Mba lazao ahy hoe ny hevitrao?

21. mirianah ( 15/01/2009 16:14)
Noue:

nyeja:

Mialatsiny aho rey olona fa tsy afaka hino izany 6 taona nifampiresaka tsy nihaona izany aho , fa misy tsy mazava ihany izany! :/
farafaharatsiny mba oe 6 volana ee ???nefa na dia 6 volana aza olona tsy fantatra ve dia hiresahana handaniana andro sy credit araky ny voalazany hafa ireo aaa ??

oadray misy izany , nanana contact zah tany states dia otrany zany mintsy fa io oa lefyyy eny foana . Ny resaka hatao amizany de tsotra tsy misy inn loatra fa dia faly miresaka , fa AMIKO dia miankina am saina io , refa ratsy saina dia ratsy ny eritreritra
22. Noue ( 15/01/2009 16:33)
mirianah ekena retsy oe misy zany aaa! fa saingy oatra zao oe korespandansy angambany fa ilay resaka eto tsy dia io loatra koooo! ny eto dia resaka sipa
23. mirianah ( 15/01/2009 16:39)
Noue:

mirianah ekena retsy oe misy zany aaa! fa saingy oatra zao oe korespandansy angambany fa ilay resaka eto tsy dia io loatra koooo! ny eto dia resaka sipa

euhhh misy zvt tsy azoko ngamba ve??? I xxx nge no nitaraina zany fa ny sipany mbola manana contact am ol hafa any e, sa tsy izany ilay izy ??? dia zah manome ny hevitrooo eto oe possible mintsy zany sans que misy zvt entre ilay ol hafa sy ilay sipa satria zvt nandalovako . Atao oe correspondant zany e, fa tsy namana tsotra , héhéhé misy quiproquo be ilay teny an !!! Amiko zany namana fona na hitako na tsia. Sans attendre quoi que ce soit avy am lé olona mintsy .
24. fahamarinana ( 15/01/2009 16:45)
:arrow: voalazan'ny noue sy marianah ny tiako hambara,misy tokoa ny cas ohatr'izay ,resaka correspondance, taloha manko na internet aza tsy nisy nivalaparana,forfait no ananana fa tsy degroupage ka limité...fa ankehitriny efa hafa.Ny tiako tsindrina fontsiny hoe tokony mba fantany tarehy ilay namany,ary indrindra fantany sipany-vadiny ihany koa hialana amin'ny savorovoro.
noue : ka tsy sipany hono akia fa namana a !
Dia ny tiako lazaina dia raha te ahalala misimisy kokoa dia tsy misy afatsy ianareo no mifampiresaka :asa izay fandresenao lahatra azy hitantara ,asa izay fitaka azonao atao koa....fa raha hijanona amin'ny supositions fontsiny dia tsy hampiova inona...na izany aza dia mi-existe tokoa ny amitié amin'ny lahy sy vavy ,ary eo no iraisako hvtr amin'ny mirianah hoe :
mirianah:
Amiko refa mazava ny ao andoha sy ny tiana hatao de tsy olana zany .

mirianah:
miankina am saina io , refa ratsy saina dia ratsy ny eritreritra

:arrow:iraisako hvtr ihany koa...(l)
25. mirianah ( 15/01/2009 16:49)
fahamarinana:

merciii akia a!
26. neo83 ( 15/01/2009 16:54)
Hamaly hevitra 'za :

Lhl mamaly hvt. Lol b klou le fahitan'i xxx an'le tatara e. ny eto am tchat anie ts'mifakahita no tena betsaka e, fa ny sary no alefa aloha ifandiniana oe otran'ny aona no oul' miresaka amiko. dia ny num aveo manaraka anoizana ny resaka refa tsiafaka mitchat nefa mbola te iresaka iany oatra. raha oatra v oe misy namanao (hita maso) nandritra ny 6 ans, d tokony atao apiasa saina koa v izany oe "iza iny, aona iny", fa nga refa mi-tchat na mifampiantso aza d ts'maintsy oe miaraka no dikan'izany e ? tokony hilam' ny sainao am'zany fa lasa marina anie le oe "ny mpanao ihany no mahana" e. Ny ahy 'zany zao oatra oe misy num sipa 30 oatra ato anaty phoneko, d ny 10 am'ireo efa ho 8 taona izay no tao, d sipako daholo 'zany izy 8 ? LoL ! efa mandroso iany le vanipotoana fa na izany aza otran'ny mbola RNM be izany hevitra izany annnn.

