Voatery HANDIDY NY vay mikiky azy ny vahoaka malagasy
21. badboy
(
17/01/2009 19:29)
Moramora ranamana fa lasa miakatra ny atidohakelinao ny pôlitika raha izao famalinao izao!! Ao fa tsy hasiaka intsony ny tenako @ hevitainginao fa ekeko, tahaka ny haneken'ny mpijery rehetra fa herimpo verimaina ilay filaharana eny @ ambassade!!!
Aza aroso alohan'ny omby ny sarety!! 8) 8) 8)

22. naughtyboy
(
17/01/2009 19:46)
io teninao io no averiko ho dinihanao tsara de vita izay ny resatsika fa mbola sahirana aho hiresaka @ manantsaina afaka mandinika rehetra hafa ato aho
Aza aroso alohan'ny omby ny sarety!!
-----> arosoy aloha ny porofo sy tsangakevitra matotra vao mitsikera ary fantaro ny zv resahina :-P

23. badboy
(
17/01/2009 19:54)
Ka tsy ho izaho mihintsy koa no ho voarebirebinao @ hevitainganao ranamana!! Raha natsangana ny pyramide tao égypte dia nisy ny mputatitra vato, ny mpively karavasy ary koa ny olona nametraka ny rafitra ary farany ilay nanome ny didy sy hitoetra ao anatin'ilay naorona avy eo!!
Ka aza adino fa nisy ny didy vao misy ny rafitra sy ny fanantanterahana!! Raha mbola tsy manaiky io hevitra io ianao ranamana dia tsy ho lasa lavitra!! Tenina namana mba mitsinjo ny ho avinao izany!! Ianao manko toa ilay mpakafy ilay sarimihetsika "le cavalier sans tête" reny raha izao hevitrao izao!! 8) 8) 8)

24. naughtyboy
(
17/01/2009 20:10)
ka porofoy ny maha hevitra taingina azy dia avoahy ny hevitra tsy tainginao izay no nandrasana ela be teto fa varina manenjika aloka fotsiny
voalaza teo indray
Ka aza adino fa nisy ny didy vao misy ny rafitra sy ny fanantanterahana!! Raha mbola tsy manaiky io hevitra io ianao ranamana dia tsy ho lasa lavitra!! Tenina namana mba mitsinjo ny ho avinao izany!! Ianao manko toa ilay mpakafy ilay sarimihetsika "le cavalier sans tête" reny raha izao hevitrao izao!!
tsy ny didy (na didy jadona intsony) no ilainy olona fa hevitra sy mpitarika manana fotodrafitrasa mazava ary fananterahana matotra izany atr@ farany
io zany le tiany ambara etsy aloha @ tenany ihany oe
Aza aroso alohan'ny omby ny sarety!!
:-D =))

25. badboy
(
17/01/2009 20:34)
Izay ve vao tsapanao @ apahany ny dikan'ilay aza aroso alohan'ny omby ny sarety??? Mbola ho ela!! Aza maika ny haka fitondrana fa mbola ho ela!! Manjary mitsambikimikipy tahaka ny voronkely tsy hary elatra ka na tapaka na dangy!! Izaho tsy tia ahita anao ho tapaka na dangy ka dia anariko mba hoiandry elatra aloha vao mianatra manidina!! 8) 8) 8)
26. naughtyboy
(
17/01/2009 20:40)
VAKIO ETO IN-1 MANDEHA FA AZA may2
tsy ny didy (na didy jadona intsony) no ilainy olona fa hevitra sy mpitarika manana fotodrafitrasa mazava ary fananterahana matotra izany atr@ farany
io zany le tiany ambara etsy aloha @ tenany ihany oe
Aza aroso alohan'ny omby ny sarety!!
:arrow: ny HEVITRA miaro ny zony olompirenena sy ny satany firenena no alohany didy Atoa badboy io takiany olona fa tsy ny hevitrao oe
Ka aza adino fa nisy ny didy vao misy ny rafitra sy ny fanantanterahana!!
tsisy hafa ny ataony le8 @ zao fotoana

27. badboy
(
17/01/2009 20:54)
Nametraka didy Sarkozy, nametraka didy Barak, izay vao mipetraka ny rafitra, ary @ farany tanterahany!! Ny fanatanterahana no tsy mitovy dia satria IZY MPITONDRA no nametraka ny fomba fanantanterahana ilay didy!!!
Ka matoa tsy mandeha ny fiainantsika malagasy dia satria ny MPITONDRA NO TSY MANAIKY MAMETRAKA ILAY DIDY HANOVANA NY RAFITRA!!!
Mampalahelo raha mbola tsy takatrao @ ireo ihany ny tena dikan'ilay hoe aza aroso alohan'ny omby ny sarety!!! Tsy azonao eo ny dikan'ilay teny dia tsy ho azonao mandrakizay ka dia mahaleova mahalasana, fa ny fitomboan'ny diky andohanao toa tsy ho tana!!!! 8) 8) 8)

