izay tvg ve

21. badboy ( 14/01/2009 20:37)
Raha tena olona tsy matahotra ny heviny dia aseho ny xxx!!

Matetika ireo mpanao xxx dia ireo mpivadibadidela ka menatra ny hiseho hoe iza izy!! Olona tsy mahasaky mijoro @ tena heviny izireo no tena marina na koa matahotra ny ho kihaninan'ny mety ho namany mahalala azy tsy mitovy hevitra aminy!!

Fehiny : tsy dia hakanosana loatra noho izany ilay izy fa tsy fijoroana @ tena hevitra!!

Ho indramiko ilay hiran'i Eric manana hoe "aza omena tsiny...fa vahiny"!!! 8) 8) 8)
22. xxx ( 15/01/2009 06:33)
Maro ny zavatra eto an-tany no tsy hoe: fotsy ranoray na mainty ranoray, indrindra moa fa eo amin'ny sehatra politika. Io xxx io irery ihany eto no tena lehilahy , sahy mijoro amin'ny heviny.

fanazavana: Io olona anakiray io ihany no mba mahay mitsikera ny hafa sy mitsikera ny tenany eto, rehefa tsy mety ny ataony fa tsy ohatry ny sasany miziriziry amin'ny heviny be fahatany fotsiny. Sady mamoka hevitra betsaka izy amin'izany. Hita eto amin'ny dinika rehetra eto amin'ny serasera na hatsikana na sakafo na fitiavana na hira na politika....sy ny sns maro. Io olona irery io izany dia tena azo lazaina fa mampiroborobo ity serasera ity.

Raha ohatra ka misy tsy maharaka tompoko eto hoe toa mivadibadika koa ny resaka xxx dia tsy xxx ange izany no tsy mijoro amin'ny heviny e(araky ny fanazavana etsy ambony) fa ianao no tsy maharaka (enao zany no dondrona). Tsy azo lazaina hoe hakanosana koa ilay izy satria xxx no ps ohatry ny anao ihany.

Ka dia aoka hoa hijanona any ity resaka xxx ity fa tsy dia tena zavatra misy dikany firy izy io.
23. notron ( 15/01/2009 09:42)
Salut daholo an!
@ Asabotsy mifankahita e!
Dia ho hita eo tokoa izay marina!
Ndao daholo ary ô!!!
24. andrywui ( 15/01/2009 10:09)
soafara15 !! manakiana mafy an'i Annie ianao!! izao anefa ,tsy mijery ny ho avin'ny taranakao mihitsy zany ianao amin'io resaka tany voalaza io fa ny fialamboly sy anio ihany ny anao ka tsy miraharaha zay taranaka hitrongy avo zato heny aminizao hiainana izao ? tsy tsara ve ny mba mitady ny tsaratsara kokoa FA ISIKA GASY MANTSY ZATRA LE OE SITRANY AHAY E!! HIAFIAFIANA EO E! TONGA DE ZAO NY VALINY """NON""""manana zo fototra aloha ny olombelona amin'ny resak sakafo hihinana ze mahafapo sy ampy isan'andro// manana zo tsy hanaiky ny fanaporetana azy ahantra // manana zo higrevy na hitaraina amin'ny mpitondra foana zay zavatra mandeha rehtra
25. andrywui ( 15/01/2009 10:11)
soafara15 !! manakiana mafy an'i Annie ianao!! izao anefa ,tsy mijery ny ho avin'ny taranakao mihitsy zany ianao amin'io resaka tany voalaza io fa ny fialamboly sy anio ihany ny anao ka tsy miraharaha zay taranaka hitrongy avo zato heny aminizao hiainana izao ? tsy tsara ve ny mba mitady ny tsaratsara kokoa FA ISIKA GASY MANTSY ZATRA LE OE SITRANY AHAY E!! HIAFIAFIANA EO E! TONGA DE ZAO NY VALINY """NON""""manana zo fototra aloha ny olombelona amin'ny resak sakafo hihinana ze mahafapo sy ampy isan'andro// manana zo tsy hanaiky ny fanaporetana azy ahantra // manana zo higrevy na hitaraina amin'ny mpitondra foana zay zavatra tsy mandeha rehtra // ary mana zo HANONGANA ny mpitondra rehefa tafahoatra ny kapoaka
26. apache ( 15/01/2009 12:04)
mitovy ve ny hoe : "manifestation" sy ny hoe "grève" azafady fa niala bonheur t@ fianarana ny tenanay ?! de inona ilay hataon' ny TGV @ Asabotsy inauguration sa manifestation sa grève, sa live ?! :wink: :wink:
27. tsiafoi1 ( 20/01/2009 09:26)
Mba antso atao ho an'ny vahokan'Antananarivo malaza ho fetsy sy maranitra no sady malama izy ity :

1991 : Rehefa nihoko ny handrodana ny fitondran'i Deba ny teto Iarivo, de nanangana ny atao hoe Hery Velona t@'izany fotoana... De raikitra ny tolona sns... 10 août ve de adino sahady e???... Teo aoriana hatrany reo dinosore politika zay eo andamosin'i TGV @'izao fotoana ireo... Firy no maty sy lasa sorona? ny tsy hita popoka tsy resahana???... Rehefa ho ratsy ny tantana Nitsofoka Satroka penjy (saribakoly) de raikitra ny sarin'ady sns... Tsy ela tsy ela tato aoriana... Raikitra koa ny sarisarina empêchement... De indro fa nitelina ny efa naloany indray Antananarivo Tsy fidiny ve sa ny hadondronana???

2001 : 10 taona aty aorina, leo indray de raikitra ny fihokoana..., ny dinosore politika zay maharaka tsara ny tantara koa tsy miataka lavitra fa indro eo ihany... Raikitra ny 13 mai 2001-2002... Nitsofoka indray Ra8 (saribakoly) de nalefa nidila ny fianakaviana sy ny akamakama rehetra... Fa ny conseillés rehetra kosa mipetraka eo ihany...

Atomotra indray ity ny élection 2012 : Tsapatsapa vodin'akoho, andrao mba sendra ny atody ihany.... Raikitra indray ary ny sarin'ady... Mitsofoka indray ity ny TGV (saribakoly barbie, sady tanora no tsaratarehy).., Na de fantatra aza fa mbola tsy ho afaka hilatsaka ho filoha, ... Atao soavaly fotsy itaingenana, sitrany mba variana any indray ny fijerin'Antananarivo... Reo Dinosore mpiandry ondry volavita, izay efa voatamby moa etsy andanininy, tsy miala, fa indro mampirevy eo ihany, 2012 koa efa mihatomotra ihany... Ny Objectif de tsotra e : Na tiana na tsy tiana "Tsy maintsy atelina ny efa naloa, na farafaharatsiny ny ekipany"... Koa de mazotoa homana daolo ho an'izay mbola vonon-kihinana, fa na izany aza ny am-po kosa mba tokony handinika ihany!!!

Mbola tsy teraka ny tena tia tanindrazana, fa zay rehetra mivoaka saribakoly avokoa. Tsy mbola afa-bela isika koa de aleo mindrana ny tenin'ny AKFM KDRSM hoe "Ho tonga anie ny Fahafahana"
28. andrywui ( 20/01/2009 11:48)
aza mba ny vahoak n'Tana ry tsymetyfoi no lazainao fa dondrona a!!
enao no mikotrika foana fa tsy mahavanona any ka miteniteni fona ze azon'ny vava eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1685