'Zay aloha no fahitako azy eo.
27. fahamarinana ( 15/01/2009 17:00)
mirianah:
merciii akia a!

:arrow:de rien akia ! :-* (l)
28. kotobekibo ( 15/01/2009 17:41)
neo83:
raha oatra v oe misy namanao (hita maso) nandritra ny 6 ans, d tokony atao apiasa saina koa v izany oe "iza iny, aona iny", fa nga refa mi-tchat na mifampiantso aza d ts'maintsy oe miaraka no dikan'izany e ? tokony hilam' ny sainao am'zany fa lasa marina anie le oe "ny mpanao ihany no mahana" e. Ny ahy 'zany zao oatra oe misy num sipa 30 oatra ato anaty phoneko, d ny 10 am'ireo efa ho 8 taona izay no tao, d sipako daholo 'zany izy 8 ? LoL !

neo83 , mirianah > Zà koa aloha d tahaka anareo e , manana n° betsaka sy contacts betsaka fa tsy midika fa sipako dôly ,
marina fa misy no efa niaraka tamiko fa kosa lasa namako tsotra ,
misy ny namako tsotra tsy mbola hitako tarehy na sary fa kosa mpiresaka amiko tsindraindray fotsiny sms , tel gratos .
Matetika ireny ol ireny no pas de nouvelle , bonne nouvelle hoy ny vazaha ary ref sendra mifampiantso na mifanoratra ( tratry ny taona , aniverisera, fety....na sendra mahatsiaro ohatra ) na mifankahita d tahaka ilay t@ farany ihany ny fifandraisana .
Aiza ny olana @ izany ry xxx mpanoratra ?
Raha te hanao zvt izy tsy ho fantatr'élah mihitsy less a!
( possible ao ampiasana na koa any an-trano ref tsy eo ialahy satria lisany izany tsy miaramipetraka . Sao d marary fo @ izany baina a! )
Fifampatokisana ny fihainana fa tsy fifanaraha-maso
29. Koditra ( 15/01/2009 17:54)
Inn dôly ary reto xxx vtraky be reto?

Zà alo dé mitovy hevitra @ mirianah, refa ratsy saina dé ratsy eritreritra.
Ekena fa elabe tokou zany 6ans zany ary ny matetipitranga dia ny mifanome sary alou vô mifanome tél.
Zà, Koditra, dé manana namana ato, efa ho 10mois, mifanoratra fôna, izy tsy misy nininn fantatro afa-tsy ny ps, tsis nininn fantany kou ny momba anà ankôtran'ny ps-ko (fantany avy hatrany ra vô maita ity soratro ity izy), nefa mande tsara sy mahaliana ny fifandraisana. Tsy maika ny hahita zé sariny akory zà, na mbola hiôtran'io 6ans io aza, tsy olana amiko ny manome ny numtél-ko mba ahafahany mandefa sms oanà na miantso aza tsy olana ra misy tsy fahafahany miconnect nohon'ny antony maro samihafa (fa zà alou tsy mbola nanome no sady tsy nangataka izy) mba itohizan'ny seraseranay. Tsy misy resaka fitiavana na fikôtina io fa ndraindray ary zahay mamorona dinika forum entre-nay sy izy any anaty email any. Dé iza no hino na tsy hino an'zany lazaiko zany?
Ho an' xxx tompon'ny dinika : Ra misy sipako ato dé tsy olana fa azoko alefa email dôlidôly ny email nifanaovanay. Toro-hevitra ho anao, asaivo asehony anao ny sms na ny email ifanaovan-drizareo, saingy tsy maintsy ho izay vé vô hino azy enao? Amiko dé possible io fa zé fahaizanao manontany azy, aza oentina @lé resaka asarota-piaro fotsiny lé izy fa raiso @ fiti-tehalala fotsiny. Gidrainao izy dé vômaika manafina.
30. mirianah ( 15/01/2009 17:57)
kotobekibo:

