Fiangaviana ho any gasy rehetra eto Frantsa
1. sylvain
(
29/12/2009 11:59)
vaovao efa mande any fa anisany ho hasaina @ 14 juillet 2010 ny CAPSAT sy radomelina handray anjara @ défilé raha mbola ho eo @ fitondrana ka raha ho tanteraka izany d manasa antsiaka rehetra ho tonga maro mba hisiotsioka sy hitondra soram-baventy b:
Information confirmée par le ministre de la Défense, Noël Rakotonandrasana. Sur invitation de Jacques Toubon, « Secrétaire général du cinquantenaire des indépendances africaines », des contigentements des armées des anciennes colonies, dont Madagascar, participeront au défilé français du 14 Juillet 2010. Selon le Président Français, Nicolas Sarkozy, « la France sait ce qu’elle doit à l’Afrique et qu’elle lui exprimera sa gratitude ». Reste à confirmer si le Président de la HAT, Andry Rajoelina, sera également dans les tribunes officiels.

répondu par fijo le 04/01/2010 21:41
2. pikatti
(
29/12/2009 12:27)
14 juillet =14 zanatany FrancàFric no hasaina hanao jobily miaraka @ "renimalala"
Madagasikara voaasa ao koa ka izay indriandra fa ny miaramila sy radomelina raha mbola ho eo dia henatra ho antsika izany
Tahamaina sy dakavoudy ,sioka sy horakoraina mafy tsy ho hitranga izany zavatra mamoafady izany
Mitomany mafy ty ny renimalala mantsy ary manambitamby andry zalahy TOGO,CÔTE D'IVOIRE,MALI....tsy hadino ihany ny fikabe ny hanjanaka ny harena ao ambadika :oops:

3. lohataona
(
29/12/2009 13:13)
sylvain:
vaovao efa mande any fa anisany ho hasaina @ 14 juillet 2010 ny CAPSAT sy radomelina handray anjara @ défilé raha mbola ho eo @ fitondrana ka raha ho tanteraka izany d manasa antsiaka rehetra ho tonga maro mba hisiotsioka sy hitondra soram-baventy b:
Information confirmée par le ministre de la Défense, Noël Rakotonandrasana. Sur invitation de Jacques Toubon, « Secrétaire général du cinquantenaire des indépendances africaines », des contigentements des armées des anciennes colonies, dont Madagascar, participeront au défilé français du 14 Juillet 2010. Selon le Président Français, Nicolas Sarkozy, « la France sait ce qu’elle doit à l’Afrique et qu’elle lui exprimera sa gratitude ». Reste à confirmer si le Président de la HAT, Andry Rajoelina, sera également dans les tribunes officiels.
On s'enfiche et complètement! Izay tiany hasaina no hasainy dia ampy, ka haninn daholo? Harary fo sa hananin-kazo???
Ianareo no te harary fo @ izany! Lasa diska goaka daholo dia miady hoatrin'ny angely eto nefa clavier no eo an-tanana!!! Be ny azo hatao eto @ fiainana ôoo! Rehefa te ho eny @ champs élise izy dia aleo handé! ho hitany eo ihany ny hadalany ! Hamono tena shavieo hiii!
4. ouioui
(
29/12/2009 13:27)
Izay hasainy dia ampinanany ny tsy fihinana dia ouioui M'sié :-D :-D :-D :-D
5. kidoropamba
(
29/12/2009 13:37)
Miaramila gasy asaina ho tonga any Frantsa ve tsy handeha? hin hin hin hin hin
Tsy ilay izy hilahatra ery @ champs Elysée no tokona hiasana loha fa IZA NO HI-KLANDY ANY rehefa vita ny matso SATRIA TSY TE HODY INTSONY no tokony mahamaika. hin hin hin hin!!!!
Hitombo isa indray ny clandestin any frantsa amin'io klé.

6. pikatti
(
29/12/2009 14:11)
Hitombo isa indray ny clandestin any frantsa amin'io klé.
Hitombo isa ndray ny hanatevin-daharana an'i wiwi =)) =)) =)) =))
7. sylvain
(
29/12/2009 14:13)
ho eny aloha na d hisiotsioka ihany aza raha mbola haharitra @ juillet koa aloha ry domelina fa toa efa hita fa ho rava ny fitondram-poza atsy ho atsy!
8. ouioui
(
29/12/2009 14:19)
Efa varo boba ny sous location ao Cachan zao , krizy oblige hin hin hin, afaka manao demande mialoha ry capsat raha te hiklandy , ataovy haingana ny famandrihana fa limité ihany ny toerana
10. 08051972
(
29/12/2009 21:48)
Maiarahaba antsika tratry ny krismasy daôlo alohae! Misôtra nampita io vaovao io nefa erintrereto ihany fa sao de mba diso lalana isika fa manenjika ny FranceAfrique? Asa rà tadidinareo ny kabarin'i Barakobama tany Afrique hoe: aza de miafina ao ambadikin'ny hoe: Mitady hanjanak'ireto fotsy hoditra ireto....?" fa aok'isika rehetra aloha ho sahy hanery, hanagadra, eny hatr@ hamono mihintsy aza ny mpitondrantsika rehetra izay nangoron-karena sy nampahantrantsika hatr@ 70taona mahery izao!Tsaraontsika vaôk'aloha ny mpitondrantsika vao mitsara ny mpitondra firenenkafa isika. Tsarovy fa raha mbola ataon'ireo mpitondra n'iza izy n'iza izy ho tohatra fiakarana isika de ho very maina fotsiny ny tolona nataontsika, ny rà nalatsa-tsika, ny asa nariantsika! Aza avela ho afamina aloha ny mpitondra nampijaly antsika MBA HO ANATRIN'NY SISA! Fa rà mbola avela hialokaloka any an-dafy any ireo tsisy famaizana ho n'ny hafa ary mbola ho mora hoan'ny Fraceafrique ny hanjaka aty @ firenentsika
Misôtra betsaka :roll: :lol: :lol: :lol:

