izay tvg ve
1. xxx
(
13/01/2009 23:25)
Mampalahelo eh ,tsy misy intsony ny mpanao politika sy mpanohatra credible eo imasombahoaka dia lasa ry tvg no mpanohatra dofisy.Milaza ny tenany victime foana nedala,tsy mbola natao toan'i ry tgv no hitondra ny tanana tananarivo no tena marina,saingy efa leo ny mpanao politika ny vahoaka nefa indrisy .Ny tanatra no hitsara ,ary izay mahavita azy aoka hitsangana
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 11:48
2. apache
(
14/01/2009 05:37)
Mety ho tsaratsara kokoa ity dinika noforoninao ity raha nitranga ny pseudo-nao. Metimety kokoa mantsy ny mifankahita tava raha hiresaka ! sa ahoana !
3. penguin
(
14/01/2009 06:18)
Ny fifanatrehana aloha tsisy fa solon'anarana ihany ireto saingy ilay xxx kosa hakanosana.
5. penguin
(
14/01/2009 06:49)
Marina ny anao fa xxx mamaly xxx tsy hita intsony izay tena hijoroan'ilay namana. Rehefa miseho ny ps dia samy mahalala ny fironany.
6. akamatiana
(
14/01/2009 06:50)
izy kous mbady milay e , fa le izy manaiky guider-nireo aoriany no mampa tsy milay azy ndray . De mipotra eo ra xxx fa tsisy ataorana ny mampiseho ps a
7. penguin
(
14/01/2009 06:57)
Fa ny ps ngah anarana any @ kopy nahaterahana no ahatahorana ? Ry molotra, salopard, naughtyboy, badboy, fanjaibe, kidorompamba vé misy ahatahorana ahoana fa dia ny mba ahitana ny fitohin'ny resaka ventesiny. Ary tena hita eto ny fivadibadiky ny lelany ka tsapa eo fa olona tsy azo ihanteherana izy.
8. xxx
(
14/01/2009 07:11)
Tsy xxx nanokatra hevitra aho. Fa kosa manan-kevitra maro amin'ity hoe pb xxx ity.
1/ fa maninona moa ny tsy lazaina=xxx no anaovan'ny mpiandraikitra azy.?????
2/ Raha hevitra marina no hiadivana eto fa tsy alako bika sy alako tarehy....inona ny olàna amin'ny fanaovana xxx???
3/ Ary matoa izahay tafiditra eto amin'ny serasera, dia mpinamana eto koa izany izahay. Tsy maintsy nanoratra sy nameno ny mombamomba any izahay vao tafiditra teto. Mombamomba anay, izay afaka jeren'izay té hijery rehetra. Tsara ho marihana fa na ny manao xxx na ny mampiseho ps-ny dia mandainga daholo isika mianakavy mikasika ny mombamomba antsika. Inona izany ny mahasamihafanao mampiseho ps sy izà manao xxx.
4/ raha mitohy moa ilay olana xxx, maninona raha foanana ny fisian'ny xxx e! hony ry mpiandraikitra an???. Tsy asiana izany tsy lazaina izany intsony.
Fa iza kosa aloha dia anao xxx foana raha ohatra ka tsy ho terena satria tsy hitako izay maharatsy azy.
Aleo hitohy ny resaka politika fa ity resaka xxx ity mandany mosoara.

9. xxx
(
14/01/2009 09:12)
Izaho no nandefa an'io msg io ,xxx io ,raha tokony hiaona manino moa izany,aty france aho nomipetraka
i tgv raha tena milay miandry ny elction 2012 izay telo taona sisa , ho hitantsika eo ihany no hiafarany ,izay nilaza azy mpanao politika mahay tao dago hitantsika ihany no niafarany aty aorina,fa @ voalohany ihany no malaza

10. akamatiana
(
14/01/2009 09:35)
ka izy ané mbola tsy feno taona e, mbola tsy afaka milatsaka am 2012
11. Annie2006
(
14/01/2009 10:02)
mihetsika i arivo @ asabotsy. Tsy misy matahotra an'i mpanao jadona Ravalomanana intsony eo. Ary ny fandidina io vay ankandrin'ny madagasikara io ihany no hany vaha olana hanavotana ny tanindrazana.
Hitohy ny hetsik'ireo diaspora @ asabotsy eo anoloan'ny ambasady.
Izay kanosa afaka miandry ny asa vitan'ireo sahy mijoro hiaro ny tanindrazany.
Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.

