Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?
83. Lejoba
(
20/01/2009 15:21)
tsy ampy confident izany ilay sipanareo ra-xxx ah.
Mba omeo attention bebe kokoa izy : anontanio azy izay tiany, resaho zavatra mahaliana azy izy, tadidio ny zavatra tantarainy na mampihomehy azy dia mba averimbereno resahina @ny any aoriana, zarao @ny ny fiainanareo : zavatra mahafinaritra, fanahiana, hetaheta, faniriana, hatr@ tahotra sy ny échecs sns
ho hitanareo fa tena ianareo indray no andefasany sms tsy ankijanona. Mety ho lasa spam ilay iray ny farany
Mbô andramo ihany
:-* :-* :-*

84. ainaheri
(
20/01/2009 17:24)
ari>> ndao tenenana i xxxxx sao misy taitaina num any afaka miantso antsika hihi
faha>>efa lasa any fa miandry ny antsonao sisa eee hihihihi

85. kotobekibo
(
20/01/2009 18:44)
Raha fixe aty ivelany aloha d mora ny miantso satria gratos , fa raha any dago sarotra ihany an!
fa tsy azoko mihitsy hoe tena aiza ny blem-n'i xxx mpanoratra . Fahasarotapiaro kosa no tena mibahana angamba , na tena tsy mahatoky tena i xxx hoe izy no efa tian'ilay joba .
Tadidio ry xxx mpanoratra fa raha tsy misy n'inn n'inn entre an'ilay joba sy ilay contact 6 taona kanefa tenenin'élah foana izy hoe misy zvt e! blem b e!
vokany : :arrow: hanondrana izy
Izay lé hoe manao voabedy , tsy manao voabedy , d'efa lasa izao izany sitrany ahay feeling...

86. Papoose
(
20/01/2009 23:21)
ainaheri:
papoose>>ao fa antsoiko ary ee hihi,tanjemo tsy mamaly an:-P
valiko foana toy ilay fanaoko
:D
87. soanja
(
21/01/2009 03:31)
Ny hevitro malalaka aloha ary miala tsiny fa tsy namaky ny valin-teny rehetra dia hoe:
Afa-po ve ianao amin'ny fifandraisanareo? Feno ve ny fahatsapanao ny fitiavana omeny anao? Io no zava-dehibe.
Ny anareo roa no jerena akaiky ary atao izay hahasafononoka azy. Fa na misy sipa efa 10 taona aza any ho any ka raha fenondry ny fanomezana fitiavana azy dia hialany moramora izay romborombony any!
Matokisa tena. Ataovy izay mety hitiavn'i malalanao anao. Ialao ny hasarotam-piaro tsy hita fototra. Raha mbola tsy nizara izany info izany izy taminao dia mbola tsy vonona tamin'izany ny sainy satria mety heverina fa tsy zavadehibe io. Fa satria efa fantatrao ilay izy dia resaho aminy ny tsapanao sy ny mampiahiahy anao. Raha tia anao izy dia hanoro anao ny momba azy ampitiavana sy hanao izay mety hampilamina ny sainao. Ny fifandraisanareo roa foana no imasoana ary mahereza hatrany!

88. fahamarinana
(
21/01/2009 19:18)
:arrow: voafehin'ny lejoba sy soanja ny tena torohvtr tsara indrindra,amiko aloha...
:arrow: atao hoe tena tia kosa e,rehefa tena tia miahiahy mandra-pahazoana ilay tena fahatokisana tanteraka : izany hoe tsy anjaran'ny xxx irery fa ilay malala koa ! (l)
kotobeventre:
Fahasarotapiaro kosa no tena mibahana angamba , na tena tsy mahatoky tena i xxx hoe izy no efa tian'ilay joba .

89. ari.malala
(
22/01/2009 09:42)
levelyri hihihi! efa haiko k! ;)
ainaheri, ndao marina alefa any ny numero d ita eo ra mis miantso tsik e! hihih

90. ainaheri
(
22/01/2009 10:45)
ari>> alefaso oe ny anao d tantarao za refa misy miantso enao hihihi
92. kotobekibo
(
23/01/2009 16:18)
fahamarinana:
Hoy i kotobeventre:
Fahasarotapiaro kosa no tena mibahana angamba , na tena tsy mahatoky tena i xxx hoe izy no efa tian'ilay joba .
atao hoe tena tia kosa e,rehefa tena tia miahiahy mandra-pahazoana ilay tena fahatokisana tanteraka : izany hoe tsy anjaran'ny xxx irery fa ilay malala koa !
raha tena tiana ny olona 1 d ny ahasambatra azy sy ny fahalalahana no omena azy . Izany hoe fahatokisana . Zà tsy vhv fa raha zà no teo @ toeran'ilay sipan'i xxx io d efa niala pà efa ela zà .
93. soanja
(
24/01/2009 01:32)
kotobekibo:

Ary sao kosa ny Fisehoan'ny Fitiavana hivelaran'ny Fifampitokisana no tsy voazava mialoha amin'ny tsirairay?
Raha hitia olona iray aho inona avy no tiako tonga de ho fantatra sy takiako avy aminy ary inona ny avy amiko omena azy tsy misy hambahamba? Mifandamina ny amin'io dia mazava fa tsy hoe hatao mistery aby ny fiarahana dia avy eo ilay tena fitiavana tokony hiroborobo lasa nandavenona, noho ny antony samihafa.
94. haritianah
(
24/01/2009 08:05)
Amiko indray kosa aloa, raha namana ts misy ninonina ary inona no ts detaillé nao mazava tsara @ olotianao ny aminy ary raha tena tianao koa ilay olotianao dia tokony ajanonan zé zavatra ita fa mety itarika fahasorenana sy fanimbajavatra.
Adala aloa izay ts saropiaro amin'ny ananananay nefa kosa ts azo atao diso bé loatra na maminavina zavatra ts naitana issue fa ny hasarotapiaronao diso tafahoatra ts amin'ny antony koa mety hanimba anao.

95. miarina
(
17/02/2009 10:34)
Sendra mba namaky aho no nahita ity mail ity. Ekeko fa sarotra amin'ny tsirairay ny hino fa izaho dia mino io lazain'ilay sipa io. Iainako izany ary ny ahy aza betsaka lavitra noho io.
Manana namana aho efa 8 taona izay no nifandraisanay .. tsy mbola nihaona izay saingy samy manana ny sariny tsirairay avy kosa anefa.
Mpianamana fotsiny zahay miresaka matetika @ tel mifandefa mail matetika .. tsy gasy toa ahy kosa anefa io olona io ary ny olona miaraka aminay samy mahalala ny fifandraisanay