Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?

41. Koditra ( 15/01/2009 19:55)
xxx : tena tsy mampino tokou lé izy nefa possible na dé 2% aza, inona nefa mou ny olana ra mifampiresaka sy mifanazava ampilaminana nareo, afaka manapakevitra enao après. Ra tsy oe efa afa-po @zé mety efa resaka nifanaovanareo farany, sy ny @ valiny mety ho tsy nahafa-po anao. andramo ihany alou lé miresaka milamina rangah! Sao dè anenenana ihany ko any aoriana any sanatria.
42. neo83 ( 15/01/2009 19:55)
xxx:

Koditra>> zahako tsy mino an'izany hoe;olona tsy fantatro ,tsy haiko afatsy ny anarany sy ny num-ny ve no izarako ny fiainako??



Ny fisian'ny olona otran'i xxx no mahatonga an'ilay namana am tchat sms phone sns. Ny sasany amin'izay hita tava tsin', d mieritreritra fa izy irery no mesia, d aveo lasa ts'maazaka refa misy olona afa mahavita + que ny vitany (izay tokony efa nataony atramin'ny ela anefa zany). Ny fiainana soa solafaka ahay hamindra fa tsy oe, solafaka dia manome tsiny olona. Tokony maka anatra xxx am'zao, aiza ny fôty, fa tsisy parfait zany. na za miteny aza, na enao io aza. Tsy mahamenatra anie ny manaiky oe diso e. Raha tianao le sipa, avelao izy anao namana fa iandry anao am blablabla aviam' phone eo fotsiny v ? fa nareo v miaraka sa vao samy manandrana miala sakana aza am'zany. resaka phone sy ze repertorié ao v d zany d atao amaky loha b eo. mahaiza manaiky refa misy diso fa tsle sujet no ovaina tsikelikely eo. ouz zay oul' zay oe mba matotra d mizaka ny responsabilite-nao.
43. kotobekibo ( 15/01/2009 22:33)
neo83:
Tokony maka anatra xxx am'zao, aiza ny fôty, fa tsisy parfait zany. na za miteny aza, na enao io aza. Tsy mahamenatra anie ny manaiky oe diso e. Raha tianao le sipa, avelao izy anao namana fa iandry anao am blablabla aviam' phone eo fotsiny v ? fa nareo v miaraka sa vao samy manandrana miala sakana aza am'zany. resaka phone sy ze repertorié ao v d zany d atao amaky loha b eo.


io no azavaiko an'i xxx lesy fa tsy azony a!
vao izao v izany d efa tahak'izany ny fifandraisana , maika izany fa hiaramipetraka , angamba miafara @ tsindrona antsy ! tsy manakivy zà .
Raha hitan'ilay sipa ny zvt soratan'ny vahoaka eto izao d angamba ho voatoraky ny kiraro sady voaroaka élah ry xxx , :D
aza misy anie izany ! loooza.... :-D :-D :-D
44. Papoose ( 15/01/2009 23:49)
zany rehetra zany aloha eo ihany fa za kosa mahatsiaro sambatra raha hoe inamanana bandy mandritry ny 6 taona tsy ankiato antelefon sy mifampizara ny manjo zany eee!! raha tena samy sincere mantsy dia mahafinaritra ny manana namana ohatr'izany na dia mbola tsy hita aza!

amiko raha hoe nampirafy t@ na hoe mikasakasa razoky dia 6 taona be zao ve dia ohatr'izay foana fa tsy mba hoe ndao hifankahita sy hihaona sns raha zay le intention'ilay relation??? raha tsy dia efa hoe angaha nifanaraka izy mitsamy hoe ndao tsika hiaraka virtuelle de tsy hifankahita fotsiny fa hifankatia a distance foana foana!!
45. ainaheri ( 16/01/2009 04:50)
Mba lalina kou zany filmE zany klé,danz iany alou zany oe mifampiantso 6taona nefa tsy mifankahalala zany e,asa mou kou ,io samy manana ny reviny
Papoose za mba antsoy :-D :-D
46. neo83 ( 16/01/2009 05:37)
Papoose:

za kosa mahatsiaro sambatra raha hoe inamanana bandy mandritry ny 6 taona tsy ankiato antelefon sy mifampizara ny manjo zany eee!! raha tena samy sincere mantsy dia mahafinaritra ny manana namana ohatr'izany na dia mbola tsy hita aza!


