita isika, 6 taona ange!!!!
HAFAHAFA araky ny lazain'ise tokoa e! Azafady fa diso aho MAZAVA be kay no tiako ho lazaina.

14. mirianah
(
15/01/2009 15:36)

Tsy dakoroo amzany mihintsy aho satria samy hafa be ny olona tiana sy ny namana tsotra . Ary raha ilay zava mitranga eto , inona moa ty namana tsotra ??? Rah ny amiko alou dia namana tsotra zao doly ze miresaka amko eto am nety na virtoaly na tsy mbola hitako maso zany . Tsy dia mila sary loatra refa tsy te hampiseho ny akilany zany. Fa iza amintsika mou no mahalala ze resaka ry zareo tany ??? resaka nentina nge io ka tsy hay marina izay nitranga.
Hafahafa ilay izy raha maloto saina ka !
15. princesseN
(
15/01/2009 15:40)
satria enao efa niteny omeo malalaka ny hevitrareo d tena hiteny mintsy za!
entant que vhv alou za d ts normal zany eh!misy antony ao,ra za manokana alou d ts itako ze antony tokony ifampiresahana @ oul nandritra ny 6ans b zao ts fantatro sy ts mbola hitako,nefa za efa manana sipa....bizard zany,sady mety manantena zvtr hafa izy matoa mbola manohy miresaka amin\'le oul otran\'zany oe ts mifankahita zany!
zany akory ts midika oe aza matoky an\'zay lazainy tsony fa hevitra ny ahy iny ar hevitro manokana,fa ny conseil omeko anao de mba asaivo eo imasonao oe izy no miresaka @ le oul ra mba mety izy oe ina mba genre-na resaka resahan\'ndry zareo nandritra zany 6ans zany!!!
fa n\'inona2 mitranga fotsiny d aza mandray fanapaha-kevitra maika b loatra d aza marary fo b koa fa matoa alou izy mbola eo aminao d tiany enao fa raha oe zvtr hafa nge zany mba mety manala azy iany koa izy eh!

16. xxx
(
15/01/2009 15:43)
Izao ary no mba fanontaniako an'i mirianah:raha ohatra ka ny sipanao dia miresaka amin'ny tel aminà vhv fa tsy hoe mifampitafa ohatr-isika izao, amin'ny andro alina, efa ho 6 taona, dia namana tsotra ve izany aminao??? ananan kosa e!
17. xxx
(
15/01/2009 15:46)
xxx10>> ilay sipa anie no miantso @ io ee,miera mihintsy aza izy hono @ sms,"afaka miantso ve"?
mirianaH>> misaotra @ Nao,ilay nahenoina ilay resaka zany,tsy any loatra ny olana,tantara lavabe ilay izy ka tsy afaka hitantara olona eto aho,satria olona 3 no nahalalako an'io zvtr io,ny fototry ny relation-dry zareo tsy nolazainy fa ny fifanakalozana par sms sy appel nataon'ilay bandy sy ilay sipa no nolazainy tamiko,mety mieritreritra ihany koa angamba aho hoe,mety sipan'ilay bandy ilay nampita hafatra,nefa ataoko tsy tsy any ny votoatindresaka!!
Nanontaniako t@ voalohany ilay sipa,raha vantany vao fantatro ilay resaka,nilaza izy fa namana tsotra ,tsy mifankafantatra fa juste mifampandefa sms fotsiny,izy mandef sms amiko d za mamaly(araky ny fitantaran'ilay sipa tamiko io an) Nanontaniako azy ilay sms nalefany ;nilaza fa;afaka miantso anao ve za",d zay izy vao namaly ahy hoe;mifampiantsoantso matetika zay!!!Aiza ny fifampitokisana @ izany?????????
Manontany anao aho mirianaH,inona ary ny interet-n'ilay sipa ;efa misy bandy miaraka aminy nefa mitazona contact any ambadika any en cachette?
Araka ilay voalazanao tsy dia fombako loatra ny miantso olona na dia fantatro aza,tsy nahazatra ahy ny tena marina
Raha ny fifampiresahana aloha,tsy ho hisy tsony angamba,zahako tsy matoky olona ohatr'izany.
XXXX12>>Voavalinao ny zavatra saika ho soratako
Mbola mamerina ny fisaorana anreo ihany naneho ny hevitrareo

