Voatery HANDIDY NY vay mikiky azy ny vahoaka malagasy
1. Annie2006
(
13/01/2009 15:44)
Ratsy izany hoe mikorotana izany satria maro ny zavatra tsy maintsy afoy.
Kanefa manararaotra izany ny mpitondra fanjakana ankehitriny mba hamoretana hatrany ny vahoaka malagasy.
Tsy rariny tompoko raha toa ka ny "tany" izay mba fananan'ny mpamboly, mpiompy, izay 70% n'ny vahoaka malagasy no atao varoboba amin'ny coréen. Fantatrao tsara fa ny hanome sakafo ny coréen ny tanjony fa tsy hoan'ny malagasy akory.
Tsy rariny tompoko raha ny hendrikendrika hanao fitsangatsanganana @ avion mitentina 60 millions de dollars no maha-maika ny mpitondra kanefa ny malagasy tsy misakafao ara-dalana, ny hopitaly tsy ampy, ny sekoly tsy zarizary, ny fiainana miha-lafo.
Tsy rariny raha esorina amin'ny vahoaka malagasy ny fahafahana izay nisasarany; ny fahafahan'ny maneho ny heviny, ka hanerena azy hanaiky am-bokony izay rehetra lazaina aminy, tairina amina gadra raha tsy manaraka.
Tsy rariny! Tsy rariny!
Tsy misy vaha olana hafa azo aroso raha tsy iray ihany: Tsy maintsy DIDINA io VAY AN-KANDRIN'NY MADAGASIKARA IO, ingahy ravalomanana izany.
Mila fahasahiana izany. Mila fitiavan-tanindrazana izany.
Mijoroa!mahasahia! fa masina ity tany ity.

novalian'i andrywui ny 19/01/2009 16:18
2. badboy
(
13/01/2009 17:50)
Io sahady ilay nolazaiko fa mitranga!! TSY HISY GREVY AO MADAGASIKARA FA FANAKATONANA NY MBS NO VALIKAFATRA METY HATAON'I ANDRY TGV!!
Izay ilay mandroso ny sarety alohan'ny omby!! Dia rehefa ny nadrandraina ho "leader du mouvement" no tsy mahavita, satria matahotra ny hogadraina koa ny tenany, dia inona no ho vitan'ireo milahatra eo anoloan'ny ambassade???
Ny teny filamatra tsy mampite hikikiaka "cette terre est sainte" (masina ity tany ity), ny any antoerana mifararemotra ka ny "ultimatum" nantenaina ho "bombe atomique" toa lasa "pétard mouillé"!!!
Tsy haiko na efa nilaozan'ny toetrandro ireo mpitarika ilay fitokanana na tsy nahay naka anatra ny nitranga t@ 1991+2002 ka tsy mahatsapa fa tsy 1991 na 2002 intsony izao fa efa 2009 ary tsy hety intsony ilmay fika hoe "ALAO TEO IO FA MPIHINANA FA IZAHAY MAHITA OLONA TSY MPIHINANA"!! Izany hoe efa maro ny zavatra nivoatra tahaky ny toetsaina (na dia misy maro ihany aza no tokony hovaina) KA MILA MIVOATRA KOA IANAREO @ FANAKEKEZANA NY ZAVAMISY ANY ANTOERANA!!! Izaho nandalo tany dia nahita fiovana goavana be @ toetsaitsika malagasy, saingy fiovana tsy @ tsara no maro!!
Manaova tahaka andRavalomanana : MAKA EXPERT EN COMMUNICATION fa raha izao no mbola ho tohizana dia very maina ary hanalabarabatana sy hampahery andRavalomanana @ tanjony hampigadra izay mitady hihetsika!!
MBA MANDINIHA F'AZA VARIANA MIPETRAKA @ HOE MATIHANINA DI AHANDE HO AZY IO!! MBA MIVOATRA MIARAKA @ TOETRANDRO!!!! :evil: :evil: :evil:

3. Annie2006
(
13/01/2009 18:07)
May ny fonjan'ny toamasina! vaky ny fonjan'ny mahajanga.
Inona no kotrehin'ny fitondrana?
Ny fonja vaky tany Tsiafahy no antony nanakanana ny fivavahana tao Ambohijatovo.
ny fonja may ao toamasina sy vaky ao mahajanga dia hanakanana inona? Maninona no tonga androany? Maninona no vaky sy may ireo fonja ireo kanefa vao herinandro monja no nahavaky ny tsiafahy KA TOKONY NANAMAFISINA ny fonja rehetra eran'i madagasikara?
Maninona no TSY MISY TOMPONAN'ANDRAIKITRA VOASAZY (na nahantona, na noroahina, na notsaraina)?
Inona no tiana atao: Couvre feu? Etat d'urgence? Izany hoe famoretana miaramila?
Iza marina no te hanakorontana?
MILA DIDINA ITY VAY AN-KANDRIN'NY MADAGASIKARA ITY, ka ingahy RAVALOMANANA IZANY.
Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.