12. naughtyboy
(
14/01/2009 10:11)
tsetsatsetsa tsy aritra kely
ny xxx de HAKANOSANA
ny penguin na zanety de HADONTOANA
ka iza no tsara2 koko =)) =))
ny xxx de HAKANOSANA
ny penguin na zanety de HADONTOANA
ka iza no tsara2 koko =)) =))
13. tsinjo
(
14/01/2009 10:17)
ka ny eto antoerana aza moa tsy mietsika nareo any ivelany ndray ty no maika kou ka tsy karazany miasa maina ve nareo any france any
14. ravatorano
(
14/01/2009 11:39)
aza d ilay xxx no jerena fa ilay votoan to kevitra entiny kosa aloha e !
amin'ny sabotsy izao zany eny ambohijatovbo izay mahasaky hiaraka amin 'i tgv
satria atao kianjan'ny demokrasia izany io ambohijatovo io
d ho hita eo ny tohiny e

15. soafara15
(
14/01/2009 12:27)
mahamaika ve izany kianjan'ny demokrasia izany?
Raha ny amiko, ny loto eto sy eroa no mahamaika, ny tsy fanarahandalana eran'io.
Hihetsika anao inona hono ianao ry annie2006?
Tsy leo ny milahatra ve ianareo malagasy? hilahatra dia ho inona no vokany?
Ataon'ny olona fitaovana politika fotsiny?
Dia vao maika mihapotika.
tsy aleo ve ny ao antokatranontsika no hatsaraina, atao izay mahatamana, toy izany ny paosindry zalà no hofenoina ê!
aza manaiky ampiadin'ny olona an-trano, tsy hisy vokany akory ny zavatra asainy ataonao. raha misy vokany moa maninona.
Manana hazondamosina ry reto â!
Mijereva lavitra fa aza manaiky hadalain'ny olona.
Politika izany tsy ilaina, resabe fotsiny,
Mitandrema ry tanora indrindra indrindra.
mahereza daholo.