18. mirianah
(
15/01/2009 15:51)
xxx:
Izao ary no mba fanontaniako an'i mirianah:raha ohatra ka ny sipanao dia miresaka amin'ny tel aminà vhv fa tsy hoe mifampitafa ohatr-isika izao, amin'ny andro alina, efa ho 6 taona, dia namana tsotra ve izany aminao??? ananan kosa e!
amiko zany tsy olana mintsy satria zao ny antony an ! azavaiko tsara , mety am alina ilay ankizy no hafaka miresaka milamina , tafiditry ny trano avy miasa sy ny sisa ré ah , @ io kou no illimité ny fone tsy misy mifandany credit ! Ilay resaka 6 taona io nge oa mety oe 6 taona no nafantarany azy fa ny contact no tsindraindray eny fotsony , tsy haiko ré ah , zah alou manana namana (tsy haiko zany na namana na inn no filaza anizany) fa mpiresaka amko d nifanome tel dia mi sms mi tel une fois refa tadidy tampoka de vitany oe comment çà va , quest ce que tu deviens kou , tsy lasa lavitra mintsy . Amiko refa mazava ny ao andoha sy ny tiana hatao de tsy olana zany . Zah dia olona tokampo be fa tsy amzany mintsy no asiako blem refa miteny ny ol tiako oe zay ilay izy . Raharaha be nge ny fiarahana rah otranizany no entina hiadivana isaky ny 1 mn e !
19. Noue
(
15/01/2009 15:54)
nyeja:farafaharatsiny mba oe 6 volana ee ???nefa na dia 6 volana aza olona tsy fantatra ve dia hiresahana handaniana andro sy credit araky ny voalazany hafa ireo aaa ??
Mialatsiny aho rey olona fa tsy afaka hino izany 6 taona nifampiresaka tsy nihaona izany aho , fa misy tsy mazava ihany izany! :/
20. mirianah
(
15/01/2009 16:09)
[quote=xxx]
xxx10>> ilay sipa anie no miantso @ io ee,miera mihintsy aza izy hono @ sms,"afaka miantso ve"?
mirianaH>> misaotra @ Nao,ilay nahenoina ilay resaka zany,tsy any loatra ny olana,tantara lavabe ilay izy ka tsy afaka hitantara olona eto aho,satria olona 3 no nahalalako an'io zvtr io,ny fototry ny relation-dry zareo tsy nolazainy fa ny fifanakalozana par sms sy appel nataon'ilay bandy sy ilay sipa no nolazainy tamiko,mety mieritreritra ihany koa angamba aho hoe,mety sipan'ilay bandy ilay nampita hafatra,nefa ataoko tsy tsy any ny votoatindresaka!!
Nanontaniako t@ voalohany ilay sipa,raha vantany vao fantatro ilay resaka,nilaza izy fa namana tsotra ,tsy mifankafantatra fa juste mifampandefa sms fotsiny,izy mandef sms amiko d za mamaly(araky ny fitantaran'ilay sipa tamiko io an) Nanontaniako azy ilay sms nalefany ;nilaza fa;afaka miantso anao ve za",d zay izy vao namaly ahy hoe;mifampiantsoantso matetika zay!!!Aiza ny fifampitokisana @ izany?????????
Manontany anao aho mirianaH,inona ary ny interet-n'ilay sipa ;efa misy bandy miaraka aminy nefa mitazona contact any ambadika any en cachette?
Araka ilay voalazanao tsy dia fombako loatra ny miantso olona na dia fantatro aza,tsy nahazatra ahy ny tena marina
Raha ny fifampiresahana aloha,tsy ho hisy tsony angamba,zahako tsy matoky olona ohatr'izany.
omeko ny hevitro an , donkoo mbola zvt nentina iany izany ilay izy , olon hoy enao no nahenoinao azy zay enao vao niteny taminy , moa ve io olona nitondra teny io , nahita ny niantombohany ! Rah amiko alou an , tsy henoko loatra ny tenin olona any , fombako io , mbola teny nentina tsinn zany, mety tsy fantatr' ilay olona nitondra teny taminao akoury ny zvt nahatonga ilay fanontaniana oe : Afaka miantso ve @ andro alina , mety efa nandefa sms ilay lhl oatra ,ataoko fa matoa ilay olotinao nilaza ireo rehetra ireo tsy nihevitra zvt ratsy izy.
Tsy misy interet any mintsy ka , araky ny voalazako ery ambony , tsy midika ninn ninn izany 6 taona izany satria sms farany no hitanao , amiko zany tsy contact en cachette mintsy an , mety efa amambolana ireo no tsy nifandefa sms na tsy niresaka dia izay vao nisy indray noho ny fihovany ny taona oatra . Enao ve dia tsy mbola sendrany zany , efa tapka ny contact amantaona dé iny ndray fa misy appel , de zay tsy mandé lavitra e ! Io oa arakaraky ny ol iany .