4. penguin
(
14/01/2009 06:26)
Ny vai amin'ny fehin'i Annie2206 no potserina voalohany fa mampisabaka azy loatra. Ny saina tia hamerina ireo efa lasana dia ny eo an-toerana no lazaina mankarary azy. Raha mbola sarin'ny mpanao politika tanainy no hitan'ny olona dia tsy ho lasa lavitra ianareo.
5. Annie2006
(
14/01/2009 10:04)
Hijoro ny zank'iarivo sy ny vahoaka monina ao Iarivo @ asabotsy etsy ambohijatovo. Tsy misy matahotra an-dravalomanana intsony izao ARY MILA DIDINA IO VAY AN-KANDRIN'NY MADAGASIKARA IO.
Ny diaspora dia hanohy ny hetsika @ asabotsy eo anoloan'ny ambasady.
Izay kanosa afaka miandry ny asa vitan'ireo izay sahy sy mijoro hiaro ny tanindrazany.
Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.
Ny diaspora dia hanohy ny hetsika @ asabotsy eo anoloan'ny ambasady.
Izay kanosa afaka miandry ny asa vitan'ireo izay sahy sy mijoro hiaro ny tanindrazany.
Mijoroa! mahasahia! fa masina ity tany ity.
6. naughtyboy
(
14/01/2009 10:08)
voalaza teo
"MBA MANDINIHA F'AZA VARIANA MIPETRAKA @ HOE MATIHANINA DI AHANDE HO AZY IO!! MBA MIVOATRA MIARAKA @ TOETRANDRO!!!! "
inona ary no fandinihana sy hevitra azony badboy aroso teto hatr@ zay sy maharaka ,miandry izahay avoahy fa aza be kafara otrany zanety
efa nilaozany ny toetr'andro,ny tsikera mila tsirinkevitrakevitra foana ahafahana manohana izany tadidio ra te hifandahatra aman'olona..arosoy ze masaka ...

7. penguin
(
14/01/2009 11:10)
Vonoy ny baolina fa tena ahazo SEZA izahay atsy ho atsy izany. Vao mainka tsirony ho anay zany kaléééé.
8. naughtyboy
(
14/01/2009 11:24)
tsisy kil ry zanety fa i badboy izao no andrasana @ hevitra mafonjany a..
9. ravatorano
(
14/01/2009 12:04)
fa hono tokoa ho aho e : efa tena lasan ireo koreanina v ilay tany sa efa tena misy taratasy milaza mazava fa efa tena azond ry zareo ilay tany be io
Raha araky ny filazanIngahy Marius Ratolojanahary izay minisitry ny fananan-tany mantsy dia tsy mbola namarotra na nandafo tany tamin 'ireo DWL koreanina ireo ny fanjakana malagasy.
Hatramin'ny nisian'ny fitondram-panjakana nifanesy teto Madagasikara efa nahare ve ianao hoe nisy tompon'andraikitra voasazy fa tsy nanao tsara ny asany ? za aloha tsy mbola nahamarika izany ary efa maro no fantatra fa tena nampidikizo an'ity madagasikara ity satria tsy vao izao isika no mahantra fa efa hatrizay ary tsy mety tafarina mihitsy noho'ny tsy fahaizan 'ny mpitondra antsika mitantana na dia efa misy sekoly natokana ho an'izanyaza eny Antsimondrano eny !
Tsy hay tsony e !

11. badboy
(
14/01/2009 20:28)
naughtyboy:
tsisy kil ry zanety fa i badboy izao no andrasana @ hevitra mafonjany a..
Efa nolazaiko teo hoe inona no tokony hataonareo alohan'ny rehetra!! Averiko eto indray izany :
badboy:
MBA MANDINIHA F'AZA VARIANA MIPETRAKA @ HOE MATIHANINA DI AHANDE HO AZY IO!! MBA MIVOATRA MIARAKA @ TOETRANDRO!!!!
Manaova tahaka andRavalomanana : MAKA EXPERT EN COMMUNICATION fa raha izao no mbola ho tohizana dia very maina ary hanalabarabatana sy hampahery andRavalomanana @ tanjony hampigadra izay mitady hihetsika!!
8) 8) 8)
12. naughtyboy
(
16/01/2009 03:51)
fa i badboy v tsy mahazo resaka sa manao fanahy iniana e :D
MBA MANDINIHA F'AZA VARIANA MIPETRAKA @ HOE MATIHANINA DI AHANDE HO AZY IO!! MBA MIVOATRA MIARAKA @ TOETRANDRO!!!!
Manaova tahaka andRavalomanana : MAKA EXPERT EN COMMUNICATION fa raha izao no mbola ho tohizana dia very maina ary hanalabarabatana sy hampahery andRavalomanana @ tanjony hampigadra izay mitady hihetsika!!
io ndray le hevitr'akoho no tsy ma-omby ,NY HEVITRY badboy MILAZA HO MAFONJA IZANY NO ANDRASANA sy ASEHOY fa tsy ny tokony ho ataonay no idirana, O.K MIANDRY IZAHAY :lol: hita @ zao fa 1 sekoly i badboy sy zanety
porofoy raha diso aho...