neo83 , mirianah > Zà koa aloha d tahaka anareo e , manana n° betsaka sy contacts betsaka fa tsy midika fa sipako dôly ,
marina fa misy no efa niaraka tamiko fa kosa lasa namako tsotra ,
misy ny namako tsotra tsy mbola hitako tarehy na sary fa kosa mpiresaka amiko tsindraindray fotsiny sms , tel gratos .
Matetika ireny ol ireny no pas de nouvelle , bonne nouvelle hoy ny vazaha ary ref sendra mifampiantso na mifanoratra ( tratry ny taona , aniverisera, fety....na sendra mahatsiaro ohatra ) na mifankahita d tahaka ilay t@ farany ihany ny fifandraisana .
Aiza ny olana @ izany ry xxx mpanoratra ?
Raha te hanao zvt izy tsy ho fantatr'élah mihitsy less a!
( possible ao ampiasana na koa any an-trano ref tsy eo ialahy satria lisany izany tsy miaramipetraka . Sao d marary fo @ izany baina a! )
Fifampatokisana ny fihainana fa tsy fifanaraha-maso

hihihi be kou zany pseudo zany, :-D

ka ny olany nge zany dia ilay sipa miantso ol am andro alina e , sady efa 6 taona nifankahalalana fa tsy mifankafantatra sary e! Aminy zany misy raha ao fa tsy possible mintsy zany . :roll: misy resaka interet , tsy azoko loatra satria araky ny voalazako ery ambony , refa madio ny saina tsy hitako ny manahirana amzany. RAh olona tokam PO be otra ahy alou ilay sipany dia ohhhh , tsy mitombona beuu ilay ahiahy an !!!

31. kotobekibo ( 15/01/2009 18:28)
mirianah > aoka kely tompoko tsy hihomehy ilay ps-nay azafady :-D :-D :-D
laingako izany .
raha ny fandinihiko tsy ho afaka i xxx tompo-kevitra fa ho lasa adala atsy ho atsy , na koa hisaraka ry zareo raha izany no ataony . :-D :-D :-D ( tsy hoe mifosa an! )
xxx0 > zà koa miray hevitra @ xxx8 aiza ny blem marina less ry bainn ? tsy manana namana afa-tsy izy koa v izany élah ?
sao d tokony hisalotra tchador mainty hatrany antampondoha , hatrany ampaladia tahaka ny vhv iranianina koa aza izy d @ izay izy tsy misy mahita sy tsy manana namana hafa.
Sao kosa élah d'origine iranien fa mahay miteny gasy fotsiny ? aza tezitra an! :-P :-D :-D :-D
32. Koditra ( 15/01/2009 18:31)
kotobekibo : =)) =)) =))
Elah ty letsy mahita lazaina kléaza
33. xxx ( 15/01/2009 18:39)
Misaotra noho ny hevitrareo,ny zavatra tsy azonareo dia ity;inona no atao hoe namana??? Moa ve refa miresaka @ tel sy mifampitsaty @ nety nefa tsy mifankafantatra akory sy tsy mbola nifankahita na ny sariny aza,nefa niresaka nandritra ny 6ans,olona tsy fantatrao sy tsy itanao ve lazainao namana sy itantaranao ny fiananao???? Omeo valiny io azafady