ndao atao d apres 6 ans tsika miteny amin'i xxx oe niaraka tsisy ninamana, miresaka tsisy maratra
:P :P
47. ainaheri ( 16/01/2009 05:43)
Zay vô vovakiko lay resaka,fehiny;@ manaraka zany bandy mailo refa miaraka @ sipa sur internet aa,nareo mou nilaza oé,nitanisainy reo teo alohanareo;matoa zany tsy fantatrao ito farany ito,tsy nolazainy zany,dia mba inona loatra re ny antony raha oh oé namana madio?@ zay nama eninatôna be zao,io enao iany mahita azy,fa raha ny amiko alou d'efa maso voa sakay raha izany ee
Zany num zany kosa amiko ohatra ny zvtr intime ,donc tsy zao oul reetra zao nde ho zaraiko azy,ra te hifampiresaka ataoko mail ny ahy na hftr eto @ sera² fa ny num-ko tsy omeko zany alou eee,en+ tsy fantatra kou ilay oul,filmE kou zany an :-D :-D :-D
48. xxx ( 16/01/2009 05:46)
HS ny ahy;mazoto miditra @ ity dinika ity anie neo83 zany ee,ary mafana fo be mihitsiny :roll: :-D :-D :-D
49. neo83 ( 16/01/2009 06:09)
xxx:

mazoto miditra @ ity dinika ity anie neo83 zany ee,ary mafana fo be mihitsiny :roll: :-D :-D :-D



xxx Zah kou aza gaga am'zay mits ! mbola mazoto b zah io a. :twisted:
50. fahamarinana ( 16/01/2009 06:47)
:arrow: ary vao ora vitsy no tsy nidirana dia lasa lavitra ilay resaka...
xxxmpandefa:
inona no atao hoe namana???

:arrow: ny atao hoe namana dia mifanpizara ny mampalahelo sy ny mahafalifaly.Ny maha-samihafa azy amin'ny vady dia misy resaka (tsy voatery maoafady na hifosa vady na maloto) tsy tiana tazonina ho an'ny tena nefa fa tsy zaraina amin'ny vady.Ohatra azo raisina hoe discussion mikasika zvtr iray.Ou est le mal ? Raha tena olon-tiany ve iny dia hijanona taminao koa izy e fa nareo koa mitady ny lafatra nefa ilay fomba entinareo hanehoana ny fitiavanareo an'ilay sipa somary hafahafa ihany.
xxxmpandefa:
Moa ve refa miresaka @ tel sy mifampitsaty @ nety nefa tsy mifankafantatra akory sy tsy mbola nifankahita na ny sariny aza,nefa niresaka nandritra ny 6ans,olona tsy fantatrao sy tsy itanao ve lazainao namana sy itantaranao ny fiananao???? Omeo valiny io azafady

:arrow:averiko ihany ,amiko tsy misy mahasamihafa ny miresaka sy mi-chat sy ny mifanoratra mifanome adresse toy ny " correspondance " taloha.Ny teknolojia no niova dia niova arak'izany ny fomba fifandraisana.Betsaka ny namako par correspondance ary efa aman-taonany maro,tamin'ny fifandraisana 1er dia tsy nihaona tava satria samy lavi-toerana ihany koa fa amin'izao foatoana izao ,nandeha ny taona dia nihaona ary efa samy manambady aman-janaka daholo moa.Tsy hitako izay olana,ary tsy hitan'ny vadiko izay olana hatreto.Na ny tenany aza lasa namany ihany koa.Satria maninona hoy i xxx ? satria tia ahy izy ary matoky ahy.Tsy azo atao cinema anie ny toetra e,mety mamitaka olona quelques jours ka tsy ho tratra fa raha amn-taona no mahay comedie ohatra ilay sipa dia tean efa nila nomena " oscar " ohatr'izay.Resaka confiance ihany io,sy indrindra mba miheno ny iray fa tsy izay cinema anaty lohanao dia voatery ho marina mandrakariva.
Ahoana tokoa moa no ahafahany hitantara ny fiainany aminao,sois-disant " sipany nefa vao sms dia efa patati patata hatrany ? mba mandiniha tena fa sao mi-exiger zvtr diso tahafoatra nefa na ny tenanao aza tsy afaka hanome fahafaham-po olona.
xxxmpandefa:
Ampatsahiviko anareo eto fa tao @ net no nahitako io sipa io,

:arrow:et alors ! inona no dikany,misoratra eny amin'ny tavany fa tsy azo atokisana sa sipa ratsy ? sao sanatria ianao no nanana eritreritra hafa niaraka taminy.Mazana manko rehefa diso be calcul izay dia lazaina fa ny hafa koa :aretina io ranadahy an!
xxxmpandefa:
ary nolazainy tamiko daholo ny bandy niaraka taminy teo alohako,ary nilaza izy fa hiova.....

