Ohatran'ireny mijery sary mihetsika ireny :efa itako le film
1. niryna
(
13/01/2009 14:59)
Manao ahoana daholo e .Asa hianareo raha mba nandalo zavatra toy izao:Nandeha hiasa aho izany dia niandry ny jiro mena hiova,teo anoloako nisy camion iray lehibe ,avy any amin'ny ilako havanana nisy camion iray lehibe naka bahana tsara mba hivily ,toa mila ho voadona izany ilay camion iray ary tena variana aho nijery ilay izy fa tsy nisy voakitika kely akory ilay camion iray .
Ny ampitson'iny indray dia tafajanona teo amin'io toerana hiviliako hiasa io indray aho ary niandry ilay jiro mena hiiova dia io indray ilay camion iray lehibe eo anoloako eo ary ilay camion iray omaly itako ihany io koa fa mihodina indray ...tena nahatonga saina ahy ilay izy satria matetika dia misy zavatra mitrangantranga toy izany foana e, toa lazaina hoe coincidence ilay izy kanefa toa zavatra efa hita dia miverina indray ...maro no nitranga toa an'io tamin'ny fiaianko .
Asa hianareo raha mba nisy nahatsampa zavatra efa hita kanefa dia mitranga toa izany koa ? dia mba tantarao hoe fa mba mangetaheta te hihaino koa aho :D
(l) niryna

novalian'i niryna ny 17/01/2009 04:53
2. miandrianao
(
14/01/2009 00:44)
salut,
misy karazany angamba,fa ny anao afa mihintsy!
fa ny efa nisy t@ko mitov tov ian,nofy tena nofy fa afaka elabe efa tsy tadidy tson de itako ary miverina eo imasoko ilay nofy sy n fihetsik itako,
ka otran' te iteny ah! hoe:"soa dia mba nofy ko le itanao voaloany"saingy ny anao fotona fohy!sady efa miasa ny sainao @ l jiro mena ! :lol:

3. xxx
(
14/01/2009 08:46)
Tsy misy izay tokony mahagaga @ zany mihintsy raha ny fahitako azy. Zavatra normal be mihintsy izany. Samy miala @ tranony @ 7.30 maraina ny olona maro ary mety ho samy tonga eo @ jiro mena @ 7.45 raha tsy misy ny fahatarana! ary samy manao izay fanaony an-davan'andro!
4. Noue
(
14/01/2009 08:59)
tsy hitako koa izay mahagaga an'zany eee! fiainana isan'andro io!izaho aza isakin'ny mandeha miasa dia mahita foana meme heure,meme endroit na fiara ,na olona,ny alatsinainy meme heure,meme endroit ny camion maka ny poubelle jaune,ny talata oatra,ny camion maka ny fako,ny mpiasa ao @ orin'asa iray dia meme heure,meme endroit isan'andro eo foana eee!indraindray aza lasa mifampiresaka daholo ny olona tsy mifankafantatra fa mifankahita eo @ toerana iray isan'andro ka inona no maha coincidence an'zany ee ????
5. benasy
(
14/01/2009 15:31)
Tsia, tsy ny coincidence eritreretinareo ange no tian'i niryna holazaina, fa ilay fiverimberenan-javatra eo amin'ny fahitany é!
Mpahazo ny olom-belona rehetra ireny; tsy ahoana akory dia tsaroany fa efa niainako izao trangan-javatra izao... hisy hiteny izao rehefa avy eo... hisy olona tonga ao am-baravarana... zavatra efa niainana tamin'ny fotoana tsy fantatra.... Dia mbola iainana koa amin'ny fotoana tsy ampoizina ankehitriny amin'iny sehon-javatra iny, tsy misy tomika!!
Misy olona sasany aza sahy milaza fa efa nisy ,hono, izy talohan'ny amin'izao iainany izao ??? Hafahafa ange ity fiainana ity é !Sa ahoana ?