Ampatsahiviko anareo eto fa tao @ net no nahitako io sipa io,ary nolazainy tamiko daholo ny bandy niaraka taminy teo alohako,ary nilaza izy fa hiova.....Hoy ianareo ve ,izany ilay fiovana????, Omeo valiny aho azafady
Misaotra @ fanehoanareo ny hevitrareo
34. mirianah ( 15/01/2009 18:45)
kotobekibo:

mirianah > aoka kely tompoko tsy hihomehy ilay ps-nay azafady :-D :-D :-D
laingako izany .
raha ny fandinihiko tsy ho afaka i xxx tompo-kevitra fa ho lasa adala atsy ho atsy , na koa hisaraka ry zareo raha izany no ataony . :-D :-D :-D ( tsy hoe mifosa an! )
xxx0 > zà koa miray hevitra @ xxx8 aiza ny blem marina less ry bainn ? tsy manana namana afa-tsy izy koa v izany élah ?
sao d tokony hisalotra tchador mainty hatrany antampondoha , hatrany ampaladia tahaka ny vhv iranianina koa aza izy d @ izay izy tsy misy mahita sy tsy manana namana hafa.
Sao kosa élah d'origine iranien fa mahay miteny gasy fotsiny ? aza tezitra an! :-P :-D :-D :-D

ko mampmé be anah lé oe kotobekibo nge :-D :-D de aiza ono faramalemy amzao hihihi , tapk be ny tsinaiko ka , tssss
KO efa nanambara izy tery ambony fa tsy hifampiresaka aminy lé sipany tsouny angamba donkooo mety efa fantany ny tiany hatao na hiandry ny pourcentage ny valiny eto izy . rah mitovy hevitra aminy no maro na non !!!

Mahita lazaina marina an !! de oee iranien , hihihi ndrôooo de lasa mitchador lé sipany , j' imagine !!!
35. mirianah ( 15/01/2009 18:51)
xxx:

Misaotra noho ny hevitrareo,ny zavatra tsy azonareo dia ity;inona no atao hoe namana??? Moa ve refa miresaka @ tel sy mifampitsaty @ nety nefa tsy mifankafantatra akory sy tsy mbola nifankahita na ny sariny aza,nefa niresaka nandritra ny 6ans,olona tsy fantatrao sy tsy itanao ve lazainao namana sy itantaranao ny fiananao???? Omeo valiny io azafady

Ampatsahiviko anareo eto fa tao @ net no nahitako io sipa io,ary nolazainy tamiko daholo ny bandy niaraka taminy teo alohako,ary nilaza izy fa hiova.....Hoy ianareo ve ,izany ilay fiovana????, Omeo valiny aho azafady
Misaotra @ fanehoanareo ny hevitrareo

h
36. kotobekibo ( 15/01/2009 18:57)
xxx:
inona no atao hoe namana???

Ny antsoina hoe namana d izao :
ireo izay rehetra olom-patatra tonga sy mamaly ref antsoina hoe misy fety na zvt milay , vaovao mahafaly , ary koa tonga ho azy ref misy zvt manjo ny tena fa tsy mila antsoina .

sao adinon'élah fa eto @ net tsika ary izay no mbola lazaiko hoe sao d sipa virja sy misarondoha no mety @ élah ?
N'iza na iza vhv d tsy maintsy hanana namana hafa izy na ho ela na ho aingana , na hamadika palitao aza élah d ho tahak'izay koa ilay kofa . Tsy misy solution izany bainn a!
tsy entana ao antrano bainn ny vhv fa namana a!
37. neo83 ( 15/01/2009 19:02)
xxx:

inona no atao hoe namana??? Moa ve refa miresaka @ tel sy mifampitsaty @ nety nefa tsy mifankafantatra akory sy tsy mbola nifankahita na ny sariny aza,nefa niresaka nandritra ny 6ans,olona tsy fantatrao sy tsy itanao ve lazainao namana sy itantaranao ny fiananao???? Omeo valiny io azafady

Endrika isehoan'ny namana izany, fa ts'voatery oe ze niaraka nanao kasikasikapôka hita tava iany akory no namana. zay le oe "namana par correspondanssss".
38. mirianah ( 15/01/2009 19:05)
mirianah:

[quote=xxx]
Misaotra noho ny hevitrareo,ny zavatra tsy azonareo dia ity;inona no atao hoe namana??? Moa ve refa miresaka @ tel sy mifampitsaty @ nety nefa tsy mifankafantatra akory sy tsy mbola nifankahita na ny sariny aza,nefa niresaka nandritra ny 6ans,olona tsy fantatrao sy tsy itanao ve lazainao namana sy itantaranao ny fiananao???? Omeo valiny io azafady

Ampatsahiviko anareo eto fa tao @ net no nahitako io sipa io,ary nolazainy tamiko daholo ny bandy niaraka taminy teo alohako,ary nilaza izy fa hiova.....Hoy ianareo ve ,izany ilay fiovana????, Omeo valiny aho azafady
Misaotra @ fanehoanareo ny hevitrareo

amiko rah io resaka oe namana io d izy doly , zah kou mou tsy de haiko loatra ty mamaritra ty teny gasy ity, fa amiko zany ny miresak rehetra amko eto de namako doly na tsy hitako sary aza , miresaka efa ela ary tsy misy sary zany ary ny resaka hatao nge tsy voatery atao resaka lalina e, humm any zao misy iray refa miresaka zahay eto dia resaka mampmé beuu foana. D midika ve izany fa miaraka izahay de tsy azo antsoina oe namana kou izy . Manahirana ilay izy fa toa oatrany resaka MOT tsy mifankahazo ny anareo ndray raha izay .

Voalazanao fa NET no nahitanao azy , matoa izy nitsotra taminao fa nisy anizao sy izao de tena vonona ny hiova izy fa rah kosa ve otrany manao polisy inspecteur gadget tsy ho rahrahah be fa na izy aza mety tsy hitany tsouny ze hatao ndray ,nefa izy manantena anao . Mila miresaka nareo, ianao otrany olona mailo be loatra am tsy misy antony, tsy haiko loatra ny fiaiananao talou tany fa mety misy TRAUMATISME ao de io olona miaraka amnao zao io no mitaty izany. Eritrereto iany fa tsy misy zvt vita raha eo aminao foana ny ahiahy .

39. Koditra ( 15/01/2009 19:09)
xxx : Ka zay nge no nilazako oe sarotra inoana lé izy eh, nefa cas possible, nefa misy an'io ohatra 1 akaiky momba anà vôlazako io.
Zà tsy miteny oé alamino ny saina fa tsy maintsy io vôlazako io no marina, fa averiko iany oe ra te-hafantatra ny marina enao dé esory melou kalou ny resaka asarota-piaro.
xxx:
olona tsy fantatrao sy tsy itanao ve lazainao namana sy itantaranao ny fiananao????
Zany ny vhv ra tsy mbola fantatrao, mila oul izy ifampizarany ny afaliany sy ny alaelony, ra efa manambady izy dé ny vadiny no ianteherany, ra mbola tsia dé iza ary? tsy vôtery oe enao satri mety lé oul tsy mampiakatra moral fa vao maika le mandatsa na manenjika ireny ohatra sanatrian'zany, na tsy izany aza nefa dé io oul io koa no mety efa nifampizaràny an'zany nandritran'ny 6 ans. Azonao ny tiko tenenina.
40. xxx ( 15/01/2009 19:28)
Mampiomehy be daholo ny valinteninareo,ao moa efa misy miteny fa miandry porsantazy za,andanjalanjako ny valinteny ny tsirairay,kanefa itako toa nisesisesy ilay valinteny negativa (iomezako kely)Tsy izahako mihitsy no tsy milamina ,refa zatra manao lalan-dririnina ny sasany hany ka fahavaratra avy no mbola manao hitsin-dalana.
Koditra>> zahako tsy mino an'izany hoe;olona tsy fantatro ,tsy haiko afatsy ny anarany sy ny num-ny ve no izarako ny fiainako??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086