13. penguin
(
16/01/2009 10:51)
Inona ary ty ry naughtyboy zanety ééé?
tsisy kil ry zanety fa i badboy izao no andrasana @ hevitra mafonjany tsy miala firy akory dia hoe io ndray le hevitr'akoho no tsy ma-omby. Enga anie ka ahita ny hifikirany ny vahoaka Malagasy fa tsy hiantsapy amin'ny hazo boboka.

14. naughtyboy
(
16/01/2009 19:09)
mitedava adva any @ anjanamasina ry penguin fa maivana be kategoriany hevitrao a =)) nef de misaotra nadray anjara =)) :-$
16. badboy
(
17/01/2009 09:58)
Mahagaga fa angatahana ilay hevitr'olona dia avy eo lazaina fa maivana ary koa hoe tsikomba @ zatsy na izatsy sy hevitr'akoho!! Tsy haiko hoe izaho ve no tena manana hevitr'akoho sa naughtyboy no manao hevitr'apondra @ ity mampisesika ny "soulèvement populaire sans étude des contextes SOCIOLOGIQUES?????"
Ny teny filamatra mampitsoaka satria tsisy dikany fa miady rima vôtany na "rimaille"+ ny hevitra hoentina hampirongatra ny fitiavantanindrazana maivana satria mijanona eo @ ilay 60 millions sy ny fanamelohana tsisy porofo mazava tahaka ny fanaovana tsinontsinona ny lalampanorenana, didijadona .....
K'aza taitra raha tsy ho lasa lavitra ilay tolona izay mety mifototra @ hevidehibe mitombona fa ny famelabelarana azy no tsy any satria manao lohanganagana daholo!!
coin, coin coin 8) 8) 8)

17. naughtyboy
(
17/01/2009 11:18)
mifanentana tsara ny fatrany badboy sy zanety fa izay vao mazava
-asa na mahay mamaky teny sy mandinika ingahy fa nolazaiko mazava tsara atsy ambadika ireo tsy rariny sy fampahoriana arampiarahamonina toekarena ny firenena
- voamarina izany @ fanitsakitsahana ny lalampanorenana sy ny lalana aratoekarena (evasion fiscale tiko,magro,mbs sns...)ARY NY FITANTANANA NY ORINASA MANOKANA RAHA MITAZONA andraikitra @ fitondrana
-voamarina izany raha ny lalana aratoekarena ao anaty lalampanorenana raha ny soa iombonany vahoaka malagasy no varotana ambogadiny aminy vahiny RIO TINTO(EXXON,TOTAL,QMM...sns)
-izao indray ny taniny gasikara 1 manontolo no kasaina ampanofaina @ koreana
mbola contexte inona indray no andrasana @ hevitr'akohony badboy izay noheveriko fa mbo afaka mandinika kay de mitovy kilasy @ zanety ihany
nahazo adva vao2 ity zanety na koa akama :arrow: badboy

18. badboy
(
17/01/2009 18:25)
naughtyboy >> :-D :-D :-D Moramora ranamana sao dia hiaran'ny "apoplexie" ka tsy ahita ny hiavian'ilay iriana!!! :-D :-D
Manarak'izay, tsy haiko hoe izaho ve no tsy mahay mampifandray ny zavamisy sa ianao ranamana no tsy dia tia hijery lavitra loatra fa jamban'ny mamiratra eo akaiky, fa dia tena tsinjoko ho sahirana ary tsy dia ho lasa lavitra loatra ilay hetsika tarihinao @ izao hevitra arosonao izao!!
Tsara ny manana fahavononana tahaka izao saingy ny fandresena papyrrus no atahorako na "victoire à la papyrrus"!!
Mahereza ary manàna fiainana fito tahaky ny saka mba ahafahanao mivoatra aratsaina fa raha izao fomba fanao izao, na dia fianana 9 tahaky ny bibilava aza toa tsy ho ampy!!!
:-D :-D :-D

19. naughtyboy
(
17/01/2009 19:19)
tena tsy mahay mandray sy mampifandray ny zv misy i badboy izay no marina ra tsy izay moa dia mba avoahay kely oa le hevitrao lazaina fa misy fonjany io ho jereny rehetra kely eto ny hatsikana sy kafara de samy talentanareo sy zanety ka tsy iadiko varotrao iny :-@ =)) =)) =)) =))
20. naughtyboy
(
17/01/2009 19:22)
vita matavy i badboy tratrany fesse to face ,tsisy apoaka intsony ny manenjika nge any aorina fa mbola tsisy tao aloha sao adino =)) :-$