28. naughtyboy
(
18/01/2009 04:12)
DISO DE DISO aza dedaka @ zv tsy hay oa fa manjary lasa otrany lalimanga...
@ fanjakana misy etat de droit de tsy oe apetrapetraky ny mpitondra fotsiny akory ireny didy amandalana ireny satria mpitondra fa ny RAFITRA no mandrindra izany fifidianana izany avy @ reo solombavambahoaka sy ireo olomboafidy any @ ireo andrimpanjakana isan'ambaratongany
tena izay vao mazava ny ivo sy fatrany badboy =)) =)) =)) tsy fidiny azy le izy
29. naughtyboy
(
18/01/2009 05:33)
ary tsy badboy no hamorona sy hametraka ny atao oe lalany demokrasia izay tsy hainy akory,omena lesona foana tsy ampy bagazy e...
- (representative democracy) Ireo Rep2 nifandimby tamina repoblika demokratika farany dia nampihatra sombiny ny fizarampahefana @ alalany ireo olomboafidy sy solombavambahoaka tsy mifanentana io ao @ zv misy ao amintsika satria tsy voafehy ny fahalalahana ananan'izy ireo @ fiarovana ny tombotsoambahoaka
-Ny parlementary regime de ilay mampifandanja ny hery sy fahefana @ alalany
ireo mpisolo tena azy ahafahana manohitra ny DIDY jadona sy fitondran'olontokana afaka manaramaso sy mifehy ireo volavolandalana nolaniana t@ parlemanta nofidiambahoaka
-fitondrampanjakambahoaka malalaka(Liberal democracy)manana fahefana mahefa sy sombiny manapaka eo @ fanapahakevitra arampitondrana izay fehezindalana tanteraka miaro ny zo sy satany olompireneny ts1.1,io no fiovana tsara andrandrainy vahoaka azony tsindry hazo lena @ izao fotoana,tsy ahafahany lehibe manao kely tsy mba mamindro fa ampirindra ny fifandraisany vahoaka sy ny mpitondra. Io no fototry ny FAHOMBIAZANY ideolojia politikany tandrefana t@ ity taonjato 21 ity ary mahasamihafa ny politika fampivoarana sy famotehana
Ny zv rehetra dia azavaina toy izao nolazaiko izao ry badboy raha misy tsy ekena dia omena tsangakevitra mazava anoherana azy fa tsy bontolo sy sezara ary zv TSY HAY NO TANISAINA izay no atao oe famakafakana arapolitika =))

30. badboy
(
18/01/2009 09:35)
Aza mirediredy moa @ ity démocratie représentative sarahana @ régime parlementaire fa mahamenatra hoe itambahoaka ny rediredy!! Na ny manana BACC fotsiny aza dia afaka mahita hoe fampisarahana an'i tanako havanana @ vatako manontolo ilay fampisaraha ny démo représentative sy ny régime parlementaire!! Aleo aloha ianao mba ampianarin'ilay mpianatra mahay!!
Démocratie représentative : fanomezana mandat ireo mpisolovava càd ny député sy ny sénateur;
Régime parlementaire : ireo nofidiambahoaka dia manana hery mitovy @ governemanta.
Vokany : ny représentativité no mitondra any @ régime parlementaire!! Io ny tsy takatrao nefa rakatry ny manana BACC tahaka ny tenako!! Mampalahelo fa izay no mahatonga ilay démocratie bannanière!!
Mila olona tena matanjaka ary lalintsaina ny malagasy afaka ny hampandroso azy fa raha olona tahaka an'i nauhgtyboy izay mitovy refy @ zanety, dia tsy ho lasa lavitra ny firenena fa dia ho bannanière eo foana!!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