:arrow: de quel droit no ahafahano mi-juger olona amin'izany,fa ianao no iza aloha ?Dia miova ahoana izy ? Efa nolazainy ano fa hoe "namany " ka porofo inona no tadiavina ankoatr'izay kay,ny hanapahany tanteraka ny fifandraisany ve ?
Zà manokana dia vao maika maporisika ilay sipa,raha sendra mijery eto izy ,hoe : tohizo rafotsy a,aza ivakiana loha akory !Raha tena namano dia tsy hitako izay hanafoanana azy,raha vonona moa ilay namanao hifampiresaka amin'ny xxx mpandefa dia mino aho fa hilamina.Izay angamba no porofo tadiaviny.Fa raha ny hanapaka ny fifandraisanareo nefa i xxx efa saropiaro...ca vaut pas le coup !!!
xxxmpandefa:
Hoy ianareo ve ,izany ilay fiovana????, Omeo valiny aho azafady

:arrow: ianao mihintsy no hitako fa tamboalohany dia nanao erreur niaraka taminy : deja efa tsy tianao fa par net no nihaonanareo koa tsy nitady tany an-kafa ary ngahy ! avy akeo koa,il se permet mangataka sy miandry fiovan'ilay sipa.Ary ny aminao mba ahoana kay ! Ovao koa ilay fomba fijery e...tsy hoe maloto ny fijerinao dia maloto koa ny an'olona !
Dia ny hasetriko azy dia ity voalazan'ny kotobebide ity :
kotobebide:
sao adinon'élah fa eto @ net tsika ary izay no mbola lazaiko hoe sao d sipa virja sy misarondoha no mety @ élah ?
N'iza na iza vhv d tsy maintsy hanana namana hafa izy na ho ela na ho aingana , na hamadika palitao aza élah d ho tahak'izay koa ilay kofa . Tsy misy solution izany bainn a!
tsy entana ao antrano bainn ny vhv fa namana a!

papoose:
fa za kosa mahatsiaro sambatra raha hoe inamanana bandy mandritry ny 6 taona tsy ankiato antelefon sy mifampizara ny manjo zany eee!! raha tena samy sincere mantsy dia mahafinaritra ny manana namana ohatr'izany na dia mbola tsy hita aza!

:arrow:papoose ; za manana namana tahak'izay ary lasa naman'ny fianakaviako ary tsy azo faritana hoe iray tampo satria na ny iray tampo amiko aza tsy nizarako zvtr betsaka toa azy ary mbola lahy koa en plus...
Hanamifisako any xxx hoe cas mi-existe tanteraka izany fa nareo koa angamba no te hiala pas sy hiova sipa dia mitady hi-culpabiliser ny sasany...resaka hafa grave mba azo hifandroritana : ohatra lasa dia tsy nody sns...fa rehefa mitsotra ilay tiana dia mba hinoy raha azo lazaina fa tiana foana.
Izay no azoko hambara fa dia miala tsiny raha mitratrevatreva fa raha ny marina dia karazana-bandy tahaka anao izao ilay midaroka sipa amin'ny farany rehefa tsy manaraka ny conditions-ny ilay sipa....hevero izay mahasoa !!(l)






51. fahamarinana ( 16/01/2009 06:55)
:arrow: dia mbola averiko fa ialako tsiny raha mafy be ilay teny,betsaka angamba no efa mahalala fa faha mafy teny izay fa ampitiavana foana no ifandraisako sy ifanakalozako hvtr aminareo rehetra ireo,mbola ampiako hoe ranadahy ! :-* (l)
52. mirianah ( 16/01/2009 11:36)
ainaheri:

Zay vô vovakiko lay resaka,fehiny;@ manaraka zany bandy mailo refa miaraka @ sipa sur internet aa,nareo mou nilaza oé,nitanisainy reo teo alohanareo;matoa zany tsy fantatrao ito farany ito,tsy nolazainy zany,dia mba inona loatra re ny antony raha oh oé namana madio?@ zay nama eninatôna be zao,io enao iany mahita azy,fa raha ny amiko alou d'efa maso voa sakay raha izany ee
Zany num zany kosa amiko ohatra ny zvtr intime ,donc tsy zao oul reetra zao nde ho zaraiko azy,ra te hifampiresaka ataoko mail ny ahy na hftr eto @ sera² fa ny num-ko tsy omeko zany alou eee,en+ tsy fantatra kou ilay oul,filmE kou zany an :-D :-D :-D