16. soafara15
(
14/01/2009 12:37)
ary maninona an'i apache sy penguin sy tsinjo aza i XXX, efa izay foana ny pseudo an'io olona io hatramin'izay. lasa mivoana ilay ady hevitra. na ianareo ireo aza anie tsy fantatra ê! eny fa na izaho aza. izay no maha pseudo ny pseudo
17. bozyboleta
(
14/01/2009 12:47)
amin'ny sabotsy izao zany eny ambohijatovbo izay mahasaky hiaraka amin 'i tgv
satria atao kianjan'ny demokrasia izany io ambohijatovo io
d ho hita eo ny tohiny e
Dia sady tsy hiasa, no tsy hitady vola no tsy haninn fa ho lany andro eny indray de avy eo himenomenona fa hoe "mahantra e!" "sahirana e!"
Hitango lalitra hihaino blabla eo dia ho voky sy hitafy sy hahita trano hisitrihana? Sa hisy hampanantena inn indray eo?
Tsy leo mihitsy le gasy ary be no tsy mety fay!
Fa na izany na tsy izany koa aloha be dia be reo tena tsisy hatao mirenireny fotsiny ao @ ville ao an! Zaran'ireny aza mahita toerana ipetrapetrahana. Sady sûr koa eo fa tsy mainty hisy artista. Spectacle tsy andoavam-bola ndray ty !
18. Annie2006
(
14/01/2009 13:11)
60 million de dollars, TSY MBA nanaovana hopitaly, sekoly, nampiakarana ny karaman'ny mpiasam-panjakana, na nanaovana tetik'asa hoan'ny vahoaka sy ny firenena fa nividianana boeing VIP hijejojejoany eran'izao tontolo izao. Volam-bahoaka io nalainy io.
Mitomany lava eran'ny vazan-tany izy milaza fa mitady vola kanefa 60 millions de dollars no ariany @ hengitrengitra.
1.300.000 ha no tany azon'ny Daewoo (Nilaza io ministra io, iray volana lasa izay fa tsy mahafantatra io raharaha io ary nilaza mihitsy izy fa laingan'ireo any ivelany izy io; nilaza ny ministra ivohasina fa tsara io investissement daewoo io, namaoka porofo ny gazety @ tany izay efa noraisin'ny Daewoo any brickaville sy toamasina, io indray ny ministra milaza androany fa vao hojerena io raharaha daewoo io). Dia hino fotsiny ihany ve? Tsy mba tonga saina amin'izay raha mahita ireto fanazavana MIFANIPAKA ataon'ny mpitondra fanajakana ireto?
Potika ny fampianarana ambony satria tsy misy mpiahy.
Potika ny orin'asa maro satria minia vonoina mba ahafahan'ny TIKO sy MAGRO manatavy tena @ tsy fanaran-dalàna.
Terena tsy hiteny ny vahoaka. Noverezin-jo izy ireo. Nidina ny radio, television izay tsy manaraka ambokony ny tenin-dravalo. foronina ny fonja vaky mba hampirohoroana ny vahoaka.
TSY TONGA SAINA IHANY?????
Avelao izay kanosa matoritory ka hiandry ny asan'ireo izay sahy mijoro HIARO NY TANINDRAZANA.

19. soafara15
(
14/01/2009 13:37)
Ary tena militant sa militante be anie i Annie zany ê!
Dia tena sahy mijoro tokoa ve? hijoro haninona?
Asa fa tsy kabary ry anona a! tsy mbola leo ihany? sa anisan'ireo mpambotry vahoaka?
tsy mila politika intsony izahay aty, leo leo leo,
Ataon-janako inona kianjan'ny demokrasia?
Kianja hilalaovany no ilainy, sy ny hinanany hanina sy ny hatafitany fianarana, amin'izay tsy azo hadalain'ny mpambotry vahoaka ho hadalaina izy.
Iza no artista ho eny? annie ve?
betsaka ny mitady fialamboly fa leo ny politika izy ê!

20. ainaheri
(
14/01/2009 14:57)
soafara15:
Ataon-janako inona kianjan'ny demokrasia?
Kianja hilalaovany no ilainy, sy ny hinanany hanina sy ny hatafitany fianarana, amin'izay tsy azo hadalain'ny mpambotry vahoaka ho hadalaina izy.
Mivoana be ny resakao,eny ee samy maneo ny heviny eto ,ary tsy voatery oe an'ny anona na izaroa no henoina,nefa kosa tadidio tsara fa tsy ho avin'i Annie lazainao io no jerena fa ny ho avin'ny vahoaka malagasy 1 manontolo!!
Raisiko kely io teny voasoratrao io;aiza mou ilay kianja ilalaovan'ny zanakao,ny tanimbary aza nototofana ....raha mikoroso ny firenenao ka tojo ao anatin'ny ankaterena i gasikara,mbola afaka ny ahita asa ahazoanao mampitafy sy mampihinana ary mampitafy ny zanakao ve ianao??
Misy olona manao fanahy iniana eo @ fiainany ka ra avela @ zao manararao-paty,hany ka tsy maintsy dondominao izy mba ahafantarany ny tsy nety nataony,raha ho tonga saina!!!!! Hany ka zon'ny tsi11 ny maneho ny tsy zakany........Misy oha-pitenenana ity ka alaivo sary antsaina ny dikany"Ny omby hono maharé maty"