6. niryna
(
14/01/2009 17:47)
benasy:
Tsia, tsy ny coincidence eritreretinareo ange no tian'i niryna holazaina, fa ilay fiverimberenan-javatra eo amin'ny fahitany é!
he, misaotra e izay mihitsy no tiako ho tenenina
ie izay mihitsy ,misaotra benasy
Mpahazo ny olom-belona rehetra ireny; tsy ahoana akory dia tsaroany fa efa niainako izao trangan-javatra izao... hisy hiteny izao rehefa avy eo... hisy olona tonga ao am-baravarana... zavatra efa niainana tamin'ny fotoana tsy fantatra.... Dia mbola iainana koa amin'ny fotoana tsy ampoizina ankehitriny amin'iny sehon-javatra iny, tsy misy tomika!!
Misy olona sasany aza sahy milaza fa efa nisy ,hono, izy talohan'ny amin'izao iainany izao ??? Hafahafa ange ity fiainana ity é !Sa ahoana ?
7. kotobekibo
(
15/01/2009 17:14)
hafahafa marina ilay fihainana an ;
ny réel d tsy voamariko loatra ny tahaka ny an'i niryna , afa-tsy ny hoe olona mpifanena amiko eny an-dalana .
Nataoko repère ireny ol ireny hoe tara aho @ fotoanako ( mandeha mianatra ...) na tsia
Fa kosa efa mpanjo ahy ilay nofy miverimberina , ny toerana ao anatin'ilay nofy ohatra haiko tsianjery , nefa tsy fantako en réalité hoe aiza na aiza .

8. ikaretsaka
(
16/01/2009 01:52)
Ny olona rehetra toa mampiasa repere ka lasa karazana fambara... @ fiainany foana ko...
Indraindray le izy mivadika Superstition.
ny ahy idray ny mahalasa saina ahy de le olona mifanena tamiko de mahafantatra ahy de nilaza fa niaraka tamiko tany @ terana tsy mbola nalehako...eny an dalana eny de k'aiza ra ika hono ... isika nifanakaiky plasy tany @ bus nankany wiscounsin hono... nefa olona. Tena tsy hitako sy tsy fantatro le olona...
De 4 bolana taty aoriana hitako izy de nantoniko de tsy fantany indray hono aho...
Tsy eto ihany io. Fa erak izay tany mba nalehako

9. niryna
(
17/01/2009 04:49)
kotobekibo:
hafahafa marina ilay fihainana an ;
ny réel d tsy voamariko loatra ny tahaka ny an'i niryna , afa-tsy ny hoe olona mpifanena amiko eny an-dalana .
Nataoko repère ireny ol ireny hoe tara aho @ fotoanako ( mandeha mianatra ...) na tsia
Fa kosa efa mpanjo ahy ilay nofy miverimberina , ny toerana ao anatin'ilay nofy ohatra haiko tsianjery , nefa tsy fantako en réalité hoe aiza na aiza .
hmm! fa raha nofy miverimberina foana ka tadidinao ny niandohany hatramin'ny fiafarany dia midika zavatra ka ,mety tsy misy mahay manaza ny heviny fotsiny no mety ho olana kely
:D
10. niryna
(
17/01/2009 04:53)
ikaretsaka:hi.hi
Ny olona rehetra toa mampiasa repere ka lasa karazana fambara... @ fiainany foana ko...
Indraindray le izy mivadika Superstition.
hoy ilay mpiara-miasa amiko izay omaly hoe bad luck,bad luck ... na hoe hisy loza anjoho ahy no tiany ho tenenina dia hoy aho hoe fa naninona ,dia hoy izy hoe nitondra fiara aho dia nianjery ny soda-ko ka feno ny fiara . ha.ha
toy ireny any amintsika hoe raha mamaky fitaraka dia mety hisy zava-doza hitranga
hafa kely indray izay an'ika izany
ny ahy idray ny mahalasa saina ahy de le olona mifanena tamiko de mahafantatra ahy de nilaza fa niaraka tamiko tany @ terana tsy mbola nalehako...eny an dalana eny de k'aiza ra ika hono ... isika nifanakaiky plasy tany @ bus nankany wiscounsin hono... nefa olona. Tena tsy hitako sy tsy fantatro le olona...
De 4 bolana taty aoriana hitako izy de nantoniko de tsy fantany indray hono aho...
Tsy eto ihany io. Fa erak izay tany mba nalehako
Ary ilay manofy kanefa dia io aho fa tonga miampita ilay tetezana tao anatin'ny nofiko dia ity miresaka aminao ity aho izaho ....mbola iseho any aoriana dia efa niseho tamin'ny nofy ary rehefa andalovana ilay toerana dia miteny hoe e efa itako tao anatin'ny nofiko io ,mino an'izany ve ika
:roll: :D