Aiza ny tafika eto MADAGASIKARA?
1. lemenakely
(
14/01/2009 20:35)
Raha ny fijeriko azy dia ny fitondràna miaramila dia mety ho vahaolana koa @ izao satria ho olana tsy misy farany ity resaka politika ity eto @ tanàna ity
Tsy ilana mandany andro @ izay fitondràna teteza-mita e , katsaka e voanemba e
L 'armée est le seul garant de l'unité nationale hoy ny jeneraly ANDRIANAFIDISOA izay,ary marina tokoa izany teniny izany
Marina fa na ny tafika aza dia mizarazara ankehitriny kanefa mbà ialàna ilay hoe tahak'izay.... dia inoako fa ilaina izany ankehitriny
En plus ny resaka miaramila dia isan ny antités mandany volampanjakàna ka mbà tokony hampiseho ny tena heriny izany tafika izany

répondu par xxx le 20/01/2009 11:54
2. ainaheri
(
15/01/2009 05:32)
lemenakely>> ny tafika aza asaina miandry ny fananan'ny Magro kou,raha ny tena izy tokony mampikarama agent d securité izy fa tsy ny tafi-bahoaka no asainy miandry ny fananany,tsy an'ny fanjakana akory magro!!!
3. nororavel
(
15/01/2009 19:50)
Ka izany no hiantsoana antsika hitraotra sao tara loatra efa lafon'i lery daholo sy lasany daholo Mscar vao ho tonga saina isika, jereo ireo faramandimby ireo fa tsy ra8 akory no ho tompointsika Malagasy, sy ny koreana sy deawoo efa lasan'ny vahiny daholo ve vao ho aiza isika. Fotoanan'izao Tohano ANDRY fa ny Firenena no tandrovantsika @ jadona sy ny varo boba atao dra8
4. lupe
(
16/01/2009 06:56)
Ahy ny famaliana hoy Jehovah Izaho no hamaly!
dia aleo Izy no hamaly ny tsy rariny atao @ vahoaka!
Saingy tsy vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny olona @ fanaovan-dratsy, HOAVY IZY, ARY HAMALY,
tsy ho foana ny fanantenako, satria mbola hisy ny farany,

5. gabidemony
(
16/01/2009 12:57)
Io ny mahavoa antsika malagasy miandry ny màna avy any andanitra,
sady koa mifampiandry.jehovah, jehovah, jehovah, tsy hanatanteraka ny zavatra irinao izany izy ratsy ianao no manao azy ary izy no manampy fotsiny.
Raha ny miaramila no ho resahina dia efa fantatsika fa le8 sy ny kiatrano an-trano no eo @ fitondrana , hatrany @ tafika izany.
Nofy izany hoe ny tafika no hanova ny fitondrana.Inona no rarahin'zalah an'izany,mba fantatsika fa tsy manana asa firy anie ry zalah reo eh nefa mandray karama be,zara ra mankany @ tobiny ry zalah isan-kerinandro na miditra birao.Aiah! ko ro hahita!
Tsy vakin'zala loha zany

6. lemenakely
(
17/01/2009 22:19)
lupe:
Ahy ny famaliana hoy Jehovah Izaho no hamaly!
dia aleo Izy no hamaly ny tsy rariny atao @ vahoaka!
Saingy tsy vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny olona @ fanaovan-dratsy, HOAVY IZY, ARY HAMALY,
tsy ho foana ny fanantenako, satria mbola hisy ny farany,
Ekena ilay lazainao fa indraindray ilay izy ela loatra , ka ny tsy fahandrasana an izay no mahatonga ilay soulèvement populaire !
8. xxx
(
20/01/2009 11:54)
de ra ampitondraina ary ny tafika de aona ny fananampirenena efa lasandra8 aby ka tsy ho faly izy miala moramora teo fa ny tena mety ra izay de aleo aongana izy de recupere ny zay volampanjakana naodiny tao miaraka amin'ny volambahoaka rehetra sy ny tanin'olona nalainy de avela hijaikojaiko izy hiala amzay