Liste des messages

Liste des messages, inserés par sylvain, par ordre de date
sylvain ( 01/03/2012 20:41)
Mba mividiana @ zay vita gasy!
Na d simple aza d tohano é! http://www.alqarra.tv/2012/03/01/afrique-australe/madagascar-relance-son-industrie-automobile/... suite
répondu par LazaDaddy le 20/04/2012 03:38
sylvain ( 27/03/2011 15:18)
Foot gasy!
d ahoana ihany ary ty foot tsika gasy ty fa d tsy mamokatra mihitsy, tsy mba lasa lavitra mihitsy na d eo @ sehatra afrikana ihany ary! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=kIA9UvcnMMQ[/youtube]... suite
sylvain ( 18/02/2011 15:16)
Tokana an-tany!
Tsy mahatsapa ve isika gasy fa tena kanto sady mahafinaritra ny ala-tsika! [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=bhLyXk5QgvU&feature=related[/youtube]... suite
sylvain ( 04/09/2010 14:26)
Lasa Raoul ao @ tarika MAHALEO
Raoul ny tarika Mahaleo : nandao ny tany ! Banga iray ny andrarezin'ny tarika Mahaleo : "Raha tsy ho eto intsony aho, fa lasa vetivety, lasa mba hitety, iny habakabaka iny" anisan'ny hira nampalaza... suite
répondu par saho le 05/09/2010 19:54
sylvain ( 15/07/2010 18:37)
izy telo mianadahy!
fandaharany tao @ M6, tombontsoa lehibe ho azy reo lé fianarana fa ny zavatra tena nahasosotra d ny zavatra nataony i NIRINA, tsy hita ny nalehany léry teo @ tapatapaky ny fianarana nataony tany LYO... suite
répondu par soanja le 23/07/2010 15:17
sylvain ( 13/07/2010 23:08)
ho ahy, ho anao, ho an-tsika!!
sendra hitako ka zaraiko [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=XHTGXKuhJaE&feature=related[/youtube]... suite
sylvain ( 08/07/2010 13:44)
hambivitra ny ainy!
Lany ny paiso an-kady: Kikina ny fanjakana Mbola hisy sahy hilaza ve fa miakatra ny harin-karena faobe eto amintsika? Mbola hisy olona mpitondra sahy hanome ny fidiran’ny vola vahiny, na ny ambim-... suite
répondu par Noue le 09/07/2010 10:30
sylvain ( 06/07/2010 16:20)
ny fiainany malagasy t@ zany fotoana
mbola tsy teraka t@ zany fa dia mahaliana ihany ty video ty http://www.ina.fr/art-et-culture/arts-du-spectacle/video/CPF88015607/une-reine-un-general-un-president.fr.html... suite
répondu par Ratoa le 19/03/2011 19:48
sylvain ( 06/07/2010 16:06)
zany ka jeneraly
tokony hisy jeneraly ôtran'ity ao @ tafika sahy mijoro handray handraikitra http://www.ina.fr/economie-et-societe/vie-sociale/video/CAF93033141/madagascar-les-raisons-de-la-colere.fr.html... suite
répondu par xxwx le 08/07/2010 11:48
sylvain ( 03/07/2010 13:41)
kely aina rainitetaka
miseho ho mafy nefa tsy sahy niseho, nitonatonana ka tsy sahy niditra Toliara : nafana ny fitsenan'ny vahoaka ny FAT ! Tsy sahy niatrika ny mponin'ny Toliara ny filohan'ny FAT omaly, raha saika hit... suite
répondu par pikatti le 05/07/2010 15:30
sylvain ( 12/06/2010 22:30)
artista sangany!
metisy gasy izy ary tsy manadino ny maha-gasy azy! [dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]... suite
répondu par ikaretsaka le 22/07/2010 16:05
sylvain ( 15/05/2010 18:26)
mitohy ihany ny habibina atao ny FAT
raha hisambotra olona ve d ny fananan'olona no potehina sy hangalarina http://collectif-gtt.org/content/15052010-notafihinny-fis-sy-ny-miaramilan-alain-ramaroson-ny-radio-fr-quence-plus-vid-o... suite
répondu par wxxx le 18/05/2010 08:47
sylvain ( 06/05/2010 12:12)
enquéte ny 7 février!!
alefaso wa ny enquéte hijerena ny tena marina ty misy fanadihadina tsotra http://www.youtube.com/watch?v=UbSN6Rvj1bs&feature=player_embedded#! ho hita ihany ny nafenina ... suite
répondu par diloo le 08/05/2010 16:24
sylvain ( 29/04/2010 23:47)
tena hidoboka @ zay
aleo hanao ny lohakeliny eo ihany radomelina isany fa efa miandry fotsiny ny kanota b hamaky ny lohany 29/04/2010 : L’UE désapprouve la feuille de route de la France En marge de Pretoria, une r... suite
répondu par milamm le 02/05/2010 19:29
sylvain ( 21/04/2010 21:47)
finoanoam-poana!
tokony ho avela @ zay angamba ity finoanoam-poana iray ty fa ny zaza no mampalahelo http://www.dailymotion.com/video/xd13ux_madagascar-les-jumeaux-maudits_news... suite
répondu par niryna le 28/05/2010 03:15
sylvain ( 02/02/2010 12:20)
Ampela manao!
antoko politika faha 213 eto Mcar loza aloha ny gasy raha hamorona antoko-politika é! tompon-daka eran-tany angamba: 6h58 Un nouveau parti politique vient d'annoncer sa creation hier au Colbert. La... suite
répondu par diloo le 03/02/2010 20:03
sylvain ( 15/01/2010 13:39)
manomboka mipatitaka!
hametra-pialana ry charles sy lilison fa misy ny tsy fifankazahoana eo @ zareo samy miaramila mpiandry an-dradomelina 8h52 Les lieutenants-colonels Andrianasoavina Charles et Lylison René vont peut ... suite
répondu par fijo le 16/01/2010 22:21
sylvain ( 04/01/2010 20:13)
interwiev any monja roindefo
nahatsapa i monja fa misy ny tsy mety ataony foza @ zao ary mahatsapa koa izy fa mizara ny miaramila ka mbola ho sarotra ny fivoahana @ crise http://www.dailymotion.com/video/xbqo4c_decryptage-monja-... suite
répondu par fijo le 05/01/2010 21:18
sylvain ( 29/12/2009 11:59)
Fiangaviana ho any gasy rehetra eto Frantsa
vaovao efa mande any fa anisany ho hasaina @ 14 juillet 2010 ny CAPSAT sy radomelina handray anjara @ défilé raha mbola ho eo @ fitondrana ka raha ho tanteraka izany d manasa antsiaka rehetra ho ton... suite
répondu par fijo le 04/01/2010 21:41
sylvain ( 13/11/2009 14:31)
Erick manana tao @ olympia
sationany t@ fampisehoana nataony tao @ olympia, nampiaiky ihany ny fahaizan'ity sipa allemande ty t@ fitendrena ny lokanga sy ny sodina fa d taitra hatr@ Rakoto Frah http://www.youtube.com/watch?v=0... suite
répondu par cutie le 13/11/2009 21:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0262