Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?

61. fahamarinana ( 17/01/2009 08:30)
:arrow: :-D :-D :-D arô e ! efa manana casque koa zà io an!!! (l)
62. haritianah ( 17/01/2009 09:18)
Amiko indray, azo atao ny minamana @ olona na fantatra izy na ts mbola ita endrika izy.Azo atao ny minamana par net na par tél tsotra zao na ts mifankahita aza.Ary afaka minamana na ampolotaona maro ts mifankahalala.
Fa à condition kosa alou refa manana ny sipanao ianao na ny vadinao dia ts tokony misy zvtr afenipeninao na konokononinao samy irery any momba ireo namanao.Mapahafantatra ny olotianao ianao fa manana namana ao atsy sy atsy ary tokony mba apazava ny sain'ny olotianao dia ny fifandraisanao @ ilay olona lazainao fa namanao dia ampijerevo azy ny resaka ampiainohy ny conversation nareo izy.
Zany owé aza miandry efa ts eo lé olontianao zay ianareo vao hi fap tchat na iresaka @ tél.
Zany ankory ts midika fa isany hi chat sy iresaka @ enao dé ts maintsy eo anilany foana fa porofoy eo imasony kosa fa tena namana tokoa enao fa ts iandry andro alina lava zao kosa alou.Na iandry efa ts eo izy.Raha namana tsotra ts misy ninonina afaka mifampiresaka tous les tempts aminy enao eo imason'ny olotianao.
Raha ts manazava @ olotianao kosa ny aminao sy ilay olona lazainao fa namanao io dia mazava ho azy fa miteraka ahiahy.
Amiko alou raha namana tsotra na lhl io na vhv io resao sy chatéo eo imason'ny olotianao de mazava ny sainy.
Mandaingà kosa isika rehetra ireo raha misy olotiantsika ts mazava ny zavatra ataony dia tena mandry ivoho vato isika.Matoa mandry fezay dia manana ny ataony kou de ts miraharaha zé ataon'ny iray.

63. xxx ( 17/01/2009 12:03)
haritianah,nanontany azy aho t@ nahalalako io zavatra io,valinteny tsotra no navaliny ahy,namana tsotra tsy fanampiny na fanazavana antsipirihany akory,aona moa no afaka inoanao an'izany,na mba te hino azy aza ianao?
64. Herimiafina ( 17/01/2009 14:40)
xxx:

Leh aho miresaka,manana sipa aho,tato ho aho nahatsikaritra zvtr hafa²(hafa² hoy aho) Satria mifandefa sms sy mifampiantso izy sy ilay bandy,fantatro ilay izy taty aoriana ,nanontaniako izy dia nolazainy fa namana tsotra,na ny sarin'ilay bandy aza hono mbola tsy hitany nefa efa nifampiresaka nandritra ny 6ans @ alalan'ny telephone,marihiko fa tsy mbola iray trano zahay,satria raha araka ny filazany tsy mahalala io olona io fa ny anarany sy ny num fotsiny dia zay,nefa maninona no mifampiantso sy mifandefa sms raha tsy misy interet(ny interet lazaiko eto dia toy ny oe namana sy ny karazany mba ifampizarana zay manjo sns) Raha araka ny filazany;izy roa mbola tsy nifankahita sy tsy fantany akory hoe manao aona ilay bandy,nefa hoy aho hoe;inona ny nijanonana niresaka taminy nandritra ny 6ans nefa ilay olona aza tsy fantatrao hoe iza akory;nareo ve mino an'izany? Hoe tsy mbola nifankahita izy roa? Amin'izay mifampiantso ndraindray any @ 21h!! Afaka maneho ny hevitrareo malalaka ianareo
Misaotra

Matoa ileiry marisika be ao anatin'ny 6taona izany dia efa nisy degustation kely tao, na mety sary fotsiny saingy sary nampazoto homana be azy.
Rasipa indray mirevy kaotina satria angamba tsy dia be mpoikaoty tany amin'ny lycée dia manao compensation. :^)
65. gabidemony ( 17/01/2009 21:48)
Mety hisy fahamarinana izany zavatra nolazainy izany.Aleo alo mifampiresaka @na olona tsy fantatra tarehy ,toerana misy azy sns...
hialana @ henatra eo @ fiarahamonina ra hoe mivoaka ilay resaka,ka tsy misy atahorana na mivoaka aza satry ttsy mifankalala akory.Iny no hamosany sy hanankinany ny secret - ny ,hangatany hevitra,itarainany....
Mety hamaly ianao hoe maninona tsy izaho no anaovany an'io zvtr io?
Misy zavatra resahinareo sekre sns... fa misy kosa resaka tsy tokony
resahinareo roa fa any ò hafa no iresahana azy.Izany tsy midika hoe tsy mahatoky anao izy na efa ttsy tia anao intsony,mety hoe hanelingelina ny fiaranareo ny hiresahany anao an'io de aleony any ò namany,na ianao aza manao an'izany aza mandainga!!!!
Mbola manaja ny fiarahan'areo izy ary mbola tia anao mato manao izany
eny mety hoe hadisony ny tsy niteny ny fisian'io olona resahiny io ,nefa kosa
mety hoe hevitra nety taminy ny nanafenany an'io sao de hoe noho io no hikorotanan'ny fiarahan'areo.

