saodia tokony baniavana

1. tslem ( 13/01/2009 11:49)
Sao dia tokony baniavana kosa itony e sa ahoana ny fiteny azy fa dia nahazo hafatra vao² ndray zah vao nanokatra namana serasera androany, d mitovy tsy misy valaka am'lay christy,babychristy.......ny zavatra lazainy:

Mpandefa : babylove1
Daty : 12/01/2009 05:01:22 (ora malagasy)

Hello dearest one,
I am a young girl of middle age very sensitive and attractive in
appearance,Christiana by name,i saw your profile this today in (serasera.org)as
i was searching for a soul mate for a long time relationship,i will like to know
you more,and i want you to send an email to my private email address so i can
give you my picture for you to know whom i am. Here is my email
(christianc71@yahoo.com) (Remember the distance ,age and colour does not matter
but love and understanding matters allot in life) Please contact me direct to my
address christianc71@yahoo.com
Thanks ,Kissssssssss ,Christiana
christianc71@yahoo.com

Bonjour cher une
Je suis une jeune fille d'âge moyen, très sensible et très esthétiques,
Christiana par nom, j'ai vu votre profil aujourd'hui en (serasera.org) que
j'ai été chercher une âme sœur pour une relation de longue date, je
voudrais savoir vous avez de plus, et je veux que vous envoyez un courriel à
mon adresse e-mail afin que je puisse vous donner ma photo pour que vous savez
qui je suis. Voici mon email (christianc71@yahoo.com) (Souvenez-vous de la
distance, l'âge et la couleur n'a pas d'importance, mais l'amour et la
compréhension des questions d'attribuer dans la vie) S'il vous plaît
contactez-moi directement à mon adresse christianc71@yahoo.com
Merci, Kissssssssss, Christiana
christianc71@yahoo.com
novalian'i tslem ny 15/01/2009 08:14
2. fahamarinana ( 13/01/2009 12:21)
:arrow: tslem : tratry ny taona aloha njiko dia kiss be !:-*
Ka ilay olona io anie akia toa miova anarana foana e,efa nosakanako ny ahy dia misy hafa koa,meme profil.Asa izay azo ataon'ny mpandrindra fa miverimberina matetika ny fanontanian'ny mpisera. :? (l)
3. princesseN ( 13/01/2009 15:44)
bonne année!
tslem:ie za koa ar androany vo nahazo hafatra mtovy am'io,t@ volohany izy mody oe christy,d androany ndray oe baby1 ono nefa mtovy iany ny zvtr lazainy tokony mb jeren'ny mpandrindra manokana iny zavtr ray iny alou eh!
4. Noue ( 13/01/2009 16:11)
ary ianareo zany ve mbola mahazo an'io foana eee??? nyahy manko avy dia misy soratra oe nofafaina fa spams fa tsy izaho no namafa an'io aaa ! fa io no azoko ao
5. fahamarinana ( 13/01/2009 16:22)
:arrow: ary niangarana nama i noue kah.. :wink: (l)
6. diamondra27 ( 13/01/2009 16:36)
tslem : kefa teraka hono le christy nge de misy ny babychristy :-D :-D :-D :-D
7. hery ( 13/01/2009 17:14)
Ka miovaova foana izy d tsy mety voasakana :-)

fa mbola ho hitako ny hevitra fa mbola tsy manana fotoana aho io mantsy.
8. ikaretsaka ( 13/01/2009 21:34)
Aza amelana fa masosotsa lahelya
9. ainaheri ( 14/01/2009 04:30)
Refa mandefa hftr otr'zany izy d vakio tslem fotsiny ,sakano tslem refaveo :-P
10. tslem ( 15/01/2009 08:14)

Refa mandefa hftr otr'zany izy d vakio tslem fotsiny ,sakano tslem refaveo :-P


d novakiako tslem marina ané e! d io nalefako eto io avy teo



fahama >>> tratry ny taona koa aky ndriko , d samy ho tahian'Atra d enga anie ho tanteraka avokoa ny faniriana sy ny nofinofintsika rehetra @ ty taona ity raha sitrapoNy :-* :-* :-*

diam's >>> d hananjafikely koa angamba izy atsy ho atsy d asa ndray izay ho ataony anarany am zay :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6146