31. naughtyboy
(
18/01/2009 12:12)
voalaza teo
Démocratie représentative : fanomezana mandat ireo mpisolovava càd ny député sy ny sénateur; DISO dia DISO
Régime parlementaire : ireo nofidiambahoaka dia manana hery mitovy @ governemanta. DISO dia DISO
Aza mirediredy moa @ ity démocratie représentative sarahana @ régime parlementaire fa mahamenatra hoe itambahoaka ny rediredy!!
Vokany : ny représentativité no mitondra any @ régime parlementaire!! Io ny tsy takatrao nefa rakatry ny manana BACC tahaka ny tenako!! Mampalahelo fa izay no mahatonga ilay démocratie bannanière!!
tena mampalahelo i badboy nahoana?,izao no izy
Ary aza tezidresaka refa lazaina ny marina =)) izay vao azoko, isika rehetra dia vavolombelona mitsara izay lazainy fa tsy mamorona akory aho na dia tsy tsapany tenany aza izany,tsy le resaka bacc ventiventesinao io no olana fa le sampana IQ anananao no tena ambany loatra ka tsy azo arenina :-o
-Raha olona tena nianatra politika marina ianao (nefa marihiko eto fa tsy ao @ fatranao izany indrisy...)dia mahalala fa any @ tany nanjanaka sy voazanaka mandroso indrindra( U.K britanika,U.S.A bekintana )dia
NOSARAHINY IZY IREO TANTERAKA NY FAHEFANA ny parlemanta sy ny solombavambahoaka ary ny antenimierandoholona sy antenimierambahoaka ary misy izany antsoina oe \"parliamentary sovereignty\" na ny fahazankantena ara-pahefana ny parlemanta!@ alalany andrimpanjakana mifehy ny lalana \"judicial independence\" io no nampatanjaka ny demokrasia netiny fitondrany efa taonjato maro2 ka hatr@ izao isika miteny izao:-$ =)) ary io le antsoiny oe direct na liberal democracy
Ny mifanohitra @ io izay antoina oe \"oligarchy\"no nampihariny firenena maro ao Afrika sy Azia ary anisany M.Kara izay ampiasainy kominisma lehibe toa an\'i Rosia sy Sina nefa tsy mifanaraka @ ilainy ireo firenena madinika(@ endrika sosialista demokraty tao amintsika)
Dia mazava izao ny momba an\'io sy ny tsy fahalalany badboy n\'inona2 @ politika ary ny hevitra bontolo fanaony eto
Farany aoka hazava fa olompirenena tsy mitady ho fidiana na seza i notty fa tsy azony bado na mahay ambakaina @ tsy marina,misaotra tompoko ^:^ ^:^

32. badboy
(
18/01/2009 12:48)
:-D :-D :-D Tsy ho lava resak any tenako fa ny fampisehoanao ny séparation des pouvoirs (judiciaire, exécutif, législatif) dia tsy manambara ny fisian'ny démokrasia velively!! Mkara sy ny tany afrikanina dia fitaratra ahitana ny tsy voatery hiraisan'ny fifandrasaina misy eo @ fisarahan'ny andrimpanjakana sy ny démocratie!! Ary izay vao hitako fa mijery ny dikanteny @ inernet ianao fa tsy dia mahafehy loatra ilay ambara!! Aleo mba ho asehonay nandinika lalindalina kokoa ny atao hoe démocratie fa aza lotoina tahak'izao fa izay ihany no mahatonga ny gasikely tahaka antysika very satria efa tsy ampy fahalalana no mbola fahanana hevidiso ihany ka aiza no tsy hivarilavo!!
Ary rehefa dinihina akaiky ilay fomba fanehoankevitra dia toa misy ifandraisana ratsy izany ianao sy zanety ka na ianareo iraitampo na mpihavana na 1 ihany!!
PS : ekeko hoe oligarchie ny ao Dago saingy tsy ampy ilay filazana hoe oligarchie fotsiny!! Ity no tena izy : PLOUTOCRATIE!! Ka ndana indray aloha tadiavo any @ net ny dikany dia kihano eto indray hoe izay ve ny voasoratra any sa tsia!!! :-D :-D :-D :-D 8) 8)

33. naughtyboy
(
18/01/2009 15:41)
tsisy ampiko na analako reo voalazako eo ambony fa tsara refa mazava aminao,
misy sampana ambony @ anjerimanotolo aty ampitandranomasina A.toa badboy ary ireny no namolavola ny olona liana tia hianatra sy handalina ny tontolony politika ka mba jereo ihany,siansa politika no anarany ,tsy aoa anaty aterineto akory izany fa anisany namolavola ny hevitra voiziko sy ny fandalinana ary fomba fampitana ny hafatra resahiko eto momba ny fianampirenena fa tsy @ tsy fahalalana sy bontolo eo no tsy itovizantsika
Anjarany ts1.1 no maka sy mandray izay tandrifiny azy fa hevitra atsipy any ampony mahalala fotsiny no andraisako fitenenana eto @ izay mahasoa ny tanindrazana iombonana ary raisiko ho adidy:D

34. penguin
(
19/01/2009 15:36)
Samy mahy nareo mitsamy f'aza misy mapiresaka eo ééé. Ho avin'i Gasikara saingy samy mbola mandalina any an-dafy nefa milaza mamoaka hevitra vaovao.
35. andrywui
(
19/01/2009 16:18)
misy question ho anla lety ry penguin ary ambadika ary oe innn oun no tianla krevety ve oun sa foza sa fozaorana sa langouste sa crabe oun fa mitovy ian oun reo fa samy any amin lohany ny tainy!!! tsy za no milaza anreo fa ry zalah ary ambadika ary an!! so de za ndray mantsy no mahazo gil eo