:-D :-D :-D tena film be mintsy oa ilay izy, zah kou manana film azo hakana hevitra eto an :-P resaka OROKA indray ilay izy !!! :-P
53. mirianah ( 16/01/2009 12:27)
ainaheri:

Zay vô vovakiko lay resaka,fehiny;@ manaraka zany bandy mailo refa miaraka @ sipa sur internet aa,


Ka dia maninn loatra aza ny sipa eto am internet e, izy aza efa fantany fa sipa teto kou mbola niditra iany izy donkooo i xxx mintsy no efa mety be tetika sy ratsy saina tany e! Efa nitsotra ilay sipa vonona ny hiova fa dia ny tao an dohany xxx dia ny hanararaotra fotsiny satria nisy passé ve ???

Ny teniny fahamarinana rehetra de mifehy ny azo lazaina. Anjarany ny tsirairay no mieritreritra. Ainsi va la vie ....


54. kotobekibo ( 16/01/2009 17:11)
fahamarinana:
Hanamifisako any xxx hoe cas mi-existe tanteraka izany fa nareo koa angamba no te hiala pas sy hiova sipa dia mitady hi-culpabiliser ny sasany...resaka hafa grave mba azo hifandroritana : ohatra lasa dia tsy nody sns...fa rehefa mitsotra ilay tiana dia mba hinoy raha azo lazaina fa tiana foana.
Izay no azoko hambara fa dia miala tsiny raha mitratrevatreva fa raha ny marina dia karazana-bandy tahaka anao izao ilay midaroka sipa amin'ny farany rehefa tsy manaraka ny conditions-ny ilay sipa....hevero izay mahasoa !!


raha zà aloha ny teo @ toeran'ilay sipa d tsy mijanona herinandro @ izany bandy izany zà ,
Bandy zà no miteny ary mahita fa tena " bombe à retardement " izany bandy izany
BRRRRRR!!!!!! mangoritsina zà mieritreritra izany klé 8O
:-D :-D :-D
55. Mirananirina ( 16/01/2009 18:12)
tsotra fotsiny e,hoatra isika rehetra eto,mifampiresaka nefa tsy mifankahalala akory.Misy izao mifampitelefone.Mifandefa mail sns.nefa tsy mihaona mihitsy,surtout raha mifanalavitra.izaho aloha mino azy e
56. ainaheri ( 16/01/2009 19:23)
Faha:
za manana namana tahak'izay ary lasa naman'ny fianakaviako ary tsy azo faritana hoe iray tampo satria na ny iray tampo amiko aza tsy nizarako zvtr betsaka toa azy ary mbola lahy koa en plus...

Manakory koa zany,raha ny fandehan'io resak'io toa tsy nifankahita na indray mandeha na antsary aza ry zareo,ny anao kou ve otr'zany,ary lasa naman'ny fianakavinao,nefa oul tsy fantatrao akory hihihi,za mba nitsengoka bitika @ ra volagninô lol
57. fahamarinana ( 16/01/2009 20:18)
:arrow: ainaheri :aha ! tamin'ny 1er tsy nihaona,tsy nifankahita satria zà ta-toamasina,izy ta-tananarivo ! Avy akeo ndraika nihaona volana maro taty aoriana...azonao raha volaniko zegny ?..Fa zahay ndraika karaha nifanome sary !tamin'izany moa tsy mba nanana appareil photo numerique fa sary an-trano no nindramina sy nangalarina e!..Nifanoratra ,tsy nifampi-tel satria tsy nanana finday fa nifankahalala an-tsary kosa aloha...izay ndray ka marina ...:) (l)
58. ainaheri ( 16/01/2009 20:57)
Faha>> Raha ampitahana @ io voalazan'ny xx io zany,hafa ny anao kou,nenao mba nisy sary zany,nenjario tsy ninonino fa nifagnantso fogna nandritra enintona,hafahafa migna zany an :-P
59. fahamarinana ( 17/01/2009 07:39)
:arrow: ià rô,izy ndraika anefa nivolagna tamin'ny xxxmpandefa fa namany ilay zalahy,inô eky maharatsy izay ! Manana finoana anie hono e !hoy Rossy.. :) (l)
60. ainaheri ( 17/01/2009 08:25)
eka ouzy hihi,tandrimo anô arika latsahan'ny coco @ io avatar-nô io :-D:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085