Milamina fotsiny matokia azy, f'izay no fiarahana FIFANAJANA,FIFANDEFERANA ARY FITIAVANA.

Ny olona manome ny heviny na mety io na tsy mety fa ianao no misafidy
satry tsy izaho na iza no mibabo ny vokany fa nareo roa,anjaranao ny misaina tsara ny tokony hatao.

Eny eh matoa saropiaro de tia zay nefa mba lanjalanjaina koa ny fahasarotapiaro satry mety iny koano hampisaraka.
66. haritianah ( 17/01/2009 23:39)
xxx à ka izay anie no ilazako owé au moin alou raha tena namana tsotra tsis ninonina dia azavainao antsipiriany @ olontianao.
Fa matoa kosa alou ts azavaina dia ao raha é.
Zà vhv an manana namana ao namako fa ts namanay ary eto @ serasera lhl ts fantatro endrika fa mifampiresaka mifampiantso fa fantan'ny olontiako mazava tsara.Ary nazavaiko azy ny maha mpinamana anay eo imasony miresaka tél fa tsis miafina zany.
Milaza zé mba resakay sy ny vaovao misy any @ misy azy ary jamais alou @ alina zany é.Ary na namana aza ts matetika kou ny resaka tél fa ohatra owé manana olana izy, na za kou manana olana na manana zvtr nahafaly de mifampitantara.
Mis zvtr vidiana oh dia maka hevitra.
Misy fotoana simba ny zvtr any aminy de manontany aty izay de zà indray manontany ny olontiako ny fanamboarana an'iny.
Fantany zany fa misy namana ao ary mazava owé atreto ny maha mpinamana anay, efa 3ans zao tsis olana.
Refa mazava amin'ny olontianao anie ilay izy dia ts mipetraka ny ahiahy, sady amiko manokana inona no ts anazavana izany raha madio ny eritreritra é.
Fa hafahafa alou raha ts azavainy an'i xxx é, misy mantsy ny manakiana etsy ambony owé efa zay fa inona no maha saropiaro an'i xxx.
Normale amiko raha saropiaro xxx satria ts mazava ilay izy.
67. Papoose ( 18/01/2009 01:23)
ainaheri:

Mba lalina kou zany filmE zany klé,danz iany alou zany oe mifampiantso 6taona nefa tsy mifankahalala zany e,asa mou kou ,io samy manana ny reviny
Papoose za mba antsoy :-D :-D



omeo en force ary le numero an'lah e!!! :°) :-D mifampiantso tsika maraina atanjo ariva!!! :-D
68. ainaheri ( 18/01/2009 20:02)
Papoose>>atao namana @ zay sa aona hahaha,sao tratra otran'ity filmE ty enao d hanahirana anà eto an hahahahaha,za miatso andro aman'alina ra enao ndray ka lol
69. ari.malala ( 19/01/2009 12:16)
raha azoko tsara ny fandehan\'ny resaka dia resaka miampita izany no nahenoan\'i xxx mitondra dinika ilay resaka :roll: dia iza no inoanao? ilay olon-tianao sa ilay olona mitondra resaka? amizay tsy tena tonga dia nivantana fa toa resaka miampitapita koa ilay izy! fa inona mintsy kay no antony tsy inoan\'ny olona sasany hoe ny lahy sy ny vavy afaka miresaka madio minamana madio tsy misy resaka sipa e! hafahafa be amiko ilay fisainana! ary angana koa tsy afka miresaka sy minamana raha tsy nifankahita? na 6 taona na 10 taona no naha mpinamana azy ireo, inona mihintsy moa no olana? izy aza tsy mbola nifankahita ka aiza ilay olana be? raha hoe efa nifankahita sy niaraka ry zareo dia manaiky aho! ilay fahatokisana mintsy no tsy mipetraka ny an\'i xxx raha izany!
70. Papoose ( 19/01/2009 16:26)
vieforce, tsy ho sahirana enao raha za notsatran'le film fa enao le tsy miantso mints no toa hanahirana :-P
71. ikaretsaka ( 19/01/2009 17:12)
Glacholet aourtamsachet
72. ainaheri ( 19/01/2009 18:30)
papoose>>ao fa antsoiko ary ee hihi,tanjemo tsy mamaly an:-P
73. Koditra ( 19/01/2009 21:23)
Ny tiko anontaniana an'xxx ndray dé zao :
Aiza marina zany no tena blem an'toi ? lé 6ans nifaneraseran'zareo ve (asarotapiaro)? sa lé oe pendant 6ans tsy nifankafantatra (tsy fatokisana)? Sa izy 2 mitambatra?