11. esserra
(
30/12/2009 00:30)
Il existe un pays où depuis son palais, le chef d’état recrute librement des mercenaires et pilote des guerres civiles sur un autre continent.
Il existe un pays qui attise les conflits ethniques et déverse des armes sur des régions à feu et à sang, pour rester maître du seul vrai pouvoir : l’argent.
Il existe un pays qui, pour défendre ses intéréts ,autorise ses services spéciaux à s’allier , en terre étrangère, avec les réseaux mafieux et les milices d’extréme droite.
Il existe un pays où un candidat à l’élection présidentielle , deux fois ministre de l’intérieur, peut s’appuyer en toute impunité, sur les circuits des casinos et des ventes d’armes.
Il existe un pays, qui loin de ses frontières truque des élections et couvre l’assassinat de ses propres coopérants.
Ce pays c’est la France
Le continent humilié c’est l’Afrique, leur liaison incestueuse, c’est la Françafrique.

12. jarifa
(
30/12/2009 04:20)
Aza miditra @ izany fa tsy mety e, ny fetim-pirenenan-tsika ary zara raha mahavita ny Malagasy ko ny an'ny olona tsy hay any no atao makotrokotroka.
sady ny farany taona 2009 mbola tsy afaka ko ny @ 2010 no eritreretina. ko raha tonga tampoka @ izany ny Dadandry zalahy dia ahoana ? ha ha ha
samy ho tratry ny rahampitso daholo eeeeeeee!

14. jarifa
(
30/12/2009 09:09)
za ary mba gaga ko ny gasy any ary zao ataony sarkozy minan'@@@@ daholo
tonga dia mifatratra ao dago daholo indray dia mitady lalana any Liban hahaha :/

15. terrywui
(
30/12/2009 11:38)
Nareo irery zany no hiorakoraka sy hitondra sorabaventy fa izahay hitondra lamba sy sampankazo ho atao amn'ny lalany ary samy hanao hoe : HOSANA HOSANA .....de zay iray samborin'ny CRS eo isika ....!! mitady loza ndray pandé ndray angah fa mbola tsy ampy ny nanjo ??
http://www.youtube.com/watch?v=eQ63nnKmmhw
ho bebe ndray zany ny TIM sy ny GTT hiditra violon amin'ny heritaona klééé!! mazoto Pikatti sy feticon a! hanaterako kaly lisany raha manaiky ry lerony ehin hin hin hin

16. pikatti
(
30/12/2009 11:51)
Raha CRS leisy je suis de la maison bainn a, aza matahotra elah tsisy gasy miantoka zany ato
17. 08051972
(
30/12/2009 14:33)
dadabe:
asakasakareo misoleka @ lafrantsa le
tsy resaka filelafana na fikikisana ry dadabe a; fa raiso ohatra fotsiny any @tsika hoe 26juin ny karana ery Mahamasina eo ampovoan'ny defilé no hisioka! mba aôna hozy tsika Gasy? Tsy rampitso iany ve de may daôlo Tsaralalàna? zah tena TIA TANINDRAZANA ary tena an'isan'le ol tena tsy azon'ny vazà anaratsina Gasy surtoutr Dago fa mipôka be ny lohany (aza mijery ny hakelin'ny fil fa ny herin'aratra entina ary tsy vitsy no mahalala ny herindohako aty @ 04); nefa kosa miangavy ny fahendren-tsika gasy aho hoe" aza manankorontana fetimpirenena izany fa ratsy izany! Miaraka isika handray an-dry zareo eny Roissy de samy manomana :Vato,atody,vôsary,pôma...hitorahantsika ny CAPSAT! Tsy izay ve no fahendrena?
:idea: :idea: :idea: :idea:
18. jarifa
(
31/12/2009 05:19)
Ka izay olona akoatrany Francais Tonga eny anie hono ka omena 1000 euro isan'olona e! dia mitazona drapeau