xxx:
Ampatsahiviko anareo eto fa tao @ net no nahitako io sipa io
Ngamba kosa tsy misy idiran'io eto e. Tsy aiko zé any @site afa any fa ny sipa eto @serasera alo cool sy milay aby, ary ra teto toi no nahazo azy dé sur zà fa mbola eto ko toi no itady ny solony. Aza asiana an'io resak'io fa ra tsy zany dé oavy eo daolo ny sipa eto @serasera hanao angaredonan-drangah, marina mo!
Mbola averiko iany ny teniko oe tsy misy afatsy ny miresaka sy mifandamina. Resaho tsy ankitezitra izy.




74. fahamarinana ( 20/01/2009 11:56)
koditra:
ra teto toi no nahazo azy dé sur zà fa mbola eto ko toi no itady ny solony.

:arrow: solony ahoana kosa fa tsy aleo ny eo no alamina ve aloha,lasa ahita olom-baovao dia miaraka amin'izay koa ny toetra vaovao mbola ho zahana...ny teo anefa atao hoe efa fantatra na dia a 50 pour cent aza aloha.. :) (l)
75. ari.malala ( 20/01/2009 12:29)
fa le hoe t@ net no nahitana ilay olona ve aloa tena olana be e! :roll: :-w
76. lovelyri ( 20/01/2009 12:39)
kamo be za hamaky le izy fa efa lava be le resaka ^^ fa tonga de omeko ny hevitro de mety misy mitovy hvt angamba ao fa ts haiko za ts namaky :°)

ny hevitro: za klou mino hoe possible zany 6ans ts nifankahita, za klou mino hoe "mety" mpinamana ry zareo fa kosa ny iray amin'dry zareo ts maintsy misy hevitra ambadika ary te handeha lavitra koko plus que ny stade-ny mpinamana haiko zany satria za ko efa mba nanana namana efa ela ihany fa taty aorina nivadika ihany ny sentiment surtout ho an'ny lhl sy ny vhv, fa za kosa alou ts mino an'izany hoe mbola ts nahita sary zany e mbo marina ee

ny toro-hvt omeko anilay xxx nanokatra dinika, d asaivo ajanony ny fifandraisana izy ireo angataho ny sipanao satri ts hilamina tsony ny sainao raha izao zvt mitranga izao satri efa plus ou moins sur enao hoe misy zvt entre andry zareo, manaiky izy arahaba soa arahaba tsara, ts manaiky izy de efa anjarana o no mandinika zay zvt tokony atao

courage fa enjana io resaha sms sy téléphone sy internet io :°)
77. fahamarinana ( 20/01/2009 12:45)
lovelyri:
za klou mino hoe "mety" mpinamana ry zareo fa kosa ny iray amin'dry zareo ts maintsy misy hevitra ambadika ary te handeha lavitra koko plus que ny stade-ny mpinamana haiko zany satria za ko efa mba nanana namana efa ela ihany

:arrow:tsy voatery kah,fa ekeko hoe mety mi-existe,zà manokana mahita fa ny saina ihany no mitondra sy mifehy ny rehetra na iza namanao na iza...asa anefa ! :( (l)
78. lovelyri ( 20/01/2009 13:20)
fahamarinana, ny mahatonga ahy hiteny an'io dia nanafina le sipa hatrizay fa refa tratra le histoire vô nanazava izy donky zany a nisy zvt natahorany tao fa raha tena zvt nadio a depuis le début d'efa nolazainy le lhl sa ve diso ny fijeriko :°)
79. ainaheri ( 20/01/2009 13:43)
Za kou mba antsoy fa za tsisy miantso ee :cry: :cry:
80. ari.malala ( 20/01/2009 13:59)
lovelyri ;)

ainaheri, atraty io tsis miantso io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083